Tena misy manapa-tsinay ka!

61. Nandra1 ( 20/11/2008 12:44)
fa i fahama aza nahita ps n'olona izay indray any, dia resaka hafa ny dinika fa laozany mihomehy @ ilay ps indray

Kobo ndray fahama eto an! :p fa nareo eto ko lo tompony le .... mihintsy an !!!!!!!! =)) =)) =))

62. ni81 ( 20/11/2008 12:48)
Kobo ndray fahama eto an! fa nareo eto ko lo tompony le .... mihintsy an !!!!!!!!
=)) =)) =)) =)) fahama a! =)) =)) =))
63. kotobekibo ( 20/11/2008 18:16)
ni81:

Kobo ndray fahama eto an! fa nareo eto ko lo tompony le .... mihintsy an !!!!!!!!
=)) =)) =)) =)) fahama a! =)) =)) =))



:-D :-D :-D
64. fahamarinana ( 21/11/2008 11:28)
:arrow: analanareo mihintsy ve zà ry reto nefa mba vavy lehibe...ka tsy izany fa serieuse be zà hamaly an'ny nandra1 fa lasa tampoka taty am diniky ndry ny saiko amin'ilay ps dia toran'ny hehy be..Soa i nandra1 tsy mora tezitra f'angamba dia asa...serasera daholo izany e na resaka serieux aza mba misy mahatsikaiky fa izay no zava-misy ary fa tsiky dia ampy e !!!:wink: (l)
65. ni81 ( 21/11/2008 11:49)
Soa i nandra1 tsy mora tezitra f'angamba dia asa...serasera daholo izany e na resaka serieux aza mba misy mahatsikaiky fa izay no zava-misy ary fa tsiky dia ampy e
:lol: :lol:
66. fahamarinana ( 21/11/2008 11:50)
:arrow: moa tsy izany va ? marina hany zany akia ry ni fa hitsikindry tokoa aho dia ampy ahy zay an... :-D (l)
67. ni81 ( 21/11/2008 11:52)
moa tsy izany va ? marina hany zany akia ry ni fa hitsikindry tokoa aho dia ampy ahy zay an...
marina hany zany e =))
68. kotobekibo ( 21/11/2008 16:27)
fahamarinana:

:arrow: analanareo mihintsy ve zà ry reto nefa mba vavy lehibe...ka tsy izany fa serieuse be zà hamaly an'ny nandra1 fa lasa tampoka taty am diniky ndry ny saiko amin'ilay ps dia toran'ny hehy be..Soa i nandra1 tsy mora tezitra f'angamba dia asa...serasera daholo izany e na resaka serieux aza mba misy mahatsikaiky fa izay no zava-misy ary fa tsiky dia ampy e !!!:wink: (l)

Ngah njy ihany , za koa ary kouh , d io koa izao i nandra1:-D :-D
Milay e! manala koa ref mbô mahazo e! :-D :-D
ni81:

moa tsy izany va ? marina hany zany akia ry ni fa hitsikindry tokoa aho dia ampy ahy zay an...
marina hany zany e =))

ndao ...( monima ) ?
kay moa oié oié...oié ( arema ) , ilay izy iny :-D :-D
69. ni81 ( 21/11/2008 16:34)
ndao ...( monima ) ?
kay moa oié oié...oié ( arema ) , ilay izy iny
ndao ry bekibo an'ny MFM fa tsy an'ny monima a! nisy karazany tokoa ny hiakan'ireny mpanao politika ireny ka :-D :-D
70. kotobekibo ( 21/11/2008 16:47)
ni81:

ndao ...( monima ) ?
kay moa oié oié...oié ( arema ) , ilay izy iny
ndao ry bekibo an'ny MFM fa tsy an'ny monima a! nisy karazany tokoa ny hiakan'ireny mpanao politika ireny ka :-D :-D

Ka izay no nanasiako :?: teo @ monima :-D :-D
bdb marina izy ireny fa tsy tadidy intsony
71. ni81 ( 21/11/2008 16:50)
Nisy ny hoe pisodia zahay mandra-pahafatinay, nefa tsy nisy intsony zao na dia mbola maro aza no velona ao :lol: :lol:
72. kotobekibo ( 21/11/2008 17:20)
Ka izay tsy mahay manodina palitao ihany no otran'ny diso ao kouh ! :-D :-D :-D
73. cutie ( 22/11/2008 03:42)
Mpandefa : mbaliana [ Valio ] 14-11-2008 18:24:26
Lohateny : Re : Tena misy manapa-tsinay ka!
any amin'ny karajia no feno ps ohatry zany koa... sasany dia tena mandreraka be mihitsy na ny mamaky azy fotsiny aza...

za vo saika hilaza an'zay kay ny an-jy no tonga aloha :-D :-D :-D :-D
74. ainaheri ( 22/11/2008 05:12)

Ni81>> hitsangana tsy ho ela ny "club ps manal'azy" /quote]
[quote=ni81]:lol: :lol: ianao no hitarika an'izany ve?


Azo atao tsara ka =))=))=))=)) Laingalainga marina fa misy manapa-tripy an...ao @ karajia zany mou d mimé rery enao mahita ilay ps mipoitra avy any hihihi


75. ainaheri ( 22/11/2008 05:18)
kotobekibo:

Ka izay tsy mahay manodina palitao ihany no otran'ny diso ao kouh ! :-D :-D :-D

Tandremo ary sao lasa mivadika camisole ilay palitao navadika :-D :-D :-D :-D


76. fahamarinana ( 22/11/2008 05:52)
:arrow: ilay manodina palitao tsara raha de qualité ilay doublure fa mazana soga be dia 1 sy 8 dia mibolibolika..dia ovaina ndray ! Clown koa ny niafaran'ny resaka ato an... (l)
77. kotobekibo ( 22/11/2008 10:30)
:-D :-D :-D :-D
78. haritianah ( 28/11/2008 11:02)
ni à marina aky ny lazaindry, zà kou refa mba mijerijery eto de mihomé irery mits.
Dé manontany tena mahita atao mits ny sasany.
Nahatsiaro ny teniny mopera tao @ fiangonana nay ay ao refa hanofana batemy ny RAD zaza izy.Nareo refa mba manao ny anaran'ny zanakareo de mba mahaiza mba mandinika sy misafidy.
Aiza ny sasany anontaniana oy ilay mopera iza ny anaran'ny zanakao KOKOTY mopera.Na ny mopera maheno lé izy oy ilay mopera torany hehy.
Ka marina mits io tenindry io.
79. ni81 ( 28/11/2008 11:07)
:lol: :lol: ohatra ilay hoe bibidia007! matahotra ny olona raha toa ka te hinamana aminy aza fa hoe bibidia! hahahaha :-D :-D sao dia manaikitra koa
80. kotobekibo ( 28/11/2008 23:18)
haritianah > Kokoty minute v ? :-D :-D :-D

ni81 > raha miaraka amiko njy tena tsy misy atahorana an'i bibidia007 satria vokin'ny kiboko izy d tsy mahinana anjy intsony . :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2619