Tena misy manapa-tsinay ka!
42. vale
(
17/11/2008 20:34)
kotobekibo:
tsy mahay, nefa pointuren'ny zipoko ny isa 81
ojyyy!!!!! :^)
f'angaha koa njy bekibo na d tsy faramalemy aza ? :-D :-D
:lol: :-D :-D :-D :-D :-D
43. kotobekibo
(
17/11/2008 21:07)
vale > aza imehezana izahay azafady an! sao d ataonay faramalemy eo fah!
laingako kanjony e! :-D :-D
laingako kanjony e! :-D :-D
44. fahamarinana
(
18/11/2008 05:37)
:arrow: ary reto tamin'ny firy alina mbola mitakoritsika tato foana an... :-D (l)
45. ni81
(
18/11/2008 06:26)
ary reto tamin'ny firy alina mbola mitakoritsika tato foana an...:lol: :lol:
50. ni81
(
18/11/2008 12:41)
asaina manao punition mamerina ni in 81 fois kazany hono ry fahama a! :-D :-D :-D
51. ikaretsaka
(
18/11/2008 15:57)
fa entre pa.. inona tokao kay ny dikan'ireny chiffres manaraka ny PS nareo ireny?
inona izao ny anton'ilay 68 e...81 e... 27 e
inona izao ny anton'ilay 68 e...81 e... 27 e
52. niryna
(
18/11/2008 16:45)
kotobekibo:
PS ni81 izany koa anie ref dinihina mety hapime an! :-P
misangisangy moa izany ka mety tsy atao ahatezitra fa mahe no ny kotobekibo aho dia toa mahita olona be kibo be ,dia tiako atao hoe ikotobekibo ka hafahafa ilay kotobekibo.
Dia mety hisy koa hoe faramalemy satria efa miandry io kotobekibo :D fa mbola tiako atao ho ifaramalemy sy ikotobekibo ilay izy :D
55. ni81
(
19/11/2008 10:30)
fa entre pa.. inona tokao kay ny dikan'ireny chiffres manaraka ny PS nareo ireny?ka natao ilay hoe "ni" dia tsy nekeny intsony, dia tonga dia namorona chiffre izay tonga tao an-tsaina tao fotsiny. Fa ny ahy io pointuren'ny zipoko dia nataoko teo :oops: :-D :-D
inona izao ny anton'ilay 68 e...81 e... 27 e
58. ni81
(
20/11/2008 11:56)
ni81 > tokony nataon-njy izany hoe zipo81 ny PSka i ni ange tena mba anarana fa tsy anarako ilay zipo e! :lol:
fa i fahama aza nahita ps n'olona izay indray any, dia resaka hafa ny dinika fa laozany mihomehy @ ilay ps indray =)) =)) =))
59. fahamarinana
(
20/11/2008 12:01)
:arrow: :-D tena tsy tana kosa ndraindray fa miala tsiny malaky aloha avy eo... :wink: (l)
60. ni81
(
20/11/2008 12:27)
tena tsy tana kosa ndraindray fa miala tsiny malaky aloha avy eo...tena tonga dia =)) =)) =)) mihitsy zà nahita andry t@ lé izy ka