Fanotaniana ho an'ireo mpakasitraka mpiandry
21. fahamarinana
(
05/12/2008 05:23)
ika:
ka rehefa tsy mamely ny ataon'ilay fitaovana de dakana tsy misy any le fitaovana e.. tsy hoe mpiandry io na mompera io na pasitera io fa rehefa vandana de pa....
jereo ireny pretra nanao pedofile ireny ohatra tonga de naka dispo ry kanto: no excomunier na ireny sy najanona t@ asany fa tsy hoe namoehatra de navela hanao ny nataony eo...
:arrow: ka marina iny,izay vandana dia vandana fa iny andraikitry ny ao amin'ny Fifohazana ihany koa fa tsy andraikitro amin'ny maha-mpankasitraka ahy,inona moa izay izaho na te hanova zvtr aza afatsy ny mitatata ato amin'ny forum miresaka momba azy...hatreto aloha izay no azoko sy hitako mety atao...rehefa mahita fomba hafa dia ho tanterahana ihany koa...Ary na ny Fifohazana na ny Fanjakana na ny Fianakaviana dia tompon'Andraikitra daholo satria raha io tranga iray io dia miara-petsapetsa ao tanteraka ny rehetra :ny fianakaviana nanaiky an-tsitrapo nandefa ny olony tany,ny fanjakana niala bala tsy nahavita nandray andraikitra ny mponina ao aminy,ny Fifohazana izany dia namatotra rojo vy...Ny resaka Devoly moa finoan'ny tsi11 tsy itambarana ary tsy ho azon'ny rehetra ihany koa tahaka ny tsy homan-kiso ,ny tsy manao fety anniversaire sy noely,ny mikoty andro,ny mivavaka amin'ny Maria...sns..et j'en passe!Ary tsy nilaza koa aho sanatria fa momba izay,raha nandinika ny voalazako hatrany ika sy fijo dia isan'ny mitsipaka aho izay forme sy sous-formes rehetra entina handemena olona tsy araka ny sitrapony na resaka fivavahana io na resaka fiaraha-monina na amin'ny maha-olombelona ny tena ihany koa fa raha zà manokana no hanao izay tiako na hivavaka eo foana aho dia ahy izay na ho fatorana aho ka ekeko dia ahy koa izay satria sitrapoko sy ekeko tanteraka (ohatra no lazaiko)...
Ny hoe "aza tsaraina mba tsy ho tsaraina " indray dia an'ilay olona manokana sy ny Finoany no hilazany izay.Rahatoa ka tsy Mpino na tsy tia Teny izay dia afaka ihany koa tsy milaza.Hevitry ny tsi11 io anie fa tsy hoe voatery ho tanterahan'ny rehetra e.
Zà manokana aloha rehefa tsy mety dia miteny,asa izay raha mitsara na tsia,rehefa mety dia miteny,azo lazaina ho mitsara koa izay saingy amin'ny fomba tsara...
Amiko manokana dia nahita aho fa mihoatra ny fefy ny tranga hitako,mbola tsy tany amin'ny Toby tany M/car aho ary faniriko ny ho any,mino aho fa raha ahita tranga tahaka ireny dia ho tafateny tokoa...(l)
22. ikaretsaka
(
05/12/2008 06:12)
Pffff efa hoe tsy misy mivavaka @ Maria izany hoa..... mivavaka MIARAKA @ Maria no misy na mangataka an'i Maria hivavaka ho anao...
MIVAVAHA ho anay mpanota samihafa @ hoe mivavaka aminao zahay!
Hitan'i faha ny difference?
MIVAVAHA ho anay mpanota samihafa @ hoe mivavaka aminao zahay!
Hitan'i faha ny difference?
23. fahamarinana
(
05/12/2008 06:16)
:arrow: sorry be ika a,mivavaka miaraka amin'ny Maria fa diso aho.Ny tiako lazaina tery ambony dia ny fahasamihafana sy fomba maro eo amintsika samy mpino.Azoko re ry ika fa diso filaza aho a...nentan'ny fo be loatra. :wink: (l)
24. ikaretsaka
(
05/12/2008 06:23)
Fa voakapoka sy nofatorana rojo vy taiza ny lohanao na ny fahafahanao mahazo kay no tsy mety mazava aminao foana izay?
Amboary fa tsy mbola tara....
Amboary fa tsy mbola tara....
25. fahamarinana
(
05/12/2008 06:32)
:arrow: oadrayy !!efa mazava fony kely fa naveriko teo fa diso aho.Tsy ho voatery voakapoka na voafatotra rojo vy vao afaka miteny ny olona hoe diso,inona ary ity..aza afangaro ilay raha sy ilay olona fa lasa hafa indray izay. (l)
26. ikaretsaka
(
05/12/2008 06:39)
Ok ary... manahy aho manko ngo de tsy tafiditra de elaela kely de miverina indray
27. fahamarinana
(
05/12/2008 06:41)
:arrow: nareo kosa tena manafangaro olona kah..na izany aza misaotra nanao ok. (l)
28. ikaretsaka
(
05/12/2008 06:45)
Azafady raha masika fa. Sasatra aho ny mamerina sy manazava an'io de rehefa mandeha ny resaka de misy mandiso foana.... :cry:
29. fahamarinana
(
05/12/2008 06:54)
:arrow: ok ika, ^:^ raha ny amiko dia tsy hanin-droa e.. :-* (l)
30. tywa68
(
05/12/2008 14:02)
ikaretsaka:Zany hono ry Fahamarinana a ! mbola afaka miova hevitra :°) fa lehibe njy zao ... :-*
Fa voakapoka sy nofatorana rojo vy taiza ny lohanao na ny fahafahanao mahazo kay no tsy mety mazava aminao foana izay?
Amboary fa tsy mbola tara....
31. bobone
(
05/12/2008 14:14)
ô ry reto an! asa masina io asa maha-mpiandry io ! tsy asa hataotao foana io fa tena asan\'ny fanahy Masina! lany andro foana ianareo raha mifamatra amin\'izany fa izao ! marina izany hoe aza mitsara mba tsy hotsaraina! tsarovy fa samy handalo fitsarana isika ! mibaribary eo daholo izay afenina rehetra \' \"tsy misy takona izay tsy ho hita hoy ny tenin\'Atra! \" fa isika faly hitsikera ! fa tokony hatao dia hoe inona ny vaha olona raha misy trangan-javatra toy izao! inona ny hevitra ahazoana mamaha ny olana fa tsy hifanome tsiny eo ! tsy sitrak\'Atra ny fikotrohana hoy ny teniny hoe! Atra tompony filaminana fa tsy fikorotanana ka izay rehetra mihevitra tena manaradia azy dia izay e! milamina ! mitady zavatra tsara!
fa io no tena hitako mibahana @ olombelo eto an-tany ! mahita nyandra eny @ hafa mikazakazaka mitsara fa ny andry eny aminao mbna ahoana ! esory aloha ny lesoka eny @ tenanao vao miteny ny lesoky nny hafa fa manjary faly be satana fa nahazo kil indray e!
fa io no tena hitako mibahana @ olombelo eto an-tany ! mahita nyandra eny @ hafa mikazakazaka mitsara fa ny andry eny aminao mbna ahoana ! esory aloha ny lesoka eny @ tenanao vao miteny ny lesoky nny hafa fa manjary faly be satana fa nahazo kil indray e!
32. tywa68
(
05/12/2008 14:33)
bobone:
ô ry reto an! asa masina io asa maha-mpiandry io ! tsy asa hataotao foana io fa tena asan'ny fanahy Masina! lany andro foana ianareo raha mifamatra amin'izany fa izao ! marina izany hoe aza mitsara mba tsy hotsaraina! tsarovy fa samy handalo fitsarana isika ! mibaribary eo daholo izay afenina rehetra ' "tsy misy takona izay tsy ho hita hoy ny tenin'Atra! " fa isika faly hitsikera ! fa tokony hatao dia hoe inona ny vaha olona raha misy trangan-javatra toy izao! inona ny hevitra ahazoana mamaha ny olana fa tsy hifanome tsiny eo ! tsy sitrak'Atra ny fikotrohana hoy ny teniny hoe! Atra tompony filaminana fa tsy fikorotanana ka izay rehetra mihevitra tena manaradia azy dia izay e! milamina ! mitady zavatra tsara!
fa io no tena hitako mibahana @ olombelo eto an-tany ! mahita nyandra eny @ hafa mikazakazaka mitsara fa ny andry eny aminao mbna ahoana ! esory aloha ny lesoka eny @ tenanao vao miteny ny lesoky nny hafa fa manjary faly be satana fa nahazo kil indray e!
Tsy misy mandà anie zany hoe asa masina ny fandroahana devoly e !
F'ilay DEVOLY hita eny @ hafa ny olana ! indrindra fa eny @ adala sy sembana ary zazakely tsy mahavaly... ka iza no mitsara hoe misy DEVOLY ireo ? izahay sa ny sasany ? :lol:
33. ikaretsaka
(
05/12/2008 15:17)
Raha masina le izy de tokony atao am pahamasinana fa tsy ataotao foana sy apangaina ho misy devoly @ na pas aby zao raha tsy normal aby izao
34. fijo
(
05/12/2008 21:11)
tywa koa mahay mitady kil mihintsy an,
fahamarinana an,haiko fa tsy momba ndry ka,fa le miaro kely de avy izahay
fahamarinana an,haiko fa tsy momba ndry ka,fa le miaro kely de avy izahay
35. rabilabila
(
05/12/2008 21:19)
Lasa nivadika be ny resaka fa tsy voavaly mihitsy ny fanontanian-dRakapy an!! :oops:
37. ikaretsaka
(
05/12/2008 23:37)
Ka mpakato mpiandry aby irteo afatsy zahay sy ry tywa sy nareo ko.....de matahotra sao ho voafatotra chaine de alefa a travers le resaka
38. fahamarinana
(
06/12/2008 06:14)
tywa:
Zany hono ry Fahamarinana a ! mbola afaka miova hevitra fa lehibe njy zao ...
fijo:
fahamarinana an,haiko fa tsy momba ndry ka,fa le miaro kely de avy izahay
ika:
Ka mpakato mpiandry aby irteo afatsy zahay sy ry tywa sy nareo ko.....de matahotra sao ho voafatotra chaine de alefa a travers le resaka
:arrow: :-w :-w inona re no azoko atao anareo e ,aza manahy fa tsy hamatotra izany aho :°)...ndao fa homena :-* ihany dia tsiky dia ampy e.. :) (l)
