Tena misy manapa-tsinay ka!

21. kotobekibo ( 15/11/2008 12:00)
kalabekibo aloha mety amiko tsara fa saingy izy kizitimbelona izany indray no loza kouh! :-D
ka ilay izy sady chech-ERE de travail , vady , zanaka , trano , vola ....
afa-tsy ny kibo angamba . :°)
22. Nivo31 ( 15/11/2008 15:20)
tena manapa-tsinay marina ianareo....
sendra nadalo teto @ ito hevitra ito aho..dia nijanona andinika ilay izy...
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

tsisy azoko tenenina mihitsy......

mahafinaritra fotsiny no mijery anareo rehetra eo dia eo daholo !
Mazoto e !
(l) (l)
23. kotobekibo ( 15/11/2008 15:29)
nivo31 > misaotra e! fa njy aloha sao d farany ao aminareo d mba lasa faramalemy @ izay , na koa hoe bebekibo d mba lasa kalabekibo :-D :-D
24. kelly13 ( 15/11/2008 16:22)
:-D
25. ni81 ( 15/11/2008 17:07)
hoy mbaliana
any amin'ny karajia no feno ps ohatry zany koa... sasany dia tena mandreraka be mihitsy na ny mamaky azy fotsiny aza...
ka ny any toa tafiditra foana @ izay ps tiana atao angamba :lol:

hoy kotobekibo
Mbola tsy misy akia a! sa njy azo atao faramalemy
zà akia efa manana koto a (tsy be kibo) :-D :-D
26. kotobekibo ( 15/11/2008 17:26)
ni81 > :cry: bouuhhh!!!

d njy injay zany ref tsy faramalemy d lasa fara-valide :-D :-D
27. ni81 ( 15/11/2008 17:28)
ni81 > bouuhhh!!!

d njy injay zany ref tsy faramalemy d lasa fara-valide
:-D :-D
28. kotobekibo ( 15/11/2008 17:41)
sa voalohany-valide
mba prem's @ izay e! :-D :-D
29. ni81 ( 15/11/2008 18:21)
sa voalohany-valide
mba prem's @ izay e!
ary ikoto vao tonga dia efa mahay miresaka sahady an! :-D :-D
30. kotobekibo ( 15/11/2008 18:25)
Ny miresaka anie tsotra e! izay mandalo ao antsaina d babany avokoa .
z'apran viiit an! :-D :-D
31. ni81 ( 15/11/2008 18:26)
Ny miresaka anie tsotra e! izay mandalo ao antsaina d babany avokoa .
z'apran viiit an!
izany tokoa an! :)
32. kotobekibo ( 15/11/2008 18:39)
PS ni81 izany koa anie ref dinihina mety hapime an! :-P
33. ni81 ( 15/11/2008 18:45)
PS ni81 izany koa anie ref dinihina mety hapime an!
mba hazavao ary hoe aiza no tokony hampimé :)
34. kotobekibo ( 15/11/2008 19:01)
raha alavaina mety hoe
- route Nationale et Internationale 81
- National Instrument 81
- Nickel avec densité 81.....
- firy hono? efa hoe ni 81 ouah! MANDRY IRAY O! QUINN!!! :-D :-D
35. ni81 ( 15/11/2008 19:17)
raha alavaina mety hoe
- route Nationale et Internationale 81
- National Instrument 81
- Nickel avec densité 81.....
- firy hono? efa hoe ni 81 ouah! MANDRY IRAY O! QUINN!!!
:-D tsy mahay, nefa pointuren'ny zipoko ny isa 81 :oops:
36. kotobekibo ( 15/11/2008 19:31)
tsy mahay, nefa pointuren'ny zipoko ny isa 81

ojyyy!!!!! :^)
f'angaha koa njy bekibo na d tsy faramalemy aza ? :-D :-D
37. ni81 ( 15/11/2008 19:48)
ojyyy!!!!!
f'angaha koa njy bekibo na d tsy faramalemy aza ?
tsy kibo ry koto fa valahana a! :-D :-D misy ny olona manao valaham-paraka (taille de guêpe) dia nenà zany mifanohitra @ io kosa e! :lol: :lol:
38. kotobekibo ( 15/11/2008 20:00)
hay v e! ataoko fa ny kibo aza kouh , tsss!!!
Aiza indray zany zà izao no ahita kakana hanjonoako? Za izao efa nanatena anjy . :/
39. ni81 ( 15/11/2008 20:10)
hay v e! ataoko fa ny kibo aza kouh , tsss!!!
Aiza indray zany zà izao no ahita kakana hanjonoako? Za izao efa nanatena anjy . :/
:-D :-D toto atao rehefa lany ny kankana e! :-D
40. kotobekibo ( 15/11/2008 20:24)
:-D :-D toto mandjany v? :-))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2358