mahavariana ahy
21. ikaretsaka
(
30/12/2008 23:57)
Amiko rehefa tsary manimba sy manakorontana anao sy ny manodidina de asa miaraka @ atra izay.... fa rehefa manhohitohina ny manodidina sy ny tena ...na mody saronana ny anaran'i jesoa sy fampitahorana @ anaran I satana dia tsy poinsa
23. prime
(
31/12/2008 09:00)
ari.malala:... na ianao ihany aza dia efa nahavaly ny fanontaniana sy ny fanamarihana tianao nentina...
ka izay indrindra mantsy no mahavariana ahy anie e! fa nahoana moa no tsy maintsy hoe asan'nydevoly foana ry prime izay tsy miresaka an'Andriamanitra? HS ity fa tsy resaka dihy fa ianao sy ny vadinao izany tsy miray aranofo itnsony satria asan'ny fahavetavetana izany asan'ny devoly? ny mahavariana ahy dia rehefa ilay hoe handeha mariazy hono izany dia tys mahazo manao afatsy hira fiderana (euh ) dia nefa misy nysasany mpanatrika mba mody lava be miraritarika ny akanjo fa ny lamosina mihanjaka, ny zipo tataka hatrery am-poto-pe, tsy aleoko ihany toa ahy manao pataloha lava ity!!! iny tsy misy risque hitanjaka intsony tsinona ko hihihihi! fa ilay mandihy any amin'ny soirée, rehefa inona nomisy devoly dia rehefa inona no tsy misy ry prime? mba azavao kely hoe fa ts azoko mihintsy!
Ny tena fototra tian'ny namana nambara tamin'io lahatsoratra hitanao io dia fampandinihan-tena fa tsy fitsarana akory hoe izao no mety dia izao no tsy mety... ny fahafantarana ny mety sy tsy mety dia an'ny tsirairay araka izay fomba fifandraisany sy fifankazarany amin'ilay Andriamanitra tiany sy tompoiny ary ankatoaviny...
Na ianao ihany aza dia nahavita nanazava ny foto-kevitra tamin'ireo fomba fitafy notsongainao ireo...
Ny dihy azo atao, ny fihaingoana tsara azo atao, ny fitafiana tsara azo atao... tsy ny hafa no mamaritra izany ho anao fa ianao ihany araka izay fifandraisanao amin'ny Tompo...
Mikasika ny fitady, na amin'ny samy Mpiandry sy Mpitandrina sy Diakona aza ohatra dia, ny sasany manao akanjo fotsy hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia ary tsy maintsy malalaka ny fitafy na amin'ny andavanandro aza... ny sasany manao pataloha ary misy makiazy tsara (tsotra sy maotina fa tsara)... dia samy manana ny maharesy lahatra azy... fa tonga mamorona lalàna hafa noho izay nampianarin'i Kristy isika mpino raha mihoatra izay...
Ny Mpiandry sasany sady tsy manatrika fety intsony afatsy izay an'ny fiangonana, ny sasany manatrika mariazy fa tsy mandihy, ny sasany sady manatrika mariazy no mandihy raha hira tsy mila dihin'olon-droa ary tsy mitsinjaka sns...
Ka averiko fohy, tsy ny resaka dihy sy fihaingoana sy fitafy azo atao no olana satria samy manana izay maharesy lahatra azy ny tsirairay fa ilay finoana mihitsy na tsia ny fisian'ny devoly... :)
24. diamondra27
(
31/12/2008 09:14)
ka izay indrindra manko ry prime no hitako eto koa mamaky ilay article, tsy mitsara na iza na iza izy fa miteny fotsiny hoe afaka mandihy daholo ny olona fa ho an'ny kristiana izay manontany tena hoe afaka mandihy any am boity , mety sa tsy mety dia io no nolazainy hoe: rehefa fanatrao fa tsy manome voninahitra ny Tompo dia aza manao. Tena personnel io fa tsy azon'olon-kafa hidirana mihintsy . Tahaka ny fandraisanao an'i Jesosy ho tompon'ny fiainanao dia tahaka izany koa io, miankina amin'ny eritreritry ny feon'ny fieritreretanao io fa tsy misy manakana anao mihintsy hoe mandihiza na tsia.
Badboy: io koa izany no valiny omeko anao fa tsy hoe voegeja izany.
Firaisana amin'Atra ange ny vavaka e, raha mbola mahatsiaro force ianao mivavaka dia aleo hajanona , fa ny atao hoe vavaka amiko dia firesahana amin'Atra. Raha tianao Atra dia mazoto ianao miresaka aminy.
Diniho fotsiny fa mandany adiny firy isika miresaka amin'ny olontiantsika , ny vady ny zanaka , ny namana sns kanefa ve raha milaza ianao fa tia an'Atra dia tsy hazoto hiresaka aminy?
Ny fiainana miaraka amin'Atro dia tsy misy voageja na voatery araka ny voalazanao fa tena olona afaka tokoa aho.
Misaotra anao nilaza mba anhafahako manazava bebe kokoa ny tiako lazaina

25. badboy
(
31/12/2008 09:52)
nyrina:
Nisy tovovavy izay ketr'ila ilay izy..Nivavaka mafy tokoa ity pasitera mba ho sitrany izy ary nisy fahagagana tokoa ka lasa nitovy ilay tongony roa. Talohan'izay dia tena nazoto nivavaka ilay tovovavy.Taty aoriana anefa dia tsy niverina niangona intsony izy .Aiza izy hoy hianareo ? Any amin'ny boite de nuit no fandehanany isaky ny sabotsy ary dia tsy tafafoha niangona intsony.Nivavaka ho azy ihany pasitera mba hiverenany sy mba ho voavonjy ny fanahiny ary dia nahita fahitana izy fa averiny aminy ny tongony ketr'ila satria ny fananany tongotro mitovy dia nampivoana aza tsy anatona an'Atra intsony .Dia hatreo no farany henoko ,lasa niverina ho ketr'ila ilay tovovavy.
Terena tsotra izao izany ilay vehivavy handeha hivavaka satria hoe tao no nahasirana ny tongony dia tokony handoa ny fanasitranana izy @ alalan'ny tsy maintsy handehanana miangona!! Ary rehefa tsy handeha hiangona intsony izy dia i pasitera mihintsy no hivavaka hampaketraka azy hiverenany hiangona!! Mba pasitera inona izany mirary ratsy ao anaty fivavahana izany, ary mba fiangona tahaky ny ahoana izany mamatotra ny mpivavaka ao aminy izany??? :evil: :evil:
nyrina:Dia lazainao koa izany fa ratsy ny asan'ilay inoanao satria izy no nanao ny alina?? @ alina no mivoaka ny mpandihy satria ny atoandro andro fiasana fitadiavambola handehanana handihy sy amelomana fianakaviana!!!! Sa nyrina tsy mila miasa fa ny fivavahana dia ampy ary hitory no aleha any @ boite de jour??? :-D :-D :-D :-D
Maninona no tsy atao amin'ny atoandro ny fandihizana any amin'ny bar na any amin'ny club na any amin'ny boite de nuit ? satria amin'ny alina daholo no mivoaka ny rehetra ( toa ao anatin'ny maizina daholo tokoa no miseho ny atao ka mihevitra hoe tsy misy mahita kanefa Atra anie mahita antsika na ao amin'ny maizina aza e ) hi,hi,hi .
nyrina:
Amiko tsy misy maharatsy ny hoe mandihidihy sy mihirahira fa ity mba zavatra lazaiko ,go go dancing no hilazana azy ....vehivavy mandihindihy ary silipy sy taty nono fotsiny no anaovany eo dia mandrotsaka vola ao anatin'ny slipiny ny lehilahy... anjarantsika no misaina dihy koa io .... ilaina ve ny mandeha mijery izany, filan'ny vatana ve no tadiaviko sa filan'ny fanahy ?
Averiko indray fa arakaraky ny toerana io : ireto ny santionan'ny sary any amin'ny toerana antsoina hoe go-go dancing .
Jereo eto
Jereo eto
Jereo eto
Olona tsy ampy vehivavy no matetika mandeha @ ireny satria nahilikilik'ireo izay mba nokôtiny!! Ka nyrina @ maha kristianina anao dia tokony harosonao ny tenanao hanala ny mavesatra ao @ izireo tsirairay satria tsy hihaino ny toriteny no andehanany any fa hanala ny mavesatra ao aminy!!!
26. mia
(
31/12/2008 11:17)
Ny fo sy fisainantsika olombelona anie dia tsinontsinona fa ny tenin'Atra ihany no manafaka ny ahiahy e!
Rehefa mahatsapa fa novidina lafo (t@ ran'i JESOA) ve ny tenantsika dia ditra foana no asetry izany fitiavana izany??
Ny ahy dia tsotra fotsiny no ataoko an-tsaina hoe : Mifalia, ry zatovo, dieny mbola Tanora hianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin'ny andro fahatanoranao; ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao sy izay jeren'ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin'Andriamanitra hotsaraina hianao amin'izany rehetra izany. MPITORITENY 11/9
Dia manaova fety sambatra daholo!
:-*

27. ikaretsaka
(
31/12/2008 22:16)
Andriamanitra mihitsy no mahafaka ahiahy fa tsy ny Teniny fotsiny ho'a
manjary lasanko vavany fotsiny nareo
manjary lasanko vavany fotsiny nareo
28. mia
(
01/01/2009 10:32)
ikaretsaka>>Au commencement était la Parole, et la Parole était avec Dieu, et la Parole était Dieu !!
Tratry ny taona dia sois béni dans tavie
Tratry ny taona dia sois béni dans tavie
29. ikaretsaka
(
01/01/2009 16:26)
mia:
ikaretsaka>>Au commencement était la Parole, et la Parole était avec Dieu, et la Parole était Dieu !!
Tratry ny taona dia sois béni dans tavie
Ary ny teny tonga nofo...
Ca a commence....et ca continue :idea:
Beni foana e.
Adoremus
30. prime
(
02/01/2009 10:33)
ikaretsaka> Tsy ny mofo no tohin'ny herin'Andriamanitra fa ny Fanahy Masina... raha lasa Jesosy (nefa mbola hiverina) dia ny Fanahiny no nirahiny hitoetra fa tsy ny mofo... :)
31. ikaretsaka
(
02/01/2009 15:32)
Misy fanahy masina ny mofo.... ary vatany tokoa...
Tsy adala akory ny evanjelista 4 (miampy ireo tsy aoanaty baiboly) sy I paoly nandany ranomainty sy toko maromaro nilaza ny momban'io.
Tsy fanasana fotsiny io fa sady sacrifice no communion
Tsy adala akory ny evanjelista 4 (miampy ireo tsy aoanaty baiboly) sy I paoly nandany ranomainty sy toko maromaro nilaza ny momban'io.
Tsy fanasana fotsiny io fa sady sacrifice no communion
32. ari.malala
(
05/01/2009 06:51)
Euh, raha tsy diso aho dia misy tohiny anie ilay hoe Teny tonga nofo e! hoe ka niara nonina tamintsika :) de ahoana izany?
prime:
ikaretsaka> Tsy ny mofo no tohin'ny herin'Andriamanitra fa ny Fanahy Masina... raha lasa Jesosy (nefa mbola hiverina) dia ny Fanahiny no nirahiny hitoetra fa tsy ny mofo... :)
33. ikaretsaka
(
05/01/2009 16:13)
Ka jesosy raprime tsy lasa izany a. Eo amintsika mandrakariva izy .... ambara pahatapitr'izao ttl zao.
34. prime
(
08/01/2009 10:35)
ari.malala:... Ka ilay teny no tonga nofo fa tsy ny mofo... na ianao aza dia nahalaza azy... :lol:
Euh, raha tsy diso aho dia misy tohiny anie ilay hoe Teny tonga nofo e! hoe ka niara nonina tamintsika de ahoana izany?
ikaretsaka:... raha izay no finoanao sy maharesy lahatra anao dia hazony fa tsy misy olana tsy akory...
Misy fanahy masina ny mofo.... ary vatany tokoa...
Tsy adala akory ny evanjelista 4 (miampy ireo tsy aoanaty baiboly) sy I paoly nandany ranomainty sy toko maromaro nilaza ny momban'io.
Tsy fanasana fotsiny io fa sady sacrifice no communion
ikaretsaka:... Mitombina ny ambaranao raha raisina amin'ny ankapobeny satria velona tokoa Jesosy ary mitoetra amin'ny olona...
Ka jesosy raprime tsy lasa izany a. Eo amintsika mandrakariva izy .... ambara pahatapitr'izao ttl zao.
Nefa raha eto izy dia mahita Azy ve ianao??? raha eto amintsika Izy dia inona ny fanahy masina izany raha ny hevitrao??? diso va ny soratra masina raha niteny Kristy tamin'ny Apostoly fa handeha Izy hamboatra fitoerana ho an'ny mino??? diso va ny soratra masina raha niteny fa niakatra any andanitra Kristy teo imason'ny Apostoly ary nampanantena fa mbola hiverina toa iny nahitana Azy niakatra iny, fa saingy amin'ny voninahiny kosa??? diso va ny soratra masina raha niteny Jesosy fa tsy maintsy miala Izy satria tsy ho tonga ilay hery lehibe ho an'ny mino rehetra raha tsy miala Izy aloha, ary nanao fanoharana maro dia maro tamin'izany Izy, anisan'ny hafa kely indrindra ny fanoharana mikasika ny kitapo hoditra tonta sy vaovao???
Jesosy monina amin'ny mpino dia amin'ny endriny roa, ilay teny tonga nofo ka monina amin'ny mpino (miray ao anaty ka ilay tenin'Andriamanitra mihitsy no velona ao anaty) sy ilay fanahy masina velona nomena ho an'izay rehetra manaiky fa Andriamanitra Jesosy... :)
35. ari.malala
(
08/01/2009 11:45)
prime:
ari.malala:... Ka ilay teny no tonga nofo fa tsy ny mofo... na ianao aza dia nahalaza azy... :lol: velona nomena ho an'izay rehetra manaiky fa Andriamanitra Jesosy... :)
Euh, raha tsy diso aho dia misy tohiny anie ilay hoe Teny tonga nofo e! hoe ka niara nonina tamintsika de ahoana izany?
hé hé hé aza tonga de maika be hanohitra hoa! fa iza no niteny teo @ fanasana farany raha niara nisakafo t@ mpianany Izy hoe raiso ary hano fa Vatako ity'??? inona ilay nolazainy fa Vatany, tsy mofo? ka akory? :-P
36. prime
(
08/01/2009 12:10)
Ka io no fampianarana raisinao ary inoanao (fampianarana ekar) dia hazony fa tsy misy olana ny hoe teny tonga nofo ary nofo tonga mofo... :lol:
Raha ilay nofo tonga mofo no zavadehibe ka maharesy lahatra anao (anareo) ho fandraisana an'i Jesosy dia hazony satria ny fandraisana an'i Jesosy no zavadehibe... tsy ny handresy lahatra no nilazako io ambony io fa ny lazain'ny Soratra Masina nanambara fa lehibe ny Fanahy Masin'Andriamanitra (miohatra amin'ny mofo) satria io no herin'Andriamanitra amin'izao ankehitriny izao raha ny lazain'ny Soratra Masina...
Tsy ilay fandraisana mofo fotsiny akory aza no tena zavadehibe raha ny lazain'ny Soratra Masina fa ny Fanahy Masina sy ilay firaisana aina ary ilay fanahy mandray ny mofo sy kapoaka... fa tsy sitrak'Andriamanitra ny mandray sy mihinana amin'ny fanahy tsy mendrika...

37. ari.malala
(
12/01/2009 09:18)

Sanatira tsy hanamaivana ny Fnahy Masina aho raha ni citer ilay hoe Raiso ary hano sns satria lasa resak'hanina ftsn no basen'ilay resaka raha izany, fa mbola Izy tenany ihany koa no nilaza fa izay rehetra mihinana ny Nofony sy misotro ny Rany no hanana ny fianana mandrakizay :-) D'accord 100% aminao aho amin'ilay hoe tsy sitrak'Andriamanitra ny mandray sy mihinana @ fanahy tsy mendrika, ary izany indrindra no nisian'ny sakramentan'ny fampihavanana :-)
39. ikaretsaka
(
12/01/2009 16:02)
Fa ny tsy azoko mihitsy @ ndraprime de hoe VOALAZA ANGE ARY IZY MIHITSY NO NITENY hoe vatako ity sy rako ity sy nanafatra hoe ataovy izao ceremonia izao... dia maninona no tsy ekena?.....
Nefa mipilapilaka ery milaza hoe ze voasoratra no ekena?
Mba hazavao mazava tsara. Azafady
Nefa mipilapilaka ery milaza hoe ze voasoratra no ekena?
Mba hazavao mazava tsara. Azafady
40. prime
(
13/01/2009 11:13)
ikaretsaka> Raha tsy mandalina ny atao hoe "fandraisana ny fanasan'ny Tompo sy fanatrehana ny fanasan'ny Tompo sy fiatrehana ny latabatry ny Tompo" hianao dia tsy misy mahasoa ny iresahana izany akory toy ny tsy misy mahasoa ny handaniana andro iresahana ny sabata sy ny batisa rano sy ny batisa fanahy hoe atsofoka, asaika sa ametrahan-tanana no tena izy, zazakely sa olon-dehibe, sabotsy sa alahady no tena izy, alakamisy sa alarobia sa zoma Jesosy no tena maty nanomboana Azy sns... :)
Raha izaho no horesenao lahatra ny mahatena nofo sy rà ny mofo sy divay rehefa mandray ny fanasan'ny Tompo dia ho rera-poana ihany hianao... :lol:
Mahereza hatrany...
Raha izaho no horesenao lahatra ny mahatena nofo sy rà ny mofo sy divay rehefa mandray ny fanasan'ny Tompo dia ho rera-poana ihany hianao... :lol:
Mahereza hatrany...