vitasoa ny fitsangatsanganana nataon'ny SERASERA DAGO 25 oct

21. angotiko ( 26/10/2008 15:52)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/112392-img_2255.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112392-img_2255.jpg[/IMG][/URL]
milay ny mihira e

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112393-img_2256.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112393-img_2256.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112394-img_2257.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112394-img_2257.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112395-img_2259.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112395-img_2259.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112396-img_2260.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112396-img_2260.jpg[/IMG][/URL]
22. mangidy ( 26/10/2008 17:22)
sipagasy:

mmhhh mahafinaritra fooona hoa ny mijery sary avy any e!!!!

MANKASITRAKA TANTERAKA E!!!



mampanembona e! mahafinaritra ny mahita ny namana serasera e! hita mihintsy fa ambiance be satria tsiky2 foana e!
23. epsedo ( 26/10/2008 17:53)
tho tsissy fantako ary zany namana serasera zany
MANKASITRA E!
24. sipagasy ( 26/10/2008 19:11)
hihih izany veh ry espedo?? nefa aho vao saika hilaza hoe kay io izy e! hihihih
25. ssendra ( 26/10/2008 19:24)
ary tsara be ilay harona sy lamba-databatra an! :-P
26. angotiko ( 27/10/2008 03:39)
ny sary moa mbola betsaka fa ny fotoana no tsy maharaka e
27. angotiko ( 27/10/2008 03:57)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/112640-img_2262.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112640-img_2262.jpg[/IMG][/URL]
aleo aloha lesy haka aina kely fa vizaka ny nandihy a

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112641-img_2263.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112641-img_2263.jpg[/IMG][/URL]
aaaaaaaaa ahoanaaaaaaaaaa, hihihihi

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112642-img_2264.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112642-img_2264.jpg[/IMG][/URL]
mmmmmmmm zany ny la chasse ndry zalahy fa nanantona fotsiny, nefa tsy nisy azo atao e,

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112643-img_2265.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_112643-img_2265.jpg[/IMG][/URL]
hein hein hein maso nijery tsy nitondra nody koo, nefa dia nanantona tsy nantsoina( la chasse la chasse)

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112644-img_2266.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112644-img_2266.jpg[/IMG][/URL]
mmmmmmm aoka fotsiny fa saika goaka ny mason'ny bandin'ny serasera kle,
pepe tsara ry zalahy fa efa an'olona ireo an
28. angotiko ( 27/10/2008 04:17)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/112647-img_2269.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112647-img_2269.jpg[/IMG][/URL]
rehefa tsy nety ny la chasse d aleo alo hihira eh

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112648-img_2271.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112648-img_2271.jpg[/IMG][/URL]
mmmmmmmmmmm hein hein hein

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112649-img_2272.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112649-img_2272.jpg[/IMG][/URL]
inona ndray ny paika manaraka eh

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112650-img_2275.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112650-img_2275.jpg[/IMG][/URL]
andraso kely aloha
29. angotiko ( 27/10/2008 04:34)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/112652-img_2280.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112652-img_2280.jpg[/IMG][/URL]
hummmmmmmmm

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112653-img_2281.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112653-img_2281.jpg[/IMG][/URL]
aleo zay handeha rehefa tsy misy... hummmmmmm

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112654-img_2282.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112654-img_2282.jpg[/IMG][/URL]
milay kosa ny sarintsika dahy an

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112655-img_2283.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112655-img_2283.jpg[/IMG][/URL]
ny thb manaraka eny ihany e mdrrrrrrrr

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112656-img_2287.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112656-img_2287.jpg[/IMG][/URL]
aleo hana ping kely fa lasa ny la chasse klé
30. angotiko ( 27/10/2008 04:50)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/112657-img_2288.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112657-img_2288.jpg[/IMG][/URL]
misaotsaeeee aleo alo hivazo kely ho an'i an...

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112658-img_2290.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112658-img_2290.jpg[/IMG][/URL]
ao tsara ka

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112659-img_2291.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112659-img_2291.jpg[/IMG][/URL]
toroko ndray zao an, fa aza mijerijery eo

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112660-img_2293.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112660-img_2293.jpg[/IMG][/URL]
tsy maintsy ampiarapeo ihany koo

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112661-img_2298.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112661-img_2298.jpg[/IMG][/URL]
karatra ndray zao eee
31. angotiko ( 27/10/2008 04:51)
lany ndray ny fotoana fa rahariva ndray eh, mbola be ato an, sady efa ambiansy beuh no mbola tsy tafiditra,
32. ravatorano ( 27/10/2008 05:02)
tena latsaka b za amin 'ireo sariko ireo kle indrindra fa ilay manontany lera amin 'ilay fisakafoana kle :-D :-D :-D
misaotra betsaka an'i angotiko kloungany e sady natolotra ho anazy mihitsy moa ilay vazo tery iny e :wink:
santionany tamin'ny zavatra nitranga tany ireny ary mbola hisy ihany fotoana ami'ny manaraka indray e
33. tywa68 ( 27/10/2008 05:42)
Tena nahafinaritra marina izy zany sady favy ny cadre ! misaotra an'i paparazzi e !
Ravatoravo : d inn hono ny saogany tao ? :wink:
34. ssendra ( 27/10/2008 06:11)
mmmmmmmm zany ny la chasse ndry zalahy fa nanantona fotsiny, nefa tsy nisy azo atao e,


hay ve tonga tsy natsoina ireo e! neveriko ho ekipa solida ihany hihihi fa ny sipan'ny sera kosa angah sy nisy nitsoraka????
35. diamondra27 ( 27/10/2008 07:13)
dray dray dray , aoka fotsiny wa

ary ndry ry angotiko tsy hita tam sary mihintsy an
mba ampianaro manao billard za ry Na.... a
Ohatry ny henoko hatrety ery le hira ataon'i glou sy tianalove ,

Faly mahita anareo rehetra ndray akia ry LaBl...sy Sha... sy Mim.... sns a
Ary i Voa kay tena mahay karatra be mihintsy an

Ravatorano: taiza aza enao tsy tonga le tany analamanga kay mahay mivazo be tahaka io


mankasitraka e

mankasitraka ny namana rehetra na de tsy fantatra aza

Sha...: kay le namantsika tsy afaka tamin'io fa mbola lasa nibizna ndray we
36. thiel ( 27/10/2008 07:29)
angotiko:

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112392-img_2255.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112392-img_2255.jpg[/IMG][/URL]
milay ny mihira e

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112393-img_2256.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112393-img_2256.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112394-img_2257.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112394-img_2257.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112395-img_2259.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112395-img_2259.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/112396-img_2260.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_112396-img_2260.jpg[/IMG][/URL]




Hay bôgôsy ihany ny tenanay raha mbola tsy dôzy tsara! Milay daholo ny sary ê. Dia inona indray ny manaraka ? Tena voa mafy ihany izay tsy nandeha satria raha ny kaly aloha dia nojerem-potsiny. Tsy nisy sary ve t@ ilay kaly ê ?
37. ravatorano ( 27/10/2008 09:33)
aza ampilendalendana amin 'ilay kaly kosa ny tsy tonga fa sao d mba tsifidiny azy ireo kle :wink:
nafnaritra tany zareo an! ny toerana tsara sady malalaka ! ny vahiny ivelan'ny tena koa misy jerena ihany indrindra fa ilay ao amin'ny piscine :-P :-P :-P
oka kosa e :-D :-D :-D
soa fa tany i angotiko fa raha tsizany mety avy d tsy niala tao anaty pissine za kle :-D :-D :-D
38. ni81 ( 27/10/2008 09:36)
Dia misaotra daholo fa toy ny nanatrika izahay hatr@ zao na dia tsy tany an-toerana aza!
39. angotiko ( 27/10/2008 10:01)
thiel: hahahaha bogosy moi ca, ka aza misotro zany d bogosy kooo, ary narao mbola niodina an, miaiky aho zay eh
40. karinah ( 27/10/2008 10:10)
mahafinaritra be ny mijery ny sarinareo, merci nizara, asa rahoviana vao mba hihaona aminareo any?! hmmm...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3053