tafafoha ny maty e.
42. ikaretsaka
(
08/01/2009 10:14)
ari.malala:
isany tafiditra amizany ve ireo avy nodidana dia en rénimation? :-P
Ny en reanimation tsy mort cliniquement koa... raha tsy hoe nanao arret cardiaque angaha
Misy le coma amantaonanay ireny koa tsy azo sokajiana hoe maty satria mitempo ny fony
Fa ny azo amintinana azy ngamba de hoe ireo rehetra maty de niverina ka nitsangana ny vatany, raha raisina eo @ le etat paranormal dia teo ambavahady aby de niverina, fa tsy tany @ fianan tsy hita ka efa nipetraka ela tany no nipoly!
Izay cas izay hoe tsy miverina vatana tsotry de lasa angatra na fanahy na matoatoa fa tsa miverina @ le vatana tsotry
43. diamondra27
(
10/01/2009 10:10)
ika hay ve ianao efa maty dia velona indray e
ity indray izany misy olona efa tany amin'ny enfer fa tafaverina soa ndray eto an-tany. Samia aza mijery dia ahoana ny hevitrareo
http://www.dailymotion.com/video/k5fuqdrkgg4jvwPwXA
ity indray izany misy olona efa tany amin'ny enfer fa tafaverina soa ndray eto an-tany. Samia aza mijery dia ahoana ny hevitrareo
http://www.dailymotion.com/video/k5fuqdrkgg4jvwPwXA
44. naughtyboy
(
11/01/2009 08:41)
Out of Body Experience , mety ho zvmisy ko io tantarany ngama io ny efa henoko araky ireo rakitra aratantara ao amintsika de oh.ilay pasitera mpiandry tao Andravoahangy fivavahana niakatra velona tany andanitra @ alalany fanahy na i nenilava koa..ny nidina tany @ afobe kalo de ity Bill ity no voalohany nahenoko ity tantara ity ka asa
45. ikaretsaka
(
12/01/2009 00:06)
Io out of body exp io koa resaqka hafa mihitsy indray koa a.. ary amiko io don. Bedebe ny fantsatsika hoe misy an'io... ry nenilava, ry st francois d' assise...., ireny maitre boudhiste ireny.ireny tromba ireny...fa amin'ny akamaroantsika moa io raha io. Derehefa tsy ao @ le inoantsika le izy no mi se manifeste de hoe herin'ny maizina foana fa tsy mbola afaka manadihady lalina ny. Momban iny my fisokafan tsaintsika
