mba taitaitra amin'izay ry Malagasy a

21. mion ( 30/01/2009 13:41)
aza avadika resaka môly rangà le raraham-pirenena a, mivoaka any @ Google ane ity forum ity refa hanaovana recherche e. Ka sao lazain'ny ol fa misy dealer ato.
Ny faharoa de zao , nareo ze tsy te hiasa fa mamboly voky tsy mamboly voky (asa mety manana stock le t@ lundi noir iny ngamba) de matoria jereo tsara ny plafond fa hisy ariary 100 hilatsaka eo . fa ze te hiasa kasa sy te hampivoatra ny fiainany aleo hiasa fa aza sakanana satria tsy ianareo no hamelona ny vady aman-janany. Fa refa tsy zaka ny ataon-dra8 de ndana alou maka vakansy any an-dafy mandra pahatongan'ny 2012. Zay ny fiainana, efa zatra gaboraraka niaraka t@ deba ve de tonga ny ara-dalàna de oe mafy zany fa esory io.
22. tataka ( 30/01/2009 13:45)
TGVinaingitra ve hampiana sa ny Malagasy vinaingitra koa ? Toton'ondry bory ka tsy hitany akory fa ho very asa ny sasany nefa ny Zone Franche nikatona no asiany resaka ary hilazany mampitombo ny mpivarotra amoron-dàlana. TGVinaingitra be. Mandrava efa satria vinaingitra.
23. mion ( 30/01/2009 13:55)
Aza asiana resaka vinaingitra koa fa aiza ve de isaky ny ihinana salady za de i TGV no ao an-dohako, mba oe refa mandray papézenika ahay
24. xxx ( 30/01/2009 14:00)
Mion> mandana letsy miasa any an-dafy fa mbola ho lava ity eto ity an!!
andefasanay sms ialahy rehefa vita ny adin'ireto merindahy roalahy ireto.
25. tsiafoi1 ( 30/01/2009 14:07)
Eeeee, Tsy mampihontsona akory,
Ny foto-kevitra no ajoro
Zay mitaky FIALAMINANA...

Ajanony hatreo ity demokrasia sauvage amoron-dalàna ity e!
26. xxx ( 30/01/2009 14:12)
I Andry Rajoelina aloha tsy hoe tia tanindrazana mankaiza na koa hoe mahery fo , fa olona voakarama volabe fotsiny mba hanongam-panjakana mba hahafahan-dry Deba sy ny Tariny miverina eo amin`ny fitondrana kanefa dia efa fantatra ny momba azy teo aloha ka izaho ilay anisan`ny mampirisika ny olona tsy handeha ho eny amin`ny 13 Mai satria tsy manaiky hatao tohatra fiakarana . Am`2012 ny fifidianana fa izay no atao hoe demokrasia . Amin`ny fomba ahoana no hanarahako olona mampirisika fandrobàna , manao sorona ny tanora malagasy dia mody miala bala tsy Responsable hono avy eo ? Tonga dia maharikoriko na ny mijery an`leiry aza kle ! Fa ianareo ve mihevitra fa ny Pouvoir dia alaina amin`ny force ohatran`izao foana ? Tsy hoe anie izay misehoseho eran`ny tanana miaraka amin`ny langilangy no hoe inona e ! Fa ianao ngah mihevitra fa ilay lany 63% teto Tanà dia hoe majorité ahoana ? Ny taux de participation firy ? de kajio amin`izay hoe firy % fotsiny ny tena representativité an`i Andry Rajoelina ? Zao miseho hatrany ny maha-izy azy dia vao maika koa mihena ny cote-ny ka mino zaho fa olon-kendry ny vahoakan`i Tananarive mahay manavaka ny vary sy tsiparifary . ohatra omeko anao , fa ireo mpanakorontan`ny TGV teny Ambohimanarina saika handoro ny Tsena sy ny SOAM dia nofaizin`ny vahoaka tamin`ny tora-bato ka saika tsy nahita làlana handosirana intsony hatramin`ireo bokon`ozatra be voakarama handoro miaraka amin`ny kobay be . Toy izany koa no niseho teny Ampefitety tamin`ny Shoprite . Ny tiako ambara dia ny vahoaka tena maro an`isa tsy dia te hiditra loatra amin`io kozy io fa raha tsisy fifanarahana eo amin`izy mitsamm ka mbola miana-kendry manimba ny tanana ry zalahy dia ho avy amin`izay ny vahoaka maro an`isa hanilika ireo mpandroba , izany hoe guerre civil no mety ho tohiny izany !!! Ny vahaolana dia tsy misy mankeny am`13 mai fa avela ireo voakarama sisa mijanona eo dia miravona ho azy io blem io
27. xxx ( 30/01/2009 14:12)

28. mion ( 30/01/2009 14:19)
efa tafaverina lty za a vao avy any Londres aho io
29. xxx ( 30/01/2009 14:20)
mion==>> te hiasa, zao ny asa ataotsika zao.
Mba fantatrareo ve ny nanovan’ny ankizy ilay hira hoe “Sahia”, filamatry ny Filoha Ravalomanana iny?

Ka sahia, andeha hiara-dia, aza kanosa fa avia
Ravalomanana no hitondra sipa, ka mandroso no toromarika.

Fa resaka famaritana ny atao hoe miasa no horesahiko eto anio. Nisy nanontany aho mantsy indray andro momba ilay motto-ko hoe “Work hard at whatever you do!”. Ny enti-milaza hoe “Miasa” dia manana dikany maromaro arakaraka ny teny ampiarahina aminy.

Miasa

Rehefa tonga ao am-piasana ka velona ny ordinatera, ary eo amin’ny clavier na ny souris ny maso, dia izay no atao hoe miasa. Tsy ilaina hofantarina izay ao amin’ny écran ao na WebMail na Sudoku na Facebook na Pacman na Solitaire na zavatra hafa, asa daholo ireny.

Miasa tsara

Rehefa Miasa, ka tsy WebMail na Sudoku na Facebook na Pacman na Solitaire, na ny toy izay no eo amin’ny écran eo.

Miasa mafy

Rehefa Miasa, ka tsy mahita afa-tsy ny écran, ary tsy mandre izay manodidina anao eo. Na dia hoe may aza ny trano ka miolomay mivoaka ny olona rehetra, ianao irery kosa ho tavela eo miaraka amin’izay “asa” ataonao, dia izay ilay miasa mafy.

Miasa miaraka

Rehefa Miasa, ka tsaty (Chat) no fenêtre active eo, dia izay ilay hoe miasa miaraka. Anisan’ny miasa miaraka ihany koa ilay mi-jeu ka miezaka manindry ny score vitan’ilay namana mpifaninana iray.

Miasa maharitra

Amin’ny valo alina mbola Miasa foana, nefa tokony amin’ny 5 ora sy sasany no mody. Odiana tsy heno ilay finday mibipy milaza hoe “Modia am’zay” fa … asa tokony ho vita anio ve dia hiverenana rahampitso?

Miasa betsaka

Rehefa misy fenêtres mihoatra ny 5 arahi-maso eo amin’ny ordinatera, mila asesisesy tsirairay ary matetitetika.

Tsy miasa

Tsy dia fahita firy amin’ny voambolan’ny mpampiasa ordinatera, fa rehefa tapaka ny herin’aratra mba mi-chôme ihany izy.

30. mion ( 30/01/2009 14:26)
mazotoa lisany fa za alou hividy sigara atsy ambany atsy vetivety , aveo ndray hita eo. Grrrr , hay moa ary zato zao ny tige iray. Le boay kely iny ihany zao no anton'izao.
31. mion ( 30/01/2009 14:34)
efa disika loaka letsy io tonkalon'toi io aza manao mastrbtion de cerveau @ zany miasa raha te hanana , ataovy ny bizna de mividiana taxi be 30, de mangina @ zay fa ra8 tsy hanao concurence @ toi @ taxi be. ataovy mintsy oe 8 ny ligne an'i toi fa tsy rarahiny akory. de @ zay afaka ny alaelon'toi. de atsovy le roland hanao resevera. sa tin'toi TGV mintsy mampitohy ani Tanà sy fianar. Mety ka
32. xxx ( 30/01/2009 14:35)
Eeeee, Tsy mampihontsona akory,
Ny foto-kevitra no ajoro
Zay mitaky FIALAMINANA...
Ajanony hatreo ity demokrasia sauvage amoron-dalàna ity e!
Io foana no fanaon'ireo mpigirevy teo hatrizay knou!

Soa ihany aho fa tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa! Tsy nisy nanenenako na kely aza :lol:
33. Koditra ( 30/01/2009 15:12)
xxx2:

Tsy mampaninona any na dia lasan-Dra8 hatramin'ny vadinay aza fa izy no famapandrosoana an'i Madagasikara
=)) =)) =)) =))
Nenà kosa klou tsy meko klé, ra tsy oé atakalo an Lalao ngà :-D :-D
34. xxx ( 30/01/2009 15:17)
Lalao voretra vavy iny ve????
35. Koditra ( 30/01/2009 15:27)
kôzy ve léaza! ôka iany zany klé :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075