iza no efa ...?

41. ikaretsaka ( 05/02/2009 15:58)
heidi> de ahoana le misy manome @ demarche iny ange matetika toa sonia fotsiny hoe ny atodinao (raha vavy ) sy ny sperme nao (raha lahy) no apetraka any @ bank ho an'izay mitady e de marina hoe manao donation @ fo madio ianao

.. saingy indray andro hono iny ity ianao tsy kopy raha tsy taty afara hoe ity olona nomena/na nahazo azy ange ka: ilay ex sy ilay rafy fahiny niady taminao tsy nety levon'ny vavoninao....

[size=10px]Ataovy fotsiny hoe ilay madamabe-ntsika iry ohatra (tsy manatody intsony) kanefa te hiteraka de naka atody tany @ bank dia ianao nefa nentin'ny fo madio dia mba nanome ny atodinao tany...
avy eo izy nikarakara t@ le ramose halanao maizina iny....
de bikina de teraka....
de ahoana :-D[/size] raha efa teraka izy no nahiany hoe hmmm zany kilonga izany de nidem tany @ le bank izy de traingo tany ny info anao.. natao ny ADN ka tena izy tokoa......

aoka leeeee
42. xxx ( 05/02/2009 16:24)
ikaretsaka:

Mpijery sinema be loatra koa angamba izy izany
43. ikaretsaka ( 05/02/2009 16:55)
tsy hita fa efa deformation pro le fananana sarisarin-tsaina bobaka io!
tsy mpijery sinema fa scenarista ka :-D
44. Mirananirina ( 05/02/2009 17:07)
ahoana ny hevitrareo @ ny vehivavy sahy mangataka zaza @ lehilahy iray ?

Mahagaga ahy indray izany fanontanianao izany.Hay mila angatahana izy io fa tsy tonga ho azy.
Izany hoe efa nisy lhl henoko ihany hoe te hiteraka aminao aho,nefa te hahazo ilay zavatra fotsiny :roll: :roll:
Mety ho marina ihany aloha e,vhv miteny hoe andao hiteraka isika 2.Maninona raha tsy miteny fa tonga dia atao izay mahabevohoka,sa mety tsy mety ilay bandy :( :( :(
45. heidi ( 05/02/2009 18:50)
40. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 05-02-2009 16:58:48
Lohateny : Re : iza no efa ...?
heidi> de ahoana le misy manome @ demarche iny ange matetika toa sonia fotsiny hoe ny atodinao (raha vavy ) sy ny sperme nao (raha lahy) no apetraka any @ bank ho an'izay mitady e de marina hoe manao donation @ fo madio ianao

.. saingy indray andro hono iny ity ianao tsy kopy raha tsy taty afara hoe ity olona nomena/na nahazo azy ange ka: ilay ex sy ilay rafy fahiny niady taminao tsy nety levon'ny vavoninao....

iny oà tsy asiko olana..... na an'iza na iza ilay atody dia ekeko foana raha nangetaheta aho ny haniry zaza, à condition tsy voan'ny sida ilay mpanome fa iny alou sur fa efa jerena ny mpanome raha oul salama tsara ....
NA EX na rafiko no nahazoko azy raisiko ampitiavana be fa tsy olana, vao maika aza tsara fa misy hahatsarovako azy ireo :wink: :-D

androky zany tsary hitaiza zana-drafy mahitsiny raha izany tsy hanambady vahivavy efa niteraka satria zana-drafy no iantsoana azy raha tezainao ao antrano ny zanabadinao tany am olonkafa tany aloha tany :°)
46. heidi ( 05/02/2009 18:52)
Mety ho marina ihany aloha e,vhv miteny hoe andao hiteraka isika 2.Maninona raha tsy miteny fa tonga dia atao izay mahabevohoka,sa mety tsy mety ilay bandy

possible ilay manao bevohoka fa d tsy miverina aminy tsotry zany sinon anaovany santazy eo ko! :^) fetsy kou zany ra kala an! :-D
47. ikaretsaka ( 05/02/2009 19:47)
Heidi..de ianao ve de handry saina raha sanatria tokoa ka misy izany ary arakao hoe zanak atodinao no naterak ilay madama iny...
Karaha akohovavy mikotrika atodin gana izany le...

De enao koa izany manaiky raha sanatria hoe tsy manatody nefa te hiteraka de naka atody tany de I'll se trouve fa atodin le rafivavinao taloha ity kotrehinao
48. heidi ( 05/02/2009 19:54)

tena franchement tsy olana amiko izany ika an!
sady izaho tsy mandrafy rafy vavy izany..... koike izy no mandrafy ahy....
TENA TSY asiko olana oà ka zà mila zaza , ka raha tsy maitsy nandalo tamin'io no mba ahazoako zaza tsy olana amiko izany...... raha tena ao amiko ny hetaheta te hananjaka tsy misy frontiera fa bienvenue dool zay tonga!

:-P
49. ikaretsaka ( 05/02/2009 20:00)
soaihany aho fa tsary mihinana akoho raha tsy izany..... efa laniko enao :wink:
50. heidi ( 05/02/2009 20:09)
:-D fa in ndray ary no idiran'ny akoho amzany fa atovy mahitsy mou lay resaka e! :-D henan'alika aza haninao kanou! :-D
51. ikaretsaka ( 05/02/2009 20:11)
ko ohatran'ny akoho izany tsy mivaky loha @ atodiny izany ko!
na ampikotrehana ny vorontsiloza aza tsy koi aminy! :-D
52. heidi ( 05/02/2009 20:28)
:-D :-D :-D :-D ka efa oé tsy olana oà na resaka am maha olombelona fotsiny aza ve????? :°)
SADY raha tena ohatra hoe tsy tinao ny mitaiza zana-drafy!
tsy fantatrao hoe zanadrafinao iny raha tsy taty aoriana be
tsy foinao ariana izany ilay zaza satria efa niraikpo aminao sady ianao niraikpo taminy, zanakao foana iny na aon na aoan sauf hoe misy fahavoazana ny sainao ka hanary azy noho izany resaka izany fotsiny..... :-P
53. ikaretsaka ( 05/02/2009 20:37)
tsary ann amiko zany ka
54. heidi ( 05/02/2009 20:46)
KA ANDROKY oà efa nolazaiko io fa tsary mahazàka anzany zanadrafy izany.... donko tsary hanambady viavy efa niteraka , de aleo tsy mi risk manambady viavy efa niteraka sao mampijaly zanadrafy 8) :wink: :-D
55. ikaretsaka ( 05/02/2009 21:28)
raha fantatro le rainy na akamako de tsy lasa fa raha tsary haiko azo hiafiana ihany
56. fasaly ( 05/02/2009 21:34)
dayyyy! le akizy ah! :°)
57. Papoose ( 05/02/2009 22:57)
:-D :-D :-D :-D :-D
58. TWING ( 06/02/2009 14:06)
ataovy Banque de sperme indray dia mampiasa baranjely dia tsy koi e
59. Mirananirina ( 08/02/2009 13:19)
:lol: :lol: :lol:
60. Papoose ( 09/02/2009 04:13)
manjary mitera-drano fotsiny ny baranjelinao ry twing de manapoka an'le concentration naturelle an'le sperm kouuuuu!!! :^) tsa mete!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3455