SOIREE 6ème ANNIVERSAIRE NAMANA.SERASERA.ORG (PARIS 2008)
![](https://avatar.serasera.org/8aa966c315ce49c5ef44920da25908b8.jpg)
81. kotobekibo
(
15/11/2008 20:32)
ilaozako nareo roa fa efa tonga ny mpisioka ao ankototany
bye o! (l)
bye o! (l)
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
82. ni81
(
15/11/2008 20:34)
ilaozako nareo roa fa efa tonga ny mpisioka ao ankototanysoavadia o
bye o!
![](https://avatar.serasera.org/1f9516e858610148c44638a604e68f8f.jpg)
83. Angie
(
15/11/2008 20:38)
Tena ireo izany isika no tsy lasa,
za alou nalahelo fa tara avion za sy ny je m'en fou ko nea mba efa sasatra ery nanomana pro, @ heritaona njay raha velon'aina e
kiss dia ampy foana aloha na izany aza
za alou nalahelo fa tara avion za sy ny je m'en fou ko nea mba efa sasatra ery nanomana pro, @ heritaona njay raha velon'aina e
kiss dia ampy foana aloha na izany aza
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
84. ni81
(
16/11/2008 08:04)
Tena ireo izany isika no tsy lasa,dia @ manaraka aza manao tara intsony e :)
za alou nalahelo fa tara avion za sy ny je m'en fou ko nea mba efa sasatra ery nanomana pro, @ heritaona njay raha velon'aina e
kiss dia ampy foana aloha na izany aza
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
86. sipagasy
(
17/11/2008 08:01)
ka nianjy ary aho ka nianjy an'i petite saikaiza fa éééééééééééééé efa hoe tsy maintsy misy manatitra izay rehetra tonga eo hhmmmmmm, mafy loha i rakziiiii annn hihihihihi
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
87. hery
(
17/11/2008 08:42)
F'hita. Ny sasany aza ifandrombahana haterina. Ny olona haterina indray no tsy ampy :-) Misaotra sipagasy a.
![](https://avatar.serasera.org/1f9516e858610148c44638a604e68f8f.jpg)
88. Angie
(
17/11/2008 08:46)
ds > elah atokisako @ lay sary rehetra, zay milaza fa tsy mila aseho ny sariny sur fa efa tsy tonga tany kah lol
sipagasy> merci aloha t@ lay saika fitsenana fa @ manaraka za tsy hanao tara tsony (fa soa ihany fa tsy nadeha fa nisy greve kou tany saika vita tany za)
sipagasy> merci aloha t@ lay saika fitsenana fa @ manaraka za tsy hanao tara tsony (fa soa ihany fa tsy nadeha fa nisy greve kou tany saika vita tany za)
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
89. hery
(
17/11/2008 08:48)
Angie> nisy grevy fa tsy vita kah. Tsy annulé ny vol-n'lah fa nojereko tany. Ny ahy annulé fa avy eo nampidirina t@ ilay vol teo aloha aho dia ok ihany.
Misy sary vrakl be wah fa pv daholo :-)
Misy sary vrakl be wah fa pv daholo :-)
![](https://avatar.serasera.org/b0fab4c48ad8f0deb1b10bb43c611f38.jpg)
90. sakaizakely
(
17/11/2008 09:10)
sipagasy> zay wa le tsy mba taitra miaraka am rehetra fa efa antomotra vo mody mikorapaka
natahotra tsy hahita mpanatitra de tsy sahy nandeha akia a, tsy hoe mafy loha fa tsy te hanahirana oul :oops: :oops: :oops:
nipitrapitra sy nikiky hoho sisa :? :? :?
hery> ka raha fantako an zany ané de tena lasa za e, fa manaraka wà tsy maintsy tamy hijery an'i shefo mameno pista :-D :-D :-D :-D
natahotra tsy hahita mpanatitra de tsy sahy nandeha akia a, tsy hoe mafy loha fa tsy te hanahirana oul :oops: :oops: :oops:
nipitrapitra sy nikiky hoho sisa :? :? :?
hery> ka raha fantako an zany ané de tena lasa za e, fa manaraka wà tsy maintsy tamy hijery an'i shefo mameno pista :-D :-D :-D :-D
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
91. sipagasy
(
17/11/2008 09:12)
hery na pv na tsy pv azo aseho daholo kouhhh, hihihih dia aleo manokatra picassa na blog skyrock dia afaka atao ao daholo e!!! misaotra mialoha.
petite sakaiza @ manaraka izahay mianjy anjiko izany annn, ny aterina injay no tsy ampy hoy i hery io hoa hihihihihi
hery misaotra tonga sy nanotrona e!
petite sakaiza @ manaraka izahay mianjy anjiko izany annn, ny aterina injay no tsy ampy hoy i hery io hoa hihihihihi
hery misaotra tonga sy nanotrona e!
![](https://avatar.serasera.org/522748524ad010358705b6852b81be4c.jpg)
93. ds
(
17/11/2008 16:52)
Angie:
ds > elah atokisako @ lay sary rehetra, zay milaza fa tsy mila aseho ny sariny sur fa efa tsy tonga tany kah lol
(...)
Tsidiho http://doc.strange.free.fr/namana6th
![](https://avatar.serasera.org/52c432f397560d7aa5f62d027416d5cf.jpg)
94. Noue
(
17/11/2008 17:55)
misaotra tompoko oooooooooo ! mankasitraka eeeee ! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
![](https://avatar.serasera.org/8aa966c315ce49c5ef44920da25908b8.jpg)
95. kotobekibo
(
17/11/2008 22:00)
Izahay tsy hanaiky raha tsy mandé @ manaraka . Iza irery no ataonareo mitsiriritra eo . :-D :-D