mba taitaitra amin'izay ry Malagasy a
1. madamakely
(
30/01/2009 12:13)
Misy milaza fa TGVendrana i Andry, eny e ny tsotra ange vendrana foana no filaza azy e, nefa ve moa raha ny taonany zay tsy ho afaka ho mpitondra akory aloha raha tsy afaka taona maromaro dia tsy mendrika iderana ny fitiavan-tanindrazany izany, tsy ny pouvoir, na vedettarisme no tadiaviny fa fitiavan-tanindrazana tsotra izao, ka inona no tokony ho lazaintsika, andao ampiana izy. Sa nareo mbola faly anjakazakan'ny sasany ihany na dia efa ho lasany hatramin'ny tokotany ilalaovan'ny zanakareo aza?
novalian'i Koditra ny 30/01/2009 15:27
2. naughtyboy
(
30/01/2009 12:23)
ilay tolony fahafahana ny ahy no tohanako fa tsy anaran'olona na vondron'antoko ka raha mahay mihaino ny vahoaka sy manome fahafahampo ny ny zo takiany araky ny rariny sy ny hitsiny dia manampy tanteraka ny tenako
3. xxx
(
30/01/2009 12:24)
Tsy mampaninona any na dia lasan-Dra8 hatramin'ny vadinay aza fa izy no famapandrosoana an'i Madagasikara
4. madamakely
(
30/01/2009 12:40)
xxx:
Tsy mampaninona any na dia lasan-Dra8 hatramin'ny vadinay aza fa izy no famapandrosoana an'i Madagasikara
amzay kosa tsara spons nareo refa lasany ny vadinareo ko ha ha ha
:-D
5. tsiafoi1
(
30/01/2009 12:40)
Taitra de haninona???
Hidogaigy tsy hanao na inona na inona???
Handany andro ambody hazo,
Ambohijatovo no lasirina,
De avy eo mihanin-kazo???
Manamaoly, de Mandroba!!!
Tena Gaigy Vendrana tokoa,...
Ampiasao ty saina fa tsy ny fo
Fa kay zary tohatra hiakarana,
MATY hitsaka avokoa....

6. xxx
(
30/01/2009 12:45)
DIZIN'NY MAOLY ANGAHA RA TSIAFOI1 IZANY !!!!! KA NIANGA NY AINGA-PANAHY!!!!!!! :@ :@ :@ :@ AZA FOAHANA WA NY VAONINY FA MAMPITAPY :@ :@ :@ :@
7. madamakely
(
30/01/2009 12:46)
Enao io angamba le tsy ho tonga saina mitsy raha tsy efa bon d'achat magro sisa mi-circule eto Madagasikara fa tsy misy épicerie hafa intsony, ary tenu manga-maintso no anaovana eny amin'ny arabe de manofa cité amin'ny TIM daholo ny olona rehetra. Mba misaina fa sao tara loatra e!
8. madamakely
(
30/01/2009 12:47)
xxx:
DIZIN'NY MAOLY ANGAHA RA TSIAFOI1 IZANY !!!!! KA NIANGA NY AINGA-PANAHY!!!!!!! :@ :@ :@ :@ AZA FOAHANA WA NY VAONINY FA MAMPITAPY :@ :@ :@ :@
Merci xxx an, tena milay le frappe n'i toi.
9. xxx
(
30/01/2009 12:51)
De sarin'i RA8ANANA ve ny eny @ vola rehetra hatramin'ny 5A ka hatr@ ny 500 000A mitambatra????
Ny sarin'i jesosy any ampiangonana aza dia ho soloina sarin'i RA8ANANA avokoa
Tena tinay be zany
Ny sarin'i jesosy any ampiangonana aza dia ho soloina sarin'i RA8ANANA avokoa
Tena tinay be zany
10. tsiafoi1
(
30/01/2009 12:56)
Eeee! Tsy de hiasan'ny lohanay, zay ady seza ataonareo!
Fa ny anay ny miasa ihany...., Miasa hatrany !
hampitombo ny ao an-trano....
Avelao ny tany hilamina, hanohizanay miasa
Fa ny anareo tohizo ihany ny midogaigy, tsisy fiafarany....
Fa ny anay ny miasa ihany...., Miasa hatrany !
hampitombo ny ao an-trano....
Avelao ny tany hilamina, hanohizanay miasa
Fa ny anareo tohizo ihany ny midogaigy, tsisy fiafarany....
11. madamakely
(
30/01/2009 13:00)
zahay koa ange miasa e, vao avy nandray karama zahay zao, sady tsy zone franche a, "apitomboy tsara ny ao antrano" angalan-dra8 azy en bloc rehefa avy eo. :*
12. xxx
(
30/01/2009 13:00)
aoka zalah, fa tsiafoy ngé diakona é!!!! hum, tanjemo. hahahahiiiii
maoly novolena tany anjanomanelatsa no nofohany, de io izy tsy mety miaiky ny marina io, efa voky mivoka eny @ sofiny mitsy.
reo le tena mpanohana reo ngé oà, na apres 3mois aza, tsy mahalany ny ao antranony zareo é. k'inn raharahiny an'zay pokona noana any.

13. xxx
(
30/01/2009 13:04)
MPIASA @ SERASERA.ORG ANGAH I TSIAFAHY1??? tsiafoi oopss mantsy.
Ny serasera anie ka tsy voaroban'ireo mpnadroba e!!! aza matahotra fa mitohy ny asanao!!!!
Ny serasera anie ka tsy voaroban'ireo mpnadroba e!!! aza matahotra fa mitohy ny asanao!!!!
14. madamakely
(
30/01/2009 13:07)
xxx:
aoka zalah, fa tsiafoy ngé diakona é!!!! hum, tanjemo. hahahahiiiii
maoly novolena tany anjanomanelatsa no nofohany, de io izy tsy mety miaiky ny marina io, efa voky mivoka eny @ sofiny mitsy.
reo le tena mpanohana reo ngé oà, na apres 3mois aza, tsy mahalany ny ao antranony zareo é. k'inn raharahiny an'zay pokona noana any.
ary aza manafina pseudo aloha rehefa mitovy hevitra aminay e!
15. xxx
(
30/01/2009 13:13)
tsy mpiasan'ny serasera izy zalah, fa mpiakama daolo iany ngé ny eto é. zany moa tsiafoy ôôôô
aza mikorapaka moa madamakely, fa bdb ny mitovy hevitra eto a, ny hevitra jinery, dé mlay. raha vo misy manohintohina ny vahoka eto, dé mahazo foana é. soa ihany fa tsy mba mahay tonokalo zà, mbola haka sopapa any @le specialiste...... hahahahiiii

16. madamakely
(
30/01/2009 13:18)

OK! tsotra fotsiny ange raha te hispapa any amle specialiste dia manamaina kely fotsiny ha ha aha
17. xxx
(
30/01/2009 13:24)
[quote]ary aza manafina pseudo aloha rehefa mitovy hevitra aminay e!/quote]
Ka nerao anie manao masque de alehonay miafina e!!!!
Ka nerao anie manao masque de alehonay miafina e!!!!
18. madamakely
(
30/01/2009 13:29)
[quote=xxx]
masque amin'ny ahoana àry.
ary aza manafina pseudo aloha rehefa mitovy hevitra aminay e!/quote]
Ka nerao anie manao masque de alehonay miafina e!!!!
masque amin'ny ahoana àry.
19. xxx
(
30/01/2009 13:38)
tsy i madamakely izany no anaranareo ao kara-panondro ko !!! efa masque zany @ nay!!! ny anay dia xxx Ka tsy mitovy ihany ve zany e???