SOIREE 6ème ANNIVERSAIRE NAMANA.SERASERA.ORG (PARIS 2008)
62. sipagasy
(
14/11/2008 17:54)
mmhh kely sisa, hihih ento @izao le volo na tsy vita aza ry zavavy annn any injay isika mandamm azy ho chignon e! hihihihi
aza hadinoina ilay rakitra kely eo am-baravarana annn, dia ho an'izay haharitra mandra-maraina dia 5.00€ izany ilay vary @ anana manomboka @ 3h maraina e!!!
aza hadinoina ilay rakitra kely eo am-baravarana annn, dia ho an'izay haharitra mandra-maraina dia 5.00€ izany ilay vary @ anana manomboka @ 3h maraina e!!!
63. ftma
(
15/11/2008 09:05)
Sipagasy: sosisy sa kitoza miaraka @ le vary @ anana?
Mahazo fahafinaretana daholo e miandry sary :)
Mahazo fahafinaretana daholo e miandry sary :)
64. sakaizakely
(
15/11/2008 10:05)
za zany te ho any raha mahita taksibe azo antoka manatitra ary @ 91 :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
67. kotobekibo
(
15/11/2008 12:22)
Mialona b anareo mianakavy za lé :-o
Tsy afaka ny bandy fa efa misy progany eto @ tanàna e , sady @ izay tsisy intsony ny vola fa lanin'ilay fiara ato dôly ,
simba b GRRRR!!!!! :evil:
Ry tovovavy isany > Nefa za tia mandihy rock an! :-D :-D :-D

68. kelly13
(
15/11/2008 16:25)
za kou ry kotobebide mba mialona b andry zareo mande any kou!
n'empeche, bonne soiree nareo d miandry sarindry photozénik isakarazany :wink: juste mba hitsiriritra e!
n'empeche, bonne soiree nareo d miandry sarindry photozénik isakarazany :wink: juste mba hitsiriritra e!
69. ni81
(
15/11/2008 17:10)
za kou ry kotobebide mba mialona b andry zareo mande any kou!isika miandry tanàna e! :-D :-D
n'empeche, bonne soiree nareo d miandry sarindry photozénik isakarazany juste mba hitsiriritra e!
70. kotobekibo
(
15/11/2008 17:44)
kelly13 , ni81 > aleo rahalina any anaty nofy tsika mifankahita d manao bal kabosy milay b :-D :-D
71. ni81
(
15/11/2008 18:22)
kelly13 , ni81 > aleo rahalina any anaty nofy tsika mifankahita d manao bal kabosy milay b=)) =)) =)) tsy maintsy andrasana mantsy ny tanàna fa sao misy manafika e
72. kotobekibo
(
15/11/2008 18:30)
ry zareo rehetra izay efa miomakomana sy manao ranomanitsa daholo !
Nankaiza injay ary ny ilan'ilay kiraroko teo e! sady mbola tsy voaborosy iny ? :-D :-D
Nankaiza injay ary ny ilan'ilay kiraroko teo e! sady mbola tsy voaborosy iny ? :-D :-D
76. kotobekibo
(
15/11/2008 19:33)
Apinjamo an'lé zip plinsé anjy iny za raha tsy anaovanjy anjoany . :-D
77. ni81
(
15/11/2008 19:50)
Apinjamo an'lé zip plinsé anjy iny za raha tsy anaovanjy anjoany .mijanona fa efa feno ny toerana e! @ 2009 indray mandeha dôly tsika niandry tanàna teto androany :)
78. kotobekibo
(
15/11/2008 19:57)
Ka manjary tsy hitan'ny olona ilay kpetsako vao2 kouh!
Ilay zip plinsé mena anie e , ampiarahiko @ ilay kopetsako voloparasy mbola jojopil b ito . :D
Ilay zip plinsé mena anie e , ampiarahiko @ ilay kopetsako voloparasy mbola jojopil b ito . :D
79. kelly13
(
15/11/2008 20:23)
mba ampinjamo anahako le kopetsa voloparasy entiko @ heritaona, tanjemo sao potehana an
ni81>aleo marina tsika hiandry tanana fa efa feno marina ny toerana any, tsy tafiditra intsony tsika, lol
ni81>aleo marina tsika hiandry tanana fa efa feno marina ny toerana any, tsy tafiditra intsony tsika, lol
80. ni81
(
15/11/2008 20:26)
ni81>aleo marina tsika hiandry tanana fa efa feno marina ny toerana any, tsy tafiditra intsony tsika, lol:) efa mikotaba any zay ry zareo knou, tafahaona ny lafivalo