vaky-vakin'inn .....sary sendra azo teny ho eny
1. ravatorano
(
27/01/2009 07:34)
sary izay sendra ahy izany moa ireto ary niniako mba tsy d tena naseho ny tarehin'ireo olona nanao ny "ketrika" !
[URL=http://yoopix.org/photo/1/187926-gr__ve_016.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_187926-gr__ve_016.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://yoopix.org/photo/1/187929-gr__ve_018.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_187929-gr__ve_018.jpg[/IMG][/URL]
io izao ny rnm sy tvm fa midonaka
tao aho tsy afaka naka sari'n ireo nitondra entana fa gidraka be

novalian'i ravatorano ny 29/01/2009 06:29
3. ravatorano
(
27/01/2009 07:41)
eto indray dia ny firehetan'ny magros tanjombato izay efa vaky sy nibanaka tanteraka tokony tamin'ny efatra latsaka fahefany tany ho any ireto sary roa manaraka ireto !
[URL=http://yoopix.org/photo/1/187937-gr__ve_029.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_187937-gr__ve_029.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://yoopix.org/photo/1/187938-gr__ve_030.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_187938-gr__ve_030.jpg[/IMG][/URL]

4. penguin
(
27/01/2009 07:43)
Izay no lesona ahatafita ny firenena ka samy hanarina azy ny rehetra avy eo. Bibilava ampidirina anaty pataloha io hoy ilay panao fanova-maso ka izay lanina ao laniny ao. Ho hita eo tokoa raha ireo ngetroka no ho vizana na ny mahantra vetesina sy rangitina hitroatra.
5. Mandefitra
(
27/01/2009 07:43)
Tohizo Zokibe Ravatorano fa zahay aty maminany ny zava-misy fotsiny a .. mankasitraka e
6. ravatorano
(
27/01/2009 08:02)
amizao za miresaka izao mbola mitaona lafarinina ao amin'ny magros tanjombato ao
[URL=http://yoopix.org/photo/1/187965-gr__ve_026.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_187965-gr__ve_026.jpg[/IMG][/URL]
atoseho malaky less ny posy fa maika ho fenoina fa malalaka b ny tsena ao amin'ny magros an ouz ilay raika eo akaiki
[URL=http://yoopix.org/photo/1/187966-gr__ve_027.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_187966-gr__ve_027.jpg[/IMG][/URL]

7. ravatorano
(
27/01/2009 08:18)
miara mirona e ! bizina rapida !
[URL=http://yoopix.org/photo/1/187972-photo_002.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_187972-photo_002.jpg[/IMG][/URL]
tsika tsy misaraka รจ !
[URL=http://yoopix.org/photo/1/187973-gr__ve_041.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_187973-gr__ve_041.jpg[/IMG][/URL]

8. penguin
(
27/01/2009 08:20)
Izao le izy sy ahatafita ka mahereza ary mifalia sy mitsinja mijery ireo. Tena ho voa tokoa ny tompony ary tena mahazo be tokoa ny mahantra ka. Lesona tsara io ka ho lovaina ary ahatretrika ny firenena.
9. ravatorano
(
27/01/2009 08:36)
toy izao ny jumbo score avy ety ivelany reefa avy nirehitra sary azoko izao maraina izao ireo !
ito ambany ito ny ilany avaatra antsinanana min'ny zoom ilay mifanila amin'ny jumboo score ankorondrano
[URL=http://yoopix.org/photo/1/187987-photo_010.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_187987-photo_010.jpg[/IMG][/URL]
miparitaka ny taratasy sy ny potipotika sisa tsy azo eraky ny parking score
[URL=http://yoopix.org/photo/1/187988-photo_014.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_187988-photo_014.jpg[/IMG][/URL]

13. ravatorano
(
27/01/2009 08:55)
ary izay ho filoha eo d tokony hitandrina tsara izany amin'ny manaraka fa dia any aminny indray ny fandrobana manaraka hihihihihihihihi satria dia ho toy izao foana no hisy eto ary lasa "cercle vicieux"ity no farany .
izao izany aloha no hita avy ety anoloanana ny magros ankorondrano:
[URL=http://yoopix.org/photo/1/188001-photo_019.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_188001-photo_019.jpg[/IMG][/URL]
ny auditorium koa d izao no sisa tavela
[URL=http://yoopix.org/photo/1/188002-photo_020.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_188002-photo_020.jpg[/IMG][/URL]

14. xxx
(
27/01/2009 08:57)
Inona no mandreraka ...
Volam-bahoaka io ka aveloa izy mba haka ny anjarany. Zara aza mba misy izao "fihetsena" izao mba afahan'ny mahantra sy ny mponina mivatsy, sakafo hivelomany io fa tsy harena hangoniny toan'ny mpitondra sy ny alikany.
Sady raha jereny ny lafin'ny ara-politika, sosialy sns, izao toe-javatra dia tokony efa ela no nitranga fa aleo "tard que jamais", donc je dis continuez et bon courage mes compatriotes !!!.
Rehefa ilay ra8 sy ny alikany no mizarazara ny fanana'ny Gasy sy manao bodongereony ny fanana'ny hafa (tany, orinasa...) dia tsy misy miteny satria azy ny fahefana???

15. penguin
(
27/01/2009 08:59)
Lesona tsara ary mahatafita io ravatorano oooo. Na mampiresaka, na miantso an'Andriamanitra, na mandroba. Mahay politika ny Malagasy ka izay no ahatafita azy mihoatra ny hafa. Omeo koa ny sary hafa fa miandry ny any dilambato ravato oooo
16. ravatorano
(
27/01/2009 09:00)
izay aloha fa mbola hande hiverina haka sary hafa izaho amin 'izay hitako sisa eny e
zay azo alaina ihany koa fa ny tena matahotra maka sary sady mafana loatra ny rivotra aty amizao

17. penguin
(
27/01/2009 09:03)
Lazao mazava hoe izao ny vokatry ny fikotrehana elaela izay ry akama any dilam-bato hoy ravato.
18. ramahaay
(
27/01/2009 09:03)
kay kle gidra be izy zany ravato de lasa mahantra koa zao ny mpiasa rehetra ao @ ireny magazay vaky ireny dia le nangorona tao koa vao maika lasa mahantra satria mety misy fianakams an dry zareo ihany ny miasa tao hum boribory ny baolina fa raha ny fahitako azy toa tsy taitra akory le tompony :-D :-D :-D
20. nyavo2000
(
27/01/2009 09:59)
samy handeha eo daholo e!
fa tokony hisaintsaina koa i Andry fa indray andro ho avy koa ny azy