Fanotaniana ho an'ireo mpakasitraka mpiandry
41. fahamarinana
(
07/12/2008 11:18)
:arrow: aza manahy fa tena efa voadinika tanteraka sy resy lahatra e !!Ny fandinihan-tena tsy maintsy atao hatrany fa lasa mibirioka indray ka tsy araka an'Andriamanitra ny fihetsika sy fiteny ary fieritreritra... :D (l)
42. Koditra
(
07/12/2008 12:09)
diamondra27:
Ny resaka mpiandry dia matetika dia olona nanolo-tena teo anatrehan'Atra izy ireny, misy foana ny exception fa tsy tokony ho izany no hanakanana ny asan'Atra. Olombelona miaina eto an-tany isika , mandia tany mety ho solafaka miloloha lanitra ka mety ho lena fa tsy tokony izany no anenjehana ny mpiandry rehetra.. Izaho manoratra koa mba mety hosolafaka tsindraindray fa soa fa be fitiavana Jesosy ka manaiky hamela heloka ahy.
Miombo-kevitra tanteraka.
43. tywa68
(
07/12/2008 14:44)
Tsy ny mpiandry rehetra anie no manondrana mazava ho azy e ! fa tsy ho voatery ho asa masina aby raha vao izy no manao azy, fa ny an'ny tena asan'inn ? :lol:
44. fahamarinana
(
07/12/2008 16:48)
:arrow: ny any tywa mazava tsara fa tsy mifangaro..amiko aloha an ! Asa Masina fa mila tena manana ilay Fahamasinana tokoa vao miasa sy mametra-tanana fa lasa zava-poana ny Asan'Andriamanitra.Tahaka ny Xna misy karazany maro ihany io :ao ny feno ny fahasoavana sy fitiavan'ny Tompo ,ao ny mbola tsy feno tsara,ao moa ny milaza fa feno nefa tsy tsapa amin'ny jery ety ivelany.Fa Andriamanitra mahita ny marina,tsy misy ho afa-bela hoe fa samy handalo ny fitsarana farany aby ( ho antsika Mino sy mandray any Kristy ho mpamonjy ). (l)
45. ikaretsaka
(
07/12/2008 17:32)
Amiko ny asa masina dia tokony atao am-piheverana sy am-pahamasinana sy tokony ho hantatra tsara hoe in ny atao fa tsy fahatany fotsiny. Izay no antony hianarana maharitra momba ireny
46. fahamarinana
(
07/12/2008 17:35)
:arrow: marina izay kah,tsy lavina fa misy koa oah na natokana 2 taona tsy mitsahatra mianatra ary tsy manam-petra..misy koa ny hafa fa azy iny e. (l)
47. felanawil
(
11/01/2009 15:15)
mamaky ny teninndry mandefitra sy ry diams a dei mteny rery minsty manaoe kay @ ny anany ihany fa @ izao efa 2009 zao, mbola misy vendra mpoza ihany minominofoana sy mandany andro @ ireny zavatra tsisy dikany reny
Ireny piandry ndoza ita t@ m6 ireny mba mety azo atao ihany hoe ireny ko ange ka mety tsy fidiny ho azy ny vendrana e,
Fa tony olona mba manana ordinateur sy angamba mba nahita fianarana ihany dia tena manome fo sy mapatahotra(ho an'i avin'ny tanora malagasy) ny mieritreritra azy
Ireny karazan'olona reny zany lay raha teraka silamo dia lay lasa kamikazy
Ireny piandry ndoza ita t@ m6 ireny mba mety azo atao ihany hoe ireny ko ange ka mety tsy fidiny ho azy ny vendrana e,
Fa tony olona mba manana ordinateur sy angamba mba nahita fianarana ihany dia tena manome fo sy mapatahotra(ho an'i avin'ny tanora malagasy) ny mieritreritra azy
Ireny karazan'olona reny zany lay raha teraka silamo dia lay lasa kamikazy
