Fanotaniana ho an'ireo mpakasitraka mpiandry

1. rakapy ( 04/12/2008 07:09)
Efa lasa resaka lava be moa ny momba ilay seho t@ M6. Tao ny tsy nankasitraka ,tao koa ireo izay mankasitra sy miaro ny toby. Ao koa ireo mihezaka manodina resaka.
Ka ity dia fanotaniana ho an'ireo iza mankasitra sy miaro ilay zava-misy momba ireo mpiandry.

-Inona no reaction-nareo raha toa ka finonana TSY KRISTIANINA no nahavanona zavatra toy ireny?
répondu par felanawil le 11/01/2009 15:15
2. fahamarinana ( 04/12/2008 07:22)
:arrow: zaho manokana aloha rakapy dia mankasitraka tanteraka ny asa sy fampaherezana..fa tsy dia ilay Mpiandry en lui meme,fitaovana daholo ireo tahaka ny mompera,pasitera ,diakona,frere;masera sns...misy ny tena feno sy miaina ao amin'ny Tompo tanteraka.Tsy mila miresaka lava be sy mitory lava be fa ny toetrany sy ny fihetsiny dia mampiseho sahady fa olona feno ny Fanahy Masina.Misy koa nefa ny solafaka, ka tsy hitora-bato ihany koa aho fa mety handalovako izay rahatoa tsy miambina ny tenako sy ny foko sy ny fihetsiko sy ny teniko...
Na Xna aho na tsia dia tsy momba ny fatotra vy na rojo na camisole de force na izay tady mety hangejana olona iray tsy araka ny sitrapony.Liana ahafantatra ihany koa nefa ny tenako hoe ankoatran'ny fanafody fandemena olona dia inona no mety ho asolo izay.Mora manko ny miteny rehefa tsy manoloana ny tranga iray .Asa raha nahavaly ilay fanontaniana aho aloha. :? (l)
3. rakapy ( 04/12/2008 07:36)
Ampiako fanazavana angamba ilay fanotaniana fa mety tsy mazava.

-Raha toa ka hoe; TSY NY MPIANDRY KRISTIANINA no nanao ilay tranga izay niseho tany Toliara fa atao hoe ireo mpanao fanafody gasy, na hoe ny Silamo, na Buddhist na finoana hafa ankoatra ny finona izay manaraka an'i jesosy kristy no hanasitrana maray ry toa ireny ka namatotra rojo vy sy hikapoka sns ...ireo marary.Fa kosa amin'ny anaran'i Kelimalaza, na i Buddha na i mahometa no hanaovany izany.

- Dia inona no mba handraisanao ilay zavatra nataony???
Mendika ve sa tsy mendika???
Raha mendrika, Nahoana? raha tsia nahoana?
Misaotra tompoko

4. Mandefitra ( 04/12/2008 08:09)
Asakasakao zay hitsara Rakapy fa ny Kristianina aloha efa voateny hoe : "Aza mitsara mba tsy ho tsaraina" :)
Fa zao : vakio ty article momba an - janamasina ity fa misy an izao ao :
"Tsy mila fanafody gasy: Raha vao tonga sy migadona eo ambavahadin’ny hôpitalin’Anjanamasina ny marary saina iray, dia tsy maintsy savaina avokoa ny any aminy rehetra. Raha ny nambaran’ny dokotera Rakotondrazafy Simon dia isany anton’izay ny fanesorana ireo fitaovana mety maranitra na misy vy any, toy ny peratra, ny fehikibo, ny kavina. Ao anatin’izany koa ny mety ho fanafody gasy na fonosan-javatra mifandraika amin’izany, izay heverin’ireo fianakaviana ho fanampiana an’ilay marary saina. « Tsy miasa eto ireny, fa vao mainka mampitarazoka ny fitsaboana » hoy ity tomponandraikitra, eny na dia miteraka fahasosorana ho an’ireo manana ny tsy salama aza izany indraindray. Navoitrany kosa anefa, fa miara-miasa tanteraka amin’ny mpiandry ry zareo ao amin’ny hôpitaly. Voalaza fa efa misy rahateo ny toerana manokana izay natao hivavahanay hametrahan-tanana an’ireo tsy salama. Etsy andanin’izay, dia voarara ao amin’ny hôpitaly ny fanaterana rano, na ranon’apango izany na « jus », izany dia hialana amin’ilay resaka ody na fanafody gasy."

Ka sao ianareo manam-pahaizana sy manam-pahalalana tony tsara manangana toeram-pitsaboana ny aretin-tsaina isaky ny faritra (region), @ zay ny mpiandry afaka miara-miasa aminareo akaiky fa tsy hiantsoroka irery ny fitsaboana sy ny fikarakarana ny marary ... ngamba hihena ny fanomezan-tsiny.
Hoy ny fiteny mantsy hoe "ny manao ihany ny mahazo tsiny e" . Dia mba raiso ny andraikitra ary fa "ny tranom-pody hono no vitan'ny vava"
5. Mandefitra ( 04/12/2008 08:11)
ty le article tao @ lagazette : http://lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&task=view&id=15560
6. prime ( 04/12/2008 08:53)
Misaotra an'i Mandefitra...
rakapy:
-Raha toa ka hoe; TSY NY MPIANDRY KRISTIANINA no nanao ilay tranga izay niseho tany Toliara fa atao hoe ireo mpanao fanafody gasy, na hoe ny Silamo, na Buddhist na finoana hafa ankoatra ny finona izay manaraka an'i jesosy kristy no hanasitrana maray ry toa ireny ka namatotra rojo vy sy hikapoka sns ...ireo marary.Fa kosa amin'ny anaran'i Kelimalaza, na i Buddha na i mahometa no hanaovany izany.

- Dia inona no mba handraisanao ilay zavatra nataony???
Mendika ve sa tsy mendika???
Raha mendrika, Nahoana? raha tsia nahoana?
Misaotra tompoko
... :)
7. tywa68 ( 04/12/2008 09:11)
Tsy mahagaga ny valinteny omeny Mandefitra :lol: Samia manao zay adidy tandrify azy ary e :°)
8. badboy ( 04/12/2008 09:46)
Mandefitra >> Mahafinaritra ilay miteny nefa tsy manantateraka!!! Izay ilay fomb amabahzatra!! Ary mivandravandra ao @ ity teny nolazaina ity ilay izy hoe "aza mitsara mba tsy ho tsaraina"!!! Ireo voafatotra hita tao @ ilay toby angaha tsy notsarain'ireo mpiandry hoe misy devoly??? Matoa fatorana, na gadraina dia olona meloka ary voatsara!!

Ka ireo mitsara sy nanohana azireo dia ho averina aminy io teny io rehefa tonga @ ilay niriany hihaona @ ilay tena mpitsara izy!!! :twisted: :twisted: :twisted:
9. andrywui ( 04/12/2008 09:47)
tamin mandefitra nentina tany anjanamasin zany ve de nesorin daoly ko fehikib sy n kiraro??hi!hi!hi!
10. xxx ( 04/12/2008 09:53)
ieny tonkotsany oa ie de ts nangatsik be ve i mandefitr tamzany nesorin pataloh sy kilalo sy hetra zany sady nibolotsak zao ny pataloan mandefitr tamzan eeee hi!hi!ho!ho!hi!?????
11. Mandefitra ( 04/12/2008 10:59)
xxx, andrywui > :)
badboy:
Ka ireo mitsara sy nanohana azireo dia ho averina aminy io teny io rehefa tonga @ ilay niriany hihaona @ ilay tena mpitsara izy

Samy mbola handalo eo aby isika ka
:)

Ndao nge mba hanao fampitahana kely :
- @ zao ny didimpoitra efa mivoatra be : efa misy ny anesthésie alohan'ny hanaovana azy, voadio tsara ilay zavatra, mihinana antibiotique rehefa voatapaka.Ny didimpoitra a l'americane aza moa eo no eo dia manao pataloha.
- Fa taloha ahoana? velezina ny daba sy andihizana ny zaza aloha mba tsy hatory mandra-parain ny andro. Antsipika na lame no miady dia zay. Rano mangatsiaka natsakain vo maraina (ranomahery) no mba anesthesie, ary roran ny rain-jaza na vovoka tsy hay hoe avy aiza no hahosotra ny fery zay matetika 3 andro aorian ny didim-poitra mbola mandeha ra ihany ... n ysasany aza moa manonitra mitsy.

Ary @ zao isika miteny zao mbola betsaka no toy ity farany no ampiharina rehefa manao didim-poitra ... mendrika ve sa tsy mendrika? :-P

De tahatahak zany ty tantara mahatonga resa - be : raha mandrongatra ny marary ka mety hampiasa herisetra tsy maintsy tazonina : rehefa mivoatra mety mampiasa fanafody mampitony, mety hatokana efitra etc .. fa raha any ambanivohitr i tulear inn no atao?

Ka tsy aleo aloha manadihady hoe fa nahoana no dia rojovy no nampiasainareo ? fa tsy lamba na tady mahazaka ... na tsy haiko ...

"Ny valala misy ny mpilaza mahay" ka ahiako tsy hifarana ty resa-be ty.

Angataho ny Fanahy hoy Diam's zay ...
12. diamondra27 ( 04/12/2008 12:22)
marina daholo ireo voalazan'ny namana ambony ireo
hofanampiana azy dia izao , tsy azo avadika izany ny faits fa zay vita dia vita ary koa mba hahazoanao fahafahampo dia ny satana na ny devoly dia tsy miady an-trano izany mihintsy , jamais de la vie, fa any an-kafa izy no maka bahana, ahoana hoy ny fiteny =romotra

Mba efa nahita ve ianareo fa ireny tsy mpino ireny no kitihin'ny satana? Tsia fa ireo milaza azy ho kristiana no kitihiny mba ho destabilisE
Kitihin'ny satana amin'ny epreuve mavestra sns no tiako lazaina.
Izy aza efa tsy mpino ko haninona ny devoly no handany andro aminy eo tsy aleony mitady pigeon hafa.

Ny tsy mpino raha toa ka misy fahavoazana manjo azy dia Atra no omena tsiny sy henjehina

Ny resaka mpiandry dia matetika dia olona nanolo-tena teo anatrehan'Atra izy ireny, misy foana ny exception fa tsy tokony ho izany no hanakanana ny asan'Atra. Olombelona miaina eto an-tany isika , mandia tany mety ho solafaka miloloha lanitra ka mety ho lena fa tsy tokony izany no anenjehana ny mpiandry rehetra.. Izaho manoratra koa mba mety hosolafaka tsindraindray fa soa fa be fitiavana Jesosy ka manaiky hamela heloka ahy.
13. diamondra27 ( 04/12/2008 12:27)
Misy tsy mahazo resaka mihintsy ny sasany.

Miombon-kevitra amin'ny Mandefitra

Tokony hazavaina koa ve hoe maninona no halana ny fehikibo sy ny antsy sy zava-maranitra eny amin'ireo olona marary ireo?
Tena tsy azon'ny le olona manontany sary an-tsaina mihintsy ve ny zavatra mety hiseho?
prevention daholo izany satria mety hamonoany tena ao na hamonoany olona, misy ny marary saina mi-s'automitule ary tena mampalahelo tokoa

MIankina amin'ilay fianakaviana koa ilay asan'ny mpiandry fa tsy ny mpiandry no mitsolatsolana we aleo zahay hiasa ato aminareo.
14. cutie ( 04/12/2008 14:52)
Mpandefa : rakapy [ Valio ] 04-12-2008 08:09:56
Lohateny : Fanotaniana ho an'ireo mpakasitraka mpiandry
Efa lasa resaka lava be moa ny momba ilay seho t@ M6. Tao ny tsy nankasitraka ,tao koa ireo izay mankasitra sy miaro ny toby. Ao koa ireo mihezaka manodina resaka.
Ka ity dia fanotaniana ho an'ireo iza mankasitra sy miaro ilay zava-misy momba ireo mpiandry.

-Inona no reaction-nareo raha toa ka finonana TSY KRISTIANINA no nahavanona zavatra toy ireny

tsy tokony le finoana no asiana @ io resaka io fa le oul maha izy azy no tsy misy ilana azy efa misy pble any ho any de misarona @ maha mpiandry azy.
PS: tsy nahavaky an'le tao @ M6 alou oups
15. ikaretsaka ( 04/12/2008 15:36)
.....nefa vao miodina de Mitsara hoe ranona misy devoly,,,,,quote=badboy]
Mandefitra >> Mahafinaritra ilay miteny nefa tsy manantateraka!!! Izay ilay fomb amabahzatra!! Ary mivandravandra ao @ ity teny nolazaina ity ilay izy hoe "aza mitsara mba tsy ho tsaraina"!!! Ireo voafatotra hita tao @ ilay toby angaha tsy notsarain'ireo mpiandry hoe misy devoly??? Matoa fatorana, na gadraina dia olona meloka ary voatsara!!

Ka ireo mitsara sy nanohana azireo dia ho averina aminy io teny io rehefa tonga @ ilay niriany hihaona @ ilay tena mpitsara izy!!! :twisted: :twisted: :twisted:
[/quote]

Zay mantsy/.... ny ataon'ny vava sy toriany aza mitsra :
-vo miodina nefa de efa tsaraina fa misy devoly ny sasany

Ahoana ihany raondriana an?
16. rakapy ( 04/12/2008 19:25)
Hoy Mandefitra
Asakasakao zay hitsara Rakapy fa ny Kristianina aloha efa voateny hoe : "Aza mitsara mba tsy ho tsaraina"


Nefa dia hoy Diamondra
Ny tsy mpino raha toa ka misy fahavoazana manjo azy dia Atra no omena tsiny sy henjehina

Ka tsy efa mitsara sahady ve nareo izany???
Mba efa nahita ve ianareo fa ireny tsy mpino ireny no kitihin'ny satana? Tsia fa ireo milaza azy ho kristiana no kitihiny mba ho destabilisE
Kitihin'ny satana amin'ny epreuve mavestra sns no tiako lazaina.
Izy aza efa tsy mpino ko haninona ny devoly no handany andro aminy eo tsy aleony mitady pigeon hafa.

Za ry Diamondra dia tsy mpanaradia an'i jesosy fa matetika dia misy (ataoko hoe devoly angaha raha izay no hampazava azy) mandondona eto ambaravarako mba hitory hono. Matetika dia misy ireo mandangolango ahy ny handeha hanaraka azy ireo ho any @ fiangonany .Ary maro ireo devoly mampitahotra ahy fa hoe ho very any @ afobe hono aho fa tsy xana.
hoy Cutie
tsy tokony le finoana no asiana @ io resaka io fa le oul maha izy azy no tsy misy ilana azy efa misy pble any ho any de misarona @ maha mpiandry azy.

Marina ny teninao nefa dia hita maso, hitam-poko,hitam-pirenena fa tsy ireo any Toliara irery no manao an'io, fa maro ireo finona indrindra fa ireo sekta . Ka noho izany dia misy hifandraisany amin'ilay finoana no mahatonga azy hanao io.
Ohatra iray. Tsy ny suicide bomber no misy problema any ho any fa noho izy ireo efa voaborosin'ny finoany, ny sainy amam-panahiny amin'ilay hoe raha mahafaty fahavalo ianao ka maty dia lasa avy hatrany any am-paradisa.



17. ikaretsaka ( 04/12/2008 19:34)
toa lasan-ko vavany be fotsiny (ho an'ny pro mpiandry) ler zavatra ko..
aza mitsara hono e
nefa ny olona marary tsotra tsarainy fa misy devoly
sns sns
18. ikaretsaka ( 04/12/2008 19:38)
fahamarinana:

:arrow: zaho manokana aloha rakapy dia mankasitraka tanteraka ny asa sy fampaherezana..fa tsy dia ilay Mpiandry en lui meme,fitaovana daholo ireo tahaka ny mompera,pasitera ,diakona,frere;masera sns...misy ny tena feno sy miaina ao amin'ny Tompo tanteraka.Tsy mila miresaka lava be sy mitory lava be fa ny toetrany sy ny fihetsiny dia mampiseho sahady fa olona feno ny Fanahy Masina.Misy koa nefa ny solafaka, ka tsy hitora-bato ihany koa aho fa mety handalovako izay rahatoa tsy miambina ny tenako sy ny foko sy ny fihetsiko sy ny teniko...
Na Xna aho na tsia dia tsy momba ny fatotra vy na rojo na camisole de force na izay tady mety hangejana olona iray tsy araka ny sitrapony.Liana ahafantatra ihany koa nefa ny tenako hoe ankoatran'ny fanafody fandemena olona dia inona no mety ho asolo izay.Mora manko ny miteny rehefa tsy manoloana ny tranga iray .Asa raha nahavaly ilay fanontaniana aho aloha. :? (l)


ka rehefa tsy mamely ny ataon'ilay fitaovana de dakana tsy misy any le fitaovana e.. tsy hoe mpiandry io na mompera io na pasitera io fa rehefa vandana de pa....
jereo ireny pretra nanao pedofile ireny ohatra tonga de naka dispo ry kanto: no excomunier na ireny sy najanona t@ asany fa tsy hoe namoehatra de navela hanao ny nataony eo...
19. fijo ( 04/12/2008 20:10)
le izy koa anie toa moramoraina foana amin'ilay teny miala wain hoe:"aza mitsara mba tsy hotsaraina"mba apetrao ny fanontaniana.raha za salama saina ity no fatorana rojo vy 6 volana tsy hitapy ve ny hiafarany.
izany hoe mety efa adala kely ilay olona,vao miha koa adalaina.
20. ikaretsaka ( 04/12/2008 20:52)
zay foana e.. rehefa tsy mety de hatsikafony fa raha io hoe aza mitsara mba tsy tsaraina io no atao hanasaromana heloka de tsy vahaolana
rehefa mamoehatra tsy mila tsaraina fa tonga de mamoehatra! de alamino ny fomba fiasa..
excommunieo ny mpiandry na tsy haiko aby!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1415