tafafoha ny maty e.

21. bor2lais ( 30/12/2008 16:50)
Ndao tohizana ilay HS (fa efa mifarana koa moa ity ny taona)

Hoy i Niryna :

\"nividy trondro izahay ity tamin\'ny alahady avy niangony,ireny trondro nofony ireny fotsiny a,tsy nisy loha tsy nisy vatana va nofotrondro fotsiny,rehefa hodidiana ilay izy dia nihetsiketsika be :roll: izahay mivady no niara nahita azy ary tsy vetivety fa elabe .tena variana aho ...toa mitempo kanefa tsy misy fo ,ha,ha..\"

-> tena sûr ve ianareo mivady fa trondro no novidinareo ?

\"Olona nodomin\'ny fiara ny lohany dia nipitika tery ilay loha kanefa mbola afaka miantsoantso elabe ihany.Ny tanana amin\'izay mipelipelika ao anaty fiara\"

-> ka io ange no nahatonga ilay fiteny hoe : mimenomenona tahaka ny loha tapaka e !

\"Nitondra moto ranamana dia nanao accident,tsy nahatsiaro saina izy ka nony tonga teny amin\'ny hopitaly rehefa nifoha izy dia itany fa tsy nisy teo intsony ny tongony roa.Teo izy vao nikiakiaka nanapatra ny ainy.\"

-> sao dia ilay \"baskets\" vaovao tsy teo intsony kosa ...

\"Tsy izaho no nantsoin\'Atra hoy Rabe teo avara-trano fa Rabe eo andrefantrano ,hay maty ilay Rabe teo andrefantrano tamin\'ny fotoana nifohazan-dRabe teo avara-trano\"

-> Ka niepoka niondrika i Rabe teo avara-trano rehefa nantsoina dia i Rabe teo andrefantrano izay nijoro tao aoriany no voatondro ...

Miala tsiny indrindra @ izay mora tohina an !

22. badboy ( 30/12/2008 18:54)
aoka alou fa aza terena i kotobekibo fa mbola mamorona anle tantara izy e! nareo maimay


F'inona, tsy efa ampy kosa ve izay ilay fotona fa jereo ny jôba fa efa jajaka mihintsy!! Tandremo sao mirater ny faran'ilay zistoara fa oaiaka be an!!! :-D :-D :-D :-D :-D
23. badboy ( 30/12/2008 18:57)
Ndao tohizana ilay HS (fa efa mifarana koa moa ity ny taona)

Hoy i Niryna :

"nividy trondro izahay ity tamin'ny alahady avy niangony,ireny trondro nofony ireny fotsiny a,tsy nisy loha tsy nisy vatana va nofotrondro fotsiny,rehefa hodidiana ilay izy dia nihetsiketsika be izahay mivady no niara nahita azy ary tsy vetivety fa elabe .tena variana aho ...toa mitempo kanefa tsy misy fo ,ha,ha.."

-> tena sûr ve ianareo mivady fa trondro no novidinareo ?

"Olona nodomin'ny fiara ny lohany dia nipitika tery ilay loha kanefa mbola afaka miantsoantso elabe ihany.Ny tanana amin'izay mipelipelika ao anaty fiara"

-> ka io ange no nahatonga ilay fiteny hoe : mimenomenona tahaka ny loha tapaka e !

"Nitondra moto ranamana dia nanao accident,tsy nahatsiaro saina izy ka nony tonga teny amin'ny hopitaly rehefa nifoha izy dia itany fa tsy nisy teo intsony ny tongony roa.Teo izy vao nikiakiaka nanapatra ny ainy."

-> sao dia ilay "baskets" vaovao tsy teo intsony kosa ...

"Tsy izaho no nantsoin'Atra hoy Rabe teo avara-trano fa Rabe eo andrefantrano ,hay maty ilay Rabe teo andrefantrano tamin'ny fotoana nifohazan-dRabe teo avara-trano"

-> Ka niepoka niondrika i Rabe teo avara-trano rehefa nantsoina dia i Rabe teo andrefantrano izay nijoro tao aoriany no voatondro ...

Miala tsiny indrindra @ izay mora tohina an !


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
24. kotobekibo ( 30/12/2008 21:12)
booboo , sylvania > Aleo ary zà hamorina !
euhhh....!!! :roll:
nisy ol iray izay nandé nividy trondro , hono , d tokony ho voadonan'ny fiara lery , fa nahay niepoka d ilay tao andrefany no voa , tapaka ny lohany no mimenomenona hoe :
Ehhh...!!! nankaiza ny tongotro 2 ?
:-D :-D :-D
25. badboy ( 30/12/2008 22:03)
Tsssssssssssss aiza ary ty kôfa mpanao plagia ty!! Tena mpamori...tsiraka ny anareo :-D :-D :-D :-D :-D
26. booboo ( 30/12/2008 22:31)
Kotobekibo > :-D :-D tin lin lin tin tin be koa zany ( feon'ilay angano angano arira isaka ny alarobia hariva t@ RNM io )
27. kotobekibo ( 30/12/2008 22:35)
badboy:

Tsssssssssssss aiza ary ty kôfa mpanao plagia ty!! Tena mpamori...tsiraka ny anareo :-D :-D :-D :-D :-D


eto ihany less ra-badboy a!
Sans rancune @ lé resaka ary ambadika bainn a!
Efa resaka hafa ny eto ka aza manao lolom-po @ efa lasa .
élah ihany no mbola te hanenjika eo .
:-D :-D :-D
28. badboy ( 30/12/2008 23:26)
kotobekibo >> :-D :-D :-D Inona izany resaka tsy azoko zany?? F'angaha tsy ilay tantara midy grijagidja any aminao any ranamana no resaka eto zao?? Aleo fa averiko ary ilay angatahan'ny rehetra eh : Dia naninona tsara hoe ilay havanareo nitsangana t@ maty nisy ol iray izay nandé nividy trondro , hono , d tokony ho voadonan'ny fiara lery , fa nahay niepoka d ilay tao andrefany no voa , tapaka ny lohany no mimenomenona hoe :
Ehhh...!!! nankaiza ny tongotro 2 ? :-D :-D :-D

Io ange no nahatonga ahy niteny hoe mpamori...tsiraka eh!! :-D :-D :-D

:twisted:
29. coopsal ( 05/01/2009 13:34)
Diamondra27:
Nifoha ilay maty dia nangataka dite ...

==> T@ mbola kelikely nanao études bibliques izahay tany am-piangonana dia nisy fanontaniana hoe : raha samy nitsangana t@ maty Lazarosy sy Kristy, inona no mahasamy hafa azy?
Anisan'ny valiny hita dia hoe : I Lazarosy mbola ho faty ihany teo fa KRISTY natsangana ho velona mandrakizay ary tsy ho faty intsony.
30. naughtyboy ( 06/01/2009 13:31)
za kalo na tsy mahay tsianjery ao @ baiboly de mahafantatra tsara fa zvmiafina miseho eratany io (Near Death Experience no filazany vaza azy io)ary mitovitovy daoly ny fisehony na ilay mpikaroka siantifika 1 efa nolazaiko teto 1 mande iny aza efa tratrany io C.Jung ,maty araklinika ranamana nefa ny fanahiny de nivezivezy atrany India tibet sy toerana tsy mbola nalehany atrizay ..
31. fahamarinana ( 06/01/2009 14:33)
coopsal:
raha samy nitsangana t@ maty Lazarosy sy Kristy, inona no mahasamy hafa azy?
Anisan'ny valiny hita dia hoe : I Lazarosy mbola ho faty ihany teo fa KRISTY natsangana ho velona mandrakizay ary tsy ho faty intsony.

:arrow: mba tsy ratsy koa iny. :D (l)
32. ikaretsaka ( 06/01/2009 17:49)
Ny NDE (near death experience) kosa amiko ra noty de raha hafa mihitsy a.... za zao no efa tratran io koa.....

Fa ny mahagaga amin io de samihafa ny zavatra hitan ireo olona efa tany an.
Ny sasany hoe mahita toerana e (io lazainao hoe tibet sns io)
Ny sasany hoe mahita tany tsy fantatra (misy zaridaina sy saha)
Ny sasany hoe nahita ny havany efa maty na olomasina
Ny sasany hoe nahita ny tamberin'ny fiainany

Za angamba tsy tonga lavitra fa ny tsapako t@ za coma de hoe nisy hery anankiroa nisintona ahy ... dia avy eo votsitra ny 1 dia nanana feeling hoe ohatran ireny misaute para ireny aho dia latsaka tao anaty rano de nony nifoha de ny hitako nanodidina ahy de ry doko le avy nanome electro shock t@ le fera iny sy ny tuyau ana oxy sy serums bedebe ary ny moniteurs...

De nony nanontany aho de hoe efa2 andro hono aho tsy nahatsiaro tena de teo @ 10 min teo efa lasa ligne ny teo @ moniteur ..de hoe cliniquement efa saika lasa hono...
33. fahamarinana ( 06/01/2009 18:01)
:arrow: hs kely :grave koa zany ry ika marina,tena ligne mahitsy ve ! (l)
34. ikaretsaka ( 06/01/2009 18:21)
Izany ny nolazaindry doko sy ny rahalahiko nahita azy kaloha e... fa ny filazan dry doko nony nanontaniana ry zareo nony efa sitrana de hoe tsy za rery hono no hoe efa ligne mahitsy de miverina io fa au moins ny ao @ ER an'ilay hop mahita cas 2 na 3 isak'herinandro.

De ny nahalalako ireo hoe mahita an zao sy zao ireo ny olona sasany de aty asainzareo manao therapy ny olona avy nanao NDE sy arret cardio dia samy nilaza ze hitany teo...

Fa ny ahy moa tsy hivakiako loha loatra izany fa ny pejiko miodina ihany...
35. naughtyboy ( 07/01/2009 05:51)
ika : za kalo de mihevitra mintsiny NDE io ireny lazaina jokotra de tafafoha ireny satria ra tena gil nge tsy misy miverina zany tsony e, ny saika gil no efa henoko matetika , tena marina ho anzay efa nandalo an'io andrana ny dingana farany @ le hery 2 misitona lazainy ika io de fahazavana be mamirapiratra na antso ny avy ety antany de olona no misafidy avy eo ny alehany..
36. ikaretsaka ( 07/01/2009 21:15)
za koa letsy
fa zahako aloha toa tsary nahita fahazavana be mamilapilatsa an :-D :-D

na mety le jiro projecteur be an'ilay bloc operatoire angaha fa tsy tadidiko :-P
37. ari.malala ( 08/01/2009 05:12)
isany tafiditra amizany ve ireo avy nodidana dia en rénimation? :-P
38. fahamarinana ( 08/01/2009 05:50)
:arrow:ari.malala : ireny ndraindray toa misy atao dans le coma mba tsy hampisy fanaintainana loatra:ireny brulé a tsy haiko degré efa grave be ireny no efa hitako...
ika:sao tokoa dia ilay jro be no nangilatra... :) (l)
39. naughtyboy ( 08/01/2009 07:00)
ika :-D :-D
40. ari.malala ( 08/01/2009 07:17)
fahamarinana, za nge zan anisan le tokony nahita fahitana ra zany e :-P za efa nodidiana tam 2004 ko :-P anestezi zeneral mitriny :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082