DIDY JADONA!!!!!!

1. akamatiana ( 31/01/2009 16:06)
Tsy ny didy jadona ataon'i Filoha ve no oe arodana ???? Izao anefa i Ben'i tanana mbola tsy eo am ftondrana akory dia efa didy jadona sahady no ataony " Izaho no mibaiko ny mpitandro ny filaminana , ny ministera tsy ivoha , ny banky tsy amoaka vola sns eee.................manomboka izao " zany ve tsy atao oe didy jadona , ary pire lavitra nohon'ny ataon'i Filoha Ravalomanana ary zany> Ka de asa re ny tohin'ny tantara , fa aleo ny ampitso ny itsara dia samia mino sy manaiky aby fa tsy manao lomboto tsony :wink: :-D
2. Herimiafina ( 31/01/2009 16:10)
Tsy didy jadona loatra angamba retsy no hitsarana izay fa "soif de pouvoir" an! :^)
3. majakely ( 31/01/2009 16:13)
zah mba efa mba saika mba vonona hihaino zay mba zavatra lazainy lay TGV saingy vao naheno an'io aho de kivy avy hatrany!Tsy avotra hoa lay ranamana fa impulsif loatra izy nefa ny gasy pacifique!¨Tsy mety eee!!!
4. malena ( 31/01/2009 16:13)
eisy e ry Malagasy :-D
5. akamatiana ( 31/01/2009 16:13)
heri> =)) ^:^ eny tokotrany
6. rakaroka ( 31/01/2009 16:18)
Tsy ampy itsarana olona ny "hetsika ivelany" sary indray mipika ! Mbola ao ny antony nanesika azy hanao izany sy ny "Tanjony". Mila fotoana sy séquences misimisy , analyse lalina kokoa vao tokony mamoaka "jugement!" toa izao!
7. akamatiana ( 31/01/2009 16:23)
:lol: :lol: ndryyyyyy zany ve :P
8. bozyboleta ( 31/01/2009 16:25)
Ka izy zany le manampahefana de mibaiko sy mandidy e!
Ary tena miseho ho hentitra be ny lehilahy an!

rakaroka=== tsy hitanao sady tsy henonao angamba na ny fihetsiny na ny fiteniny. Vao tranga indray mande defa azo itsarana azy kah.
9. Herimiafina ( 31/01/2009 16:26)
Nitomany mihintsy retsy hono izy tao aorian'ilay garde de corps klé. Misokatra ho ahy koa ity ny fanangonankarena klé. Efa tany amin'ny kilasy de 3ème izy no efa nanonofy ho ratsirakaII. :-D
10. xxx ( 31/01/2009 16:26)
Tena hitako tsara izy le nikabary teo fa nedala toa ohatra ny kaodikaody be zany e ! zany aina ka te hanao raha tena tian'ny vahoaka mijoroa ery aloha ery e ! matoa matahotra de tsy mbola ampy ny vahoaka tia azy ary t@ ireny ol tonga tao ireny ne ka ol tsy tia grevy koa no nitondra soratra teny e nankaiza aza ireny ol nanaova fanontaniana ireny tsy mba avoaka fa oe ny ol TGV dia maro no nanohana azy
11. rakaroka ( 31/01/2009 16:28)
da tsa haiko marina moa ny fizotran'izay marina fa ny mpitazana aty,
raha fintinina, cf différentes sources RFI, AFP, madagate, madagascar-Soa, terresmalagaches, TF1, TF5,sns dia ahatarafana ny adin'i "Davida sy "Goliata" izany knou! Mba marina e :lol: :-D :-D :-D
12. xxx ( 31/01/2009 16:30)
rakaroka > >tsy hiketsika iny fa teny , baiko mantsy e , manome baiko aho houn , fa iza elah kle , fa mga raha noraran'i ravalo tsy anambady an'i sarah de manao lohana mpifoka moly ohatra an'iny , ary ny tanjony ndray dia ny seza e , sa inn ndray ?? mba jereo le ho avin'ilay badikely zanak'elah e, iny iany no tsy anaovan'i ravalo an'lah eo
13. badboy ( 31/01/2009 16:32)
Fa inona no tanjon'i TGV sy ireo vahoaka miala eo?? Ny hanala an'i Ravalomanana sy ny fanaparampahefany!! Ka raha hanala anRavalo izy nefa tsy haka ilay fahefana dia inona fotsiny izany??? Hanakorotana mba hampirehitra an'i Dago foitsiny fa tsy dia misy tanjona lavitra loatra???

Ka raha ilay fakana ilay fahefana no atao hoe didjadona, Ravalomanana koa izany isan'ny tena nanao didijadona t@ 2002 satria mitovy @ io no nataony!! Ary lasa lavitra kokoa aza satria ny HCC mihntsy no nolazainy fa tsy manampahefana intsony!! I Andry TGV anefa eto mbola mametraka ny fanalana andRavalo eo ampelatanan'ny antenimierampirenena!!

Sa hoe rehefa Ravalomanana no nanao ny nataony t@ 2002 dia tsy jadona fa rehefa i Andry TGV dia didijadona????? Toa mitanila be ny fijerinareo ranamana isany!!!
:-* :-* :-* :-*
14. akamatiana ( 31/01/2009 16:34)
vaovao international zany tsy mari-potitra e, a lasa o . Aleoko kokoa oa mihaino Antsiva :wink:
15. akamatiana ( 31/01/2009 16:39)
aza afangaro ny kary sy ny saka ry badboy a :-D
16. rakaroka ( 31/01/2009 16:40)
akamatiana:

vaovao international zany tsy mari-potitra e, a lasa o . Aleoko kokoa oa mihaino Antsiva :wink:


Dia mijanona wa mihaino antsiva raha maampy izany e! Maninn aza no manketo
:roll: :?: 8O 8O 8O
17. Noue ( 31/01/2009 16:41)
Fa inona no tanjon'i TGV sy ireo vahoaka miala eo?? Ny hanala an'i Ravalomanana sy ny fanaparampahefany!! Ka raha hanala anRavalo izy nefa tsy haka ilay fahefana dia inona fotsiny izany??? Hanakorotana mba hampirehitra an'i Dago foitsiny fa tsy dia misy tanjona lavitra loatra???
ny toerana PM no tadiaviny eee! fantany tsara fa tsy ho afaka ho president mahintsiny izy eee! 34 taona zany >>>>>
18. yuka ( 31/01/2009 16:42)
Tsy avotra le TGV anareo iny,marina mafy.
19. akamatiana ( 31/01/2009 16:44)
ndryyyyy , mba karokaroy tsara klou le resako ry rakaroka fa inn ary ty tsy mahay mikaroka ty e :-D ary aza mora miakam-pofona mou e
20. badboy ( 31/01/2009 16:51)
akamatiana >> Mba asio hevitra matotra moa rehefa mba hanohitra ny hevitro ihany fa manjary mampalahelo hoe olona tahaka anao no manohana andRavalomanana!! Aiza moa izy no tsy ho voahongotra na dia mamikotra mafy @ ilay seza aza!! Ataoko angamba fa tsy hafinaritra azy ny ho tohanan'olona mampitovy azy @ kary sy saka tahak'izao!! Saingy ianao moa no milaza fa saka sy kary izireo fa tsy olona akory ka dia anao ny anao!! :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1141