mahavariana ahy
61. bor2lais
(
17/01/2009 10:11)
Ika > ny finoanao no resahina eto fa tsy ny an\'ny sasany izay tsy mitovy aminao.
Moa ve manozongozona na manelingelina ny finoanao ny fanaovan\'ny sasany fomba tsy araka ny fanaonao ?
Izay aloha ny fandraisako ilay hoe resaka tsy mampandroso sy tsy mahasoa eto e !
62. ikaretsaka
(
17/01/2009 16:23)
Ka ny finoako tsy hoe izay tiako ka
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0079