valimbavaka
21. coopsal
(
20/11/2008 16:29)
ikaretsaka:
de tsy maintsy mahazo valiny metimety @ saina "avy @ Jesosy foana"
izay vao afaka mi accept fa "misy jesosy" sy hoe "nivaly ny vavaka"
==>
1. Tsy hoe mamaly foana Izy izay vao hino! Indray mandeha nitranga tamiko izany ka nampino ahy, ary mahatonga ahy tsy hisalasala intsony ny aminy.
2. Tsy haiko ilay valin-teny metimety @ saina lazainao sady tsy iadiako hevitra. Izay tsapako tsy afaka ho tsapanao na dia hotantaraiko @ vocabulaire misy rehetra aza, raha tsy ianao mihitsy miaina an'ilay izy.
tahaka izao izany : rehefa mitantara mikasika ny tsiron-kanina iray ianao, mety hampiasa izay teny fantatrao "mamy, masiatsiaka, ...!", fa raha tsy olona efa nihinana an'izany zavatra masiatsiaka sy mamy tsy hahazo mihitsy an'izay lazainao.
3. Tsoriko fa izaho fahiny dia tsy nino loatra an'izany Jesosy izany na dia olona mpamaky baiboly aza. Ny tenako nilaza fa izaho mpino fa ny fiainako no nampiseho fa tsy nino Azy aho!
Ary dia tsy nino koa izay lazainy. Rehefa @izay eken'ny eritreritro fa tsara sy mety dia inoako izay lazainy, fa misy ary maro ny zavatra lazainy tsy inoako! Ary rehefa sendra an'ireny tsy inoako ireny aho dia miteny hoe "tsy azo raisina ara-bakiteny io!".
4. Ankehitriny aho mino ny fahavelomany sy ny momba azy araka izay ambaran'ny baiboly. Dia mino aho rehefa niteny Izy hoe :
"Izay mino ny Zanaka manana ny fiainana mandrakizay, fa izay tsy mety mino tsy hahita fiainana fa ny fahatezeran' Andriamanitra no mitoetra eo aminy"[Jaona 3:36]
22. ikaretsaka
(
20/11/2008 17:08)
lasa nivadika tampoka le izy ary nihaiky ihany ny farany hoe ny valimbavaka de tsy voatery hifanarana @ le nangatahina sy nirina
23. fijo
(
20/11/2008 21:30)
ny ahy dia tsotra e,matoa mangataka dia misy zavatra kendrena.
ny paoma no hilaiko fa tsy paiso na akondro,ka raha te ahazo paoma,dia mambole na miasa de mividiana,
fa amiko raha nangataka paoma aho nefa voasary no azoko tsy mahafaly ahy izany,ary tsy valimpangatahana izany amiko

24. coopsal
(
25/11/2008 09:08)
fijo:
fa amiko raha nangataka paoma aho nefa voasary no azoko tsy mahafaly ahy izany,ary tsy valimpangatahana izany amiko
==> Miombon-kevitra aminao aho.
T@io Alakamisy alina io, valin-teny no nangatahiko : \"raha misy ianao Jesosy dia lazao amiko ny anton\'izao\".
Valin-teny no azoko \"raha tsy nisy an\'izao tsy ho nitodika taty amiko ianao\".
Ny hahafantarako ny tena fitiavana no nagatahan\'ilay namako.
Nampahafantarina ahy ny tena fitiavana!
fijo:
ka raha te ahazo paoma,dia mambole na miasa de mividiana
==> Vérité no ilay paoma notadiaviko. Saingy tahaka izay te hamboly paoma, mila masomboly + fitaovana + fahalalana + zezika + hery hoentna mamboly. Tahaka izany, ny situation nisy ahy dia toy ny zezika, ny fampahafantarana ahy mikasika an\'Andriamanitra sy Jesosy hatry ny fony kely dia masomboly, ny saiko niasa no fitaovana, ny foko nangetaheta no hery.
25. prime
(
25/11/2008 11:37)
ikaretsaka> Nisy niteny ny mifanohitra amin'izany angaha?... :lol:
Ny fihevitrao sy ny ahiahinao hoy aho aza afindra ho fihevitry ny hafa... dia ianao ihany no fatoran'ny hevitrao dia ny hafa no anontanianao hoe fa maninona ianareo sy nahoana ianareo, nefa ilay hevitra anontanianao dia fijerinao sy fihevitrao manokana...

26. ikaretsaka
(
25/11/2008 12:54)
prime:
ikaretsaka> Nisy niteny ny mifanohitra amin'izany angaha?... :lol:
Ny fihevitrao sy ny ahiahinao hoy aho aza afindra ho fihevitry ny hafa... dia ianao ihany no fatoran'ny hevitrao dia ny hafa no anontanianao hoe fa maninona ianareo sy nahoana ianareo, nefa ilay hevitra anontanianao dia fijerinao sy fihevitrao manokana...
nisy niteny tokoa ... jereo io ambony io sy ny any @ hafatra hafa any fa vao metimety na azokazon'ny sainy dia voninahitra ho an'i Jesosy hono, mijoro vavolombelona hono fa nifandraika t@ tadiaviny hono ny nahalany an'i ... sy naha zao azy
ny zavatra hitako no lazaiko ra prime an, ary za tsy miala alavitra fa ny ambaranareo eto ihany no iaingako
27. xxx
(
25/11/2008 17:46)
T@io Alakamisy alina io, valin-teny no nangatahiko : "raha misy ianao Jesosy dia lazao amiko ny anton'izao".
Valin-teny no azoko "raha tsy nisy an'izao tsy ho nitodika taty amiko ianao".
marina zan e!
28. prime
(
26/11/2008 08:56)
Ikaretsaka> Aza mandainga r'ise a... asehoy raha nisy... izaho mbola tsy niteny mihitsy hoe rehefa tsara dia avy amin'Andriamanitra, rehefa ratsy dia tsy avy Aminy... vao nohamafisiko io ambony io ny nolazaiko hatramin'izay...
Ny ankoatr'izay indray dia fanomezam-boninahitra noho ny asan'ny Tompo tamin'ny olona iray na valim-bavaka sns... ka inona no tsy mahamety izany???
Tena fahasoavana lehibe raha misy olona mijoro vavolombelona ary sahy amin'izany ka raha midera an'i Jesosy amin'izany dia misy olana ve?

29. fijo
(
26/11/2008 22:19)
tsy i prime no niteny izany,fa misy miteny sy mampiasa an'izany matetika kosa ato ka.
31. prime
(
27/11/2008 10:55)
Raha iverenana ny lohahevitra dia ilay andraikitra amin'ny safidy koa no mila heverina tsara... izay itoviako hevitra amin'ny namana maro ao ambony ao... ary eo nefa no mila iambenan'i xxx mafy...
32. ikaretsaka
(
27/11/2008 14:52)
tsara angamba raha jerena aloha vao miverina fa ny lalana iverenana aza tsy hita :wink: sa??
aoka re..mba sarobabay ny ahy iny :-D
aoka re..mba sarobabay ny ahy iny :-D
33. coopsal
(
02/12/2008 08:30)
hhhmmm:
rah ankizy folo taona ve ohatra no mangataka tomobil na koa hoe mangataka ny hanambady @ RAD-ny de hanome azy ve ny RAD-ny?
==> "Qui de vous donnera un caillou à son fils quand celui-ci lui demande du pain ? Ou bien, s'il lui demande un poisson, lui donnera-t-il un serpent ? Si donc, tout mauvais que vous êtes, vous savez donner de bonnes choses à vos enfants, à combien plus forte raison votre Père céleste donnera-t-il de bonnes choses à ceux qui les lui demandent." [Matthieu 7:9-11]
Izaho mino Azy izay niteny an'io!
hhhmmm:
Ny mahasamihafa azy fotsiny ny RAD sy zanaka mifampiresaka direct, hitanao ny reaction'le RAD rah tezitra na milaza aminao hoe tsy mety zany fa izao
==> Tsy mitovy ilay Andriamanitra inoantsika! Ilay Andriamanitra inoako miresaka mivantana @ ireo zanaNy tahaka ny ray aman-dreny, mihoatra aza satria : Ny ray aman-dreny miteny @ zanany araka ny langagen'izy ireo ihany (fa tsy ny langagen'ny zanany). Andriamanitra kosa miteny @ireo zanaNy @ langage-n'izy ireo, satria fitiavana Izy!
NY ray aman-dreny mety ho leo indraindray ka tsy hiteny intsony @ zanany izay zavatra tsy mety! Andriamanitra miteny foana ary @ fitiavana ny hamonjy ny olona.
Ny antony tsy ahenoan'ny olona an' Andriamanitra dia ny fahotana! Fa noho ny fitiavan' Andriamanitra dia nirahiny ny ZanaNy lahitokana hanaisotra ny fahotana ... mba hahafahan'ny Zanak' Andriamanitra handre ny feoNy.
34. prime
(
02/12/2008 13:58)
xxx> Vonona hiatrika ny zavatra mety hiseho rehetra va hianao amin'ny safidinao?
35. ikaretsaka
(
02/12/2008 15:16)
Ny antony tsy ahenoan'ny olona an' Andriamanitra dia ny fahotana! Fa noho ny fitiavan' Andriamanitra dia nirahiny ny ZanaNy lahitokana hanaisotra ny fahotana ... mba hahafahan'ny Zanak' Andriamanitra handre ny feoNy.
tsy mihaino ny fehony ihany ry coopsal
fa manohy ny asany koa an.. "manomana tany sy lanitra vao" @ alalan'ny fampanjakana fitiavana sy fanatsarana ny societe aloha..
fa tsy ny ambava wawawa nefa ny zazakely 7 taona moana lazaina fa misy devoly!
# Nous sommes tous le Corps du Christ. Nous sommes tous le Christ sous l'apparence d'êtres humains qui ont besoin d'aide.
#Ceux qui ont le don de la gaieté parviennent souvent aux sommets de la perfection. Faisons en sorte que les malades et les personnes qui souffrent trouvent en nous de véritables anges de réconfort et de consolation.
#Tu n'as pas besoin d'être différent pour que Jésus t'aime. Crois seulement que tu es précieux à ses yeux. Apporte toutes tes souffrances à ses pieds. Ouvre seulement ton cœur pour qu'il t'aime tel que tu es; il fera le reste.
#La parole à dire, la vérité à faire connaître. Le chemin à parcourir. La lumière à diffuser. La vie à vivre. L'amour à aimer. La joie à répandre. Le sacrifice à offrir. La paix à donner. Le pain de vie à manger. L'affamé à nourrir. L'assoiffé à rassasier. L'être nu à vêtir. Le sens abri à loger. Le malade à guérir. L'isolé à aimer. L'indésirable à accueillir. Le lépreux pour laver ses plaies. Le mendiant pour lui sourire. L'ivrogne à écouter. Le malade mental à protéger. Le tout-petit à embrasser. L'aveugle à guider. Le muet pour parler à sa place. L'estropié pour marcher avec lui. Le drogué à secourir. La prostituée à sortir du danger et à secourir. Le prisonnier à visiter. Le vieillard à servir.
ce sont le Jesus en toi
36. coopsal
(
09/12/2008 16:03)
Ikaretsaka:
tsy mihaino ny fehony ihany ry coopsal fa manohy ny asany koa an..
==> Ny zavatra manahirana anie ry Ika dia hoe, ahoana no hahaizako manohy ny asaNy raha tsy mihaino Azy aloha?
Ataoko fa tsy misy mpiasa manaonao asa @izao raha tsy mahazo baiko avy @ mpampiasa azy hoe ity no atao, fandrao manao izay tsy tokony hataony izy ka vao mainka manimba ny asa manontolo.
Omeko ohatra ianao! Izaho tsy Jesosy, Izy feno, fa izaho sombiny kely @ tenany. Ka raha tsy misy communication amiNy aho tsy hahafantatra hoe iza no tokony homeko inona!
Mais je vais dire une chose : dans un projet de construction (disons, on veut construire une maison ... en l'occurrence, la maison (le temple) de DIEU, la vraie)
IL y a au top des top le maître d'ouvrage : DIEU Lui-même, le propriétaire de la maison.
IL y a l'architecte : "Ce sera ton fils qui bâtira un temple pour moi", a dit DIEU à son serviteur, le roi David. Au fait, ce "Fils de David" n'est pas le roi Salomon fils de Bathseba, mais Celui que le peuple clamera 1000 après : "Hosanna au fils de David". c'est Celui vers qui les deux aveugles crieront "Jesus, Fils de David, aie pitié de nous". C'est Lui le vrai Prince de la paix (signification du nom Hébreux Salomon). C'est Lui qui va bâtir le Temple de l'Eternel, un Temple qui n'est pas fait de main d'homme.
Les autres membres de l'équipe : Tous les autres sont les ingénieurs, les menuisiers, les manoeuvres, les ferronier, les maçons, les soudeurs, les électriciens, ... etc.
Sommes-nous d'accord pour affirmer qu'il est idiot de la part d'un manoeuvre ou d'un maçon ou d'un plombier, ou même d'un ingénieur, aussi agile qu'il puisse être, de dire que le plus important dans cette construction c'est ce qu'il fait! Et c'est même pour cette raison qu'il a décidé d'être ce qu'il est et de faire ce qu'il fait.
Comme si ce n'était pas l'architecte qui faisait tout, était responsable de tout, connaissait tout ce qui est à faire, car le plan, c'est Lui qui l'a fait et c'est Lui qui l'exécute, c'est lui qui a désigné chaque responsable comme il est écrit :
"Ce n'est pas vous qui m'avez choisi. Non, c'est moi qui vous ai choisis ; je vous ai donné mission d'aller, de porter du fruit, du fruit qui soit durable." [Jean 15:16]
Du fruit qui soit durable, quelle durée est la plus durable?
Je ne nie pas le besoin de soigner le corps, sachant que c'est ce qui enveloppe l'âme et c'est DIEU qui a donné à l'homme un tel vêtement ... mais souvenez-vous que le corps disparaîtra! Tout ce que vous faites au corps, cela ne dure que pendant que le corps est! Pas plus. Tandis que l'âme, elle va durer éternellement (DIEU a créé l'homme ainsi).
37. ikaretsaka
(
09/12/2008 18:47)
==> Ny zavatra manahirana anie ry Ika dia hoe, ahoana no hahaizako manohy ny asaNy raha tsy mihaino Azy aloha?
raha manana Azy ao anatinao ianao dia mandeha ho azy io.. ny communication aminy dia tsy voatery ho vakiteny
38. tywa68
(
10/12/2008 08:53)
Hoy i Coopsal
Tsy voatery mpanome enao fa mety tsara mihaino sy mitantana koa :wink:: Tsara ny mankatò ny tenin'Atra zany hoe miasa satria io no famantarana fa ao aminao i Kristy. Koa tsy ho sahirana v ny jamba raha te-hamaky aloha vao miasa ? ary maninn no mahay manao soa izy nefa tsy namaky baiboly ? satria miasa ao aminy ny Tompo tia azy. :wink: