devoly sy satana

21. Noue ( 06/12/2008 06:20)
nyrina>> ke des niaises pour rien :-D :-D :-D :-D
"fijo":
izao no lazaiko anareo.raha misy ve izany devoly sy satana izany,tsy izahay tsy mpino no tokony hidirany sy handihizany voalohany???
sa aminareo efa ato aminay izy?
raha izay ,dia mahafinaritra anareo ve ny miady hevitra amin'ny satana eto???
zay manko ee ! fa zao kosa aloha aaa ! raha misy zany devoly zany dia tsy misy afaka hanala an'io afatsy ANDRIAMANITRA , IRAY , TOKANA sy MASINA ka avelao ny olona lazain'ny sasany fa misy devoly hanao ny safidiny ary tokony hajaina ny zo-ny !
22. fahamarinana ( 06/12/2008 07:57)
:arrow: kay ve ry noue, ny Andriamanitra inoako ndray tsy tokana monja fa telo izay iray. :)
fijo:
ô ry zareo mpino ny devoly sy satana an

:arrow:Mino an'Andriamanitra telo izay iray aho aloha kosa an...dia manaiky fa misy tokoa ny asan'ny devoly,mety antsoinareo hoe asan'ny ratsy sy maizina....
fijo:
tsy izahay tsy mpino no tokony hidirany sy handihizany voalohany???

:arrow: koa hoe safidy ilay mino fa tsy an-tery aloha,dia manarak'izay (fijeriko manokana indray ity )tsy voatery hisy devoly sy satana avy hatrany ise satria tsy mpino.
fijo:
raha izay ,dia mahafinaritra anareo ve ny miady hevitra amin'ny satana eto???

:arrow: efa namaly aho hoe tsia...ary mbola valiako hoe na tsy mpino aza i fijo dia mahafinaritra ahy ny miresaka amin'ny fijo sy izay tsy mpino na hafa finoana amiko satria misy azO ifanakalozan-kevitra foana ...
rakapy:
Koa isaorana betsaka an'i Niryna mba nanao tatitra avy any.

ika:
He.....kay izy no sekretera tany ko

:arrow: arô e ,mamely mafy arô ,mamay kosa zany klé
niryna : Tsy dia azoko loatra koa ilay hoe fivoriana nisy sns...ka tsy manan-kambara loatra mikasika izay tranga izay.(l)
23. mia ( 06/12/2008 08:15)
Misy ny devoly sy satana fa ho an'izay mino an'Atra dia Atra IRERY ihany no tena hajaina sy atahorana fa tsy izy ireo.

Mila fantarina kosa anefa ny fomba fiadin'ny satana rehetra mba handresena azy! ary efa nomena ny mino daholo ny arme rehetra entina adresena azy.

Ilay mpino mivavaka mantsy no tena tafihan'y satana mba tsy hanana ny Fanahin' Atra ka tsy ho azony fitahina intsony. Dia anisan'ny fomba fiadin'ny satana ireo tanisain'ni Nyrina ireo.

Ka izay efa voarebiren'ny devoly (dominé na possédé) dia tsy rarahiany intsony fa efa anazy, fa mety hoe ampiasainy handrebireby ireo izay tiany ho azo ndray kosa anefa.
24. fahamarinana ( 06/12/2008 08:30)
mia:
Ilay mpino mivavaka mantsy no tena tafihan'y satana mba tsy hanana ny Fanahin' Atra ka tsy ho azony fitahina intsony. Dia anisan'ny fomba fiadin'ny satana ireo tanisain'ni Nyrina ireo.

:arrow:io ny valiny ry fijo..mety tsy ho tratra ise zany fa tsy mpino. :wink:
mia : marina tanteraka ...misaotra nizara...:D (l)
25. rabilabila ( 06/12/2008 09:17)
Satana dia tsy tonga hampihavana fa andrava,efa potika avokoa na tokantrano ,na fianakaviana,na ny fitiavan'ny mpiray tampo aza dia efa miha-maivana avokoa izany.


:-D :-D :-D

Toa efa hitako quelquepart ,ry Niryna io fombafomban'i satana io...
Misy rangahy izay nilaza an'ireto:
Ary aza ataonareo fa tonga hitondra fiadanana ambonin'ny tany Aho; tsy tonga hitondra fiadanana Aho, fa sabatra.
Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin'ny rainy, ary ny zanakavavy amin'ny reniny, ary ny vinantovavy amin'ny rafozanivavy;ary ny ankohonan'ny olona ihany no fahavalony.
Izay tia ray na reny mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika ho Ahy, ary izay tia ny zanani-lahy na ny zanani-vavy mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika ho Ahy.
Ka raha araky ny resak'i Niryna izany dia io rangahy io mihitsy no satana en chef :oops:

:-D :-D :-D
26. badboy ( 06/12/2008 10:07)
Ô ry nyrina ah!! Ianao koa ange mampiasa ordinateur, mampiasa internet, mihaino radio, mijery télé,.......ary lasa any antany lavitra mihintsy aza hitady vola mba hanana ireo!! Ka ianao koa zany, na mpitantsoratra tao @ ilay fivoriana aza, dia ao anatin'ilay voalzanao hoe voarebirebin'i satana!!! :twisted: :twisted: :twisted:
27. tywa68 ( 06/12/2008 10:27)
mitandrema mba tsy hirehareha @asan'Atra fa tena hanao zany @fò sy fitiavana marina :-*
28. fahamarinana ( 06/12/2008 10:37)
:arrow: tywa : =D> marina tanteraka ,mila mitandrina tokoa .. (l)
29. rabingogilabanga ( 06/12/2008 10:43)
rabila:
Ary aza ataonareo fa tonga hitondra fiadanana ambonin'ny tany Aho; tsy tonga hitondra fiadanana Aho, fa sabatra.
Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin'ny rainy, ary ny zanakavavy amin'ny reniny, ary ny vinantovavy amin'ny rafozanivavy;ary ny ankohonan'ny olona ihany no fahavalony.
Izay tia ray na reny mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika ho Ahy, ary izay tia ny zanani-lahy na ny zanani-vavy mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika ho Ahy.
Ka raha araky ny resak'i Niryna izany dia io rangahy io mihitsy no satana en chef


rabila ihany:
Discours très important ,qui s'avère être le fond commun de toutes dictatures et gourous de tous les temps desir de contrôle de tous les esprits , abdication du disciple devant son maître .
Parole très puissante du tout puissant pour manipuler mentalement ceux qui l'ont bu jusqu'à la lie.


Tu ferais mieux de controler tes vocabulaires , et surtout éviter d'insulter les gens.

On peut bien exprimer ses opinions sans utiliser des propos irrespectueux.Educateur comme tu es.

Je te (je te tutoye, car on est namana serasera) crois toujours intelligente, tu peux être franche, categorique, certaine, tout en etant respectueuse.

Comme ça la personne en face commencerait à t'ecouter, même si elle ne serait forcement convaincue.

TOTAL RESPECT. ZERO LIMITE.

BISOUS TOUT- DE MËME rabila havako.
30. tywa68 ( 06/12/2008 10:46)
ouuuu fa nisy inn :lol:
31. rabilabila ( 06/12/2008 13:14)
ouuuu fa nisy inn


Tsy fantatro Tywa a!!

Tu ferais mieux de controler tes vocabulaires , et surtout éviter d'insulter les gens.


:) Taiza ho aiza aho no nanompa kay ?

On peut bien exprimer ses opinions sans utiliser des propos irrespectueux


:) Aiza ho aiza ilay manao fitenenana tsy misy fanajana?

Comme ça la personne en face commencerait à t'ecouter, même si elle ne serait forcement convaincue.


Mais je ne cherche à convaincre personne !! Je dis ce que je pense ,et dans la façon dont je le pense ,on peut acquiescer si on est d'accord , on peut contredire si on n'est pas d'accord , on peut zapper tout simplement .
32. Noue ( 06/12/2008 14:06)
lasa miteny tsy fantatra ve eee ??? :^) :^) :-D :-D
33. ikaretsaka ( 06/12/2008 19:44)
Ka ny tsy azoko amin ity tantara inty de de milaza azy ho mpino an atra aby reo mandany encre sy manao zedekolera be. Miresaka momban'i satana ireo
34. vale ( 06/12/2008 19:53)
Misy ny devoly kaaa satana sy ny forongony, tena misy! Ny olona possédé ihany koa misy possedé-n'ny devoly sy satàna, ka ireny no mila sitranina amin'ny alalan'ny fivavahana, taloha Jesoa Kristy namoaka devoly tamin'ireny olona possédés ireny!!!!!!!!!!!
35. ikaretsaka ( 06/12/2008 19:56)
Ka le tsy possede lazaina ho possede ity no tsy mazava....lasa instruments de commerce le izy hanaovana mas tu vu
36. vale ( 06/12/2008 20:00)
Hoy mantsy i Noue hoe:
raha misy zany devoly zany
37. vale ( 06/12/2008 20:03)
ikaretsaka:

Ka le tsy possede lazaina ho possede ity no tsy mazava....lasa instruments de commerce le izy hanaovana mas tu vu
Ika: hay ve e! ireny olona voatana any amin'ny toby ireny kosa aloha tena mahonena eee, mety aretina hafa ny mahazo azy anefa dia lazaina fa devoly!! fa na izany aza mety ho sitrana ihany na aretina hafa aza (araka ny dinika nataon'i Diamondra27 atsy ambadika) fa kosa tsy tokony ireny condition de vie ireny no hampiharina amin'izy ireny, inhumain kosa aloha eee, le ankizikely aloha tena mahonena eee!:( !!!!!!!!!!!!!!!


38. Noue ( 06/12/2008 20:35)
i rabingo sy rabila koa tena mamp- =)) =)) =)) =)) =))
39. coopsal ( 08/12/2008 19:04)
niryna:
Ny fanontaniana dia ny hoe : " Nahatanteraka ny asa nanirahana azy teo amin'ny fiainako tokoa ve ny devoly? "

==> Tsy hitako izay hi méditena @ asan'ny devoly. Ny asan' Andriamanitra no mamonjy!
"Ny asan'Andriamanitra dia izao : ny hinoanareo izay nirahiny". [Jaona 6:29]

Hoy ny voasoratra hoe :
"Ary tsy hiverina amiko ny teniko raha tsy nahatanteraka izay nanirahako Azy."
Nahatanteraka izay nanirahan' Andriamanitra Azy taminao ve ny tenin' Andriamanitra?
Kristy no tenin' Andriamanitra velona, ny mission notanterahiny dia : ny sitrapon'izay naniraka Azy. Ary izao no sitrapon'izay naniraka Azy : Ny tsy hamelany izay rehetra nomeny azy, fa hatsangany ireo @ andro farany [Jaona 6:39]
40. coopsal ( 08/12/2008 19:15)
Fijo:
raha izay ,dia mahafinaritra anareo ve ny miady hevitra amin'ny satana eto???

==> Tsy ny miady @ satana no mahafinaritra, fa ny olona iray voavonjy no ifalian'ny mponin'ny lanitra rehetra!

rabilabila:
Ka raha araky ny resak'i Niryna izany dia io rangahy io mihitsy no satana en chef

==> Araka ny resak'i Niryna angamba ... fa tsy araka ny voasoratra ao @ baiboly. Fa izao no voasoratra : "Izay manota dia avy amin'ny devoly, satria ny devoly manota hatramin'ny voalohany. Izao no nisehoan'ny Zanak'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan'ny devoly." [1 Jaona 3:8]

Misy misunderstanding : ny devoly nandrava ny fifandraisan'ny olona t@ Andriamanitra, porofon'izany : misy eto no tsy mino akory ny fisian' Andriamanitra. Ary @ireo mino ny fisiaNy dia tsy mahafantatra Azy.
Izany hoe ny réalité, tonga hanorina izay noravan'ny devoly Kristy.

Kristy dia tonga hanangana ilay tempolin' Andriamanitra (dia ny olona noforoniNy hitovy endrika @ny, mba hitoeran'ny fanahiNy), izay noravan'ny devoly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079