ikaretsaka> Ny fanoroana amin'ny fomba hafa dia tsara ary tokony hatao izany, saingy am-pitiavana fa tsy amin'ny fanaratsiana sy ny fanamarinan-tena... :)
Ny milaza mivantana ny zavatra afenina sy tsy mety takontakonana ary ireo unconvenient truth ...ka somary tsy azoazon'ilay manakona ny fampibaribariana izany ho hitan'ny besinimaro ..dia raisiny ho fanaratsiana foana