FIJO SY RABILABILA

41. Koditra ( 08/01/2009 19:35)
Zozoro : zay vô azoko lé sujet vaovao ary ambadika ary
:-D :-D :-D :-D :-D
42. fahamarinana ( 08/01/2009 19:53)
:arrow: :-D :-D zozoro koa tsy tia mihanihany ..tsiky dia ampy moa ry zozoro a. :) (l)
43. Papoose ( 08/01/2009 20:22)
zozoro, :-D :-D :-D aleo izy mba hiteny raha manana hetahetam-po hiteny eee!!!!

koditra, ndao ko tsika sy elah mbo hanao an'le "zardin sekre" any @ fisitahantsika satria raha arak'io lazain'i zozoro io tsy misy olana dia tena fomba @ le tsy hita zay maharatsy azy :°)
44. Koditra ( 08/01/2009 20:32)
Zozoro:

Ho inonareo moa ny fiainan'ny tsy irairay ? Misy ve fiainana na fisehon-java-misy tsy maintsy hidirana sy anaovana tondro-marika ? Mifankatia izy ireo. Inona no olana ? ? ? tsy mifankatia izy inona no olana ? ? ? Sa manimba ny fahitana ny zava-misy ka manelingelina ny fiainana ? ? ? Inona moa no maharatsy ny fitiavana, na ny fitsikerana ny fitiavana ? ? ? Tsy tokony hifankatia ve izy ireo raha misy izany ? ? ? Ny niandohany izany na ny nipohirany na ny fiafaran'izany tsy tokony asiana ady hevitra. Dia hoa tantaraina eto ve ny fiainan'ny tsirairay ? ? ? Dia tsy mba hanana ny maha izy azy ve izy ireo ? ? ? Tsy mba hanana ny atao hoe "jardin secret " ve fa dia atao TAKORITSIKA ATSIMO SY AVARATRA ARY ANDREFANA SY ATSINANA ? ? ? Dia tsy hatao hanana ny maha izy azy ve izy ireo ? ? ?
Mifankatia izy ireo, inona no olana ? ? ? Sa manelingelina anao izany ! ! ! raha hoe athés izy ireo, koa maninona moa ! ! ! Sa manelingelina ny fiainana koa izany ? ? ? Tsy maintsy ho kristiana ve na boudistes na musilmans sy ny etsetra ... vao ankafizina ? ? ? Inona moa no tokony hidirana amin'ny fiainany ? ? ? Mba tiako ho fantatra toko.
Fijo, Rabilabila, mifankatiava tsara ary enga anie ianareo tsy ho resin'ny hetraketrakin'ny tany.

Ndraso alou fa tsy tazako kay io hevitry zozoro io teo.
Tô masika be nge zozoro zany eh!
- tsy zà na papoose no nametraka ny dinika
- t@ reo hvtra nivôka retra teo tsy nisy nilaza na nanamafy ny fahamarinan'ny tenin'ny salopard
- ny ambiny manalazy dé mimémé, hatreo
Minoa a enao fa ra teo aza ngamba Rafijo dé vao maika nafàna sy nafinaritra ny fanalanazy teto.

Tsiky dia ampy. :lol:
45. Zozoro ( 08/01/2009 20:53)
Koditra : Tsy masika izany kosa aho aloha ê ! lavitra amiko izany, mba , indrindra fa ho an'i Koditranamosaka ny hevitro momban'ny lazain'i Salopard aho ny amin'i Fijo sy Rabilabila. Tena tiako ho amafisina fa tsy misy hidiran'ny rehetra na inona na inona ny miseho eo amin'ny fiainan'izy ireo. Na athés ireo na mpifankatia na tsy mamangy eto amin'ny serasera intsony. Inona no olana ? Tsy ianareo sy papoose akory no nametraka ny dinika fa lasa nivaralila ilay sujet ka tsy hita intsony izay lohany sy vodiny. Te-hanitsy azy aho no nanoratako an'io fa tsy hoe mi-critique anareo sy papoose akory. Tsy nanao fanahiniana aho, koa miala tsiny raha toa ka nanao izay fantatrao fa tsy mety.
Tena manana tsiky be dia be ny aty, ary atolotra ny rehetra, indrindra fa ho an'i Koditra. Ha ! ha ! ha! Hi ! hi hi! He ! he ! he! :) :) :) :) :) :)
46. Papoose ( 08/01/2009 21:09)
zozoro, mivaralila ahoana moa ny dinika koa zahay sy koditra koa anie mba te hanao ohatran'ny fijo sy rabila2 fotsiny eee!!! mifankatia dia miaraka misitaka :°) zay tsy misy olana hoy ianao! :D
47. Koditra ( 08/01/2009 21:17)
Ok Zozoro.
Nitovy evitra taminao dôly iany nge ny oul retra momban'ny Fijo sy Rabilabila e.
Sôtsa betsaka t@ tsiky vtraky be. Lany nerabaina namana t@ vôloan'ny taona teo lé credit kely anki2 bizoroka ra tsyzany nomeko anao dôly. :* :* :* :* :*
48. Papoose ( 08/01/2009 21:29)
mivadika le tantara le :-D
49. rabilabila ( 09/01/2009 02:40)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Efa vita nge ny fety ry reto e!!
Ary i Zozoro izany toa mbola tsy zatran'ilay fanalàna azy eto fa tondé sérieux be!! :-D :-D Alao mora Ra-Zozoro a!! eritreritra mandalo ny an'ny sasany ary vinavinam-binany .Ary aza ajanona ho tsiky dia ampy fotsiny fa toundé atao TOKELAKA 2009 mahitsiny e!! :wink: :) :D :P :-D :-P
50. sakaizakely ( 09/01/2009 13:17)
Misy raneny tsy mahay mifôrom kou ato zany mandrava sivana shhhh

51. fahamarinana ( 09/01/2009 13:38)
:arrow: :-D :-D izy oah dia mampihomehy ahy foana ! :wink: (l)
52. sakaizakely ( 09/01/2009 14:06)
inn njay no mampme an'i faha ?
le oul tsy mahay mifôrum ve :-P :-P :-P :-P
53. fahamarinana ( 09/01/2009 14:44)
:arrow: :-D :-D efa nampianarin'ny koditra izy teo.. (l)
54. Zozoro ( 09/01/2009 18:00)
rabilabila:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Efa vita nge ny fety ry reto e!!
Ary i Zozoro izany toa mbola tsy zatran'ilay fanalàna azy eto fa tondé sérieux be!! :-D :-D Alao mora Ra-Zozoro a!! eritreritra mandalo ny an'ny sasany ary vinavinam-binany .Ary aza ajanona ho tsiky dia ampy fotsiny fa toundé atao TOKELAKA 2009 mahitsiny e!! :wink: :) :D :P :-D :-P


Dia tsiky malefaka arahako tokelaka miangaly ary ê! Aza omena tsiny raha toa....
Ny vazivazy iray an-dalana, ary ny tontolo no fiainana. Tsiky sy Hehy rabilabila â!


55. Zozoro ( 09/01/2009 18:22)
sakaizakely:

Misy raneny tsy mahay mifôrom kou ato zany mandrava sivana shhhh




Izaho ve no Raneny tinao ho lazaina ? Misaotra indrindra, tena mankasitraka , feno voninahitra aho, à mon âge !!! dia efa misy miantso ahy Neny ! "j'en suis fière" nefa aza atao mahasakana ny dinidinika eto izany. Horoka kely sakaizakely â!
:* :* Tena mankasitraka !
56. Papoose ( 09/01/2009 18:59)
:-D :-D aleo alloha aho hihira kely

horoka eee(horok'eee)
ty ahy hoe (ty aho hoe)
tsy ampela tsy ampela
fa nenibe (nenibe heeee)

de mbola koike ko no nanao azu kay mou! :-P

rabilabila, de mety ho lasa tokelaka sivy ambiroarivo zany nareo sy fijo! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1301