S.O.S.NY ZAZA GASY, METISY ATY IVELANY ARY NY HOAVINY
21. sakaizakely
(
22/01/2009 14:59)
vakio tsara le resak'oul f'aza mitselitselina hotran'io e!
sodé enao no tena mila antenne fa tsy mahatakatra ny tiako lazaina
mamaly ilay teboka miresaka momba ny fitadiavana asa araky ny voalazan'i ragaby aho
vakio tsara f'aza maika mitselitselina neny kely a :-D
23. sakaizakely
(
22/01/2009 15:27)
resaka tendance générale mikasika ny fitadiava asa izany fa tsy miditra @ firenena ipetrahana kou
ny resaka racisme koa hafa, ary ny momba ny hoe manary ny maha malagasy mbola resaka hafa tokony velabelarina tsara
zavatra 3 samy hafa ireo
ny resaka asa no novaliako
ny resaka racisme koa hafa, ary ny momba ny hoe manary ny maha malagasy mbola resaka hafa tokony velabelarina tsara
zavatra 3 samy hafa ireo
ny resaka asa no novaliako
25. gabidemony
(
07/02/2009 17:39)
SAKAIZAKELY ianao ve mba efa taty italie sa aòna? no tonga de mahasa miteny hoe miankina @ diplòma io.
Ny aty tompoko de tsy misy an'izany na de bac+7 aza ianao ka mametraka cv @entreprise mety t@ fianaranao,raisiny iny ka vò hitany ianao hoe maizina @ sary na eo @ anarana defa rovitra ny cv nao ary mehezany iny bac+7 iny hoe napetapetaka.
BA MANARA VAOVAO KELY HOE AòNA ZAO ITALIANINA ZAO
hafa ny any france sy ny firenena sasany fa eto ITALIE no lazaiko