FIJO SY RABILABILA

21. Papoose ( 06/01/2009 15:10)
koditra, vitantsika iooo...minoa fotsiny ihany! :°)
22. Koditra ( 06/01/2009 15:14)
Papoose : Tonga dé mijereva re7 fa ataotsika kambana 14, 1er tour dé vita :-D :-D
23. ikaretsaka ( 06/01/2009 17:03)
eeeee lasa koa aho raha izany .... aiza i tywa teo? :-D
24. Koditra ( 06/01/2009 17:51)
Ika : Tara elah fa mety efa nisy nitondra nisitaka izy matoa tsy tàzana :-D :-D
25. fahamarinana ( 06/01/2009 17:55)
:arrow: mandeha tsara kosa ny ato an! :-D (l)
26. ikaretsaka ( 06/01/2009 18:03)
Faha.... ndao koa isika hisintaka raha izany
27. fahamarinana ( 06/01/2009 18:06)
:arrow: :-D :-D (l)
28. Koditra ( 06/01/2009 18:08)
Ika : hita mitsy oe oul mino sy mivavaka elah ! Nisy anjely nanavotra sy tonga oazy. :lol:
29. vale ( 06/01/2009 19:07)
:-D :-D :-D :-D :-D
30. ikaretsaka ( 06/01/2009 19:34)
za tsy maka lavitra ko.... rehefa tsy hita i tywa de ny hita akaiky ohatrandry faha ro alaina eee :^)
31. Papoose ( 06/01/2009 20:08)
(l)koditsa, re7 be proteines no ataontsika resistanssss dia mikobana tsara!!!tonga de mamokatra (l) :°)
32. ikaretsaka ( 06/01/2009 20:44)
Cialis firy tovangy zany le
33. Papoose ( 06/01/2009 21:32)
:roll:
34. naughtyboy ( 07/01/2009 09:49)
aokanla less ry salopaka i zy mitsamm fa akama milay reny :D
35. Koditra ( 08/01/2009 14:57)
Papoose : ndao @zay fefavy nikotrana nanao entrainemnt zà
36. Papoose ( 08/01/2009 16:17)
tsy be v ny rano very de sao de tsy misy afitsoka tsony enao!!!!
ndao ary eee!!!las'zao!
37. Koditra ( 08/01/2009 16:20)
ny hatsembohana no very fa lé rano vôlaza ary ambadika ary mbola vtraky be :-D :-D :-D
38. Zozoro ( 08/01/2009 18:49)
Ho inonareo moa ny fiainan'ny tsy irairay ? Misy ve fiainana na fisehon-java-misy tsy maintsy hidirana sy anaovana tondro-marika ? Mifankatia izy ireo. Inona no olana ? ? ? tsy mifankatia izy inona no olana ? ? ? Sa manimba ny fahitana ny zava-misy ka manelingelina ny fiainana ? ? ? Inona moa no maharatsy ny fitiavana, na ny fitsikerana ny fitiavana ? ? ? Tsy tokony hifankatia ve izy ireo raha misy izany ? ? ? Ny niandohany izany na ny nipohirany na ny fiafaran'izany tsy tokony asiana ady hevitra. Dia hoa tantaraina eto ve ny fiainan'ny tsirairay ? ? ? Dia tsy mba hanana ny maha izy azy ve izy ireo ? ? ? Tsy mba hanana ny atao hoe "jardin secret " ve fa dia atao TAKORITSIKA ATSIMO SY AVARATRA ARY ANDREFANA SY ATSINANA ? ? ? Dia tsy hatao hanana ny maha izy azy ve izy ireo ? ? ?
Mifankatia izy ireo, inona no olana ? ? ? Sa manelingelina anao izany ! ! ! raha hoe athés izy ireo, koa maninona moa ! ! ! Sa manelingelina ny fiainana koa izany ? ? ? Tsy maintsy ho kristiana ve na boudistes na musilmans sy ny etsetra ... vao ankafizina ? ? ? Inona moa no tokony hidirana amin'ny fiainany ? ? ? Mba tiako ho fantatra toko.
Fijo, Rabilabila, mifankatiava tsara ary enga anie ianareo tsy ho resin'ny hetraketrakin'ny tany.
39. fahamarinana ( 08/01/2009 18:54)
:arrow: :-D :-D :-D ndraso aloha fa efa nivadika ny tafa anie zozoro e,efa koditra sy paoose zao no roles ato kouh. (l)
40. Zozoro ( 08/01/2009 19:01)
Izaho aloha dia manolotra ny hevitro momban'i Fijo sy Rabilabila ê ! Tsy hitako izay hidiran'i Koditra sy Papoose amin'ity sujet hatreto, nefa toa misy hifandraisany ihany : "izao no ataonay "
Ovay ho koditra sy papoose ny sujet. fa avelao hanana ny maha izy azy i Fijo sy Rabilabila.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2728