SOIREE 6ème ANNIVERSAIRE NAMANA.SERASERA.ORG (PARIS 2008)

21. ssendra ( 24/10/2008 21:44)

hoy i diamondra:
ssendra: tssss le anana akia toa be sirabe tamin'iny a
tongava aloahloha akia am manaraka a
ka nareo manao hoe tongava aloha foana kanefa nareo ndray no tara kanou, nareo sur place ndray no tara:°)
tsy de tsara ny nahandro tamin'iny ka! hihihihih!
22. ftma ( 25/10/2008 09:57)
Mahazo fahafinaretana daholo fa zahay efa tapa-tongotra e :wink: tsarovy koa za rehefa mihinana ilay anana :miam:
23. diamondra27 ( 25/10/2008 11:39)
ftma: zao zany le we tsy afaka mankaiza fa mitaiza ve :lol: :wink:
24. sipagasy ( 25/10/2008 20:18)
hanimpy hevitra kely amintsika aho, fa raha tsy mety moa dia avereno amiko ihany ny hevitro ann, fa aza dia atoraka maharary loatra annnn!!!

Saika hiteny amintsika aho hoe: ahoana raha mba manao fitia tsy mba hetra sady tsy ifanerena isika ho marika fahatsiarovana io vanin'andro io???? tahakan'ny t@ herintaona dia hisy iny zavatra paingorina @ akanjontsika iny eo dia ny setriny dia izay fitia tsy mba hetra sy tsy ifanerena izay?? hatolotra izay mpitantana ho avy eo?? na ny avy any Italie izany na ny avy any Strasbourg??

efa samy nahita ity daholo angamba isika, iarahana mahalala fa ny serasera dia MAIMAIMPOANA ho antsika fa aoriana kosa dia misy ny milina sns mila aloha vola

http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/lang,mg/

Fanohanana ny serasera
Nosoratan'i hery
1. Paypal
Ho an'ireo izay mipetraka any ivelany dia azonao atao ny mandrotsaka vola amin'ny kaonty Paypal an'ny serasera. Azonao jerena [ eto ] ny fanazavana momba ny Paypal.
Raha handrotsaka vola amin'ny Paypal dia tsindrio fotsiny ny Sary eto ambany.

--------------------------------------------------------------------------------

2. Amin'ny alalan'ny Banky (Ho an'ny ivelan'i Madagasikara)
a) raha virement international
IBAN : FR09 2004 1010 1501 9836 0U03 646
BIC : PSSTFRPPSTR
b) raha virement national (Frantsa)
CCP N° 198360U036 Strasbourg

na

Code banque : 20041
Code guichet : 01015
N° compte : 0198360U036
Clé RIB : 46

c) chèque bancaire ou postal
libeller à l'ordre de
Randrianary Nirina
Adresse postale :

Randrianary Nirina
52 rue d'Adelshoffen
67300 SCHILTIGHEIM
FRANCE

misaotra mialoha e!!!!! raha tsy mety ny heviko dia avereno amiko hoy aho annn fa aza dia atoraka mafy be !!!!!
25. mangidy ( 25/10/2008 21:58)
sipagasy:

miombonkevitra @ sipagasy, dia efa njy izany no eo @ varavarana miaraka @ i mandrindra. Efa mamboly voninkazo akia za ato fa asa na amony arampotoana hi hii kiss mamy njy!
26. arialy ( 26/10/2008 20:42)
dia mirary anniversaire masaka be sy fety mahafinaritra be an'ny namana rehetra e, ny tena tsy afaka mandeha fa alavitra ee !!!
:-* daolo daolo :)
27. sipagasy ( 27/10/2008 10:52)
arialy????? alavitra ahoana koa????? olona avy any italie sy belzika aza tonga eo kouuhh isika samy fr injay veh akia hihihs a aliko any injiko e!!!, hhmm tsy omeko ilay tantely izany hihihihi
28. mangidy ( 27/10/2008 12:34)
arialy:

dia mirary anniversaire masaka be sy fety mahafinaritra be an'ny namana rehetra e, ny tena tsy afaka mandeha fa alavitra ee !!!
:-* daolo daolo :)

Sady lalako akia iny aminjy iny a! hummm alaiko njy raha oh ka sady hummm be anie ilay gâteau e!
kiss mamy njy!
29. ssendra ( 27/10/2008 13:58)
26. Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 27-10-2008 11:52:52
Lohateny : Re : SOIREE 6ème ANNIVERSAIRE NAMANA.SERASERA.ORG (PARIS 2008)
arialy????? alavitra ahoana koa????? olona avy any italie sy belzika aza tonga eo kouuhh isika samy fr injay veh akia hihihs a aliko any injiko e!!!, hhmm tsy omeko ilay tantely izany hihihihi

FA hiota hoà ry sipagasy, kamo aho hoe de hoe....... :-P
30. hery ( 27/10/2008 15:15)
Alefaso ny pub fa mila oul 149 tonga zany amin'io an :-)
31. infinity ( 27/10/2008 18:23)
148 izany sisa miaraka amiko e! lol
32. Veloo ( 27/10/2008 18:51)
-150 aty e... Tsy mba afaka :(
33. mangidy ( 27/10/2008 21:29)
hery:

Alefaso ny pub fa mila oul 149 tonga zany amin'io an :-)

hummm,
34. kallie ( 28/10/2008 18:22)
za tsy ande ra tsisy bandy mahay mandihy rock ;-) :-D
35. mangidy ( 28/10/2008 21:12)
kallie:

za tsy ande ra tsisy bandy mahay mandihy rock ;-) :-D

kallie efa misy 3 aloaha izao no sure hi hii, fa anagamba mila manao réservation lol
36. arialy ( 29/10/2008 15:53)
sipagasy
37. ssendra ( 29/10/2008 16:00)
kallie:

za tsy ande ra tsisy bandy mahay mandihy rock ;-) :-D

de tairina samy sipa refa tsy mamely ny bandy am rock e!

:-P
38. ikaretsaka ( 29/10/2008 20:26)
ouh!
39. mangidy ( 29/10/2008 21:52)
[quote=arialy]
sipagasy
40. Belami ( 29/10/2008 22:18)
kallie:

za tsy ande ra tsisy bandy mahay mandihy rock ;-) :-D

de efa rock mafonja zany e :-w =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4918