devoly sy satana
41. badboy
(
08/12/2008 19:39)
coopsal >> Marina ilay hoe tokony hijery ny asan'Atra irery!! Fa ny fiantraikan'izay dia inona : manda ny fisian'ny ratsy, na loza kokoa aza, minia tsy mijery ny ratsy!! Tsy mahagaga avy eo raha manohana ilay famatorana rojovy satria tsy mahita na mody tsy mahita hoe ratsy ilay izy!!
Nanotany vazah aho hoe maninona ry zareo no tia mndehandeha be, fitiavana hahita tany ve sa fialana @ manorisory mandritra ny fotoana fohy?? Dia ny navaliny aho hoe satria mampanakarena arakolotsaina ny fahafahana mampitahy ny misy ao amin'ny tena ny misy any @ hafa!! Io no ahafahana mahita ny tsy mety na mety ao @ tena ary koa ahafahana tsy mitsara ambony ny hafa!! :twisted: :twisted:

42. rabilabila
(
08/12/2008 19:43)
ny devoly nandrava ny fifandraisan'ny olona t@ Andriamanitra, porofon'izany : misy eto no tsy mino akory ny fisian' Andriamanitra.
Mila mpiandry ô! :twisted: :twisted: Fa tsy asiana rojo vy e!! :twisted: :twisted: :wink:
43. ikaretsaka
(
08/12/2008 20:37)
vale:
Ika: hay ve e! ireny olona voatana any amin'ny toby ireny kosa aloha tena mahonena eee, mety aretina hafa ny mahazo azy anefa dia lazaina fa devoly!! fa na izany aza mety ho sitrana ihany na aretina hafa aza (araka ny dinika nataon'i Diamondra27 atsy ambadika) fa kosa tsy tokony ireny condition de vie ireny no hampiharina amin'izy ireny, inhumain kosa aloha eee, le ankizikely aloha tena mahonena eee!:( !!!!!!!!!!!!!!!
Ka le tsy possede lazaina ho possede ity no tsy mazava....lasa instruments de commerce le izy hanaovana mas tu vu
indraindray le izy (matetika mihitay aza) tsy jerena akory hoe inona no tena nahazo fa le accudena sy ahilika any @ Belizebota foana ity no tsy mety azoko @ ireny tobitoby ireny
44. fijo
(
09/12/2008 20:43)
izao izany no famintinana,ny devoly dia misy hoan'izay mino azysatria izahay tsy mino dia tsy hidirany.ok.
45. rakapy
(
09/12/2008 21:00)
Izay mihintsy!!! Izay milalao afo ihany no may! fa ny mampalahelo dia tsy vitan'ny hoe izy ihany no may fa mandoro ny hafa koa indraindray.
47. coopsal
(
10/12/2008 12:29)
badboy:
na loza kokoa aza, minia tsy mijery ny ratsy!
==> Mialoha ny hidirantsika @ resaka ara-panahy, ndeha aloha tazanintsika hoe toy ny ahoana izy ara-nofo.
Matetika rehefa mankany @ dokotera sy ny karazany dia misy karazan' aretina lazainy hoe : "amboary ny sainao tsy ho négatif". Moa ve izany tsy hoe "aza jerena ilay ratsy ?
HOy ilay bandy akamako izay niteny hoe "nenah rehefa misy ny olana dia solution no tadiavina fa tsy fanomezan-tsiny no atao".
Spirituellement parlant! Kristy nilaza fa "ny sitrapon' Andriamanitra dia : mba hanana fiainana mandrakizay izay mijery ny zanaka ka mino azy". Ka i Kristy no inoako! Ny fijerevako ny ratsy mahatonga ahy hitsara mandrakariva ka mahatonga fanamelohana ho an'ny tenako ihany avy eo, fa ny fijerevako an'i Kristy mahatonga ahy ho voavonjy, ka manosika ahy hamonjy koa.
Bien sûr, impossible de regarder un Christ qu'on ne voit même pas! Mais si on ne voit pas c'est que soit IL n'existe pas, soit IL existe bien mais que nos yeux soient voilés.
Quant à moi, je sais qu'IL est là, sans le voir par les yeux de la chair, je peux le regarder.
Et j'entends par regarder le sens spirituel des choses, nous utilisons ces métaphores souvent (t'occupes pas de lui, regardes-moi ... zah jerena d manga ny lanitra)
48. ikaretsaka
(
10/12/2008 14:07)
De aiza ni ifandraisanlny resak'i coopsal (think positive) @ resak I rakapy sy badboy hoe aqza manaonao foana
50. ikaretsaka
(
12/12/2008 01:18)
Zay le tsy mety....
Fa mahagaga nefa @ io de tsy hampifandraisany ary hainy tsara ny manavaka ny paka @ noely a
Fa mahagaga nefa @ io de tsy hampifandraisany ary hainy tsara ny manavaka ny paka @ noely a
54. coopsal
(
22/12/2008 13:56)
Ikaretsaka:
De aiza ni ifandraisanlny resak'i coopsal (think positive) @ resak I rakapy sy badboy hoe aqza manaonao foana
==>
coopsal:
Spirituellement parlant! Kristy nilaza fa "ny sitrapon' Andriamanitra dia : mba hanana fiainana mandrakizay izay mijery ny zanaka ka mino azy". Ka i Kristy no inoako! Ny fijerevako ny ratsy mahatonga ahy hitsara mandrakariva ka mahatonga fanamelohana ho an'ny tenako ihany avy eo, fa ny fijerevako an'i Kristy mahatonga ahy ho voavonjy, ka manosika ahy hamonjy koa.
Ny ratsy miseho ary tsy mila banjinina! fa rehefa miseho ny ratsy, ny ataoko voalohany dia mitodika @ Kristy mba hahafantarako izay tokony hataoko, ary dia manao izay ampanaoviNy ahy aho! Tsy afaka hanao tsara mihoatra an'izany aho.
dikan'izany, izay no moyen tsara indrindra mba tsy hanaonao foana.