Vavaka ho an'i Satana
21. rakapy
(
17/12/2008 22:39)
Ka atao hoe A/tra ary zany no nanao ny catastrophe naturelle. Mety ho hatezerany na tsy fahafalina no mahatonga azy manao an' izany???
Ka anatiny fahatezerany ve ianao no mbola hiavavaka sy hangataka aminy? tsy hafahafa ihany ve izany???
Ka anatiny fahatezerany ve ianao no mbola hiavavaka sy hangataka aminy? tsy hafahafa ihany ve izany???
22. ikaretsaka
(
17/12/2008 22:49)
ka izay.. za tsy mino io hoe "tezitra andriamanitra" io
Ny Atra Inoako tsy andriamanitra masika ..mpanasazy!
Ny Atra Inoako tsy andriamanitra masika ..mpanasazy!
23. rakapy
(
17/12/2008 23:06)
Koa raha hoe tsy mpanasazy sy mety tezitra ary izy dia nahoana no lazaina fa misy ny afobe? tsy efa sazy ve izany sa ny baiboly no mandainga? ary toa voasoratra ao koa hoe nohon'ny fahatezeran'A/tra dia naringany daholo ny olombelona afatsy i mosesy sy ny fianakaviany irery?
24. fijo
(
17/12/2008 23:11)
za efa niteny hoe raha izaho sanatria n omivavaka,dia nytsy hampaharary an'andriamanitra no hivavahako,fa raha mararay lery ,malazo ny mpino azy.
fa iza moa i satana?
raha ny fisainana tany ampiandohana anie ,ka vao nanomboka nino ny fisian'ny andriamanitra tokana sy mahery ny kristianina,dia ireo andriamanitrafahiny no natsoiny hoe devoly e,izany hoe mbola manana nyheriny izy ireo,saingy tsy mitovy fa fehezin'ilay tokana ninony,ka raha tena jerena izany tsy hoe ratsy le satana sy devoly,fa kely hery fotsiny raha mihoatra ny hinoan'ny kristianina.ka asa fa mba hivavao koa izy e

25. ikaretsaka
(
17/12/2008 23:24)
rakapy:
Koa raha hoe tsy mpanasazy sy mety tezitra ary izy dia nahoana no lazaina fa misy ny afobe? tsy efa sazy ve izany sa ny baiboly no mandainga? ary toa voasoratra ao koa hoe nohon'ny fahatezeran'A/tra dia naringany daholo ny olombelona afatsy i mosesy sy ny fianakaviany irery?
za mino fa misy ny afobe fa za tsy mino hoe tonga de mankany isika!
26. rakapy
(
18/12/2008 01:35)
I Fijo koa izany efa mba niheritreritra ny momba izany sangy i lery tsy mpivavaka ka dia tsy hanao izany.
Ika> Raha mino ny fisian'ny afobe ianao dia inona izany no dikan'ny fisiany? raha atao hoe tsy tonga de mankany ny mpanota fa mbola mandalo afo fandiovana. Ka izay tsy voadio izany no mankany @ afobe? midika ihany zany fa misy sazy ao. Ohatra ny hoe misy figadrana ao Antanananarivo fa tsy misy ny migadra? De inona izany no antony namoronana ilay prison raha tsy hiisy ahiditra ao?

27. ikaretsaka
(
18/12/2008 02:22)

Ny dikan ny fisiany?
Amiko io ohatran'ny hoe zavatra sy place rehetra ihany! Ny demony hono no any @ afobe! Ohatran'ny hoe misy accessoire ny vam an la tsy ampiasain ialahy mihitsy na (miala tsiny ho an dakoma) misy komoro fa tsy midika izany hoe ho any ela na mila mi explore ny any
28. rakapy
(
18/12/2008 02:37)
Ny nahatonga ahy nametra ity lohahevitra ity mantsy dia : Raha sendra niantrano tany aman'olona izahay indray andro dia rehefa lany ny sakafo hariva ka handeha hatory iny tsara no niantso anay rehetra ny tompotrano mba hivavaka hono. I ngahy rainy moa dia pasitera. Tsy nandaha izahay fa nanaiky ny fangatahany na dia tsy mpivavaka aza izahay. Izy ireo no nanomboka azy ka nohon'ny farany dia nangataka taminay izy ny mba hanao fivavahana avy amin'ny fo. Nilaza izahay fa tsy mahay an'izany. Nefa moa dia tsy nanaiky izy ireo. Ka dia ity no vavaka mba nataoko ka lasa nahatezitra ilay pasitera ary lasa resaka tsy nahitana marimaritra iraisana mihintsy hatramin'izao; " Jesosy o! Mba arovy i A/tra".
Tonga dia nialaza i Ngahy pasitera fa vavaka diso ary tsy mety no nataoko. Ka nanotany azy aho hoe inona no tsy mety @ zany? Izy moa nilaza fa tsy tokony hivavaka ho an'A/tra ny olombelona. Hoy aho hoe fa nahoana kosa? Nilaza izy fa jesosy sy A/tra dia tsy mila ivavahana fa efa ampy azy ny zavatra rehetra. Dia nitohy ihany moa ny resaka ka na dia nanotany azy aho hoe tena mino tanteraka ve ianao fa tsy mila izany izy ireo dia niziriziry ny tenany. Ka dia naleo nekena mba tsy hifandirana.
Nefa hatramin'izao dia mbola fanotaniana manitikitika ahy tokoa ilay fanotaniana. Hoe fa nahoana kosa? sao dia isika olombelona no miheritreritra fa ampy tantereka ny azy nefa tsy izany no zava-misy fa mba mila ny avy aty amin-tsika koa ry zareo?

29. ikaretsaka
(
18/12/2008 05:03)
Rakapy a..efa nohazavaiko teo ny maha samy hafa ny mivavaka HO AN'I sy mivavaka @AMIN'I
30. rakapy
(
18/12/2008 05:14)
Ika> mazava ny fanazavanao fa hoy aho hoe tsy mety ve izany raha izay indray no hitondrana azy satria dia hita fa na mitombo isa ary ny mpivavaka dia mbola miha ratsy hatrany ny tany. Sa dia efa izay no nahazatra dia aleo amizay ihany?
31. ikaretsaka
(
18/12/2008 05:33)
Tsy mety le izy hoa raha entite mitovy lenta sy samy ivavahana no mifampivavaka
Izao indray andraisana azy ary e: ny zavatra ivavahana tsy mivavaka ho ana zavatra hafa intsony fa mitahy sisa no ataony
Moa ny olona mivavaka tsy ivavahana fa angatahana hivavaka
Izao indray andraisana azy ary e: ny zavatra ivavahana tsy mivavaka ho ana zavatra hafa intsony fa mitahy sisa no ataony
Moa ny olona mivavaka tsy ivavahana fa angatahana hivavaka
32. majesty
(
18/12/2008 05:48)
rakapy:
Ny vavaka dia firesahana amin'Atra,mety ho fisaorana izany,fiderana,fangatahana sns.Raha mivavaka ho an'ny olona iray izany,dia mety azo inoana fa mahalala izay mety mahasoa azy,ohatra :mivavaka ho an'i Rakoto aho mba ahita asa izy sns.
Dia hiverina amin'ilay fanontanianao @ zay aho hoe : hivavaka ho an'i Jesosy ?
Tsy haiko rakapy na mino hoe Jesosy dia Atra.dia hoe misy olona hivavaka amin'Atra ve mba hitahian'Atra an'ilay Atra ??? tsy lojika kosa angamba izany.
Ny amin'ilay hoe hivavaka ho an'i Satana indray,aza adino fa satana anie no mpifehy ny Anjely tany an-danitra talohan'ny fahalavoany ,kanefa ny kristiana maro no mino fa manana Anjely mpiambina,izany hoe voary ambonimbony kokoa noho isika olombelona satria afaka miaro antsika, dia mbola tsy lojika ihany koa.
Farany : nisy boky izay nilaza hoe na navela ho any an-danitra aza satana dia tsy hiova mihitsy ny toetrany fa mbola hikomy @ Atra ihany.

35. ikaretsaka
(
18/12/2008 06:10)
Ny mivavaka ho'zy enao de miresaka...de ahoana izany ny mamaky hoa?
36. rakapy
(
18/12/2008 06:37)
olona hivavaka amin'Atra ve mba hitahian'Atra an'ilay Atra ??? tsy lojika kosa angamba izany.
Mety tsy lojika @ maha olombelona sy xana anao fa amiko dia tsy hitako no maha diso azy. Raha izaho no mpino dia io endrika fivavavaha io dia maneho lalindalina kokoa ilay fitiavana sy fitsimbinana ary fiheritreretana an'A/tra bebe kokoa noho ilay fangataha sy fisaorana ary fiderana.
na navela ho any an-danitra aza satana dia tsy hiova mihitsy ny toetrany fa mbola hikomy @ Atra ihany
Tsy fantatro aloha na marina na tsia izay voalan'ilay boky novakianao? Fa raisintsika hoe marina.
Ka raha izany no zava-misy dia mampiheritreritra be tokoa izany satria dia hita mazava izany fa tsy voafehin'A/tra ny zavatra rehetra na dia voalaza aza fa izy no namorona ny zavatra rehetra.
Mikomy i satana? inona no antony? mbola hikomy? dia hita fa misy RAHA TSY MILAMINA any an-danitra any.
38. ikaretsaka
(
18/12/2008 07:22)
Vinany ihany zany rakapy a... ataovy hoe isika lahy ary no ivavahana ary tsaona sy omen ny olona voninahitra...mitovy fahefana tanteraka ary samy faratampony.. (tsy Atra isika fa for the sake of the example an) mifezaka atsika ny olona..
Dia hiteny ny mpivavaka hoe ra ika an mivavaha ho anli rakapy.... de any @ iza eto no anandratako io fivavahako ho an ialahy io eto?
Iza no itenenako eto mba hitahy an drakapy sy hanao miracle ho andrakapy

40. coopsal
(
18/12/2008 15:05)
rakapy:
Mba efa nisy taminareo ve no nahatsiaro mba nivavaka ho an\'i satana na i devoly na i losifera???
==>
coopsal:
1- Vavaka ho an\'ny devoly
==> Eny, rehefa hitako tao amin\'ny rahalahy masina iray izay efa maty fa izy dia nivavaka mba hiovan\'i Satana, dia tafintohina be aho aloha tamin\'ny voalohany hoe \"ahoana koa izany mivavaka ho an\'ny fahavalo izany\". Rehefa nangataka tamin\' Andriamanitra aho hanoro ahy na tena rahalahy tokoa io, ary avy amin\' Andriamanitra ilay fampianarany, dia natoron\' Andriamanitra ahy fa tena marina ny fijoroana vavolombelona sy ny fiainan\'izany rahalahy izany. Ary na dia ao amin\'ny baiboly aza dia ahitana izany endri-pitiavana hafa kely (mahatafintohina) izany.
Ny fanazavana dia izao : i Satana no rain\'ny lainga ka miteraka ny fitaka sy ny fakam-panahy rehetra amin\'ny olombelona! Koa raha izy rain\'ny lainga no miova ho marina dia mety tsy hisy intsony ny fahavalo mpanimba.
rakapy:
Mba tanatarao hoe ny nataonao sy izay nitranga raha tsy mahadiso.
==>
coopsal:
Tao anatin\'ny fotoana sasany dia tena nataoko izany vavaka ho an\'ny fahavalo (Satana) izany, fa hoy Andriamanitra hoe : anehoy fitiavana aloha ireo mpiara-belona aminao! Ho azy ireny, mivavaha.
Hoy Kristy : \"Raha mitandrina ny didiko ianareo dia hitoetra amin\'ny fitiavako,
Izao no didiko : dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo koa\".
==> Mety tsy mahavaly ilay fanontaniana ve?
Natoroko t@ iray amin\'ireo lohahevitra misy lehilahy anakiray Sadhu Sundar Singh (google), izay mety hahitanao valin-teny mahafa-po kokoa.
Inty misy rohy iray http://sadhusundarsingh.homestead.com/files/excerpts.htm
rakapy:
nefa tsy izany no zava-misy fa mba mila ny avy aty amin-tsika koa ry zareo?
==> Ny amin\'ity iray dia dia amporisihiko ianao hanontany amin\'ilay Andriamanitra ny valiny! Na inona mantsy na inona no holazaina eto tsy hanaiky ianao. Ary izaho mino fa miresaka Izy ary tena mamaly fanontaniana.
Tsy dia zava-nahazatra ahy loatra ny mangataka zavatra matériel amin\' Andriamanitra, asa, mety hoe satria efa ananako izay heveriko ilaiko angamba. fa ny vérité spirituelle dia tena angatahiko betsaka amiNY, ary tena mamaly ahy Izy ary inoako fa mamaly izay rehetra manontany Azy amin\'ny fo.