samia milaza ny heviny
41. karinah
(
22/10/2008 11:44)
[quote=diamondra27]
kaboushna : zany aloha de marina nefa koa ny fandriana de natao hakana aina an
vale: zay ndray aloha no tsy haiko fa namaky le koms fotsiny no nataoko fa tsy haiko ze resak ilay olona any akia a, mety marina o hevindry io an
---------------------------------------------
nonnn, ny tiko hazavaina de oe nisaotra ilay invitation nataon'ilay nangataka azy ho namana izy, de niteny hoe "Merci pour l'invit" izay hita any am Myspace io ary matetika beeeeeeee mintsy . De ndry izany no nahita ilay sarin'ilay bandy na ilay sipa teo ambony fandrina de ni-interpréter hoe "nisaotra t@ le invitation pour.....ilay oul !lol

42. diamondra27
(
22/10/2008 12:38)
diamondra27:
mamitaka ny sary e
rehefa hitanao ihany ilay olona vao tokony tsikeraina raha hitsikera
-----------------------------------------------
sakaizakely ====> ny tiako lazaina eto dia physiquement fa tsy toetra sns
mamitaka ny sary satria tsy ny olona rehetra akory no mitovy amin'izy reel rehefa amin'ny sary , misy olona hita mihamatavy misy mihamahia dia tsy tokony tsikeraina amin'izany raha tsy efa hita mifanatrika hoe : hay ve ndry tsy matavy akory e. ohatra io an
misy ihany koa manome sary tapaka tsy aseho ny tongotra kay izy ity kilemaina, za tsy miteny we teto amin'ny serasera no misy an'izany wa fa zava-misy amin'ny fiainana fotsiny izany.
=====> conclusion mamitaka ny sary amiko , avis-ko za manokana io
sakaizakely: tena tsy mitovy le hevitrantsika tamin'iny kle hiii
:-D :-D
43. diamondra27
(
22/10/2008 12:43)
vale: azoko akia iny a efa mpahita ireny za fa ity iray ity hoa tsy misy invitation namna izany fa tonga dia hoe merci am le invitation au lit mihintsy no eritreretin'ilay olona
namako hafa any amin'ny site hafa any manko izy io ka zay no mba itondrako le eritreritra eto e.
Te hahalala zany za we misy manan-kevitra amin'io olona naonaratra koms io ve ny olonkafa sa tsia
gaga be manko le namako hono we olona tsy namana tsy inona nefa nandefa hafatra ho azy we merci pour l'invitation

44. tess
(
22/10/2008 14:58)
36. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 22-10-2008 12:42:57
Lohateny : Re : samia milaza ny heviny
Voalaza teo :
ka io ndray no malaza
hitako kah! nenà io ihany fa tsy ilay lazain-dry fa nibolisatra indray mandeha iny akory a!:-D:-D
:wink: :-D :-D :-D :-D ilay raika koa aza mbola alefa maka rivotra kely eto fa toa efa bobongolo sy lanin'ny gajajakq :-D
38. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 22-10-2008 12:55:17
Lohateny : Re : samia milaza ny heviny
tess :efa aiko akia a:wink:
45. tess
(
22/10/2008 14:59)
kinga ery aho naka quote an'i fahamarinana hadino no nanoratra...Hay tokotra moa :wink: :-D
46. ni81
(
22/10/2008 14:59)
ilay raika koa aza mbola alefa maka rivotra kely eto fa toa efa bobongolo sy lanin'ny gajajakq:lol: :lol:
47. tess
(
22/10/2008 15:04)
hoy i diamondra:
mamitaka ny sary satria tsy ny olona rehetra akory no mitovy amin'izy reel rehefa amin'ny sary , misy olona hita mihamatavy misy mihamahia dia tsy tokony tsikeraina amin'izany raha tsy efa hita mifanatrika hoe : hay ve ndry tsy matavy akory e. ohatra io an
marina mitsy! i diamondra zao amin'ny sary dia hitako hoe ngeza kanefa efa indroa aho no nahita an'i diamondra fa tsy matavy fa mifanaraka am halavàna....Resatsika mbamin'dry kallie tao am resto chinois io...Tadidiko tsaera :-D
48. tess
(
22/10/2008 15:06)
sakaizakely:
ka io ndray no malaza:°) :°) :°)
tara train njay za eto
ka ampiko tosika kely i sakaiza hahatratra train sa tsia aloha e!
:°) :-D
49. tess
(
22/10/2008 15:07)
kelly13:
fahamarinana>efa ho absente kely indray nge za d mba mandalo kely alou saingy tsy nahavoavaky ny resaka rehetra fa tena lava beuuuuuuuuu manaraka ny arabeuuuuuuuuuuu dol le resaka interessant e hihihihi
aza ela loatra ary aky an! telo volana ihany no fetra ny maximum izany an!
:wink: :-* :-* :-*
50. tess
(
22/10/2008 15:08)
hoy i diamondra:
tadidindry ve ilay botax mianakavy niaraka tamindry angie e! :-D ka iza no namitaka sy voafitaka :-D
conclusion mamitaka ny sary amiko , avis-ko za manokana io
tadidindry ve ilay botax mianakavy niaraka tamindry angie e! :-D ka iza no namitaka sy voafitaka :-D
51. tess
(
22/10/2008 15:13)
26. Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 22-10-2008 09:39:23
Lohateny : Re : samia milaza ny heviny
ka ilay sary arakarak'ilay tanjona e ! misy tia maka sary d misary adala eo @ fitaratra, te hampime ny namana (zany hoe manala azy e) d misy ny mitady sipa na vady mihitsy, dia anjaranao mijery sisa no mieritreritra hoe inn tsara no hijerevako an'ity sary ty ?
Fa matoa misy commentaires hafa2 miseho eo d midika fa zay zany no tian'ilay nametraka sary ho ao
matoa koa anie aky mametraka sary dia efa mi assume ny konsekansa -ny e!
de rarahiko in :wink: :-D zay tsara ihany no avela eo hihihihih
52. karinah
(
22/10/2008 16:06)
[quote=diamondra27]
vale: azoko akia iny a efa mpahita ireny za fa ity iray ity hoa tsy misy invitation namna izany fa tonga dia hoe merci am le invitation au lit mihintsy no eritreretin'ilay olona
namako hafa any amin'ny site hafa any manko izy io ka zay no mba itondrako le eritreritra eto e.
Te hahalala zany za we misy manan-kevitra amin'io olona naonaratra koms io ve ny olonkafa sa tsia
gaga be manko le namako hono we olona tsy namana tsy inona nefa nandefa hafatra ho azy we merci pour l'invitation
-----------------------------------
diams:kloun be koa zany!!!
:roll: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :lol:

53. diamondra27
(
23/10/2008 15:13)
tess: :-D :-D :-D
iny ndray akia tadidiko tsara mihintsy a
euhhhhhhhh ra jerena zany de voafitako daholo ianareo e , nga ndry ihany akia no niteny an'izany fa hatrany dago io a :oops: :oops: :oops:
lasa aiza ndray aza sakaizakeliko teo.
tess: lety e e le ps ndry akia tena milay foana a sady ndry en personne mihintsy e na iza ho faly na iza tsy ho faly
na sendra misy mampiady io na fa salut (fasaly) de reveko foana e :-* :-*

54. ssendra
(
23/10/2008 15:36)
diamondra an! mila soloina izany ilay appareil foto ndry fa tsy de tsara :wink: :-D otran'ireny fitaratra ireny ihany misy fitaratra mapaµ-ngoda be anefa fohy kely sy mampivelatra be misy fitaratra mampalava be sady mahiahia, dia indrayindray manotany tena hoe ahoana marina ny tena izaho ary..... :-D NY AHY indray ny hahafatarako hoe nihena na nitombo anefa dia am sary ihany ....DONKO ny appareil tsy de mamitaka loatra hihihih
55. diamondra27
(
23/10/2008 16:08)
ssendra: ahatsiarovako ny hiran' i melky akia io a, we ahoana marina hiiii
eo fa ande hitady an'izay any am mongalet ndray zany ko
ie nareo aloha tena tsy miova na reel na virt e

56. sakaizakely
(
24/10/2008 15:12)
diams> eto ihany akia za :-P :-P :-P
diams & ssendra> ny ahy ny fakantsary migrevy fa tsy tafiditra am objectif intsony de mila analana sandry iray sy fe iray izany :-D

57. ssendra
(
24/10/2008 15:16)
ary bogany be ndray anei izany avatar njy zany ry sakaiza e!
io zao tsara am sary fa mamitaka be refa tna izy :-D

58. diamondra27
(
24/10/2008 18:40)
ssendra : za koa nahatsikaritra an'io
sakaizakely: iza hono ny anarany akia , sa le garde du corps akia io hiiii

59. karinah
(
30/10/2008 20:34)
sakaizakely: io ve tsy le journalisten'i tf1 iry ee? Harry rosenwack mou sa iza izy teoooo???? bogany kaaaaaaaaaaa :} :} :} :} love amin'io koh za petitesakaiza aaaaaaa,hihi..