samia milaza ny heviny
21. mangamaso
(
21/10/2008 20:16)
Miarahaba, Aleo tsy aseho ao interinety ny sary nalaina teo am-pandriana ka, na misy akanjo na tsia, amin'izay dia tsy mampandeha ny eritreritrin'ny sasany.
Sa ahoana ? :)
Sa ahoana ? :)
22. Papoose
(
21/10/2008 21:46)
Ny ahy aloha raha ohatra kosa hoe olona midodo eo ambony fandriana miaraka @ kilaoty kely na tsy slipo aza fa sorta kely dia na dia manana ny eritreritreriny orizinal aza le nandefa le sary teo dia amiko le hafatra avelan'le sary dia misy sex appeal!
fa aza gaga fotsiny raha misy miattak any antrano rehefa tsy tonga na tsy manaiky an'le invitation :-P :-D
fa aza gaga fotsiny raha misy miattak any antrano rehefa tsy tonga na tsy manaiky an'le invitation :-P :-D
24. fahamarinana
(
22/10/2008 03:39)
:arrow: :-D :-D njy koa ry ssendra an...ireny coms ireny koa moa ve tsy azo fafana na sakanana ohatra rehefa tsy azoazo sa izay mandefa dia tsy maintsy mipetraka ao na maharikoriko aza ve !....
mampahatsiaro ahy ilay namako taloha zay mpanao corres ireny dia maka sary devant fiara bonne be !!dia tsy arahana coms fa ilay corres no maminany hoe kay mba kala be itony!!! :D (l)
mampahatsiaro ahy ilay namako taloha zay mpanao corres ireny dia maka sary devant fiara bonne be !!dia tsy arahana coms fa ilay corres no maminany hoe kay mba kala be itony!!! :D (l)
25. ni81
(
22/10/2008 06:17)
Tena nisy namana koa tratran'io lazain'i fahama eo @ 23 io. Corres n'ilay namana, ary nilaza fa mipetraka any Amerika, dia sary fiara, villa an'olona hafa avokoa no nataony teo, fa tratra ihany ny tetiny avy eo
:lol: :lol:
:lol: :lol:
27. tywa68
(
22/10/2008 07:39)
ka ilay sary arakarak'ilay tanjona e ! misy tia maka sary d misary adala eo @ fitaratra, te hampime ny namana (zany hoe manala azy e) d misy ny mitady sipa na vady mihitsy, dia anjaranao mijery sisa no mieritreritra hoe inn tsara no hijerevako an'ity sary ty ?
Fa matoa misy commentaires hafa2 miseho eo d midika fa zay zany no tian'ilay nametraka sary ho ao andohanao !(satria afaka nofafainy iny raha tsy nety taminy) :wink:
Faha : mbola variana maka sary i Hery d tsy mamaly -:D
ni81 : tena misy be fika mihitsy e ? :lol: :
diam : tsy miandry rencontre d efa manana eritreritra momba azy koa :°)

29. sakaizakely
(
22/10/2008 08:22)
mamitaka ny sary e
marina miintsy, ny ahy sary bagdad dol no apetrako
rehefa hitanao ihany ilay olona vao tokony tsikeraina raha hitsikera
tsikeraina atao inn mou, mitondra inn le tsikera ? tsy fidina ny oul ny ratsy sy marokoroko ;-) Arakarak'izay andrasanao aminy koa ny hadisoampanantenanao aminy
ny ahy tsy de voako loatra le tsikera oe manja e! tiko be ny ankanjo e! ... zany oe tsy de le tena personnalité no ezahina jerena fa ny endrika ivelany fotsiny. Superficiel fotsiny zany le comments
ny sary dia manampy am fahafantarana misimisy fa na izany aza tsy ampy 100%, tsy misy afatsy ny mifanatritava sy mifanerasera ihany vao tena fantatrao ny toetran'ilay oul
misy ny oul tia manala azy am sary, misy ny tia deradera mampiseho fananana sy ankanjo, misy ireo te hizara ny passion-ny dia izay mikasika an'iny ihany no asehony. Izy daholo izany dia samy maka izay anjarany fotsiny. Ny ahy dia izay andraisako azy ihany no anasiako tsikera ny sary, raha misy emotions tsapako eo ampijerevana ny sary, ohatra hoe mampihomehy, insolites, ça sort du lot, ka miteny amiko, de zay za vo mametraka tsikera positif
Fa raha sary be nahoana tsy ahitako emotions tsy haiko oe inn sy ahoana no tiany ambara de tsy mametraka tsikera aho. Tsy misy ifandraisany amin'ilay oul io an
tsy hoe rehefa tsy mametraka tsikera de tsy mankasitraka ilay oul, tsia dia tsia. Ilay sary no tsy miteny amiko fotsiny
na izany ndray aza de fidiko ihany ny sary apetrako. Sary ambony fandriana zany, arakaraky ny paozin'ilay oul kou no mahatonga ny tsikera. Mety zavatra ambigü beeeeee
32. tess
(
22/10/2008 10:27)
fahamarinana:
:arrow: :-D :-D njy koa ry ssendra an...ireny coms ireny koa moa ve tsy azo fafana na sakanana ohatra rehefa tsy azoazo sa izay mandefa dia tsy maintsy mipetraka ao na maharikoriko aza ve !....
mampahatsiaro ahy ilay namako taloha zay mpanao corres ireny dia maka sary devant fiara bonne be !!dia tsy arahana coms fa ilay corres no maminany hoe kay mba kala be itony!!! :D (l)
:-D :-D :-D oadray fafàna mitsy raha tsy mamely ka! :-D :-D :-D
33. tess
(
22/10/2008 10:28)
sao gaga i fahamarinana fa i tess ihny no i ssendra an! :wink:
milay be hono mantsy ilay ps ssendra de aleo avoako ity tsy milay ity :-D
milay be hono mantsy ilay ps ssendra de aleo avoako ity tsy milay ity :-D
34. ni81
(
22/10/2008 10:33)
sao gaga i fahamarinana fa i tess ihny no i ssendra an!:-D :-D
milay be hono mantsy ilay ps ssendra de aleo avoako ity tsy milay ity
35. tess
(
22/10/2008 10:34)
ni81:
sao gaga i fahamarinana fa i tess ihny no i ssendra an!:-D :-D
milay be hono mantsy ilay ps ssendra de aleo avoako ity tsy milay ity
:-D :-D :-D ka io ndray no malaza :wink: :-D :-D :-D
36. kelly13
(
22/10/2008 10:37)
fahamarinana>efa ho absente kely indray nge za d mba mandalo kely alou saingy tsy nahavoavaky ny resaka rehetra fa tena lava beuuuuuuuuu manaraka ny arabeuuuuuuuuuuu dol le resaka interessant e hihihihi
37. ni81
(
22/10/2008 10:42)
ka io ndray no malazahitako kah! nenà io ihany fa tsy ilay lazain-dry fa nibolisatra indray mandeha iny akory a! :-D :-D
39. fahamarinana
(
22/10/2008 10:55)
:arrow: tess :efa aiko akia a :wink:
kelly : aleo andrasako any ni81 ny mamintina azy fa rème fontsiny dia vitany io,zany moa ni o ?(l)
kelly : aleo andrasako any ni81 ny mamintina azy fa rème fontsiny dia vitany io,zany moa ni o ?(l)
40. ni81
(
22/10/2008 10:57)
aleo andrasako any ni81 ny mamintina azy fa rème fontsiny dia vitany io,zany moa ni o ?andray kosa e! manin raha mba natao izao izy io! :lol: