Ny tsy finoako no nahavonjy ny ahy(vavolombelona)
21. ikaretsaka
(
05/11/2008 15:18)
amboarina aloha ka! :wink:
sady tsy voatery hoanina foana ny fanafody fa misy atsindrona, misy ahosotra misy ny asitrika ary @ lavaka ary sy atsy.... :-P

22. fijo
(
05/11/2008 21:57)
miombokevitra amin'i hery tanteraka aho eto.eto dia ten afinoanoampoana no ten aizy,ary indrisy fa maro no verin'iofinoanoam poana io
23. ikaretsaka
(
05/11/2008 22:22)
le ignorance sy /na refus de comprendre ihany no mahatonga an'io ra fijo an
24. fijo
(
05/11/2008 22:35)
izay mantsy.loza tokoa anie ry zareo mpino izany hoe "mino ao anatin'ny tsy fahalala izay hinoana izany e"aza voany
26. fijo
(
06/11/2008 21:46)
fa herin'ny inona??????maninona no lazaina fa "malemy saina" ny olona mora miova finoana?
29. prime
(
07/11/2008 07:13)
Ny finoana dia herin'Andriamanitra... ary avy amin'Andriamanitra... :)
Ny olona mora miova finoana dia safidiny manokana, faharesen-dahatra azy manokana, tsy misy idirako izaho sy ianao ary tsy ananako izaho sy ianao fahefana hitsara na dia kely aza... :)

30. fijo
(
07/11/2008 21:40)
fa tsy ny sainy ve no mareforefo de mora adalaina izy????izany hoe efa tsy misy mihintsy ny maha olona ny olona aminareo fa efa andriamanitra daholo no manao izay tiany rehetra,na mamono olona io na mangalatra na mandainga na inona.andriamanitra aby sy efa voasoratra izany
31. ikaretsaka
(
08/11/2008 04:22)
Ny finoana dia herin'Andriamanitra... ary avy amin'Andriamanitra...
Ny olona mora miova finoana dia safidiny manokana, faharesen-dahatra azy manokana, tsy misy idirako izaho sy ianao ary tsy ananako izaho sy ianao fahefana hitsara na dia kely aza...
extrapoleko tsotsotra ary io
Finoana =herin'Andriamanitra ary avy amin'Atra ...ok hatreo?
prime:
Ny olona mora miova finoana dia safidiny manokana, faharesen-dahatra azy manokana,(. . .)
azo adika hoe
ny olona mora miova herin'Andriamanitra avy amin'andriamanitra dia safidiny (ilay olona) manokana"
--> ahoana koa izany?
32. rakapy
(
09/11/2008 00:22)
Ka eo anie ry Ika ilay hoe interprete-ny araka izay itiavany azy ilay baiboly e! satria dia maro no tsy mahalala ny tena tian'ny baiboly ho lazaina.
33. soanja
(
09/11/2008 14:01)
Miala tsiny fa tsy nahavita namaky tany aloha fa ny hany azoko ampiana amin'ny hevitra dia misy isan-karazany ny fomba mety hahasitrana ny olona iray amin'ny areti-manjo.
- Ny finoana satria ny saina mihevitra fa hahasitrana ahy ny finoako fa manampy Andriamantra dia afaka miasa hahatonga anao ho sitrana. "Positif thinking" na placebo hoy ny siansa raha te hanazava azy kokoa.
-Ny fanafody moa izany dia mazava fa hanasitrana tokoa, saingy matetika dia mitaky io fahatokisana ihany ho sitrana io izay entin'ny saina, izay mitarika/midika ho fahatonian-tsaina no manamora ny fahasitranana. Misy indraindray dia sitrana iny aretina iny fa ny hafa indray no mitranga satria nahomby ilay fanafody teo fa noho ny tsy filaminan-tsaina dia mitranga ny aretina hafa.
-Ary ity farany ity dia ny atao hoe RIZIKY na Fananam-bitana na Chance hoy ny vazaha. Io dia avy amin'ny fisian'ny antsoina hoe " Accidents of nature" , izany hoe ao anaty kisendrasendra dia mifandray ny zavamisy ao anaty ary mitondra fahasitranana. Azafady ny teny anglisiko " they depend on the random molecular motions and are therefor fundamentally unknowable." Ohatra raisiko dia satria mety tsara tamin'ny vatana ny zavamisy aty ivelany, ohatra hoe tsara ny andro , nafana tsara ohatra, ny rivotra nifohana nadio, ny saina tony sns sns, nihetsika manaraka izany tampoka ny sela ao anaty ka ilay aretina izay heverina fa hahafaty dia lasa afaka teo, sitrana. Hatramin'izao dia mbola mikaroka ny fisian'io fifandraisana mavitrika, mafonja ary miasa io ny siansa. Ny Mpino dia mihevitra an'io hoe Fahaganana saingy na ny siansa aza dia mahalala fa misy tokoa izany ary azony hazavaina ara-tsiantifika saingy kosa mbola mystery ny fitrangany. Io kisendrasendra tampoka mandaitra io ohatra ny hisian'ny zaza kambana sy ny hafa tsy voatanisa.

34. rakapy
(
09/11/2008 17:45)
Soanja> Raha raisiko ilay voalazanao hoe " ny finoana satria ny saina mihevitra fa hahasitrana ahy ny finoako fa manampy ahy A/tra"
Mety mitombona io voalazanao io nefa ahoana raha toa ka sendra ireny olona tsy mahatsiaro tena ireny (coma) ?
Mino ve ianao fa ao anatiny (coma) azo izy ireny dia mahafehy tena ny hivavaka? na ko hieritreritra an' A/tra lalandava? Ataoko angamba fa tsia satria dia manaraka izay zava-misy toy ny nofy izy ireny .Tsy manana safidy.
Na mpino na tsy mpino dia mety ho voan'io avokoa. Mety ho sitrana ary mety tsy ho avotra koa. Ka nefa amiko dia ny siansa no mahasitrana kokoa nohon'ny fivavahana raha eo @ ara-batana sy ara-tsaina . Azo atao ny mampiray azy roa fa ny tantara niseho teto dia tsy nanaiky ny hankanesan'ilay vhv tany @ dokotera i Rapasitera fa vavaka hono dia mahasitrana azy.

35. fijo
(
10/11/2008 22:35)
izay mihintsy,ny finoana dia manamaivan afotsiny ny sainao,fa ny fanafody ihany no manasitrana.hafatsy ny aretim-pitia,io ilay olontianao ihany no hafaka hanasitrana azy,sy ny "fotoana"
36. ikaretsaka
(
11/11/2008 00:47)
izay ilay ilazako hoe tsy voatery hieritreritra ny hivavaka akory ianao vao hoe mivavaka...
na tsy miheritreritra aza ianao dia azo atao heo mivavaka

37. soanja
(
11/11/2008 05:36)
Raha mamaky akaiky ny lohahevitra aho dia mahatsapa fa somary marivo ihany ny fandraisan\'ilay ramatoa mpitantara sitran\'ny dokotera ny atao hoe Finoana.
Voalohany aloha dia tokony hahalala izy fa tsy mitovy ny fiasan\'Andriamanitra amin\'ny tsirairay avy. Samy tiany isika rehetra saingy kosa miankina amin\'ny isam-batan\'olona ny fikarakarany antsika. Amiko ny olona tsirairay dia manana ny zavatra tian\'Andriamanitra hotanterahina amin\'ny fampiroboroboana ny fanjakany.
Faharoa raha efa ela izany ramatoa izany no nino ny fiasan\'Andriamanitra dia tokony hahalala izy fa miasa maharitra Andriamanitra ary ny fahagagana dia tsy mitranga isanandro. Mahasitrana tokoa ny finoana saingy amin\'ny mahafinoana azy dia tsy zavatra azo eo no ho eo no andraindraina sy ianteherana fa vokatsoa maharitra ary ao anaty fiafiana sy fiaretana tokoa. Raha tsy salama aho ohatra dia ny fivavahako dia atokako ho fitahiana ny fiainako handray izay tian\'Andriamanitra apetraka amiko fa tsy hangataka hoe sitrano aho Andriamanitra. Izay no mahatonga ny resaka hoe \"izay mahasoa ataon\'Andriamanitra.\"
Marihako koa fa raha maty ohatra izay olona iray izay noho ny ratrakely dia satria mety tsy vita vakisiny tetanosy izy ohatra. Samihafa ny aretina, ary samihafa no tokony ijerevana azy, samihafa ny olombelona. Raha te hitsabo tena dia ilaina foana ny fahalalana hoe \" Manao izay vitako aho Andriamanitra fa ka apetrako aminao ny fitantana ahy.\" Koa raha voan\'ny dibeta ohatra ny olona iray dia sady mila ezaka mitandrina amin\'ny sakafo no manam-pinoana koa fa ho sitrana.
Misy fiantraikany be amin\'ny fahasalaman\'ny vatana ny finoana fa saingy kosa ny tsy fikarakarana ny vatana no faosana voalohana na endrika voalohany indrindra amin\'ny fanaovana tsinotsinona ny finoana. Andriamanitra dia hinoana arahin\'asan\'ny saina. Ny fisian\'ny dokotera dia isan\'ny fahasoavan\'Andriamanitra nanomezany ny fahaizana ny olombelona hitsabo antsika, mba ahitantsika ny vahaolana amin\'ny mahaolombelona antsika ara-batana. Mila ampifandraisina foana ny vatana, saina ary fanahy: Ireo no manome ny mahaolombelona!
Ny olona ao anaty coma dia tsy maty akory. Noho izany dia tsy afaka miasa ny vatany fa ny sainy kosa dia afaka mandamina izay tiany halamina mandritra izany fotoana izany. Mahavariana ny asan\'ny saina. Tsy ny saina mihiratra ihany akory no hany saina miasa fa ny matory sy ny coma aza dia mbola saina afaka mifandray amin\'Andriamanitra tokoa. Io aza matetika no tena METY ho fifandraisana haingana sy mazava amin\'Andriamanitra raha toa ka mirona amin\'y fifandraisana amin\'Andriamanitra ny saina.

39. ikaretsaka
(
12/11/2008 22:02)
le hoe coma =tsy mahatsiaro tena hoy ny gasy..k'hony o?
efa tsy mahatsiaro ve de mbola miasa saina?
afaka hazavaina misimisyh ve le lojikan'i soanja?