vitasoa ny fitsangatsanganana nataon'ny SERASERA DAGO 25 oct

41. angotiko ( 27/10/2008 10:11)
ravatorano: misaotsa seli tamin'ny hira ho ana an, hein hein hay saika ahanao la chasse tao anaty rano an hé hé hé

ssendra: ie tena nanantona fotsiny reny eh, nefa tranonay tao fa vao nahita ny bandy serasera dago bogosy dôly d tonde nanantona hihihihihi,
ssendra: nilomano ny ankizy ka fa ireny mbo atao film eh hihihihi

ni81: mba mandehana amin'ny manaraka e, tsy mahafatiantoka ny mandeha eh

diamondra27: za aki kay variana naka sary an, za aza mbo tonga saina

tywa68: mandehana amin'ny manaraka eh lol mdrrr
42. angotiko ( 27/10/2008 10:12)
ary aza mitaitaina daholo fa mbola ho avy eo daholo ny sary manala azy rehetra eh
43. Ralay ( 27/10/2008 10:48)
Tena hita fa mihatsara hatrany ny fiarahana sy ny revy ka misaotra an'ireo mpanao tatitra sy ny mpaka sary fa voky ny maso e :lol: . Misimisia ny toa izao
Dia mankasitraka e ^:^
44. sipagasy ( 27/10/2008 10:51)
tsy misy miala eo akia ry angotiko fa dia miandry ny rahariva indray izany ann, euuhh miandry ny sary ho avy rahariva io annn hihihihih
45. Veloo ( 27/10/2008 12:41)
Misaotra betsaka nizara ny sary fa tena mahafinaritra mihitsy ny fifandraisanareo any. Mahereza, fa hono hoy aho:

AIZA KAY IO toerana io e? Mba tiako ho fantatra satria raha mande any Dago izahay dia mba andeha any koa fa tena tsara be ilay toerana. Tena nahay NIFIDY toerana mihitsy nareo.

Ny fantatro dia oe eo @ arret-ny bus Solimotel (angaha izay izy izay dia izay fotsiny tsy nisy nilaza ny toerana) hihihihihih

Dia misaotra namaly o...
46. mangidy ( 27/10/2008 12:43)
rakaroka:

Tena milay ilay toerana no tsy lavitra , fa misaotra an'i Angotiko sy ny mpikarakara sy ny namana rehetra e!
:-* :-* :-* Dia nisy "billard" koa, dia iza hono no tena "champion(ne)" t@ io?...


kiss njy! za nefa naika ihaona aminjy @ io WE io amita ilay tsy vitantsika e!
na de tsy manga aza akia ny lanitra ko
za mankafy fihaonana foana e! mahafinaritra ny mahita NSD mahay miray hina.
47. katiaa ( 27/10/2008 13:05)
Mahafinaritra ery n mijery an reo sary, sambatra ihany nareo k!!!

:lol:
48. ssendra ( 27/10/2008 13:45)
ssendra: ie tena nanantona fotsiny reny eh, nefa tranonay tao fa vao nahita ny bandy serasera dago bogosy dôly d tonde nanantona hihihihihi,

HUmmmmmm he izany izy hoe bogosy dool, kaaizaaa no tsy nanatona ny vahiny :-D ary misy akama tadaviko ao fa toa tsy itako ao ny sariny nefa nilaza tamiko hoe hande :-P
49. Dmon ( 27/10/2008 13:53)
hehehehe, le nanao maillot maga kosa klo tonga de bagdada eh!!! tena hiverenako any @ manaraka ouahahahhhahahahaha

ravatorano : en forme ve enao sefo be ôôôô^!

up le revy serasera ehh
milay be!!
50. Dmon ( 27/10/2008 13:53)
hehehehe, le nanao maillot manga kosa klo tonga de bagdada eh!!! tena hiverenako any @ manaraka ouahahahhhahahahaha

ravatorano : en forme ve enao sefo be ôôôô^!

up le revy serasera ehh
milay be!!
51. glou ( 27/10/2008 15:16)
de reny ndray ny tatitra tao aorian' ny fitsangatsanganana , nahafinaritra be tany fa dia mbola mitaona ireo rehetra mbola tsy nandeha niaraka t@ NSD mba ho avy @ manaraka fa efa ezahana foana ny anaovana activité hisarihana antsika ka tongava ry zareo fa zahay tsy ranon' ikopa ka tonga NAMANA SERASERA vao ho mavomavo ah, ny fotoanan- tsika manaraka dia @ 20 Decembre ho avy izao izay fotoana hanaovatsika ny action social any MANAKAVALY,ka dieny zao dia efa homany ny programme nareo, ny atao any moa dia hamangy ireo olona tratran' ny habokana sy hankaherezana azireo @ alalan' ny fanomezana izay ho atolotra azy ireo, marihina fa ny fanomezana dia ny fikambanana no miantoka ny zavatra hozaraina any ary ny noeritreretina dia ny transport mankany koa dia mety hiantohan' ny fikambanana fa mbola ho hita eo aorian' ny fivorian' ny mpikarakara, ka izao dia efa manentana antsika mba ho avy @ io fotoana io , ny sakafo fotsiny no samy mitondra angamba dia ataotsika excursion ndray rehefa vita ny adidy atao ny maraina, ka tongava fa ny adidy ho vita ary ny fahafinaretana ho azo, mety ho ferana koa anefa ny isan' ny olona arakaraky ny zakan' ny fiara ka ze manampanirina ny andeha d'efa dieny zao dia milaza @ ireo namana ato, eto @ forum na misy num mandehandeha any de miantsoa eh
mankalaza foana
milay moi ça :lol:
tsiky de ampy
glou_
52. fahamarinana ( 27/10/2008 16:15)
:arrow: da mihetsiketsika avao nareo any dago any an !! mankasitraka amin'ilay sary sy coms sns...dia maniry ny hiaona aminareo indraika andro any e.. :D (l)
53. angotiko ( 27/10/2008 16:19)
d azoto ampiditra sary ndray moa mba ho fafinaretantsika mianakavy
54. angotiko ( 27/10/2008 16:27)
veloo: any vontovorona e, fanga tsy hiaraka aminay fa handeha irery any hihihi, mdrrr

dmon: niezaka nandalo izy toa tsy nahoanareo koo, aza miala amindry bombone waaaa

sipagasy: ie hiezaka be e

glou: io njay an! safoy kely alou le sanga nasiana gel e hahahaha
55. ravatorano ( 27/10/2008 16:43)
misaotra anao raprezy an
hay tokoa moa misy an'ioo ary za efa tena be asino kle
io ndray zany manaraka e
alohan'ny faran'ny taona io an
20 decembre 2008
56. angotiko ( 27/10/2008 16:46)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/112940-img_2299.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112940-img_2299.jpg[/IMG][/URL]
hihihihi

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112941-img_2301.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112941-img_2301.jpg[/IMG][/URL]
hummmmm dray dray milay ry zareo

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112942-img_2302.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112942-img_2302.jpg[/IMG][/URL]
hummmmmm dray dray milay ry zareo

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112943-img_2304.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112943-img_2304.jpg[/IMG][/URL]
hahahaha aza manapatsiany wa ry

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112944-img_2305.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112944-img_2305.jpg[/IMG][/URL]
aleo aloha tohanana tsara fa tsssssss
57. angotiko ( 27/10/2008 17:02)
ravatorano: hay ve enao ao e hihihi
58. angotiko ( 27/10/2008 17:20)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/113013-img_2307.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113013-img_2307.jpg[/IMG][/URL]
satrok'iza ary ô

[URL=http://yoopix.org/photo/1/113014-img_2308.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113014-img_2308.jpg[/IMG][/URL]
hummmmmmmm lasa lasa ny fisainana mijery la chasse

[URL=http://yoopix.org/photo/1/113015-img_2310.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113015-img_2310.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/113016-img_2313.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113016-img_2313.jpg[/IMG][/URL]
hein hein nahazo aina ange nareo zany e

[URL=http://yoopix.org/photo/1/113018-img_2315.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113018-img_2315.jpg[/IMG][/URL]
tsy aleo ve mividy ndray fa lany le izy e
59. angotiko ( 27/10/2008 17:52)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/113108-img_2317.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113108-img_2317.jpg[/IMG][/URL]
tsy misy miala eo an

[URL=http://yoopix.org/photo/1/113110-img_2319.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113110-img_2319.jpg[/IMG][/URL]
ny anay le manao menamena boule moi ca

[URL=http://yoopix.org/photo/1/113111-img_2320.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113111-img_2320.jpg[/IMG][/URL]
mdrrrrrrrrrrrrrrr

[URL=http://yoopix.org/photo/1/113112-img_2322.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113112-img_2322.jpg[/IMG][/URL]
nikarakara inona mou eee hé hé hé hé
60. angotiko ( 27/10/2008 18:25)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/113127-img_2326.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113127-img_2326.jpg[/IMG][/URL]
aleo mamparapeo sa ahoana ra pre a

[URL=http://yoopix.org/photo/1/113128-img_2328.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113128-img_2328.jpg[/IMG][/URL]
mmmmmm inona ary ty

[URL=http://yoopix.org/photo/1/113129-img_2329.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113129-img_2329.jpg[/IMG][/URL]
odray fa ahoana ary eh

[URL=http://yoopix.org/photo/1/113130-img_2332.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113130-img_2332.jpg[/IMG][/URL]
raikitra ndray zany fandihizana an

[URL=http://yoopix.org/photo/1/113131-img_2333.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_113131-img_2333.jpg[/IMG][/URL]
mandihy mandihy hatrany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1026