Ny fahantran ny gasy ve no mampivarotena ny ankizivavy sa..?

21. Koditra ( 07/12/2008 14:31)
lemenakely:
Koditra ?....
Mampatsiahy ilay BD gasy fahiny :Bobel,Pr Mahiratra....


ireny mihitsy no tao antsaina tamn'ny nisoratra anarana.
22. ni81 ( 07/12/2008 18:35)
Na dia jamba aza ve dia tsy ahita ireo koaitra @ andro atoandro ?
marina izany fa tsy miafina tsony ry zareo fa eny ankarihary
23. heidi ( 07/12/2008 18:55)
nisy afrikanina vavy izay taty aminay taty, manan-janaka mananon-tena,
tratran'ny ankasarotana teo am fiainana izy, izany hoe endettée anefa izy tsy an'asa dia nande nanao asa fivarota-tena, juste hiavotana amin'ny fotoana voafetra, dia ilay kil saika haka azy no niresaka taminy hoe mialà amin'io asa io ianao fa omeko vola hanampiana anao amin'izany dette izany dia niala tam lay asa ratsy io izy, nosolona ny dette rehetra dia zao i kala lasa prof de fitness satria sportive nandalina ny sport mitsy no nataony :°)
24. ni81 ( 07/12/2008 18:59)
nisy afrikanina vavy izay taty aminay taty, manan-janaka mananon-tena,
tratran'ny ankasarotana teo am fiainana izy, izany hoe endettée anefa izy tsy an'asa dia nande nanao asa fivarota-tena, juste hiavotana amin'ny fotoana voafetra, dia ilay kil saika haka azy no niresaka taminy hoe mialà amin'io asa io ianao fa omeko vola hanampiana anao amin'izany dette izany dia niala tam lay asa ratsy io izy, nosolona ny dette rehetra dia zao i kala lasa prof de fitness satria sportive nandalina ny sport mitsy no nataony
tsara vintana kosa izy koa!
25. xxx ( 07/12/2008 21:35)
Fiainana izany, fiainana iznay hoy i Voahangy izay fa d samia manao izay mampety sy mampifalifaly ny fony avy...fa izay nafafinao ihany no jijnainao...fa d aza tratran'ny aretina bdb mihanaka toy inona @ izao ity fotsiny, f d hanenina tsy roa amantany, ary oublie la vie...donky misy limite-ny zany retraretra izany...ary ny hoavy jerena fa tsy ny anio...
26. vale ( 07/12/2008 22:12)
Ny fahantran ny gasy ve no mampivaro-tena ny ankizivavy sa ny fivarota-tena no mampahantra ?

ny fahantrana voalohany indrindra no mahasarika ny vehivavy hivaro-tena matetika.
Azo lazaina ho mampahantra ihany koa ny fivarota-tena satria olona tokony hiasa hamokatra lasa miandry mahazo fotsiny, donky mihena ny isan'ny mpamokatra fa ny mpanjifa kosa mitombo isa. :°)
27. ni81 ( 08/12/2008 06:58)
Ity zao misy vaovao vao nivoaka t@ gazety midi androany maraina, ka ny tahaka izao koa izany dia antony mahatonga ny fivarotan-tena.

Ces derniers temps, le cas de prostitution des mineurs à Moramanga a fait couler beaucoup d’encre. Des cas de viol collectif sur mineur, de proxénétisme, de harcèlement sexuel et tant d’autres ont été signalés. En fait, depuis le projet Ambatovy, l’extraction de Nickel et de Cobalt par une grande firme internationale dans cette région ; Moramanga, surtout la ville a connu d’énormes changements : inflation, embouteillage, explosion démographique, insécurité, entre autres.
Dès l’entrée de la ville, l’on assiste à une valse de voitures tout terrain flambant neuve, des cars pour transport de personnels et des camions.
Vous n’auriez jamais imaginé qu’un jour vous seriez bloqué dans un embouteillage monstre pendant presque une heure à Moramanga, et pourtant c’est le cas actuellement, et inopportunément devenu le quotidien des Bezanozano. Et ce malgré les grands efforts entrepris par les agents de la police de la circulation.
Des passants fourmillent jour et nuit dans les rues. Le soir, hôtels, bars, restaurants et salle de karaoké sont pleins à craquer. A noter qu’Il est actuellement devenu quasi-impossible de trouver une chambre d’hôtel libre à Moramanga.
Vers 17 heures, les « filles de joie » longent la fameuse route de la gare, lieu de prostitution de la Capitale des Bezanozano. Une filière qui a connu une aggravation inquiétante. Pire, un réseau de proxénètes en profite, et les acteurs agissent en professionnels.
D’après Rasolofonjatovo Ezechiel, premier magistrat de la ville « la prostitution existait depuis des temps à Moramanga, certes, mais elle s’est aggravée depuis l’arrivée des milliers de travailleurs, dans le cadre du projet Ambatovy. Vu l’augmentation de l’offre, bon nombre de jeunes filles sont enchantées. Non seulement les travailleuses de sexe, mais également les étudiantes, même les mineurs. Par conséquent, un réseau de proxénète s’est installé chez nous. Selon nos informations, ils contactent leurs clients par téléphone ou racolent les jeunes étudiantes à la sortie des écoles, et les mineures sont les plus convoitées ». Et d’ajouter, « la plupart des étudiantes à Moramanga vivent seules, cela présente une aubaine pour les proxénètes. Vu que le prix des produits de première nécessité et les loyers ont connu une forte hausse, les étudiantes, qui n’ont d’ailleurs aucune source de revenu, sont obligées de trouver d’autres moyens pour subvenir à leurs besoins. Pour une relation sexuelle avec un étranger, elles gagnent entre 250 000 Fmg à 400 000 Fmg. Selon toujours nos sources, ces étudiantes subissent des abus sexuels».
Face à cette situation inquiétante, les autorités locales ne sont pas restées les bras croisés. Un réseau pour la protection des mineurs est actuellement mis en place, et ce, dans le cadre du programme national de la lutte contre la violence envers les femmes et les enfants. Dans ce sens, une association dénommée TAFAMOGO ou Tambazotra Fanilon’ny Ankizy eto Moramanga Gona, vient d’être créée, et travaille en étroite collaboration avec le District, la Commune, les chefs Fokontany, la Police, la société civile, les agents de santé, les associations des parents d’élèves et des associations de jeunes.
Sherritt, pour sa part met en place au sein de la société un task force pour faire face à cette situation. « Notre plan d’action est en cours de finalisation. Il s’agit en général de la sensibilisation et la formation de nos employés », nous confie un responsable auprès de la société.
La police de son côté met en place des dispositifs stricts. « Nous effectuons des contrôles systématiques dans toutes les chambres d’hôtel, dans la rue, dans les bars, et même dans les voitures. Récemment, nous avons réalisé une grande opération, en collaboration avec la gendarmerie. Un effort qui a donné les résultats escomptés. Bilan, 21 personnes interpellées dont 3 étrangers, 4 filles mineures, 3 garçons mineurs et 7 adultes », nous livre Rakototiana Laubel Valisoa, chef commissariat de Moramanga. Selon toujours notre interlocuteur : « la police entreprend actuellement un grand effort afin de démanteler ce réseau de proxénètes, mais cela demande également la collaboration de tout un chacun. En outre, une division de la police des mœurs et de la protection des mineurs vient d’être installée au sein de notre commissariat.»
A rappeler que des milliers d’étrangers, de différentes nationalités travaillent à Moramanga pour le projet Ambatovy. Chose étrange, aucun d’entre eux ne figure dans le registre du District. Ce qui complique la tâche des forces de l’ordre pour les contrôles et les suivis. Qui plus est, les employés ayant commis des fautes professionnelles sont tout de suite expulsés.
En somme, la situation à Moramanga reste préoccupante, surtout ce réseau de proxénètes qui opère en professionnel. Malgré le manque de ressources, matérielles et humaines, les autorités locales font de leur mieux afin d’éradiquer cette catastrophe, mais elles ont également besoin d’un coup de main.

Aina Razafimahatratra
28. sakaizakely ( 08/12/2008 17:29)
Ny fahantran ny gasy ve no mampivaro-tena ny ankizivavy sa ny fivarota-tena no mampahantra ?


tsara apetraka @ lhl mpivarontena koa ilay fanontaniana :lol:
29. heidi ( 08/12/2008 19:07)
:lol: sady efa maro izy no mivaro-tena am sipa vazà :^)
30. heidi ( 08/12/2008 19:16)
Azo lazaina ho mampahantra ihany koa ny fivarota-tena satria olona tokony hiasa hamokatra lasa miandry mahazo fotsiny, donky mihena ny isan'ny mpamokatra fa ny mpanjifa kosa mitombo isa.


izy aza aky mba mamokatra ho an'ny tenany fa misy ny tena mpanararaotra dia ny sômazy izany! ny aty ampita no lazaiko....MIANDRY MAHAZO FOTSINY Ao antrano ao, ny olona miasa no voatery mamelona an'izy ireny,
raha 500 euro ny karamanao oahtra dia angalàna anzao sy izao impots e! oyé! ny ampahany angalàna hamelomana an'ireny salama vatana tsy an'asa mitaty reraka fotsiny....ny olona miasa no mamelona an'ndry rainizafylemena :-P
nefa olona tokony hamokatra koa izy ireny fa dia manisa mpandalo fotsiny de miandry ny fanampiana omen'ny fanjakàna :°)
31. heidi ( 08/12/2008 19:23)
raha 500euro ohatra ny karamanao, 200 euro sisa raisinao, :? tssss

Raha jerena koa anefa toa mampahantra ihany ilay fivarotatena satria ny ankabeazany dia ny azo anio lany ny azo rahampitso lany ,noho izany voatery hanohy ilay asa ny ampitso

ny vola azo am makarakara hono mivoaka amin'ny kiloadoaka
tsy hoe voatery hanohy ilay asa izy fa safidy ny azy , tiany matoa hataony... fa raha tsy tiany tsy ho votery izany izy hanohy ny asa ratsy io....
IZANY oe mahafaly azy ilay aza ataony ahazoany vola be ao anatin'nh fotoana fohy monja....
RAHA niresaka tam bandy namako zay aho dia hoy izy hoe efa mba nanandrana naka an'ireny kox ireny aho hoy izy fa kitakitain'ilay sipa hono hoe ataovy haingana an! :-D de atao rapida anefa enao efa mandoha vola hihih! izy amin'io tsy nahazo fafiny akory fa namita mission fotsiny :-D
en plus misy kategoria hono, raha vao hoe izao dia izao no prix fa raha vao manomboka amzao dia izao no prix me miakatra ihany izany, ka zàtra mahazo vola facile dia tsy foy ilay asa fa tsy hoe voatery hanao iny izy ....
32. Koditra ( 08/12/2008 21:05)
heidi:
nisy afrikanina vavy izay taty aminay taty, manan-janaka mananon-tena,
tratran'ny ankasarotana teo am fiainana izy, izany hoe endettée anefa izy tsy an'asa dia nande nanao asa fivarota-tena, juste hiavotana amin'ny fotoana voafetra, dia ilay kil saika haka azy no niresaka taminy hoe mialà amin'io asa io ianao fa omeko vola hanampiana anao amin'izany dette izany dia niala tam lay asa ratsy io izy, nosolona ny dette rehetra dia zao i kala lasa prof de fitness satria sportive nandalina ny sport mitsy no nataony


Ohatra iray @lé cas voalohany nolazaiko io, misy ny oe tsy fidiny, tsy azo omena tsiny.
33. lemenakely ( 09/12/2008 10:44)
hisy fandaharana ao @ TF1 anio talata @ 22h 40 aleo hoe arahina akaiky aloha ny fijerin ireo vazaha momba ny fivarotatena ao NOSY BE dia ho hita eo izay versiondry zareo aloha
34. fahamarinana ( 09/12/2008 11:35)
lemena:
Koditra ?....
Mampatsiahy ilay BD gasy fahiny :Bobel,Pr Mahiratra....

koditra:
ireny mihitsy no tao antsaina tamn'ny nisoratra anarana.

:arrow: hs kely fa miala tsiny an! ary izay vao haiko ilay ps n'ny koditra an... ..mbola manaraka hatraty amiko aty ny boky famakiko fahiny dia isany ireo...
Dia vita ny hs dia tohizo ndray ny resaka foza oran'ny lemena teo. :°) (l)
35. ni81 ( 09/12/2008 11:41)
hs kely fa miala tsiny an! ary izay vao haiko ilay ps n'ny koditra an... ..mbola manaraka hatraty amiko aty ny boky famakiko fahiny dia isany ireo..
ka hitako koa ange i koditra nilaza hoe tokony ho artista i fahama e! kay tsy mifankafoy :-P ilay rova fotsy sy ny tantarany t@ koditra! :lol: :lol:
Dia vita ny hs dia tohizo ndray ny resaka foza oran'ny lemena teo.
:lol:
36. fahamarinana ( 09/12/2008 11:44)
:arrow: :-D :-D (l)
37. heidi ( 09/12/2008 12:02)
lemenakely:

hisy fandaharana ao @ TF1 anio talata @ 22h 40 aleo hoe arahina akaiky aloha ny fijerin ireo vazaha momba ny fivarotatena ao NOSY BE dia ho hita eo izay versiondry zareo aloha
µ
efa nanokatra dinika momba io atsy ambadika isipagasy de any no atao ny tatitra ry lemena ah


38. sakaizakely ( 09/12/2008 13:21)
miavaka be mihitsy aloha ny fomba fahitan'ny oul ny fivarotantena ity arakaraky ny kolotsaina nanabeazana ny tsirairay

ny an'ny vazaha itserany ny azy ny makoreliny, itadiavany moyens de protection, informer-na ny danger sy ny aretina rehetra rehetra

ny antsika akoraina :roll: :roll: :roll: :roll:
nefa matoa misy ny makorel de misy ny kil, matoa misy ny aretina dia ny kil aby no mitondra azy any @ makorel any
de eto mody hendry sy misaina aby reto lhl reto
tsy tonga saina am antony mahatonga an'izany, fahantrana materialy sy aratsaina indrindra indrindra, tsy afaka mihoitra am fiainana de mihevitra fa ny fivarotambody no ahavelona
saingy indrisy fa mety ho mety am volou fa rendrika sy lavo tsy mety tafarina intsony aty aorina, de faly ery ry tsy misaina isany manakora sy manitsaka ny efa lavo, fa tsy tonga saina @ antony marina mahatonga ilay oul mbola hanohy ny asa ratsy tsy fidiny

tsy safidy satria tsy manana haitao hafa, ka hanao inn, hivaroboanjo eny am tohatohabato sisa rehefa tena tsy misy hohanina intsony, na mitsindroka eny am fanariampako

aleo maty rahampitso toy izay maty anio, de atao daholo izay mety sy izay heverina fa supportable sy mi rapporte plus que mivarotra anana

ny contexte économique mitarika ny oul hanaonao foana no tokony tsikafonina fa tsy ny "traboina"-n'ny halafompiainana

rehefa tsy mipingapinga mankany koa ny lhl de ho foana ny fivarotantena

aleo samy mihevitena tsirairay toy izay manenjidresy :roll: :roll: :roll:
39. sakaizakely ( 09/12/2008 13:50)
tsy hoe voatery hanohy ilay asa izy fa safidy ny azy , tiany matoa hataony... fa raha tsy tiany tsy ho votery izany izy hanohy ny asa ratsy io....
:{

tena diso be zany

tsy safidy mihintsy, efa betsaka ny documentaires mikasika ny conditions de vie n'ireo makorel ireo fa tena mampitsetra be, fihetsika ivelany no betsaka, fa tsy hoe rehefa makié sy manao kiraroa vo de faly am asany izay

mampalaky antitra ny fivarotantena, matin'ny henatra, matin'ny nenina, mijaly, misy kil marary saina, matetika reny handicapés sociaux na oul manana olana ireny foana no manatona makorel fa vitsiana ny oul normal, ékilibré. Ratsy dia ratsy ny conditions de travail n'ireo makorel ireo,

malaky antitra dia voatery miafina le rakonantitra, ka zay no tsy ahitana azy matetika, ny tanora sy ny filles de l'est alefan'ny proxenetes no hita matetika sy mahazo ny kil 1ers choix, de ny ambiny kondrakondrana no an'ny efa antitrantitra, de ny tena nandra no manatona ny efa antitra, quand c'est pas les psychopates
iza no ho faly amin'izany hoy ianareo ? iza no volontera hanao asa toy izany ?
eritrereto sy saintsaino tsara

ny call girl dia makorel de standing ve no azo ilazana azy
vao tam herinandro teo nisy émission mikasika an'io
betsaka koa ny tovovavy lavitra ny fianakaviana, mpianatra, no tratran'ny hasarotampiainana ka voatery manao an'io mais elles sont complètement choquées et n'ont plus d'estime d'elles-mêmes
ny impact psychologique à long terme ny toejavatra toy izany tsara jerevana fa tsy vitan'ny hanakora sy hanome tsiny ivelany fotsiny. mila fantarina tsara ny conditions de vie n'ireo oul ireo.

Betsaka no te hiala, nefa nyhofantrano sy ny sakafo etsy andaniny. tena betsaka né ry reto ny sahirana fa nareo ve ahoana e ?

za klou mitsetra satria tsy haiko ny hanakora resy. Raha sanatria ka kamboty alohampotoana ny zanakareo any aorina, na tsy arakareo RAD ny fianarany...
asio fitserana sy compréhension ihany e
40. heidi ( 09/12/2008 16:50)
izaho koa aloha aky ry sakaiza ddia tsy manenjika na mimenomenona na manakora amin'inreny mpivaro-tena ireny na lahy io na vavy, satria misy antony aby ny hanaovany anzany .....
liana fotsiny am histoire ny tsirairay aho hoe inona no antony de zay...
Zareo aza mba hoe miasa ho an'ny tenany ny vatany no hamidiny, mi risk am aretina ny lehilahy marary saina sns mety hamono azy ...
FA NY TENA maha krizy ahy dia ny kamo velona mpangalatra mpamono olona ireny, dia mi bodo ny fananan'ny sasany fotsiny :evil: salama vatana mahavita mana hery setra hangalarana , maninona raha miasa otrzay vahoaka fa ilay te hahazo maimaipoana sy te hanankarena tampoka fotsiny
izaho hatramzao tena mangitakitaka malemy foana fa ilay vadini'lay cousine ko omaly alina tratran'ny carjacking, efa hitany ela fa misy voiture manaraka izy tonga tany am patient hanao soins izy nivoaka ny fiarany, fa indreo izy telo lahy nanaraka azy nanambana basy nangataka ny lakilé ny fiara, tes clés ou je te tue :evil: de lasandreo any ny fiara vaovao vao tsy ampy un an akory miaraka am papier ny voiture sy adress...lahy lehibe iny tena nitomany mitsy, izy amin'io tsy naka assurance pour vol akory ....zao mbola matahotra hoe ho tonganvandreo any antrano any satria fombani'lay tsivanona no manafika any antrano n'iza n'iza na manao ahoana ny situation lay olona hangatahana ny carte bancaire, carte visa miaraka am code, raha tsy manome de ho fatiny eo.
Tena ireny no tokony amrtrahana fanotaniana....tssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8073