DIDY JADONA!!!!!!

21. akamatiana ( 31/01/2009 16:56)
ny tahaka anao mitsy no mampalahelo , enga anie ny malagasy tsy ho tahaka ny toe-tsainao aby . Hita mitsy oe TGV :-D
22. patrick2002 ( 31/01/2009 16:56)
fa mga raha noraran'i ravalo tsy anambady an'i sarah de manao lohana mpifoka moly ohatra an'iny ,

f"angaha nisy an'izany ,ary tena fitondrany ny zanany mihintsy izany no tadiaviny ra-8 hitondrana ny malagasy . :-D :-D
Tsy mba fitondrana mpiasany entreprise fotsiny fa tena efa afa mihintsy.
23. patrick2002 ( 31/01/2009 17:04)
akamatiana:

ny tahaka anao mitsy no mampalahelo , enga anie ny malagasy tsy ho tahaka ny toe-tsainao aby . Hita mitsy oe TGV :-D

fa maninona izahay pro TGV ry Akamatiana


:cry: :cry:
24. xxx ( 31/01/2009 17:17)
akamatiana:
Tsy ny didy jadona ataon'i Filoha ve no oe arodana ???? Izao anefa i Ben'i tanana mbola tsy eo am ftondrana akory dia efa didy jadona sahady no ataony " Izaho no mibaiko ny mpitandro ny filaminana , ny ministera tsy ivoha , ny banky tsy amoaka vola sns eee.................manomboka izao " zany ve tsy atao oe didy jadona , ary pire lavitra nohon'ny ataon'i Filoha Ravalomanana ary zany> Ka de asa re ny tohin'ny tantara , fa aleo ny ampitso ny itsara dia samia mino sy manaiky aby fa tsy manao lomboto tsony


Ahoana ry malagasy VERY ZO an!
:)
25. badboy ( 31/01/2009 17:22)
Tsy very zo fa Malagasy very fihinana kah!!! :-D :-D :-D :-D
26. vahiny2004 ( 31/01/2009 18:21)
rakaroka:

Tsy ampy itsarana olona ny "hetsika ivelany" sary indray mipika ! Mbola ao ny antony nanesika azy hanao izany sy ny "Tanjony". Mila fotoana sy séquences misimisy , analyse lalina kokoa vao tokony mamoaka "jugement!" toa izao!


Izao kely hita izao aza dia efa tsy laninay koa,
izaho aloha tsy afaka handeha hitady na hiandry lavidavitra kokoa dia efa hilaza fa tsy mamely io ho ahy e
27. rakaroka ( 31/01/2009 18:49)
Raha tsy mamely io dia mba miboaha aza izay mamely fa tsy ilaozana miwawawa fotsiny, ny "analyse" tsy vitan'ny séquence kely fotsiny mba tsy hisian'ny jery mitanila! 8O
28. vahiny2004 ( 31/01/2009 18:57)
rakaroka:

Raha tsy mamely io dia mba miboaha aza izay mamely fa tsy ilaozana miwawawa fotsiny, ny "analyse" tsy vitan'ny séquence kely fotsiny mba tsy hisian'ny jery mitanila! 8O


Ka izay indrindra, samy manana ny talentany sy ny zavatra hainy fa tsy zavatra tsy hay no idedadedahana !!!

Asam-boto ve mbola hoeritreretina hihatsara ??? Inona no mbola antenainao manaraka eo ? Antananarivo aza tsy hita izay vita, nandrava ny vita aza no natao
29. rakaroka ( 31/01/2009 19:29)
'ngamba hoy aho lany ny olo-mangan'i Gasikara ! satria izay teo anie ka tsy dia nanana izan "compétence nitondra firenena izany fa ny voafetra teo am fitsinjovana fiakams foana ny natsoina hoe fahaiza-mitondra ( marina loatra ny tsikeran'i TGV ). Ka rehefa tsy misy ny olomanga hijoro tsy maninn fa izay heverinareo ho jiolahimboto aza no mijoro:
Akory atao fa 'zay zany no zotran'ny tantara knou!
30. akamatiana ( 01/02/2009 07:37)
xxx> nenah ary mba ny zo no very fa nenao ny SAINAO mitsy :-D
31. akamatiana ( 01/02/2009 07:39)
badboy > :-D :-D :-D so de mba enao no tsy mahazo seza matahotra ny ho tapaka :lol:
32. lemenakely ( 01/02/2009 08:42)
Oay reto isika e! Oay reto isika !viravirain ny demony ratsy mpanao politika a..
33. badboy ( 01/02/2009 09:04)
akamatiana >> Badboy raha mila seza tonga de maka na iza eo na iza, saingy tsy any aloha @ izao!! Asa, afaka 20 ans angambany!!

Fa saingy badboy na iza na iza manao ny tsy rariny dia kihaniny satria izy mahaleotena arakevitra!!! Tsy ohatran'i akamatiana kobo be hoe miaro fihinanana!! :-* :-* :-*
34. akamatiana ( 01/02/2009 10:50)
very fihinanana?? miaro ny fihinanana ?? ny atsebohan'ny tavako no inanako , ouuf ny atsebohan'ny vadiko plutot mantsy e :-D , n'iza n'iza eo tsy anome ariary ahy aty am-posiko , ary matoa kou za manome ny hevitro de satria mba misy maso ihany aho mahita ireo zava-bita eto , fa tsy any an-dafy any maheno sihosihon-dresaka fotsiny :wink:

35. patrick2002 ( 01/02/2009 16:53)
misaotra anao ,fa mbola hitanao rehefan tena mandeha ny bizna anao dia tsy havelany ra-8 hitady intsony ianao fa lazainy hoe tsy nahaloa hetra na douane ,sns ,dia ho hitanao amin'izay ny hankahala azy . :-$ :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0428