ROSSY

21. nyavo2000 ( 04/02/2009 07:08)
Tsy mozikan'i Andry TGV ange Rossy e! fony izy nampadihy...

F'efa mandrorona ankehitriny e!
22. tsiafoi1 ( 04/02/2009 11:27)
Tokony hanaterana table mixage, sy le derniers cris @'ny tectonik eo koa le Andry TGV, fa zay no mendrika azy, ... de @'izay raikitra ny DJ sy ny tapolaka glady be.....

Tokony hotrongisina mihitsy aloa le kianjan'ny demokrasia vao notokanana teo, fa tsisy piste handihizana
23. xxx ( 04/02/2009 12:48)
Fa maninona rehefa Rossy no hanentana no asiana resaka ??
Efa nandalo teo Sareraka sy ny maro hafa aiza ny resaka.
:?: :roll:
24. xxx ( 04/02/2009 12:59)
Na misy Rossy na tsisy Rossy zahay ho any e.
25. madamakely ( 04/02/2009 13:42)
zay koa mpanohana foana na ho any na tsy ho any e, ary ny maha Rossy an'i Rossy dia izao mpanakanto no fahafantaranay azy, milaza ny fijeriny izy ary mbola tsy nangina toa n-dry Dama rehefa lasa dépioté, nefa manampahaizana koa ange Rossy ra tsy fantatrao e, mahay lalàna be iny. fa notairin'i Ra-didy t@ point faible-ny izy racisme io, de taitra fa olona manana ny maha izy azy iny fa tsy andevon'androrosy toa ny filazan'ny sasany akory: samy homme de couleur koa ny gasy eo anatrehan'ny zao tontolo izao fa diso hevitra zay mihevitra ny ankoatra izany...refa gasy dia afrikana, zany oe gena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087