iza no efa ...?

21. Ratoa ( 03/02/2009 15:24)
Ka raha omena izy mitsam ny zaza dia karazana adoption izany. Mety halainy indray ny zaza avy eo.
Izaho mahalala cas de figure betsaka:
1° vehivavy efatra samy hafa, gasy; ny telo samy nilaza fa tsy maharaikitra tokatrano foana. Nisipa (polatonique be) ry zareo dia rehefa hiroso mariage dia rava. Ny taona anefa mandroso. Nataon'ny rahavaviny mpitaiza zaza izy ireo . Farany dia niray t@'ireo lhl farany niaraka taminy izy. Nony nitoetra ny zaza dia nandà be ny roa, ny fahatelo tsy napatraka fa ni-reconnaître an'ilay zaza. Efa 14 ans sy 16 ans ireo zaza, lahy daholo. Dia tonga @ izay ireto lhl hoe omeo ahy ny zanako, anefa ireto ikala efa nalaina baraka sy nahaizam-bava hoe vehivavy moloto fitondran-tena , hoy ny rafozambavy. Miady eny @ fitsarana mihitsy izy ireo izao fa "zanany hono" arysty niteraka t@ vadina taty aorina ireto lehilahy. Ary ny zaz efa vory saina tsy tia hierika azy ireo.
2° misy indray étrangère, handicapée. Mandringa kely. @ ity foko ity indray dia tsy mba alaina vady ny handicapée. Dia nahita ny tiany ilay vhv dia iteraka ary ila rangahy nanambay olon-kafa. Nifankahazo tsra izy telo mianaka. Ilay vady tsy kilemaina no tsy fantatro.
Fehiny: raha sendra ny tsy anoharana izy ireo anefa mba maniry zaza dia tsy omena anjara ve? Vitsy ihany izany vehivavy maniry zaz tsisy rainy izany!
22. heidi ( 04/02/2009 06:38)
19. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 03-02-2009 15:17:16
Lohateny : Re : iza no efa ...?
Fa @ ity resaka ity aho de mihaiky an le mpanome ovules sy sperme ireny an...misy le tsy miteraka ireny koa de le ametrahana ovule de avy eo mbola alaina any @ bank de sperm koa ny lahiny.

De metetika tsy mifankafantatra ireo avy eo...
Le tompon ilay ovule tsy mahalala le nanome sperm. ...le mere porteuse hafa..
Tsary ann ka.


AMIKO NDRAY TSARY MISY OLANA
raha netiko sivy volana ankibo toy ny zanako ihany, hi adopter aza hatao le kia ah! :-P
23. ikaretsaka ( 04/02/2009 15:13)
Raha samy tsary fantatra sy tsy mifankafantatra tsy koi...fa raha tany ity ka hoe sperme ny ex anao sy ovulen ny rafivavinao fahiny no iny fa entinao ao ka samby lasa nahalala aby nareo rehetra... imagine
24. xxx ( 04/02/2009 16:23)
ZAo eh. Zaho lehilahy, fa tsy manaiky atao fakana taranaka ohatran'ny biby. Ny kisoa no ampanarahana rehefa taitra dia bikina avy eo lasa tsy hita....
25. sitlo ( 04/02/2009 16:43)
Ratoa:
Fehiny: raha sendra ny tsy anoharana izy ireo anefa mba maniry zaza dia tsy omena anjara ve?


Ary ilay zaza ve mba tia hanan-dray dia tsy omena anjara ve?

____ sakaizakely ____

Na fitiavana bobaka be tahaka ny inona aza no hoe aseho azy, iza no nanapa-kevitra tsy hanome azy ray? Ny tsy fidiny aza efa mahonena.
Satria ve sendra ny lehilahy tsy vanona dia ny lehilahy rehetra no tsy vanona?
Dia rehefa tsy misy hosoratana ve eo amin'ny hoe anaran'ny ray any am-pianarana dia ny avaly dia hoe: tsy vanona daholo tsinona ny lehilahy. Dia izay no ho asisika ao amin'ny sain'ilay zaza dieny mbola kely?

Misy mianjera hono ny mana-tongo-droa ka aleo tongotra ila ihany fa mila mitandrina tsara fotsiny.

Aleo izany aho atao hoe miseho ho be morale fa tsy mandinika eh. Mandehana dia mazotoa.
26. ikaretsaka ( 04/02/2009 17:01)
iombonako hevitra ny lojikan'ialahy eto ry sitl
27. heidi ( 04/02/2009 17:57)
22. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 04-02-2009 16:13:13
Lohateny : Re : iza no efa ...?
Raha samy tsary fantatra sy tsy mifankafantatra tsy koi...fa raha tany ity ka hoe sperme ny ex anao sy ovulen ny rafivavinao fahiny no iny fa entinao ao ka samby lasa nahalala aby nareo rehetra... imagine


tsary manin anga na izany aza satria raha tena ao aminao ny hetaheta te hanan-janaka dia raisina ampitiavana daholi izay tonga eo e!
28. heidi ( 04/02/2009 17:59)
23. Mpandefa : xxx [ Valio ] 04-02-2009 17:23:21
Lohateny : Re : iza no efa ...?
ZAo eh. Zaho lehilahy, fa tsy manaiky atao fakana taranaka ohatran'ny biby. Ny kisoa no ampanarahana rehefa taitra dia bikina avy eo lasa tsy hita....

sans soucis tsy ianao irery no lailahy ! misy foana ny manaiky :-D
29. ikaretsaka ( 04/02/2009 19:58)
heidi> ko raha tsy vitan'ny vava ohatran'izany fotsiny izy ity ko...

raha vava fotsiny no hahatontosan-javatra dia efa lasa lanitra ny eto antany hozy le mopre anay tao amparibe izay
30. sakaizakely ( 04/02/2009 21:29)
iza no nanapa-kevitra tsy hanome azy ray?

ODOIEEEEEEEE

ampahafirin'ny teraterampoana noho ireo lhl tsy vanona mitsoaka andaharana tsisy dada tsy fidiny ? Rehefa le vhv no manao choix ve de isehoana hendry ery ? nefa firifiry mihoatra lavitra noho izany ny lhl manabotsina sipa fotsiny de miala pà. Aza mba za no anaovana resaky ny madio eritreritra an :°) :°) :°)


Ny tsy fidiny aza efa mahonena


iee, ka avy amin'iza anefa io tsy fidiny io ? misy aza mbola le vhv indray no omena tsiny 8-) 8-) 8-) 8-)

Za klou tsy miteny we tsy vanona daholo ny lhl an, fa ny ankabeazany de zay daholo, mampirafy, mamono vady, tsy mampidibola, mamolava, mangalabadin'oul, pedofila sns...
Ka ahoana moa no tsy hiporna ny sipa sasany ka voatery maka décision hafa tsy fidiny, toy ny mamelonjaza tsisy ray volontairement ? Inn no maharatsy an' zany ? Sa de avela ry le tsy vanona isany ihany no manapakevitra hitsoaka de eo vo miampanampana miaritra trèfle ny zava misy ve ?

Tsy ianao irery no mandinika fa samy mandinika izay takatry ny sainy daholo io e :-P
31. ikaretsaka ( 04/02/2009 21:38)
Samy tsy vanona io ko....
Nifanarahana izao ny handeha terrain de jeu ko...
Ny ahy rehefa samy kaonsentimaaaan ny nandehanana tany fa tsy naolana tao anelakelatrano..de efa tsy vanona aby ze mipitsika
32. sakaizakely ( 04/02/2009 21:47)
ika zany sambatra be fa tena azo antoka fa mamokatra 100 % ikakely isaky ny mametraka.

fa matoa misy foibe natao hanampiana ireo oul tsy afaka mananjanaka araboajanahary dia misy antony ao, ary efa nanao démarches psychologiques lalina ireo izay miroso ao fa tsy manao fanontaniana ankebakebany fotsiny

ny fanomezana tsirin'aina na lahy na vavy dia anonyme, ny zavatra azo dia sokajina mba ahafahana mampifanaraka ohatra ny lokonkoditra, sao dia tsirin'aina fotsikely no tonga ary amin'ilay afrikanina :{ :{ :{

Ny mpanome koa dia nanaraka démarches psycho koa, resaka générosité sy don de soi mazava oazy fa tsy ary hahatakatra ny antony ny daholobe. Zay tsy te hanome tsy terena. Arakaraky ny fijerinao ny fiainana koa no ahafahanao manana fahalalampo sy saina hiroso @ fanomezana na tsia. Betsaka ny oul contres, satria heveriny fa zanany ny bibikelindranony.

Iny biby iny anefa tsy ho tonga zaza raha tsy mifanena @ atody hafa. Ary tsy ho velona koa iny raha tsy sendra tany tondraka mahavelonaina. Kou iza marina no tena atao ho tompony ? Tsy ilay mitondra ampitiavana ilay zaza nirian'ny fony ve ? Tsy mipetraka intsony ny ahiahy mikasika ny nihavian'ilay zaza, fa fisaorana erampo ho an'ireo volontera manome de ampy

Samby manana ny fijeriny, ny mbola tsy mahalala marina ny detresse-n'ireo tsy mba afaka manana ka miandry mpanome tsy hahatsapa ny hasarobidin'ny fanampiana azo atao ho azy ireo.

Malalaka ny tsirairay na hanome na tsia, malalaka koa ireo zay te homena raha handray na tsia. izay no maha demokrasia azy

33. sakaizakely ( 04/02/2009 21:49)
misy aza mbola le vhv indray no omena tsiny


adin'ny mankovisy io
34. Papoose ( 05/02/2009 00:11)
:-D :-D :-D :-D :-D
35. ikaretsaka ( 05/02/2009 06:17)
Misy @ ireny maka kritera ihany ko...
Raha le hoe tena tsy tafa le miteraka au natural de marina ny anao...
Fa misy tena fanahy iniana koa...hoe atodin-dranona sy bibilahin-dranona
Ireny kosa tsy poinsa
36. heidi ( 05/02/2009 06:59)
28. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 04-02-2009 20:58:07
Lohateny : Re : iza no efa ...?
heidi> ko raha tsy vitan'ny vava ohatran'izany fotsiny izy ity ko...

raha vava fotsiny no hahatontosan-javatra dia efa lasa lanitra ny eto antany hozy le mopre anay tao amparibe izay
tsy resaka vava mitsy zany ka!
raha ao aminao ny hetaheta hanan-janaka dia vonona ianao ny hanaiky hitia ilay zaza na am fomba ahoana no ahazoanao azy, hi adopter aza hatao
amiko aloha tsy olana, manaova anie zaza any ianao de omeo ahy fa de ho zanahako tsara mitsiny :wink:
raha olona tsy afaka miteraka moa no tena tafiditra amity cas lazaiko ity fa ny olona afaka miteraka tsy mi interessé amzany :-P
37. fahamarinana ( 05/02/2009 12:19)
sakaiza:
Samby manana ny fijeriny, ny mbola tsy mahalala marina ny detresse-n'ireo tsy mba afaka manana ka miandry mpanome tsy hahatsapa ny hasarobidin'ny fanampiana azo atao ho azy ireo.

heidi:
raha olona tsy afaka miteraka moa no tena tafiditra amity cas lazaiko ity fa ny olona afaka miteraka tsy mi interessé amzany

:arrow:iraisako hvtr ihany koa...raha tsy miaina ilay tranga dia mora foana ny hiteny... :( (l)
38. sitlo ( 05/02/2009 13:43)
Tsy hitako mihitsy izay antony tsy nanaokafan-dRatonga dinika vaovao. :x
39. sitlo ( 05/02/2009 13:54)
Lasa any tsy falehany hatramin'ilay post. Aleo hiverina amin'ny renihevitra aho.


____ sakaizakely ____
Ny hevitrao dia hoe: koa satria betsaka ny tsy mety ataon'ny (akamaroan'ny) lehilahy dia rariny raha manao ny tsy mety ny vehivavy. Tsia an

Averiko indray fa ny zaza dia olona koa fa tsy sanatria akory ka biby fiompy ka tian-k'atao an'izao dia atao.

Tsy manome rariny velively ny lehilahy nanao ny tsy mety mihitsy aho. Nahazo natao tsara mihitsy ny nanao ny lohahevitra hoe: "ahoana ny hevitrareo @ ny lehilahy sahy mangataka zaza @ vehivavy iray ? " Ny valiteniko amin'io hitovy ihany fa mino aho fa anao ho hafa tanteraka.

ps: tsy fidiny = fahafatesana
40. heidi ( 05/02/2009 15:33)
sakaizakely:

ika zany sambatra be fa tena azo antoka fa mamokatra 100 % ikakely isaky ny mametraka.

fa matoa misy foibe natao hanampiana ireo oul tsy afaka mananjanaka araboajanahary dia misy antony ao, ary efa nanao démarches psychologiques lalina ireo izay miroso ao fa tsy manao fanontaniana ankebakebany fotsiny

ny fanomezana tsirin'aina na lahy na vavy dia anonyme, ny zavatra azo dia sokajina mba ahafahana mampifanaraka ohatra ny lokonkoditra, sao dia tsirin'aina fotsikely no tonga ary amin'ilay afrikanina :{ :{ :{

Ny mpanome koa dia nanaraka démarches psycho koa, resaka générosité sy don de soi mazava oazy fa tsy ary hahatakatra ny antony ny daholobe. Zay tsy te hanome tsy terena. Arakaraky ny fijerinao ny fiainana koa no ahafahanao manana fahalalampo sy saina hiroso @ fanomezana na tsia. Betsaka ny oul contres, satria heveriny fa zanany ny bibikelindranony.

Iny biby iny anefa tsy ho tonga zaza raha tsy mifanena @ atody hafa. Ary tsy ho velona koa iny raha tsy sendra tany tondraka mahavelonaina. Kou iza marina no tena atao ho tompony ? Tsy ilay mitondra ampitiavana ilay zaza nirian'ny fony ve ? Tsy mipetraka intsony ny ahiahy mikasika ny nihavian'ilay zaza, fa fisaorana erampo ho an'ireo volontera manome de ampy

Samby manana ny fijeriny, ny mbola tsy mahalala marina ny detresse-n'ireo tsy mba afaka manana ka miandry mpanome tsy hahatsapa ny hasarobidin'ny fanampiana azo atao ho azy ireo.

Malalaka ny tsirairay na hanome na tsia, malalaka koa ireo zay te homena raha handray na tsia. izay no maha demokrasia azy




mazava kosa angamba izay! ny fangatahana zaza am ramose ranona na i ranona dia misy demarche atao fa tsy mangataka otran'ny manataka sigara.....
ARY Misy foana ny vonona ny hanome, sady misy resa-bola ihany koa ilay izy ....tsy terena izay tsy te hanome....

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0967