vitasoa ny fitsangatsanganana nataon'ny SERASERA DAGO 25 oct

101. Papoose ( 31/10/2008 00:12)
:-D marary maitsiny zany fanoratry le fijo zany! :-P
102. ravatorano ( 31/10/2008 04:56)
manareta soa amin' ny tazo ry angotiko an !
ka nlay be kou ilay voatabia kle
sady zara aza re fa ialana amin 'ilay pro... :wink:
103. thiel ( 31/10/2008 07:52)
angotiko:

thiel: ny sary dia mbola betsaka saingy za tena tsy salama mandalo kely fotsiny za eto, tratran'ny tazo e, amin'ny herinandro fa mbola maka aina eh, sao d tsy avelan'ny pointage mandeha serasera eo tsony raha eto foana no antondraharaha nefa efa marary hihihi boul moi ca

ravatorano: nareo mbandry mahefa sy linjo clark ...nihinana voatabia koo, mbola nikarakara pro...nareo d tsy naita le slow miraikitra, za aza nagasihasy mba ho alaina nefa tsy hita enao kooo hahahaha mdrrr

darlin: tongava amin'ny maraka e

papoose: afaka mifanaraka isika eh, iza no tindry amin'ireo, misy zandriko ao an, bizznn moi ca
-Fa nitaky angaha izato fitsangatanganana ê ? Mievoha kininimpotsy dia afaka io aretinao io.Ny kilalao mbola ela ry angotiko â,ny aina no matezà.Mangatsiàtsià na dia izany aza. Hay dia efa mi-bizn la chasse indray an!Mba ataovy 2° liste aho raha ny zandrinao no atao favori.Tsy ampoizina mihintsy anie ny outsider ê! Dia miandry ilay sary indray izany.






104. sipagasy ( 31/10/2008 09:04)
mmhhh angotiko, dia manareta soa izany e!!! dia ron'akoho sy vary lasopy ny ady eo izany izao???

bizz beh
105. ravatorano ( 31/10/2008 10:12)
mafana b ny andro amizao
aiza re ilay piscine tary e
tena maatsiaro azy aho zany kle
:cry:
106. Papoose ( 31/10/2008 13:11)
mafana v????? ny ahy misy sary tsaroako mihitsy eo :D
107. fijo ( 31/10/2008 20:41)
haiko le sary tsaroandry
108. Papoose ( 31/10/2008 23:01)
le iza @reo le fijo? :D
109. niryna ( 01/11/2008 01:33)
glou:

de reny ndray ny tatitra tao aorian' ny fitsangatsanganana , nahafinaritra be tany fa dia mbola mitaona ireo rehetra mbola tsy nandeha niaraka t@ NSD mba ho avy @ manaraka fa efa ezahana foana ny anaovana activité hisarihana antsika ka tongava ry zareo fa zahay tsy ranon' ikopa ka tonga NAMANA SERASERA vao ho mavomavo ah, ny fotoanan- tsika manaraka dia @ 20 Decembre ho avy izao izay fotoana hanaovatsika ny action social any MANAKAVALY,ka dieny zao dia efa homany ny programme nareo, ny atao any moa dia hamangy ireo olona tratran' ny habokana sy hankaherezana azireo @ alalan' ny fanomezana izay ho atolotra azy ireo, marihina fa ny fanomezana dia ny fikambanana no miantoka ny zavatra hozaraina any ary ny noeritreretina dia ny transport mankany koa dia mety hiantohan' ny fikambanana fa mbola ho hita eo aorian' ny fivorian' ny mpikarakara, ka izao dia efa manentana antsika mba ho avy @ io fotoana io , ny sakafo fotsiny no samy mitondra angamba dia ataotsika excursion ndray rehefa vita ny adidy atao ny maraina, ka tongava fa ny adidy ho vita ary ny fahafinaretana ho azo, mety ho ferana koa anefa ny isan' ny olona arakaraky ny zakan' ny fiara ka ze manampanirina ny andeha d'efa dieny zao dia milaza @ ireo namana ato, eto @ forum na misy num mandehandeha any de miantsoa eh
mankalaza foana
milay moi ça :lol:
tsiky de ampy
glou_

misaotra ny rehetra nikarakara e,misaotra glou a

:-* :-* niryna
110. cutie ( 01/11/2008 16:28)
taty am-pesana za nijery ny sarinareo de hoy ny mpiara miasa we " people in M/car know how to party " :-D :-D :-D :-D
111. watafon ( 02/11/2008 12:38)
cutie : ela zany an ! :-*
Tena nahafinaritra tokoa izy izany ry zareo an , hummm!!! rahaovian andray ny fety manaraka ry prezy an, d mba ataovy @ maha-eo anay mou rangah fa tsss!!!
112. jaya ( 03/11/2008 10:08)
iza le nitady ni sariko teo ? ao missy ao fa jereo tsara e, maitsomaitso eo akaikin dravatorano, eo antokotany fa tsy ao anaty chalet, lol
113. dombolo ( 04/11/2008 08:31)
Milay kosa izy zany kou, to misy ankanàla pataloha mintsy le?
114. notron ( 04/11/2008 12:41)
hahahahahah! ambiansy tsy nisy ohatr'izany e!
115. Papoose ( 04/11/2008 15:34)
mbola misy sary ve sa lany?
116. ravatorano ( 05/11/2008 05:23)
papoose < lany ny sary tompoko :-P :-P :-P
dombolo < :-D :-D :-D
jaya < na za aza less razandry tsy mahita an izany kle :wink:
117. thiel ( 05/11/2008 05:55)
Efa salama ve ianao ry Angotiko â?!!!
118. Veloo ( 05/11/2008 17:31)
Dia mirary fahasalamana an'i Angotiko o :-* :-*

cutie a, ka mahay mihavana ny gasy aky a zay lazaina an-dry zareo hihihiih :-*
119. fijo ( 05/11/2008 21:40)
kia papoose an,ny fanoratro indray no jerendry fa tsy ny an;

cutie an,tsy mbola itan'ny mpiara miasa ar aizany le mainty kely ko.
120. Papoose ( 06/11/2008 22:17)
ravato, lany ve? :( ary sao de tsy ny andro wa no nafana tao fa ny ambians mintsy eee! jereo efa naombka niala ny patalohan'ny sasany de efa miseho ambakandry LEO..... :-D dia zay de hoe lany ny sary nefa mety mbola nisy tohiny?:-P

lefijo, le an efa ato amiko foana jereko isaky ny mahatsiaro! (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1699