fahagagana

41. Noue ( 12/12/2008 18:03)
coopsal:

- Ny tsy fahazoako VISA (izay tena nahafeno alahelo ny fiainako) dia nahafahako nandre an'i Kristy niteny hoe "manaova pasitera".

ary misy olona tena azo atao oe sambatra mahintsiny ve eee ??? ny halahelo t@ tsy fahazahoana VISA fotsiny ve dia nahafaka anao ahenohinao ny antson'ny Tompo oe manaova pasitera ??? dia amiko aloha io dia anisan'ny fahagagana koa eee !
dia ohatra zany koa ny voalaza tatsy ambadika oe
"haritianah":
Maro koa ny mpiandry dia saika olona niarana olana t@ vadiny dia noho io olana io dia lasa mivavaka bé de miofana kely dia lasa mpiandry.
Raha izaha manokana alou ts dia mety amiko lé ametrahatanana olona mitovy taona amiko zao, na ny fiainany aza mbola ? de izy ve no hametratanana anah.
Mpiandry amiko dia tokony mba olona efa matotra lehibé efa mba nandia fiainana mba afaka itokisan'ny tanora fa ts olona voadona tamina fanambadiana dia nivavaka bé dia lasa mpiandry.Efa maro no itako t@ io cas io.
Tsy tena natoraly ao aminy ny tiakolazaina ny nanosika azy hanao mpiandry fa nohony olana nitranga taminy t@ vadiny de quelque ans de lasa mpiandry.
Amiko alou tokony misy limite d'age na owé ita fa tena volontén'ilay olona natoraly aminy ny nanosika azy ho lasa mpiandry fa ts voadona t@ oalna ara panambadiana izy no lasa mpivavaka de lasa mpiandry vetivety eo.



42. Noue ( 12/12/2008 18:04)
dia fahagagana daholo zany raha izany aaaa !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007