FIJO SY RABILABILA

1. salopard ( 03/01/2009 19:52)
Fa mpivady ve izy mitsam ireny e!
Toa samy fan club ny athée
samy nanomboka nisintaka t@ mi-decembre, ary mandritran'ny herinandro maromaro
ary toa samy tsy afaka manao Internet mandritra ireo fotoana ireo (sahala @ hoe nisintaka any @ tany tsy misy andriamanitra)

hum...huMMm..humm.
maimbomaimbo izy mits ireny ka...
tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any ra-IKA, sy ra-nyrina a !
snif...snif...
tchouff...tchouf...
novalian'i Papoose ny 09/01/2009 18:59
2. Noue ( 03/01/2009 20:36)
dia inona no idirany fivavahana sy finoana @ zany eeee ???
3. ikaretsaka ( 03/01/2009 21:12)
any ihany izy ka.. tsisy nety fotsiny ry zalahy rehefa dec fa manao ramadan athee :-D
4. dadabe ( 04/01/2009 03:21)
:roll: :roll: tsy azoko
5. Papoose ( 04/01/2009 04:13)
:^) :^) :^) :^) :^)
6. xxx ( 04/01/2009 07:49)
tokony hofafana ity lohahevitra ity satria ohatra mitory fihantsiana sy fanaratsiana olona. :evil:
7. salopard ( 04/01/2009 08:08)
tokony hofafana ity lohahevitra ity satria ohatra mitory fihantsiana sy fanaratsiana olona.


izay indray le mahita biby partout.
Raha ny samy serasera no mivady , dia ratsy ve. sa ny fanambadiana ratsy. taizandrenibe marina i toi

tsy azoko


samy athéé, dia avy eo samy misintaka @ fotoana mitovy, dia samy tsy afaka hampiasa internet any @ tany hisintahany (nefa rare ny toerana tsy misy net); sao mpivady aza izy mitsam

tsy ampy dôzazy aloha e, sao mis any e!
sniff
tchouf...



8. Noue ( 04/01/2009 08:23)
salopard:

samy athéé, dia avy eo samy misintaka @ fotoana mitovy, dia samy tsy afaka hampiasa internet any @ tany hisintahany (nefa rare ny toerana tsy misy net); sao mpivady aza izy mitsam

ka inona no olanao @ zany eee ?????


9. vale ( 04/01/2009 14:37)
:lol:
10. ikaretsaka ( 04/01/2009 23:29)
Salopard>efa hoe lafarinina iny fa tsy daina an la zany..normal raha mihevom-poana
11. sakaizakely ( 05/01/2009 12:55)
:-D :-D :-D :-D :-D

zany avy ka amoronandresaka :-D :-D :-D :-D
12. rabilabila ( 05/01/2009 13:58)
:-D :-D :-D :-P
Hay dia efa tena hanaovana resaka manokana mihitsy izahay sy Fijo ? Dadany indray izany leiretsy an!! Vinavinam-binany marina kle !
Dia ho soa sy ho finaritsa aby amin'ity taona vaovao e!! :P
13. ikaretsaka ( 05/01/2009 20:15)
ary ampirimo @ izay iny lafarinina sy talc an'i beben'i laisany iny
14. Papoose ( 05/01/2009 20:18)
tokony atao resaka fitiavana ndray kaaa! hoe iza daholo no lasa mpivady ato!! :-D :-D na gay koa aza anieee na lesbiennes! :^) fa sipa na bandy roa niara-nisitaka
15. Koditra ( 05/01/2009 20:18)
:-D :-D :-D
16. Papoose ( 05/01/2009 21:03)
sao de hisitaka enao ry koditsa fa za kounkou mantsy mety raha ohatra ka!!
17. Koditra ( 05/01/2009 21:10)
Papoose : Ndao ko tsika isitaka fa zà ko sahy raha ohatsa ka!! :lol:
18. sakaizakely ( 05/01/2009 21:46)
de hande ndray ny dinika vaovao oe ary to niara nanjavona wa kodtsa sy papozy e
nena tondé alefako melou ny firariana papozy kodtsa kely bedabe 7 la 7 vavy
19. Papoose ( 05/01/2009 22:12)
koditra: raikits'zany!!!! ovin tsika no hiverina??? :°)
20. Koditra ( 06/01/2009 09:15)
Papoose : ndraso kalou calculétsika oé firy jours nen'Fijo sy Rabilabila dé aleo apitoviana.

sakaizakely:
de hande ndray ny dinika vaovao oe ary to niara nanjavona wa kodtsa sy papozy e
nena tondé alefako melou ny firariana papozy kodtsa kely bedabe 7 la 7 vavy

Zany kosa vé dé tsy ovitatsika ry papoose ? :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2186