Inona no mba nahavariana anao taty ?

21. ni81 ( 04/11/2008 11:59)
hoy nikah
....Aza manody ny tsy mahay fa mahamenatra.
:-D :-D :-D itovizana e, ary rehefa mividy zavatra ka mandrotsaka vola ao @ ilay machine nefa dia mahazo famerim-bola raha toa ka tokony hisy fameriny? Dia rehefa miditra @ magazay, na birao! vao manatona eo @ varavarana dia tonga dia misokatra ilay izy, dia avy eo tonga dia mikatona ho azy koa.
aoka marina fa nadalo teo jiaby e.
:lol:
22. fahamarinana ( 04/11/2008 12:03)
:arrow: efa mba nisy nidona tamin'ny fitaratra madio be ve nareo ? zà manko efa tratra izay koa...nieritreritra hoe mivoha kay mihidy :oops: (l)
23. ni81 ( 04/11/2008 12:09)
efa mba nisy nidona tamin'ny fitaratra madio be ve nareo ? zà manko efa tratra izay koa...nieritreritra hoe mivoha kay mihidy
tsy mihomehy loza :lol: :lol: fa zà tsy nidona t@ fitaratra fa nidona t@ olona, nidanàka nijery ny zava-baovao tao @ lay magazay, fa zany zà tena namaivay ny henatra ny tarehiko an! Dia niala tsiny no natao dia samy nivanitika na ilay olona na izaho :)
24. vale ( 04/11/2008 12:16)
nikah:

Ny ahy ny nampivanaka ahy t@ voalohany de ny nahita ny haben'ny trano mijoalajoala be,avy le arabe miolakolaka mifampidipiditra ohatry ny sôsisy ty!Dia mbola nitanaka koa refa nozaran'ny olona gazety t@ nivoaka ny metro,nanotany aho t@ zay hoe vidina ve ty sa....Aza manody ny tsy mahay fa mahamenatra.



:lol: :lol: :lol: indry koa mampiomé, hihihihihihi ny ahy koa le mandray metro sy RER tena tsy afako ah! tiko mihintsy ny ahy iny tam vao tonga teto paris voalohany!:lol: na tsy misy direction aza de lasa izao, oentina nycarte orange de mivenjivenjy erakin'ny metro rehetra iny, :lol: voatety aby paris ray vohitra! :-D :-D ! aza manody :lol: :^)
25. fahamarinana ( 04/11/2008 12:18)
:arrow: :-D efa nataoko koa,indrindra iny pc iny dia tonga any amin'ny farany dia miverina ndray.Hivoaka eto aby ity hadalana fahiny ity,marina moa an. :D (l)
26. vale ( 04/11/2008 12:23)
vao manatona eo @ varavarana dia tonga dia misokatra ilay izy, dia avy eo tonga dia mikatona ho azy koa.

Iny koa ny ahy ry Ni tena nahavariana ahy mihintsy! :-D:-D..fa ny tena mbola naha-bluffée ahy hatramin'izao le raha vao tonga eo antokontany iny ianao dia tonga de mirehitra ny jiro! ^^ ^^ ^^ tena mbola tsy takatry ny saiko h@ izao ny mahatonga an'iny! ^^
27. vale ( 04/11/2008 12:26)
fahamarinana:

:arrow: :-D efa nataoko koa,indrindra iny pc iny dia tonga any amin'ny farany dia miverina ndray.Hivoaka eto aby ity hadalana fahiny ity,marina moa an. :D (l)



:lol: :-D :-D :-D Faham, noheveriko fa izaho irery aza! :lol:
28. kelly13 ( 04/11/2008 12:28)
za ndray t@ vao tonga d tany Rome Fiumicino, fa manitra beuuuuuuuuuuuuuuuuu
29. kelly13 ( 04/11/2008 12:31)
fa za tsy tia metro, makarenitsofina
30. ni81 ( 04/11/2008 12:37)
hatramin'izao le raha vao tonga eo antokontany iny ianao dia tonga de mirehitra ny jiro!
tsy azoko ny tian-dry ho lazaina eto akia! tokontany taiza?
Hivoaka eto aby ity hadalana fahiny ity,marina moa an.
:lol: :lol:
31. ratonga ( 04/11/2008 13:31)
za ndray ny nahita an'i kellyterezy tany Rome Fiumicino t@ izy vô tonga no mba nahavariana ana taty =)) =)) =))
32. Noue ( 04/11/2008 13:40)
ni81:

tsy azoko ny tian-dry ho lazaina eto akia! tokontany taiza?
misy detecteur de présence akia zany aaaa ! ny ahy zao dia misy detecteur de presence eo @ vavahady dia na saka aza mandalo eo akaiky eo dia mirehitra ny jiro ivelany rehetra aaaaaa !


33. ni81 ( 04/11/2008 13:54)
za ndray ny nahita an'i kellyterezy tany Rome Fiumicino t@ izy vô tonga no mba nahavariana ana taty
=)) =)) =))ireo olona ireo koa nahagaga ahy knou! =))
34. kelly13 ( 04/11/2008 14:37)
nen'i ratonga mitatara lainga be, lolll, zay kou nahavarina b anahako taty =))
35. vale ( 04/11/2008 15:03)
misy detecteur de présence akia zany aaaa


hay ve eeeeee, tena vendrana kou za izany an! hahaha
36. vale ( 04/11/2008 15:05)
za ndray t@ vao tonga d tany Rome Fiumicino

Kelly: nitovy izany isika sy ndry! za ko tao no tonga voalohany! de varina mihintsy a nijery le oul bedebeee samy miloko volo dol! :lol: de miaraka @ menteau beeee doly ,hahaha
37. vale ( 04/11/2008 15:06)
ojyy, "manteau" eee :lol:
38. vale ( 04/11/2008 15:09)
tsy azoko ny tian-dry ho lazaina eto akia! tokontany taiza?

Ni: ny eny am-bavahady , ny tokontany vao miditra eny am-bavahady, de ny couloir anatiny konkoa! ozizy za oe mahalala fomba koa izany jiro izany! =)) =)) =))
39. tess ( 04/11/2008 16:33)
kelly13:

nen'i ratonga mitatara lainga be, lolll, zay kou nahavarina b anahako taty =))


oujyyyyyy! toa eto sahady njyyyy


:wink: :-D sady mivanitika beuh! voray ngah ny sms-ko :? :°)
40. kelly13 ( 04/11/2008 17:31)
tess>fita fa oe addicted @ serasera kou!! voaraiko le sms d jereo ny afatra napetrako ho anjy! d le ratonga iany nge no mampivanitika b anahako io e, ra mipitika eo ny agraphe-ko d alefako colis express any aminy =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1732