Vavaka ho an'i Satana
41. ikaretsaka
(
18/12/2008 15:56)
Tsy mazava ny tian'i coopsal lazaina @ le mangataka fanazavana any @ atra
42. majesty
(
19/12/2008 05:32)
hoy rakapy :
Manaporofo io fa tsy manery ny voary rehetra hanaraka azy Atra fa mametraka foana ny safidy ( na hino azy na tsy hino,na hivavaka na tsy hivavaka....)
rakapy : resaka ka atao ity fa tsy lojika wa,atao hoe rakapy hono no Atra,dia namorona olona,dia ilay olona foronina ndray no mahalala izay mahatsara an'rakapy ilay mpamorona,na vao lalovana fotsiny ary io tontolon-kevitra io dia hita hoe hafahafa.
ika : ilay tena famaritana ny atao hoe mivavaka izay foto-kevitra resahan'i rakapy @ ity dinika io ireo notanisaiko eo ambony ireo,kanefa raha dinihana ny atao hoe mivavaka dia mbola misy hevitra maromaro fonosinY.Oh raha handeha ho any ampiangonana ny olona ka hipetraka fotsiny eo ambony dabilio na tsy hanao inn tsy hanao inn aza dia misy milaza hoe andeha hivavaka,andeha hamonjy fivoriana any an-tokatranon'olona dia hoe hivavaka sns dia ôtran'zay koa io mamaky lazainao io.
Tsy fantatro aloha na marina na tsia izay voalan'ilay boky novakianao? Fa raisintsika hoe marina.
Ka raha izany no zava-misy dia mampiheritreritra be tokoa izany satria dia hita mazava izany fa tsy voafehin'A/tra ny zavatra rehetra na dia voalaza aza fa izy no namorona ny zavatra rehetra.
Mikomy i satana? inona no antony? mbola hikomy? dia hita fa misy RAHA TSY MILAMINA any an-danitra any
Manaporofo io fa tsy manery ny voary rehetra hanaraka azy Atra fa mametraka foana ny safidy ( na hino azy na tsy hino,na hivavaka na tsy hivavaka....)
rakapy : resaka ka atao ity fa tsy lojika wa,atao hoe rakapy hono no Atra,dia namorona olona,dia ilay olona foronina ndray no mahalala izay mahatsara an'rakapy ilay mpamorona,na vao lalovana fotsiny ary io tontolon-kevitra io dia hita hoe hafahafa.
ika : ilay tena famaritana ny atao hoe mivavaka izay foto-kevitra resahan'i rakapy @ ity dinika io ireo notanisaiko eo ambony ireo,kanefa raha dinihana ny atao hoe mivavaka dia mbola misy hevitra maromaro fonosinY.Oh raha handeha ho any ampiangonana ny olona ka hipetraka fotsiny eo ambony dabilio na tsy hanao inn tsy hanao inn aza dia misy milaza hoe andeha hivavaka,andeha hamonjy fivoriana any an-tokatranon'olona dia hoe hivavaka sns dia ôtran'zay koa io mamaky lazainao io.
43. ikaretsaka
(
19/12/2008 05:44)
Iza no niteny an'i majesty hoe raha mankany am piangonana ka mipetraka eo @ dabilio ka manao zavatra hafa ankoatran'ny ataon'ny hafa dia hoe tsy mivavaka? Raha manao saple aho ohatra mandritran'i pasitera mitory teny ohatra
44. prime
(
19/12/2008 05:51)
Raha ny nambaran'ny Soratra Masina dia efa nitranga ny fangatahan'i Kristy ny mba ivavahana ho Azy, ohatra ny niseho tamin'ny fotoana nialoha ny anolorana Azy hotsaraina sy ho faty, ka nanaingany ny mpianatra rehetra haharitra hivavaka, hivavaka ho azy ireo aloha satria hiatrika ady tsy ho ela (indrindra rehefa handeha handao azy ireo Kristy), sy hivavaka ho Azy handalo ady mahamay hatramin'ny anolorany ny ainy mihitsy aza... nefa moa dia tsy naharitra nivavaka ireo ka dia resy tory... nefa dia tsy nampianatra loatra Kristy ny mba ivavahana ho Azy na ho an'Andriamanitra ary tsy fampianarana na fampiorenam-pinoana loatra izany satria Izy ilay Tompo sy Mpanjaka, Tsara indrindra sy feno ny voninahitra tsy niteny ny mba itondrana Azy amim-bavaka fa nampianatra ny mpino kosa mba hifampivavaka hatrany...
Raha ny nambaran'ny Soratra Masina ihany koa ary nampianarin'ny Tompo dia tokony atao aza ny mivavaka ho an'i Satàna handeha tsy hanam-pahefàna intsony amin'ny olom-boavonjy rehetra izay novidian'i Kristy tamin'ny ràny, ka roahana any amin'ny farihy mirehitra afo, ilay toerana sahaza ho azy sy ny devoly ary ny forongony rehetra amin'ny anaran'i Jesosy manan-kery avy any Nazareta... Satàna dia tsy hiova intsony ary ao aminy rahateo dia tsy misy fibebahana fa sento sy fahoriana ary fahafatesana sy fahamaizinana, ka sasapoana izay mivavaka ny mba hiovan'i Satàna no sady tsy nampianarin'ny Kristy rahateo izany...

45. ikaretsaka
(
19/12/2008 06:07)
Ary raha tsy nambaran'ny 'soratra masina' izany raprime de tsy atao na hita hoe miisy rariny aza?
46. prime
(
19/12/2008 06:40)
ikaretsaka> mahereza mivavaka dia hazava aminao ny planin'Andriamanitra... azo ekena fa maro ny rariny araka an'olombelona azo heverina hahatsara ny fiainan'ny zanak'olombelona saingy indrisy ny planin'Andriamanitra dia tsy miorina amin'ny fahendren'olombelona fa amin'Izy Tompo irery ihany... ary hatreto dia tsy nampianatra velively hafa ankoatra izay voasoratra Izy...
47. ikaretsaka
(
19/12/2008 07:14)
Ny ahy aloha tsy tsimponiko sy izay metimety amiko ao @ izay voasoratra ihany no ataoko hoe planin atra e,
Amiko izy mbola miteny ankoatran ireo, mandrak androany izy.
Mivavaha koa ianao ary mivavaka ho anao aho mba hahalalanao sy hampihiratra izay maso njavatra rehetra misy any aminao any mba hahazo sy hanaiky fa Ilay tsy hita pesipesenina dia tsy voafehin'ny soratra sy ny raikin-teny

48. prime
(
19/12/2008 07:33)
ikaretsaka> misaotra anao mitondra ahy amim-bavaka... izaho koa hitondra anao amim-bavaka mba tena ihaonanao amin'i Jesosy... :)
Tsy voafetran'ny soratra sy ny rakin-teny tokoa Andriamanitra satria tsy manam-petra ny mahaIzy Azy... saingy tsy mifanohitra sy mifandika ny momba Azy sy ny asany ary ny nambarany hatrizay... Izy ilay tsy niova omaly sy anio ary mandrakizay...

50. coopsal
(
19/12/2008 14:02)
rakapy:
Mba efa nisy taminareo koa ve no nahatsiaro sy nivavaka ho an'i jesosy na i A/tra?
rakapy:
Ka dia ity no vavaka mba nataoko ka lasa nahatezitra ilay pasitera ary lasa resaka tsy nahitana marimaritra iraisana mihintsy hatramin'izao; " Jesosy o! Mba arovy i A/tra".
==> Tahaka ny miteny amin'ny zanaka mpanan-karena hoe "mba mitadiava vola ho an'ny dadanao".
Tsy misy olona sensé hanao toy izany.
Ny antony dia tsotra : na Andriamanitra na Jesosy tsy fantatrao ka tsy hitako izay anadinanao ny mahafantatra Azy hoe "efa nivavaka ho azy ve?".
Tahaka ny olona marary manatona dokotera ianao ka miteny aminy hoe "efa notsindroninao quinimax ve ilay voan'ny sery teo?"
Fantaro aloha Andriamanitra raha misy tokoa na tsia, ary mitadiava Azy.
Rehefa misy faharerahana ny imprimante indraindray dia mamoaka soratsoratra tsy hay izay dikany. Hoy ny mpahay azy hoe "langage machine io".
Raha ny ordinatera izay namboarin'ny olombelona aza tsy hainy ny langage-ny, ataon'izay olona (limité) ahoana no fahafantatra ny langagen' Andriamanitra (infini)? Mila tonga infini tahaka an' Andriamanitra, ce qui est impossible.
Fa araka ny voasoratra hoe "Aux hommes c'est impossible, mais non à Dieu. Car tout est possible à Dieu."[Marc 10:27].
Si l'homme ne peut pas devenir aussi infini que DIEU, DIEU, Lui s'est fait homme (fini), et IL a parlé aux hommes en langage d'hommes.
Ary inoako fa mandraka ankehitriny, Andriamanitra miresaka @
- informaticien @ langage ny informaticien,
- chauffeur @ langage ny chaffeur
- @ non croyant @ langage ny non croyant
- @ catholique @ langage ny catholique
- @ Silamo @ langage ny silamo
- bref, @ tsirairay @ langage ny tsirairay avy
Ny antony dia satria ny sitrapon' Andriamanitra dia : "Mba hanana fiainana mandrakizay ny olona rehefa mahita an'i Kristy ka mino Azy"
En ce qui me concerne, j'avais un langage très spécial : mon amour pour une fille. Et par ce langage là, Jesus s'est révéle à moi de façon merveilleuse (je pense à l'incroyable qui s'est produit). Et à vous tous ici, IL se révèle à vous de la même façon mais par un langage différent du mien peut-être, mais sûrement le même que le vôtre, j'ai une chose à dire : Aujourd'hui, si vous entendez sa voix, n'endurcissez pas votre coeur.
51. ikaretsaka
(
19/12/2008 15:01)
prime:
ikaretsaka> misaotra anao mitondra ahy amim-bavaka... izaho koa hitondra anao amim-bavaka mba tena ihaonanao amin'i Jesosy... :)
Tsy voafetran'ny soratra sy ny rakin-teny tokoa Andriamanitra satria tsy manam-petra ny mahaIzy Azy... saingy tsy mifanohitra sy mifandika ny momba Azy sy ny asany ary ny nambarany hatrizay... Izy ilay tsy niova omaly sy anio ary mandrakizay...
i jesoa efa nihaona amiko foana fa aza matahotra
ao anatin'ny eokaristia iray
Ne cherchez donc pas Jésus en dehors de vous, mais avant tout en vous-même, dans la sainte communion.
de..
Dans le pauvre, nous touchons réellement le corps du Christ. Dans le pauvre, c'est le Christ affamé que nous nourrissons; c'est le Christ nu que nous habillons; c'est le Christ sans demeure que nous abritons. Il ne s'agit pas seulement de faim de pain, de manque de vêtements ou de besoin d'une maison faite de briques. Aujourd'hui, le Christ a faim dans nos pauvres gens. Mais même les riches ont faim d'amour, d'attention, faim d'être désirés, d'avoir quelqu'un qui soit leur.
La parole à dire, la vérité à faire connaître. Le chemin à parcourir. La lumière à diffuser. La vie à vivre. L'amour à aimer. La joie à répandre. Le sacrifice à offrir. La paix à donner. Le pain de vie à manger. L'affamé à nourrir. L'assoiffé à rassasier. L'être nu à vêtir. Le sens abri à loger. Le malade à guérir. L'isolé à aimer. L'indésirable à accueillir. Le lépreux pour laver ses plaies. Le mendiant pour lui sourire. L'ivrogne à écouter. Le malade mental à protéger. Le tout-petit à embrasser. L'aveugle à guider. Le muet pour parler à sa place. L'estropié pour marcher avec lui. Le drogué à secourir. La prostituée à sortir du danger et à secourir. Le prisonnier à visiter. Le vieillard à servir. Pour moi: Jésus
52. fijo
(
19/12/2008 20:26)
za koa ry zalahy tsy itako mihintsy ny maharatsy fivavahana hoan'izany andriamanitra izany raha nino,
izao mantsy.
ny dokotera dia mitsabo,nefa io dokotera io dia mety harary koa.ka rah aizy no marary ,sahirana ny olona tsaboiny,ka amiko ny fanarahana tsara ny fahasalaman'io dokotera io tsy harary no lehibe indrindra.satria miankina aminy izay rehetra marary aty afara.
ka raha"andriamanitra no misy olana,hijaly nareo mpino azyka noho izany ,mivavaha hoazy,sao mikohaka izy,fa rah aizay no misy,dia hianareo no hovoan'ny raboka

53. rabilabila
(
20/12/2008 00:14)
Rakapy>> Sao dia ity aza no vavaka tokony nataonao ??
"Ray ô! Iraho 'ty Zanakao mba hamela ny helok'i satàna ary hametraka azy indray eo akaikinao amin'ny alàlan'ny fanahy masina ;mba tsy hijalian'ireto mpanomponao ,ka mba hatomboka eto an-tany ny paradisa "
Ny porobolema fotsiny dia efa be no laniny tamin' ny faminavinana ilay "scénario" -n'ny "fin de l'épisode " ,ka raha tsy atao izay dia manjary tsy misy suspens intsony , dia tsy mila figurants betska izy dia be no ho lasa sômera ,ary ilay flim mety tsy hahazo kil mihitsy aza raha vao amputé io scène finale io . :)

54. rakapy
(
20/12/2008 02:50)
Dia raha tsy mety izany ny mivavaka HO AN'A/tra de atao ahona moa! Fa io voalazan'i Rabilabila io ny tokony hivavahana HO AN'i Satana satria izany A'tra mbola be grady noho i satana? ka nefa tsy misy mety mivavaka ho satana? Mba ahoana no ahafantaranareo sy nilaza taminareo hoe tsy mety miova intsony i satana? sa mba heritreritra ?
55. ikaretsaka
(
20/12/2008 05:31)
Hay ve e....misy ka. Mivavaka mba hampiova an I satana... ny orthodoxe tantsinanana sy ny manaraka ny rites byzantin toa manao raha tsy diso aho
56. 08051972
(
20/12/2008 16:23)
rakapy:
Ika> mazava ny fanazavanao fa hoy aho hoe tsy mety ve izany raha izay indray no hitondrana azy satria dia hita fa na mitombo isa ary ny mpivavaka dia mbola miha ratsy hatrany ny tany. Sa dia efa izay no nahazatra dia aleo amizay ihany?
mpivavak'aiza alo io mitombo isa io ? Aty aminay tô ol 10 no ao ampiangonana nefa 15 000 ny mpnina ! De aôna?
ny hevitro de woe "matoa enao mametraka fanontaniana de te hanao ilay zavatr'ena zay! Atôvy fa tsisy bedy zany e!
58. prime
(
22/12/2008 14:12)
ikaretsaka> Raha efa nihaona ianao sy Jesosy dia isaorana Andriamanitra... dia aza variana mitsikera sy manenjika Azy intsony ary... tsarovy fa ny nahafariseo sy araka ny fahefana teo am-pelatanan'i Paoly Apostoly dia izy no anisan'ny mpanenjika sy mpisambotra sy nampamono mihitsy aza ireo kristiana voalohany... ary rehefa nihaona tamin'ny Tompo izy vao nahatsapa fa hay Kristy mihitsy no enjehiny rehefa manenjika ny olon'Andriamanitra izy...
Ekeko ary iraisako finoana aminao fa ao anaty fo tokoa Jesosy, miasa amin'ny mahantra sy ny kamboty ary ny mananon-tena Izy, miasa amin'ny reraka sy ny voatsindry amin'ny tsy rariny izy, miasa amin'ny fadiranovana Izy... fa indrindra koa miasa amin'ny olom-boafidiny Izy, satria ireo no voatendry hanohy ny asaNY... :)
Ka miambena mandrakariva...

59. ikaretsaka
(
22/12/2008 15:57)
Prime> tsy manenjika nge fa mamporisika sy manaitra anareo hitady Azy @ fomba hafa e. Ndrao variana @ ze ao anaty boky tokana fotriny! Fa ny anareo moa rehefa manoro fomba hafa somary tsy ekeken'ny sainareo de io"manenjika" io foana no asesy
60. prime
(
29/12/2008 09:34)
ikaretsaka> Ny fanoroana amin'ny fomba hafa dia tsara ary tokony hatao izany, saingy am-pitiavana fa tsy amin'ny fanaratsiana sy ny fanamarinan-tena... :)