vaky-vakin'inn .....sary sendra azo teny ho eny

21. diamondra27 ( 27/01/2009 10:06)
raha asiana an-tsary kely dia mba jereo nge e
http://diamondra27.skyrock.com/1.html sy page 2 ary page 3
22. Noue ( 27/01/2009 10:45)
tsy fotonan'ny fijerevana blog zao eee!

misaotra ravatorano nizara ee!
23. diamondra27 ( 27/01/2009 11:06)
Noue : refa tsy hijery tsy azo terena ka , misy mijer foana io :-D :-D :-D
sao de mila aide aza ndry hamahana ny noeuds

tsy blog no jerena fa video tam emeute ry kala a
24. ni81 ( 27/01/2009 11:15)
Noue : refa tsy hijery tsy azo terena ka , misy mijer foana io
sao de mila aide aza ndry hamahana ny noeuds

tsy blog no jerena fa video tam emeute ry kala a
misaotra @ blog e! :lol:
25. fahamarinana ( 27/01/2009 11:26)
:arrow: misaotra any Zoky Ravatorano fa lavitra tokoa ka tsy maharaka !Mankasitraka koa akia diamondra amin'ilay video a,soa napetraky ndry teto fa za tara tahaka ny mahazatra ihany e :-* .... (l)
26. diamondra27 ( 27/01/2009 11:32)
ni81: tonga soa akia a, tsy misy fisaorana fa zany we tsara ny mahita sary moa tsara koa raha mba misy sary mihetsika e , ka ho an'izay liana dia mijery ny emeute....fa aza mijery ny blog hono ozy Noue

Faha: dia mazotoa akia a. Fa variana maninona foana ndroky e.

Nisy nanontany tamiko manko we mba ahoana ny akon'ilay fitokonana tam 1 janvier 2009 teny am ambasady , ka ho valin'ilay fanontaniana de jereo ao le video e ,

anjaran'ny tsirairay ny mandinika e na demokrasia na tsia

ravato o mbola miandry sary fa miverena haingana razoky a
27. ni81 ( 27/01/2009 11:37)
ni81: tonga soa akia a, tsy misy fisaorana fa zany we tsara ny mahita sary moa tsara koa raha mba misy sary mihetsika e , ka ho an'izay liana dia mijery ny emeute....fa aza mijery ny blog hono ozy Noue
Misaotra e!jerena daholo na ny blog na ny emeute kah!
Misaotra an'i ravato koa mba mampita @ tsika ny zava-misy!
Fahama oa mba mandeha mig 21 fa aza tara lava toa io :-D :-D
28. diamondra27 ( 27/01/2009 11:42)
ni81 sao de tokony hande force one kosa e :D
ni81 :-* :-* hay de adino fa meilleurs voeux tokoa
29. Noue ( 27/01/2009 11:49)
diamondra27:

Noue : refa tsy hijery tsy azo terena ka , misy mijer foana io :-D :-D :-D
sao de mila aide aza ndry hamahana ny noeuds

tsy blog no jerena fa video tam emeute ry kala a
ny ahy ny gazety retsy no mahamay ahy aaa


30. lamesa ( 27/01/2009 11:51)
Henjana tena henjana kah! misaotra naka sary fa ho anay matahotra miatrika zavatra toy ireny dia mba ohatran'ny nanatrika mitsy eh!ny olana fotsiny hitako dia nihoatra le fahasimbana satria tsy ny fananan'izay voakasika ny zava-misy iany no voakitika fa ny an'ireo zay mba "anisany" ao anatin'ny tolona koa fa tsy afaka miseho mivantana fa sô akatony eo ndray eh!
31. diamondra27 ( 27/01/2009 11:56)
NOue: mazotoa e,
domazy tsy mijery film njy fa mety azonjy ihany ngamba we inon ny antony tsy naneken'i tgv le fihaonana, raha nihaino le discours tao anaty video tam 24/01/09 de ao ny valiny ary koa ozy ny ol we raha manaiky milefitra eo i tgv de hanin'ny vahoaka.

zany akory tsy midika we momba an'i tgv na momban'i Ra8 aho fa resaka tao zany fa de mamerina fotsiny za
32. ni81 ( 27/01/2009 12:05)
ni81 sao de tokony hande force one kosa e
ni81 hay de adino fa meilleurs voeux tokoa
:-D :-D toroy hevitra i faha @ izay mety e! Misaotra akia @ firariantsoa dia ianao sy ny fianakavianao mba ho salama sy ho ambinina @ zay atao sy mahasoa koa e! :-* :-*
33. diamondra27 ( 27/01/2009 17:59)
Noue:

diamondra27:

Noue : refa tsy hijery tsy azo terena ka , misy mijer foana io :-D :-D :-D
sao de mila aide aza ndry hamahana ny noeuds

tsy blog no jerena fa video tam emeute ry kala a
ny ahy ny gazety retsy no mahamay ahy aaa





------------------------

za nga nanontany
34. heidi ( 27/01/2009 19:06)
:-D :-D :-D :-D :-D AMY MILAY NA NY sary na ny blog na ny vaovao antsary e! :-D
35. ravatorano ( 29/01/2009 06:29)
efa betska ny sary mivoaka ary koa ny video,toerana potika tantera sisa no aozko sary fa za nataotra naka en direct rehefa nahazo fampitandremana teny Ankorondrano ka tsy dia hitako intsony ny ametrahana azy eto.
Raha ny maty hatramin'izao aloha dia tsy mnola fantatra hoe firy na firy ary tsy misy sahy milaza ny isa tena marina fa aleo angamba dia lazaina hoe izay maty ka tonga teny amin'ny tranom-paty teny amin 'ireny hopitaly ireny no lazaian fa isa saingy tsy marina ireny satria nisy ny nalain'ny havany na nentin'ny namanay mbola teny antoeran-kilavoana !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1989