Zaraiko aloha ity e !
1. niryna
(
08/12/2008 18:22)
Hafatra nalefan'ny namako ho ahy ka mba zaraiko ho antsika rehetra
tena saro-pady ny asan'ny Mpiandry an! tena asa masina ihany koa ! tsy azo hataotao foana!
tsy afeniko anao fa izaho io efa nanda mafy tsy hanao izany mihintsy fa tena tsy azo vazivaziana io ! nefa mpanompon'Atra Pastera izay no niteny tamiko hoe misy antson'Atra ao amiko hanao Mpiandry ! tena nolaviko ankitsirano mihitsy aloha e! kanjo tena nahazo famaizana mafy be zaho! tamin'izany andro izany! fa t@ fomba tsy takatry ny saiko no nanendreny ahy fa tonga ihany e! ary eto no ilazako fa rehefa antsoin'Atra hanao ny asany nefa mikiribiby tsy hande dia tahaka ny JONA ilay natelin'ny hazandrano 3 andro ! ilay ho any Ninivé iny e! tena marina tokoa! ary ny zava-mahagagadia ity . vao sendra zavatra tsy azo nialana aho ka vao niteny hoe eny ary manaiky aho dia nivaha daholo ny olana isankarazany na dia tena tsy voavaha aza voavaha!nisosa ny fiainana nefa mandalo fitsapana ihany koa indraindray fa tsy hatao hahakivy akory! fa tsy hain'olona ny maha izy azy ny asana mpiandry dia manatevateva fotsiny nefa ange akia misy antony daholo ny zavatra rehetra e! indrindra ireny marary esorina devoly ireny ! tsy maintsy tenerana ny ray amandreny sy ny iraitampo ,ny havana rehetra sy ny fianakaviana ary tena misy dinika henjana be mihintsy e! vao afaka miroso ny asa ho an'ilay marary tahaka ny dokotera manadihady hoe inona ny mahazo anao ! ahoana ny fisehon'ilay aretina , oviana no nanomboka narary sns !!! ary matoa izy fatorana izany dia tena matanjaka be zay na manaikitra na mandray zavatra izay hitany ka tonga dia mamely olona, mamono sns e! fa tsy misy marary fatorana izany raha tsy mikotana! dia tena mangataka ny fanahy Masina mihitsy aho hanazava ny sain'ireo olona ireo fa tsy ankasitrahan'Atra ny hiapanga ny olom-boafidiny ''hoy ny teniny hoe Iza no hiapanga ny olomboafidin'Atra ? Atra no nanamasina azy ' koa dia mivavaha ho azy ireo fa tena mampalahelo zareo!
Dia mirary soa sy fahombiazana ary fahasalamana
ho anao sy ny ankohonana
Io izany no vatsimpahany zaraiko antsika rehetra izay nomen'ny olona ahy
(l) niryna

novalian'i niryna ny 23/12/2008 15:25
2. Noue
(
08/12/2008 20:05)
ny ahy ny zavatra mahagaga ahy dia misy sy maheno foana aho oe voahantson'Andriamanitra ho lasa zao sy zao (indrindra ny mpiandry) henoko matetika mahintsiny io aaa !
ka>>>> hoy aho oe >>>
andraso aloha dinihina kely ny zavatra voalaza atsy ambadika oe>>>

"haritianah":
Itako matetika ary efa betsaka mihintsy, maita ireto mpiandry tena mbola vao erotrerony loatra.
Maro koa ny mpiandry dia saika olona niarana olana t@ vadiny dia noho io olana io dia lasa mivavaka bé de miofana kely dia lasa mpiandry
Mpiandry amiko dia tokony mba olona efa matotra lehibé efa mba nandia fiainana mba afaka itokisan'ny tanora fa ts olona voadona tamina fanambadiana dia nivavaka bé dia lasa mpiandry.Efa maro no itako t@ io cas io.
Tsy tena natoraly ao aminy ny tiakolazaina ny nanosika azy hanao mpiandry fa nohony olana nitranga taminy t@ vadiny de quelque ans de lasa mpiandry.
Amiko alou tokony misy limite d'age na owé ita fa tena volontén'ilay olona natoraly aminy ny nanosika azy ho lasa mpiandry fa ts voadona t@ oalna ara panambadiana izy no lasa mpivavaka de lasa mpiandry vetivety eo..
3. Noue
(
08/12/2008 20:15)
ny tiako lazaina dia zao eee ! nanana namana izay aho dia indray andro aza izy saika voan'lozam-piarakodia ka isaorana ny Tompo fa plus de peur que du mal eee ! dia inona no zavatra henoko avy eo ??? hoy izy oe Andriamanitra no niaro ahy tsy ho voan'iny loza iny ka amiko dia nantsohiny aho hanao soa ka mpiandry no natsohiny ahy ka zao lasa mpiandry zao !
4. caprio
(
08/12/2008 20:58)
Ka isika kosa anie zany efa mafantatra we olona voadonan-javatra matetika no lasa piandry na pivavaka be,de tokony izany izay rehetra mahatsapa anio dia andeha hivavaka na anolotena ho piandry fa tsy hiandry ho voadona na azom-pahoriana foana vao hanantona an'Atra e! hoatra fotsiny we i zoky voadaroky dada foana vao mandeha matsaka,de i zandry zany miandry fotsiny we aleo koa za refa voadaroka vao andeha hatsaka; koa zay no hilazako we aza dia faly manakiana foana ry reto fa ho antsika izay matsapa we olona voadona no mandeha mivavaka dia andaho andeha koa isika mba hanantona an'Atra fa aoka tsy hiandry voadona sy kapoka zany,koa dia manainga atsika ary mba hamaky baiboly sy hivavaka dia ndao mba hifampizara ny fahasoavan'Atra saaaa ahoana hoy nareo? de ny fahasoavan'i tompo anie ho amitsika tsirairay avy (l)
5. Koditra
(
08/12/2008 21:45)
Ary sao dia mba tokony hofaritana tsara kosa ary aloha lay dikan'ny hoe Mpiandry? Inona no fepetra takiana vao azo lazaina hoe Mpiandry ny olona iray? Rehefa mety olona manao asa soa rehetra ve dia azo lazaina hoe Mpiandry?
Za zao mbò tia mizara 50Ar ho an'ny mpangataka nefa tsy tiko a antsoina hoe Mpiandry.
?????? Mbò hazavao rireto ah!

6. ikaretsaka
(
08/12/2008 23:27)
Nenahy ty voninahitra ho an Atra ity no mba tiako hotsipihina @ mpiandry sy ny mpomba azy: maninona no rehefa metimety amin ilay iriany ihany io vo lazainy?
7. tsiafoi1
(
09/12/2008 09:42)
Ny fahitako ny atao hoe Mpiandry, de zay rehetra voatokana sy voatendry hanao ny asan'Andriamanitra rehetra. Ary rehefa asan'Andriamanitra dia Asa masina avokoa ka mila fahadiovana, fanokanan-tena, sy fanoloran-tena lalina.
8. tywa68
(
09/12/2008 10:11)
Niryna : tsy mora ny asan'Atra, ary eo indrindra no samy manana ny fandraisany azy : ao ny manao asa am-pitiavana ka vonona hiatrika ny sarotra, eny na d attaque physique mihitsy aza ; f'angah d voatery ho devoly koa no antony rehefa tsy hay ilay zavatra e ? :°)
Tsiafoi1 : marina mihitsy io hoe mila fanoloran-tena lalina, fanokanan-tena ... :wink:

9. fahamarinana
(
09/12/2008 10:14)
:arrow: marina ny voalazan'ny tsiafoi fa ny rafitra no maha-mpiandry sy ny sisa.angambany,hoy aho,misy fianarana sy fandinihana manokana (tsy afaka hivalampatra fa araka ny sai-patako satria mbola tsy nandalina izay koa aho an....sao dia pan pan eo ) hafa ka tsy ataon'ny rehetra fa ny fianarana ny Soratra Masina dia iraisan'ny rehetra ary tokony hatao mba ahafantarana marina ny tian'Andriamanitra ampita amintsika.Amiko izay fa mety tsy ho feno. (l)
10. coopsal
(
09/12/2008 17:42)
niryna >>>
Ny antson\' Andriamanitra tokoa dia tsy misy afa-tsy ilay nantsoina no mahafantatra izany, sy izay ampahafantarin\' Andriamanitra hafa koa.
Izaho izao nasain\'i Kristy hanao mpitandrina, tsy mino an\'izany na dia i neninay naniry mba hisy ho mpitandrina ny zanany aza.
Efa tanterahiko ankehitriny ny asan\'ny mpitandrina saingy tsy araka izay heverin\'ny besinimaro ho izany! Ary izany no tsy mampino an\'i neninay ka itenenany ahy foana mba hanao fanadinana etsy @ fac. théo.
Ny tiako ampaherezana anao dia ity : aza hadino fa Andriamanitra no niantso anao fa tsy i pasitera ranona na rahavavy (na rahalahy) ranona, na i dada Rainisoalambo ... sns!
Tsarovy ny tenin\'i Kristy hoe \"indro izaho maniraka anareo tahaka ny ondry eo afovoan\'ny amboadia!\". Raha niteny izany Izy dia tsy ny jentilisa (ny tsy mpino) no tena amboadia nolazainy fa ireo mpivavaka be (dia ny jiosy).
Mba hampahazava bebe kokoa amin\'ise ny hafatra dia ireto misy fanoharana anankiroa.
Izaho : Notezaina teo anivon\'ny fiangonana kristiana protestanta aho. Rehefa nanomboka nino an\'i Kristy aho ka nahita ny tsifahamarinana iainan\'ireo fiangonana kristiana, dia tsy te hiditra intsony am-piangonana fa ny nataoko dia nitory sy nanao fiantrana t@ olona mahantra.
Vaky loha be aho rehefa nandre tamin\'i Jesosy hoe \"manaova Pasitera\". Ny fiangonana aza nitsoahako mainka fa hoe hanao pasitera?
Saingy nampafantariny ahy tsikelikely fa tendriNy no nitaizana ahy teo anivon\'ny fiangonana, ary eo anivon\'ny fiangonana no hanirahany ahy mba hitondra Azy fahamarinana.
Tsy ny hiombona @ tsi-fahamarinana akory, fa ny ho vavolombelon\'ny fahamarinana, dia Kristy velona mba ho porofon\'ny fahamarinan\'ny filazantsara izay amonjena ny mino rehetra.
Mosesy : Notezaina teo anivon\'i Egypte i Mosesy, Andriamanitra no nanendry izany fa tsy ny mpanjakavavin\'i Egypte izay nandray azy ho zanany akory. Raha nobeazina tany Egypte i Mosesy dia tsy ny hiombona @ faharatsian\'ny egyptiana fa ny hanafahana ny zanak\' Andriamanitra ao @ fanandevozana.
Nisy fotoana izy nanao izany t@ herin\'ny tenany, saingy tsy nahomby ny nataony ka hany heriny dia nitsoaka niala. Fa rehefa tena henony mivantana Andriamanitra niantso azy, na dia nandà mafy aza izy dia efa notendren\' Andriamanitra ary dia tsy maintsy nanao, kanefa tsy izy no nanao izany teto fa Andriamanitra no nanao izany t@ alalany.
I Mosesy koa mba zanak\'ondry nalefa teo afovoan\'ny amboadia, fa na ny Egyptiana tsy tia azy, ny Hebrio tsy nino azy. saingy Andriamanitra nonomba azy.
Amaranako azy dia amafisiko hoe : izay nofidin\'i Kristy dia aza manadino fa i Kristy no nifidy ka naniraka mba handeha sy hamoa, dia voa maharitra ho @ fiainana mandrakizay fa tsy ilay vetivety dia afaka. Ary tsy hamoa mihitsy raha tsy miray @i Kristy. (Fantaro ny hevitr\'izany hoe miray @i Kristy).

11. niryna
(
09/12/2008 17:46)
Noue:
ny ahy ny zavatra mahagaga ahy dia misy sy maheno foana aho oe voahantson'Andriamanitra ho lasa zao sy zao (indrindra ny mpiandry) henoko matetika mahintsiny io aaa !
ka>>>> hoy aho oe >>>
andraso aloha dinihina kely ny zavatra voalaza atsy ambadika oe>>>
"haritianah":
Itako matetika ary efa betsaka mihintsy, maita ireto mpiandry tena mbola vao erotrerony loatra.
Maro koa ny mpiandry dia saika olona niarana olana t@ vadiny dia noho io olana io dia lasa mivavaka bé de miofana kely dia lasa mpiandry
Mpiandry amiko dia tokony mba olona efa matotra lehibé efa mba nandia fiainana mba afaka itokisan'ny tanora fa ts olona voadona tamina fanambadiana dia nivavaka bé dia lasa mpiandry.Efa maro no itako t@ io cas io.
Tsy tena natoraly ao aminy ny tiakolazaina ny nanosika azy hanao mpiandry fa nohony olana nitranga taminy t@ vadiny de quelque ans de lasa mpiandry.
Amiko alou tokony misy limite d'age na owé ita fa tena volontén'ilay olona natoraly aminy ny nanosika azy ho lasa mpiandry fa ts voadona t@ oalna ara panambadiana izy no lasa mpivavaka de lasa mpiandry vetivety eo..
Noue a> misaotra anao nizara. Ny fanontaniako dia hoe voatery ho hisy zavatra hitranga foana ve vao antsoin'Atra ny olona ?
Inona moa no olana amin'izay zavatra nahazo ny olona ka nivadika ho hino an'Atra izy ? tsy aleo ve mijery ny fanahiny voavonjy toa izay very(tsy mahazaka ny onjam-piainana dia mamoy fo ? )
Mety mitombona ny tenin'i haritiana saingy izao no tsara ho tadidiantsika fa kristy mihitsy no nilaza hoe "mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa izaho no anome anareo fitsaharana" koa na iza na iza na inona fahotana misy antsika ka hoentina eo amin'Atra izany dia vonona foana izy anampy antsika
Dia mbola tohizako ihany koa ny hoe " na mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala raha toa ka hifandahatra amiko hianao :arrow: mibebaka,mahatsampa fa meloka ka mifona sy mangataka famelankeloka amin'Atra . tsy ho tsaroany intsony he will remember no more na inona izany na inona tsy misy fetrany no exception ny fanontaniana dia hoe efa nangataka famelankeloka tamin'Atra tokoa ve aho,efa notantaraiko azy avokoa ve ny toetrako ,ny zavatra nataoko tsy nifanaraka ny sitrapony ? moa ve aho mino izany teny mamy nolazainy ahy izany ? ary ahoana tokoa no fifandraisako aminy rehefa avy nivavaka taminy aho ka nitantara ny zavatra rehetra ,ny fahotako ,maiva tokoa ve izany enta-mavesatra izany ?
Andramo atao anie fa toy ny olona marary ka mahafantatra ny fanafody dia nanandrana tokoa ,inona no vokany ? nahasitrana ve ?
Ity iray farany ity ny vatana no sitrana fa ny tenin'Atra izay ampiharina amintsika kosa dia ny saina ,ny vatana ary ny fanahy no miaraka sitrana
=D> =D> ^:^ ^:^
12. badboy
(
09/12/2008 17:48)
Tsy ratsy ilay fika mampitahy ny tena @ Mosesy!! Atsy ho atsy dia hitomboi boky 1 koa ny testamenta vaovao nosoratan'i coopsal!!! lol
Vazivazy iray andalàna fa sao dia mba tokony hieritreritra ny hanoratra boky aloha coopsal fa toa manana ohatra be dia be afaka hampitaina izany hoe "tu débordes d'imagination"!!! :idea: :idea:

13. niryna
(
09/12/2008 17:52)
caprio:
Ka isika kosa anie zany efa mafantatra we olona voadonan-javatra matetika no lasa piandry na pivavaka be,de tokony izany izay rehetra mahatsapa anio dia andeha hivavaka na anolotena ho piandry fa tsy hiandry ho voadona na azom-pahoriana foana vao hanantona an'Atra e! hoatra fotsiny we i zoky voadaroky dada foana vao mandeha matsaka,de i zandry zany miandry fotsiny we aleo koa za refa voadaroka vao andeha hatsaka;
izay mantsy ,ary ny tenin'Atra koa no manambara fa izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy. Dia lozan'izay anenjika ny efa resy raha izany satria tsy misy na iray aza mahalala ny avoakan'ny ampitso ,androany isika mifaly rahampitso mety hitomany. sa ahoana ?
koa zay no hilazako we aza dia faly manakiana foana ry reto fa ho antsika izay matsapa we olona voadona no mandeha mivavaka dia andaho andeha koa isika mba hanantona an'Atra fa aoka tsy hiandry voadona sy kapoka zany,koa dia manainga atsika ary mba hamaky baiboly sy hivavaka dia ndao mba hifampizara ny fahasoavan'Atra saaaa ahoana hoy nareo? de ny fahasoavan'i tompo anie ho amitsika tsirairay avy (l)
marina tanteraka izany ,tsy miandry ny omeo ,omeo foana vao miantso an'Atra ,izaho izao miezaka ny midera azy ny fahasoavana nomeny ahy ka nahatonga ahy nizara ny tenin'Atra eto ,izay dia efa tena zava-dehibe amiko .
____________________________________________
Andramo tokoa anie ny tsy mangataka zavatra fa midera azy,mankalaza ny anarany fa tsara izy e.Misaotra noho ny andro iray nomeny ahafahana mizara ny teniny e .
Voninahitra anie ho an'Atra ary fiadanana ho antsika rehetra
^:^ ^:^
14. Noue
(
09/12/2008 18:02)
fa hono oa eee ! io oe voahantson'Andriamanitra io ve tsy avy @ choix nareo no nahatonga an'io fanatanterahana izany ??? zao manko eee !
mahafantatra olona zay aho missionnaire nandritry ny 3 taona izy fa saika hanao pretra satria ny reniny no mba nilaza sy naniry oe mba ho lasa pretra izy ! dia niheritreritra aza izy ka nataony ny choix-ny dia niditra ho missionnaire izy ! kanjo mbola anaty io fotoana @ maha-missionnaire io izy no lasa ny reniny dia niala ho missionnaire tsy ho pretra intsony izy ee !
ka hoy aho oe rana izany voahantson'Andriamanitra ve izy saika hanao pretra io ???? nefa dia navelany indray io fa kosa tsy nanakana azy hanaja ny finoan'ny sasany na dia tsy miditra fiangonana intsony aza raha tsy e invité mariage oatra ee !
ka raha niala aza izy dia ahoana no filazana an'zany ??? naniratsira ny antson'Andriamanitra ve izy sa ahoana ???? dia hoy aho oe TSIA ! satria choix-ny iny.

15. niryna
(
09/12/2008 18:15)
Koditra:
Ary sao dia mba tokony hofaritana tsara kosa ary aloha lay dikan'ny hoe Mpiandry? Inona no fepetra takiana vao azo lazaina hoe Mpiandry ny olona iray? Rehefa mety olona manao asa soa rehetra ve dia azo lazaina hoe Mpiandry?
Za zao mbò tia mizara 50Ar ho an'ny mpangataka nefa tsy tiko a antsoina hoe Mpiandry.
?????? Mbò hazavao rireto ah!
afaka miverina amin'ny hoe talenta folo isika.Ilay tantara nataon'i kristy fanoharana .
Isika tsirairay avy dia nomena talenta nomena fahasoavana fa ny fanontaniana dia hoe fantatsika ve izany fahasoavana izany ? (don -gift)
Nampiasaintsika ny fanjakan''Atra ve izany sa dia notazomintsika irery ?
eny fa na dia mihaino olona mitaraina amintsika fotsiny ihany aza na dia ny fandavantena mandany fotoana zaraina ny tenin'Atra ny hafa aza dia efa fanasoavana izany ,mitsiky,mizara tsy vola fa na dia hevitra mety mahasoa ny hafa ihany azy
.Inona no jiro mamiratra ato amiko ?Ahoana no hizarako izany amin'ny mpiara-belona amiko ? dia ataovy foana ny fanontaniana dia zarao izay mahasoa ary halaviro ny olona manana toetra tsy manantsaina afatsy ny mahita ny toetra ratsin'ny hafa foana,zarao fitiavana izy ireny fa maro ny zavatra mbola maizina ao anatiny ao ka mahatonga azy tsy mba manana fo faly ... izany rehetra izany dia efa fahasoavana azo zaraina ihany koa . Tsy afaka mizara fitiavana isika raha tsy mitia ny tenantsika aloha
Zaraina maromaro ny fahasoavana ary samy nomen'Atra ny sahaza azy sy ny tandrifiny sy ny fomba mety ampiasaina azy avy isika .Misy ny manana marobe ,misy na iray fotsiny ihany aza dia mety hiendaka aminy izany rehefa tsy ampiasainy handromborobona ny fanjakan'Atra.
Mety ho mpampianatra ,mety ho mpitsara ,mety ho mpiandry,mety ho mpaminany marobe .Raha mpampianatra no fahasoavana omeny ahy dia tsy ampiseho zavatra tsy omeny ahy sy tsy fantatro kosa aho .Dia miverina amin'ny mpiandry indray isika,olona voaantso ny atao hoe mpiandry ,olona natao anasitrana ara-batana,ara-nofo.
____________________________________________________
Satana dia manana hery matanjaka ka tsy fantatra izay isan'ny miaramilany tafiditra ao anatin'ny olona iray ,mety malefaka izy rehefa tsy mihetsika ary mety matanjaka be kosa rehefa manantona ny tranon'Atra satria mitady hivoaka ao anatin'ilay olona.
Raha mbola tsy nahita fanalana fanahy maloto na aretina dia manandrama hoy aho mijery izany isika e .
Efa notantaraiko ilay rangahy antitra be eo amin'ny 72 taona teo noentina ho sitranina tao amin'ny toby iray,Nandeha ety ivelany izy toa nalemilemy sy mampalahelo kely izany ny fijeriko azy fa vao niditra ny varavaran'ny toby izy dia tsy nahatana azy ny mpiandry enin-dahy na dia nifatotra aza ny tongony(nofatorana lambahoany ary nisy lehilahy roa niaraka tamin'ny masera roa ) .Tena tsy mampino izany hoe mamono ,mandrangotra ,mamelaka.Hery avy aiza tampoka teo no nivoaka tao anatiny ? Raha tsy nahita maso hianao dia mety tsy ahazo an-tsaina ny teneniko .
16. niryna
(
09/12/2008 18:16)
ikaretsaka:
Nenahy ty voninahitra ho an Atra ity no mba tiako hotsipihina @ mpiandry sy ny mpomba azy: maninona no rehefa metimety amin ilay iriany ihany io vo lazainy?
ika a velabelaro tsara hoe ny tianao ho tenenina fa tsy mazava ? misaotra mialaha
:wink:
18. niryna
(
09/12/2008 18:22)
tsiafoi1:
Ny fahitako ny atao hoe Mpiandry, de zay rehetra voatokana sy voatendry hanao ny asan'Andriamanitra rehetra. Ary rehefa asan'Andriamanitra dia Asa masina avokoa ka mila fahadiovana, fanokanan-tena, sy fanoloran-tena lalina.
misaotra aky tsiafoi1 a > ny atao hoe mpiandry izany dia izay rehetra voatokana(ahoana izany ? ) voatendry ( iza no nanendry azy ?) ka anao ny asan'Atra rehetra
izany ilay teny hoe
16 Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina.
17 Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy;
18 handray menarana izy; ary na dia misotro zava-mahafaty aza izy, dia tsy hampaninona azy izany; hametra-tanana amin'ny marary izy, dia ho sitrana ireny. Marka 16
dia afaka manao ireo daholo izany isika rehetra ? Sa ny mpiandry ihany ?
19. ikaretsaka
(
09/12/2008 18:51)
niryna:
Nenahy ty voninahitra ho an Atra ity no mba tiako hotsipihina @ mpiandry sy ny mpomba azy: maninona no rehefa metimety amin ilay iriany ihany io vo lazainy?
ika a velabelaro tsara hoe ny tianao ho tenenina fa tsy mazava ? misaotra mialaha
:wink:
efa nohazavain'i badboy atsy ambadika fa averiko ihany au cas hoe mety ho voadinganao:
matetika izao ohatra rehefa le resaka manala devoly ireny ka vao mainka mihajamba, na mainka mihombo ny aretin'ilay olona dia maninona no ommitevana tanmteraka ilay hoe "voninahitra ho an'Atra eo" na rehefa le heo marary mafy de hivavahana fotsiny ireny dia mainka aza maty ilay olona ohatra de tena a 99% mody adino le voninahitr" Atra eo
fa raha vo sitrana zao an de^:^ ^:^ ^:^ be mihitsy
20. coopsal
(
10/12/2008 09:00)
Niryna >> tsy namaky tsara aho fa kay moa hoe namanao no nilaza t@nao an'io fa ianao nampita fotsiny, mba ampitaho @io namanao io ilay hafatro etsy ambony zafady indrindra.
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha