iza no efa ...?
61. ikaretsaka
(
09/02/2009 16:46)
le baranjely efa lozitra ireny de asiana vy fanaovana crochet ao anatiny mba hampa henjana tsara azy ka
sady tsy mbola prouve scientifiquement koa ange hoe ny ranona baranjely raha mitapoka @ sperme de mahafaty trsirin'aina e :-P
sady tsy mbola prouve scientifiquement koa ange hoe ny ranona baranjely raha mitapoka @ sperme de mahafaty trsirin'aina e :-P
62. Papoose
(
09/02/2009 21:39)
za tsy niteny mihitsy hoe mahafaty fa mampihena an'le kalitao rehefa mitapoka ninin
63. kotobekibo
(
10/02/2009 20:03)
ahoana ny hevitrareo @ ny vehivavy sahy mangataka zaza @ lehilahy iray ?
Normal izany amiko ,
Ny resaka zana-drafy indray tsy koi satria toy ny zaza rehetra ihany iny , hevero hoe toy ny neuveux na nieces-n'élah ihany e!
zanaky ny tiana v d maninn ?
De toutes les façons efa lots ( reny + zanaka ) io , ka tsy mety hoe ny reniny fotsiny na ny zanany fotsiny no raisina .

64. mamanzain
(
10/02/2009 22:13)
manan-jo hanan-dray aman-dreny daholo kosa angamba ry ireto ny ankizy rehetra a! tsara daholo ny resakareo fa mba tsongaiko ilay hoe rehefa manambady olona efa niteraka dia entina toy ny neveu na nièce-nao ilay (na ireo) zanany. tena madio saina kosa aloha ianao ilay nanoratra io e. raha toy izany daholo no ataon\\\\\\\'ny ol rehetra mitaiza zana-bady dia ho foana tanteraka le mvoka am gazety oe nanolana ny zanaky ny sakaizany sns... ireny.amen aleloia \\\\\\\'zany amiko. fa amzao tena betsaka ny rad tsy ampy saina sy maivan-doha tsy mijery afatsy ny eo ambany orony fotsiny. amiko raha tsy miara-mitaiza ny ray sy reny tsy ho ampy na oviana na oviana ny fahasambaran\\\\\\\'ny zanaka satria izay no efa lojika nandaharan\\\\\\\'Andriamanitra ny fiainan-janak\\\\\\\'olombelona. ny tsy fidiny(maty) aza efa tsy hita izay atao aminy. amiko koa tsy tsara ny misaraka rehefa te hiditra am fanambadiana sy fiterahana fa tokony hitady hevitra hampilamina ny zanaka foana ny rad raha tena tsy maintsy misaraka satria efa sitrapony ny te hivady sy hiteraka.tokony samy mibaby ny vokatry ny natao fa tsy ny ankizy foana no lasa victime. le rad miady imason-janaka sy eny an-dalana koa aloha tena mba ts m\\\\\\\'lay mitsy e
65. Papoose
(
15/02/2009 03:37)
amiko raha tsy miara-mitaiza ny ray sy reny tsy ho ampy na oviana na oviana ny fahasambaran\\\'ny zanaka satria izay no efa lojika nandaharan\\\'Andriamanitra ny fiainan-janak\\\'olombelona
dia mba diniho ndray aza raha ny ray @ le ray sy reny mety misy hanolo-bato mafana ny zanany eee(zay cas misy na dia misy ohabolana milaza fa tsy misy hanolobato mafana ny zanany aza)! vao maika hampalahelo ny ho avin'ilay zaza.....
66. vale
(
15/02/2009 17:06)
Lejoba:
Izaho efa nisy nanipy teny fa i madamako no tsy mety. maninona hono izy raha mitady any ivelany fa tsy ny azy no kitikitihina? Tsy ampindramina sady tsy zaraina sao tazonin'ilay iray any hono aho avy eo. Sady ahoana koa no hieritreretana hoe ireo zanakay ireo manana démi-soeurs na frères.
Sady ilay méthode-ndrazana no tadiavin'ilay vhvv hatao fa tsy insémination artificielle. Mety ho sahiko ihany raha tsy zaza no notadiaviny :^) :^) :^)
ka enao EFA MANAMBADY dia izay no maha-sarotra ilay izy kou!!
:roll:
67. belakely
(
16/02/2009 02:32)
O! ry reto ah, ny isan'nny lehilahy mihitsy anie no vitsy miohatra amin'ny vehivavy e!
Mbola misy indray aza ny mompera sy ny frera.( misy koa ny masera sy mamera)
Nefa ny faniriana hanan-janaka anie ka voajanahary eh! asa vokatry ny fisian'ny tranon-jaza angamba, hatao inona fotsiny tokoa moa??????
Fehiny tsy afaka mitsara isika fa mety na tsia ny mères célibataires fa tena safidy io ary malalaka. Ny vy koa tsy mikitrana irery izany e! :-* :-*