S.O.S.NY ZAZA GASY, METISY ATY IVELANY ARY NY HOAVINY
1. gabidemony
(
17/01/2009 18:50)
Manahirana tokoa ny mitaiza zaza aty ivelany,indrindra fa le zaza nitombo taty
ireny,mifanohitra t@ fitaizana tany @tsika.
Hitako ny aty italie mantsy de misy ireoakizy gasy eny, na olon-dehibe izany ,
de tsy mikilasy ny tenany tsy ho gasy intsony ka henamaso aminy ny hilazany hoe anisan\'ny gasy izy.Mampalahelo ery......nefa ny vaza aty tsy mandray azy ho vaza mihintsy fa maizina ( miseo ho vaza nefa kay tsy fotsy fa mainty )
Betsaka ny ankizy le nitombo taty ko na gasy io na avy aiza fampivahiny,nisy ny nahavita fianarana taty,vaza taratasy,nefa rehefa tonga ny hitadiavany asa
mande manatitra CV vò hitan\'zalah hoe vahiny de tsy tafa na de vaza taratasy aza ianao, avy eo ho aiza izy, efa tsy mihevitra ny tenany ho gasy intsony (tsy mirahara izay isian\'ny dago, na ny fireneny izany) no tsy rarahin\'ny Italianina. Latsaka anelanelany izy zany sady tsy an-tany tsy am-parafara.
NY HO AVINY MBA HANAO AHOANA ?
(anisan\'ny zavamisy aty italie izany)

novalian'i gabidemony ny 07/02/2009 17:39
2. vale
(
17/01/2009 20:05)
Ka izay anie no tsy hanariana ny kolotiora Malagasy e, sy hampianarana sy hampitàna azy hatrany amin'ny zanaka na dia aty ivelany aza no mipetraka satria ny vazaha dia tsy hanaiky anao ho vazaha mihintsy (efa voalazanao ihany ), manjary mampalahelo le ankizy fa sady tsy an'ny atsy no tsy an'ny aroa! toe-javatra fahita aty ivelany io fa tsy any Italy irery an! :wink:
3. Noue
(
17/01/2009 21:21)
gabidemony:rehefa mba mahita olona manao an'izany ianareo dia aza lazaina oe ny gasy rehetra aty ivelany kosa no manao an'zany eeee! ekena fa misy ny manao an'izany fa firy fotsiny?????
Manahirana tokoa ny mitaiza zaza aty ivelany,indrindra fa le zaza nitombo taty
ireny,mifanohitra t@ fitaizana tany @tsika.
Hitako ny aty italie mantsy de misy ireoakizy gasy eny, na olon-dehibe izany ,
de tsy mikilasy ny tenany tsy ho gasy intsony ka henamaso aminy ny hilazany hoe anisan\'ny gasy izy.Mampalahelo ery......nefa ny vaza aty tsy mandray azy ho vaza mihintsy fa maizina ( miseo ho vaza nefa kay tsy fotsy fa mainty )
Betsaka ny ankizy le nitombo taty ko na gasy io na avy aiza fampivahiny,nisy ny nahavita fianarana taty,vaza taratasy,nefa rehefa tonga ny hitadiavany asa
mande manatitra CV vò hitan\'zalah hoe vahiny de tsy tafa na de vaza taratasy aza ianao, avy eo ho aiza izy, efa tsy mihevitra ny tenany ho gasy intsony (tsy mirahara izay isian\'ny dago, na ny fireneny izany) no tsy rarahin\'ny Italianina. Latsaka anelanelany izy zany sady tsy an-tany tsy am-parafara.
NY HO AVINY MBA HANAO AHOANA ?
(anisan\'ny zavamisy aty italie izany)
4. gabidemony
(
17/01/2009 22:16)
Tena sahy aho ny milaza fa ny 50°/° ny gasy aty de manao anio , inona no mahamenatra an'i noue milaza izany.
5. xxx
(
17/01/2009 23:12)
Ny anay izao efa roa ny ankizy , mianadahy ,9 taona sy 12 taona, misy resaka acquis sosialy ilay izy ,ny mety ho atao kokoa angamba araka ny fijeriko azy dia ny hampahafantarana azy ireo ny tombotsoa manokana azon'izy ireo amin'ny lalàna manakery @ ny firenen'ny ray aman-dreniny tsirairay avy,misy mpiandraikitra manokana momba izany eny @ ministeran'ny ati-tany ,ministeran'ny asa vahiny, ministeran'ny fitsarana ,ary raha voaporofo fa misy fanilakilahana , sy fanavakavahana , nahazo ny olona metisy ,dia azo atao tsara ny mitory izany olona , na sosieté izany ,any @ fitsarana na ny BIT ,na izay institution azo hiampangana azy ,ka handraisan'ny manampahefana ny andraikiny.Mahereza fa mbola maro tokoa ny tsy mahita ny lalana tokony haleha eto @ ity fiainana sarotra ity. 8)
6. Papoose
(
18/01/2009 01:28)
gabydevil, misy cas koa hoe le ray amandreny no manitrika an'le toe-tsaina ao andohan'ilay zaza.
fa en zeneral, soa ihany fa any andafy sasany tsary misy manao an'izany lots @ resaka asa :wink:
fa en zeneral, soa ihany fa any andafy sasany tsary misy manao an'izany lots @ resaka asa :wink:
7. Noue
(
18/01/2009 11:52)
gabidemony:fa ahoana no ahitanao oe menatra aho milaza an'io eee ????
Tena sahy aho ny milaza fa ny 50°/° ny gasy aty de manao anio , inona no mahamenatra an'i noue milaza izany.
=)) =)) =)) =))
8. Mirananirina
(
19/01/2009 17:04)
o ry Gaby a,mety ho marina izany,fa tsy ny rehetra araka ny teniny i Noue.Za izao mahita gasy reny ,gasy ray nefa tsy mahay miteny gasy ny zanany,dia niteny aho hoe:ampianaro teny gasy ny zanakareo,fa origine malagasy(langue maternelle)hafa ihany.Dia faly ery reto RAD,avelao ho any fa tsy misy hilavany ny teny gasy.Dia talanjona aho.
9. Papoose
(
19/01/2009 20:58)
ka zay no ataoko hoe ny RAR no tena manitrika an'le izy ao andohan'ny zanany! de le zaza manaraka fotsiny raha tsy hoe tonga saina rehefa lehibebe
10. Rafahafahana
(
20/01/2009 13:19)
gabidemony:
Tena sahy aho ny milaza fa ny 50°/° ny gasy aty de manao anio , inona no mahamenatra an'i noue milaza izany.
Zaho dia sahy milaza fa mihoatra ny 50% no manana io toetra voalaza io, zaho mahita betsaka.
11. ari.malala
(
20/01/2009 14:03)
soa iany fa misy cousin sy cousine ko metisy any ampita any fa fiers ry zareo fa Gasy ar ts mety miteny frantsay aminay aty refa aty fa am teny gasy aby! ny RAD aty faly ery mampiresaka ny zaza amindry zareo hoe amizay mahay miteny frantsay fa ry zareo tsy mety miteny frantsay fa hoe hianatra teny gasy fa gasy! soa iany!
12. kelly13
(
20/01/2009 14:49)
mamporisika ahy ny mampianatra ny zanako aty ny hiresahako @ teny malagasy ny zanako fa mi enrichir ny ankizy ono io surtt @ mahametisy azy!
(misy hidirany v zany resako zany sa za mamo? mdr)
(misy hidirany v zany resako zany sa za mamo? mdr)
14. kelly13
(
20/01/2009 14:58)
ndao aza zany :-D :-D :-D nde hody aho deny tsy mamo ozizy tselonina zay!
15. xxx
(
22/01/2009 08:00)
Ampianaro azy izay lalana fantarao fa mety.Fa ny safidy dia azy tenany ihany no mitondra azy. Raha menatra ny ho gasy izy,dia azy ny azy. Fa meteika ireny zaza ireny rehefa lehibe dia mahatsiaharo ihany.
16. sakaizakely
(
22/01/2009 13:31)
mande manatitra CV vò hitan\'zalah hoe vahiny de tsy tafa na de vaza taratasy aza ianao,
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
mampivanàka ny teboky ny fahitanao azy
tsy misy resaka moa hoe asa inona ilay izy na diploma amin\'inona. Raha misy statistika mikasika an\'io fahitanao io dia alefaso azafady.
ny fahafantarako azy dia ny diploma ihany no mitondra ny asa fa tsy misy idiran\'ny nasionalité. rehefa mifanaraka @ vaninandro sy mifanaraka @ zavatra ilain\'ny mpampiasa dia tsy mitombina mihitsy io fahitanao io.
mbola betsaka hatr@zao ny ankizy mianatra eny @ ambaratonga ambony tsy manana perspective de carrière de mandany andro manaraka filiera ankapobeny : psiko, droit, anglais na espagnol ohatra, hany ka betsaka ny échec, nefa koa na mahatody bac +4 na +5 aza de tsy hay hoe hanao inn
tsy mandinika hoe inona moa izao no diplôma tena tadiavina eo @ sehatry ny fitadiavan\'asa, de awona no ahatongavana am zany,
tsy ampy torohevitra koa angamba no mahatonga an\'izany, fa tsy misy idiran\'ny mahagasy ny tsy fahitana asa
vitsiana de vitsiana ankehitriny ny orinasa mitady diplome général izany, ny technique sy spécifique no tena be mpitady, dia tokony arakarak\'izany no anaovana ny safidy, fa tsy mety ilay manao anjambany filiera jeneraly ireny
vò hitan\'zalah hoe vahiny de tsy tafa na de vaza taratasy aza ianao,
an ?! :roll: :roll:
avy eo ho aiza izy, efa tsy mihevitra ny tenany ho gasy intsony
re an ?! :roll: :roll:
(tsy mirahara izay isian\'ny dago, na ny fireneny izany)
re an ?!:roll: :roll: :roll:
no tsy rarahin\'ny Italianina.
re re an ?! :roll: :roll: :roll:
:roll: :roll: :roll:
brrrrr fanina aho kty :roll: :roll: :roll:
17. sakaizakely
(
22/01/2009 13:35)
de raha ty mou ka atao hoe, dia mihevitra ve ianao fa iny diplomany iny ahitany asa any @ nanata ? afaka manome asa ho an'ireo nandrato fianarana any ivelany rehetra ve ny firenena malagasy :lol: :lol: :lol: