Ny fahantran ny gasy ve no mampivarotena ny ankizivavy sa..?
41. heidi
(
09/12/2008 16:57)
tena diso be zany
tsy safidy mihintsy, efa betsaka ny documentaires mikasika ny conditions de vie n'ireo makorel ireo fa tena mampitsetra be, fihetsika ivelany no betsaka, fa tsy hoe rehefa makié sy manao kiraroa vo de faly am asany izay
tsy ny any madà no asiko resaka eo fa ny vazà aty ivelany, hitako mitsy fa nahoana ny olona sasany mahita asa foana fa nahona no hanao asa fiavrota-tena...???? misy faly am fanaovana an'io mitsy satria nahita emission tam tv aho ,dray mande, de hoy ilay sipa hoe, tena tiko ny asa donkou safidiny ilay izy, fa lay izy alou lay tena efa pute de luxe ireny ka luxe foana ny fiainany...
FA NY any madà! tsy manome tsiny an'ireny mitsy aho fa tena mora ny miteny fa rehefa tena tsy misy dia tsy misy, lazaina hoe fa maninona no tsy miasa, fa angaha misy asa ho an'ny vahivavy rehetra ao amdà ao???? misy ny mikaroka tsy mahita, indrindra ho an'ny tsy ammpy diplome tsy nahavita fianarana alavitra nohon'nh antony maro....
TENA HITAKO mitsy fa betsaka ny tratran'ny ankasarotana ny veivavy malagasy, ka izay no mampirona azy amin'io asa io dia ny tsy fananana izany....
VAO TAFIDITRA ao koa anefa ka mahita hoe vola facile no azo dia tamàna ny sasany.
42. ikaretsaka
(
09/12/2008 21:35)
misy lo le izy tena fitadiavana (tsy voatery ara bola)koa e..
hoe ny hiaraka @ lehilahy bobaka be mihitsy fotsiny ny mba revireviny de ny sosy manaraka ihany

43. heidi
(
09/12/2008 23:24)
Rare kosa aloha angamba izany cas izany ry ika kan! ny vola mihintsy no base-ny ny fahitako azy ninon'inona antony hilàna ilay vola.
44. rakapy
(
10/12/2008 00:13)
Amiko dia toetra eo amin'ny tsy1/1 koa no mahatonga an'io. Nahoana i Raketaka no mahavita mamelona ny ankohonany amin'ny fivarotana anana fa nahoana kosa i Raperla no tsy mahavita izany nefa samy zanaky ny olona sahirana na iray tampo aza indraindray???
Misy manko ireo olona tsy te hisahirana fa te hanao dingan-dava nefa tsy mahafantatra ny halavitry ny hantasana hitsambikinany. Dia raikitra ao.
Ny hoe nohon'ny lhl no mahatonga ny vhv hanao makorely dia hevi-diso be. Hoy ianao hoe rehefa tsy misy mpivdy dia tsy misy mpivarotra! Fa azo atao koa hoe rehefa tsy misy mpivarotra dia tsy misy ny mpividy koa.
Raha misy bar ve izao ao am-piangonana dia ho gaga ve ianao raha misy olona hividy sy ho mamo ao am-piangonana? Ny tsy fisiany io tao no mahatonga ny olona tsy mividy toaka ao am-piangonana.
Ny hoe ny lhl no mitondra ny arentina amin'ireo makorely dia mbola tsy marina koa. Ny aretina dia avy amin'ny roa tonta. Samy responsable na ny lhl na ny vhv.

45. lemenakely
(
10/12/2008 05:42)
heidi:
lemenakely:µ
hisy fandaharana ao @ TF1 anio talata @ 22h 40 aleo hoe arahina akaiky aloha ny fijerin ireo vazaha momba ny fivarotatena ao NOSY BE dia ho hita eo izay versiondry zareo aloha
efa nanokatra dinika momba io atsy ambadika isipagasy de any no atao ny tatitra ry lemena ah
Ilay fandaharana aza tsy nalefan ny TF1 tampoka ! Fa momba ny clandestins sy ny travail au noir koah!
46. heidi
(
10/12/2008 06:41)
lemenakely: izaho mba gaga, misy antony araka ny filazan'i noue any am diaspora.... :)
FA NAHAliana ahy ihany ilay fandaharana ka! izay vao azoko plus ou moins hoe olona ohatra ny ahoana no tokony expulséna sy tsia....
ARY MARO NY cas fantako amilay miteraka mba ahazoana mojanona fa c t pas le cas tam lay bandy marocain :-P ho futur papa d'un bb français :lol:
mampalahelo daholo na izany aza.
MARINA MIHINTSY KOA aloha izany e! io voalazako etsy ambony io hoe nahoana ny vevhivavy hafa afaka mikaroka mahita asa foana ary nahoana ny vehivavy sasany no tsy hahita fa tonga dia mi plonge ao am lay asa fivarota-tena???? ny aty ivelany no tena asiako resaka satria , raha tena hinvonona sy ara-dalàna ny tts nao dia hahita asa toy ny rehetra foana ianao....
ohatra iray amin'ilay asa mivarotra legioma , nisy mpanampy n'i nenitou-nay izay tao tanà tao, hoe tsy hiasa tsony izy fa hiala hono fa hande hanambady, dia nanambady somantsara, dia tsy nanao mpanampy intsony izy fa nivarotra legioma isankarazany fa tafavoaka ny fiainany noho ny ezaka nataony, ny tsena mande, ao am 67ha ao hatramzao....Niteraka sns....
Ka araka ny voalazan'i rakapy hoe arakaraka ny toe)tsain'ny tsiraray io hoe, raha ilay sipa otran'ny miseo tsy mandray ravindena be ireny tsy hanao izany asa miavarotra legioma am sisisndalana izany fa ho voasarika ary am sisin-dalana hivaro-tena izy..... :-P

43. Mpandefa : rakapy [ Valio ] 10-12-2008 01:13:53
Lohateny : Re : Ny fahantran ny gasy ve no mampivarotena ny ankizivavy
Amiko dia toetra eo amin'ny tsy1/1 koa no mahatonga an'io. Nahoana i Raketaka no mahavita mamelona ny ankohonany amin'ny fivarotana anana fa nahoana kosa i Raperla no tsy mahavita izany nefa samy zanaky ny olona sahirana na iray tampo aza indraindray???
Misy manko ireo olona tsy te hisahirana fa te hanao dingan-dava nefa tsy mahafantatra ny halavitry ny hantasana hitsambikinany. Dia raikitra ao.
MARINA MIHINTSY KOA aloha izany e! io voalazako etsy ambony io hoe nahoana ny vevhivavy hafa afaka mikaroka mahita asa foana ary nahoana ny vehivavy sasany no tsy hahita fa tonga dia mi plonge ao am lay asa fivarota-tena???? ny aty ivelany no tena asiako resaka satria , raha tena hinvonona sy ara-dalàna ny tts nao dia hahita asa toy ny rehetra foana ianao....
ohatra iray amin'ilay asa mivarotra legioma , nisy mpanampy n'i nenitou-nay izay tao tanà tao, hoe tsy hiasa tsony izy fa hiala hono fa hande hanambady, dia nanambady somantsara, dia tsy nanao mpanampy intsony izy fa nivarotra legioma isankarazany fa tafavoaka ny fiainany noho ny ezaka nataony, ny tsena mande, ao am 67ha ao hatramzao....Niteraka sns....
Ka araka ny voalazan'i rakapy hoe arakaraka ny toe)tsain'ny tsiraray io hoe, raha ilay sipa otran'ny miseo tsy mandray ravindena be ireny tsy hanao izany asa miavarotra legioma am sisisndalana izany fa ho voasarika ary am sisin-dalana hivaro-tena izy..... :-P
47. andrywui
(
10/12/2008 13:48)
heidi a!! tsy h voatery ho tsy fahampiana na tsy fananana arak ny hevitrao ane le izy fa le sipa kely mihitsy no te hirevy be anle izy fa nahita tsirony tamin fanandramany azy voalo de tsy te hiala tson na tsy naharaka azy ny
kofy niarahan fa mety mila matetik izy de any amin fivarotantena izy amzay
sady mahazo tsirony no lasa misy S kou niditra tampoka hividianana kata,fa ireny karazany lazaiko reny ndray a rehf elaela de tofok de mjan ian aveo,fa mis manoy ian satria sady S io.de ref mjan io de mis vao2 otrizay kou ,de miditr mivoak eo reo ankoatranl lazain heidi oe ten ef pro

48. heidi
(
10/12/2008 17:46)
andrywui zà né tsy mandà anzany e! tsy miteny aho hoe ny rehetra no tratran'ny ankasarotana na fahantràna ka mirona manao an'io fa tena misy araka io nolazaiko io tena tia manao ilay asa satria ny antony dia ireo efa voalaza etsy ambony ireo, ao anaty ny fotoana fohy dia mahazo vola be ka mandritra ny journée zany defa otrinona ny vola azo! ka tamàna amzay facilité izy dia tsy te hitady asa hafa :°)
maro ny tsy fidiny fa ao koa hoe sitrapony fotsiny tsotra zao :°)

49. andrywui
(
11/12/2008 12:58)
ka le izy kou alou lainga lainga fa sady VOLA no TSIRONY e!!!! asa kou!!!!
50. heidi
(
11/12/2008 15:09)
raha io foana ve no leranao isan'andro isan'andro impiry ao anaty ny iray andro hisy tsirony tsotry ry adrywuiiiii ah! :°)
52. andrywui
(
12/12/2008 12:43)
hoy ikaretsaka oe: misy mahita tsirony @ izany ry heidi an.. le foza ireny
fa tena aona tkou ary e!!resahana moramora, fa mety tsis ninonin tkou ve zany reny fa mekanika be fotsiny o! reny le koks amantaon reny zao ohatra!!
ny fahatspany angamb zao rehf eo ambany eo de mety otran ireny oul atao massage reny fotsiny angamb hi!hi!hi!

53. lemenakely
(
12/12/2008 13:21)
betsaka aloha ny tsy mety miaraka @ afrikanina nohon ny antony iaraha - mahalala e
54. xxx
(
12/12/2008 14:02)
so de le oe ngoda lahy be !!! ka bedb ar no mtady anreny kou ,amzay oun voadon be sady miitatra be hi!hi!hi!
55. heidi
(
12/12/2008 15:25)
ikaretsaka:
misy mahita tsirony @ izany ry heidi an.. le foza ireny
de tsy haiko aloha fa zà vahiny ry ika
:°) otran'ny mandandoha be izany ny mieritreritra anzany beurkkkkk!
56. heidi
(
12/12/2008 15:26)
mandandoha= mankandoha
ny fahatspany angamb zao rehf eo ambany eo de mety otran ireny oul atao massage reny fotsiny angamb hi!hi!hi!:-D :-D
57. kotobekibo
(
13/12/2008 23:03)
Ka tsy ny haben'ny an'ilay bandy no tena olana fa kosa ny vhv no tokony hanao exercice hampateritery ny azy , hifanaraka @ an'ilay part-ny .
Ka na tongotra aza tafiditra any anatin'ny an'ilay vhv foana ref hatao kouh !
na afrikanina aza v d hilanja b toy ny tongotra ny habeny ;
Ny an'ny sasany tànana na koa tavoahangy eau vive 1,5litre , mbola tafiditra foana tsss 8O 8O

58. lemenakely
(
14/12/2008 21:41)
kotobekibo:
Ka tsy ny haben'ny an'ilay bandy no tena olana fa kosa ny vhv no tokony hanao exercice hampateritery ny azy , hifanaraka @ an'ilay part-ny .
Ka na tongotra aza tafiditra any anatin'ny an'ilay vhv foana ref hatao kouh !
na afrikanina aza v d hilanja b toy ny tongotra ny habeny ;
Ny an'ny sasany tànana na koa tavoahangy eau vive 1,5litre , mbola tafiditra foana tsss 8O 8O
be aloha ny mitaraina fa marary ny miaraka @ afrikanina e
59. xxx
(
14/12/2008 22:05)
be aloha ny mitaraina fa marary ny miaraka @ afrikanina e
miaraka @ gasy ndray tsy kozy fa mahy kely ny fikakely de maranitra be tsy azoana fafiny
tsy mba bokona atonona tsara ny lalana idirana :°) :°) :°)
60. xxx
(
14/12/2008 22:09)
aleo ihany afrikana bokona be azo antoka fa mahakasokasoka tsara sy tsy mi raty teboka G :-P