Ny tsy finoako no nahavonjy ny ahy(vavolombelona)
42. fijo
(
12/11/2008 23:43)
amiko aloha ny "miasa saina "dia izay mampiasa azy ampahalalana.
satria na matory aza anie ny "sub"miasa foana e.

43. prime
(
14/11/2008 11:18)
ikaretsaka::-D
Hoy i prime:
Ny olona mora miova finoana dia safidiny manokana, faharesen-dahatra azy manokana,(. . .)
azo adika hoe
Voalaza teo :
ny olona mora miova herin'Andriamanitra avy amin'andriamanitra dia safidiny (ilay olona) manokana"
--> ahoana koa izany?
Ka na nataonao dika mivantana aza ilay izy dia toa mbola mazava ihany sa tsy mazava aminao? :lol: :-D
44. ikaretsaka
(
14/11/2008 16:52)
ka raiso le lojikanao fa lojika vendrana be
avy amin'Atra de avy eo safidin'ny olona tampoka?
zany ve no entina hitory teny! normal raha lasa aby ny olona fa fahanana zavatra obscur

45. fijo
(
14/11/2008 22:46)
io tsy avy any an danitra izany,fa safidy io,misy izao mivadika silamo,de andriamanitra ve no naniraka azy hiala ny kristianisma????sao voatorak avato eo fa aza miteniteny foana
46. prime
(
17/11/2008 10:53)
Ka ny finoana tsy lojika... ka raha raisinao amin'ny sain'olombelona dia tsy ho azonao mihitsy... :)
Ny safidy dia ny handray na tsia ilay tena finoana... :lol:

47. ikaretsaka
(
17/11/2008 19:01)
de ahoana arty io resak'i lefijo io hoe
na vce versa
misy izao mivadika silamo,de andriamanitra ve no naniraka azy hiala ny kristianisma????sao voatorak avato eo fa aza miteniteny foana
na vce versa
48. ikaretsaka
(
17/11/2008 19:06)
de ahoana arty io resak'i lefijo io hoe
na vce versa
misy izao mivadika silamo,de andriamanitra ve no naniraka azy hiala ny kristianisma????sao voatorak avato eo fa aza miteniteny foana
na vce versa
50. ikaretsaka
(
18/11/2008 16:53)
lasa tsy fitondran'ATRA tampoka indray izay? :wink:
ahoana ihany eee!
voatora-bato eo hoa no hiafarany fa marina ny an'i lefijo

51. prime
(
25/11/2008 08:43)
Tsy azonao hatramin'ny voalohany ary toa tsy ho azonao mihitsy fa mangataha aloha amin'Andriamanitra...
Ny safidy an'ny olona fa ny finoana an'Andriamanitra... :)

52. ikaretsaka
(
25/11/2008 13:46)
le izy toa rehefa metimety @ le firehankevitrareo dia hoe sitrapon'Atra
dia rehefa tsy mety dia ahilika hoe tsy sitrapony e ..safisy e..hoy aho hoy e...
sao de nareo kosa aza no mihevitra ny tenanareo ho mpandrafitra ny sitrapon'Atra???
aoka letsy le
imposteur be kay !

53. prime
(
26/11/2008 07:22)
Fantatr\'ikaretsaka ve aloha hoe ny olona miray amin\'i Kristy sy onenan\'i Kristy dia iray izy sy Kristy??? hoy indrindra ny voasoratra amin\'ny anaran\'ny Tompo :
\"Voahombo miaraka amin\'i Kristy amin\'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin\'ny nofo dia ivelomako amin\'ny finoana ny Zanak\'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy.\" Galatiana 2:20
Tsy resaka fisotroana sy fihinana ny mofo sy divay izany fa tena fiainana ao amin\'i Kristy ka ny atao sy ny heverina rehetra dia tsy atomboka raha tsy mahazo ny sitrapony... (eo anefa ilay lazaiko hoe toa tsy azonao tsara)
Ny olona miray amin\'i Kristy sy velona ao amin\'i Kristy dia mahafantatra ary mahalala ny sitrapon\'Andriamanitra amin\'ny atao sy ny seho ary ny tranga rehetra... fa hoy indrindra ny voasoratra amin\'ny anaran\'i Jesosy :
\"ary mahalala ny sitrapony sady mamantatra ny zavatra tsara indrindra*, satria efa nampianarina ny lalàna ianao [* Na: samy hafa]\" Romana 2:18
\"Fa na iza na iza no manao ny sitrapon\'Andriamanitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.\" Marka 3:35
... izany nefa tsy midika hoe mahatanteraka na tanteraka ny amin\'izany satria mandalo fitsapana sy fizahan-toetra ihany koa...
Ka ny firaisana amin\'i Kristy sy ny fihainoana ary ny fanarahana Azy dia mampiray ny mpino iray amin\'ny fitiavan\'Andriamanitra ary manamarina azy sy manamasina azy rahateo... fa hoy indrindra ny voasoratra amin\'ny anaran\'i Jesosy :
\"Indro, Jehovah Tompo no hamonjy ahy; koa iza no hanameloka ahy?...\" Isaia 50:9a
\"Iza no hiampanga ny olom-boafidin\'Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy.\" Romana 8:33
Ka iza i Ikaretsaka no sahy hanameloka ny olom-boafidin\'Andriamanitra? mba mihevera ihany amin\'izay ambara f\'andrao hifototra aminao ny ambaranao... hivavaka ho anao nefa aho satria toa noho ny tsy fahafantarana no anaovanao izany (enga anie, satria raha tsy izany dia hosahirana ianao, fitiavana no mbola ananarana anao ny amin\'izany... fa raha nahafantatra ianao dia nahalala natahotra an\'Andriamanitra, sa moa ianao ilay tsy matahotra an\'Andriamanitra?)
Ny tena fahadisoan-kevitra dia ny fiheverana ny tena ho mpanaradia an\'i Kristy nefa tsy mahafantatra akory ny sitrapon\'Andriamanitra... tsy mahery mivavaka, tsy mihaino sy mamaky ary mino ny tenin\'Andriamanitra, tsy mamantatra sy tsy manao ny sitrapon\'Andriamanitra, tsy mankato ny didin\'Andriamanitra, tsy velona amin\'ny fanahy fa velona amin\'ny nofo, tsy velona amin\'ny fitiavana fa velona amin\'ny fialonana sy ny fanaratsiana sy ny fanenjehana, sy ny fahatokian-tena, sy ny finoanoam-poana amin\'ny fomba sy ny fanao fa tsy mihaino sy mankato ny sitrapon\'Andriamanitra... tsy mamita-tena va izany???...