samia milaza ny heviny

1. diamondra27 ( 21/10/2008 05:54)
hevitra nomen'olona ity an fa gaga fotsiny aho nahare azy

mahita sary izany za amin'ny internet e, tsy eto amin'ny serasera ihany fa na any amin'ny site hafa ihany koa na gasy na site vazaha na site anglisy sns dia nisy olona maka sary amin'ny fandriana dia mamaky ireny commentaires ataon'ny olona ireny aho dia namaky hoe " merci pour l'invitation"
raha ny fahazoako azy izany dia heverin'io olona nametraka commentaire io fa dia manasa azy hiaraka hatory aminy sy hanao sexe angamba no hamoahan'ilay tompon-tsary azy, ilay sary anefa tsy sary miboridana fa hoe mba maka sary eo ambony fandriana

ny eritreritro mandalo zany dia hoe: samy manana ny heviny ny olona amin'ny fiainana rehetra fa misy tokoa lasa lalina be ilay eritreritr'olona sady mety tsy mitovy amin'ny eritreritrao mihintsy.

samia aza milaza ny heviny momba we
novalian'i karinah ny 30/10/2008 20:34
2. diamondra27 ( 21/10/2008 05:56)
raha amiko aloha dia sary alaina tahaka ny maka sary na aiza na aiza ilay sary hoe mba te ho eo am-pandriana indray no angalany sary fa tsy any lieu touristique sns , sady ilay sary miakanjo normal fa tsy hoe en maillot de bain na bikini fotsiny
3. fahamarinana ( 21/10/2008 06:38)
:arrow: :-D mahita raha koa ndry ity an...lasa aiza aza io eritrerittra io ?... zà manokana tsy dia mahavoa mametraka sary amin'ny internet noho ny fahavoazan'ny sasany mihintsy mijery azy sy ny fandraisany ny sary eo.Dia araka ny voalazandry hoe tena tsy mitovy amin'ny eritreritrao mihintsy. :( (l)
4. hery ( 21/10/2008 08:53)
Izaho indray tsy mampaninona ahy ny mametraka izay sary tiako haseho na aiza na aiza ka mbola azoko apetraka. Tsy izao olona vicieux rehetra izao no mibaiko ny sariko fa izaho ihany :-)

Na dia hoe miboridana aza aho ka teneniko hoe nanao massage aho tamin'io dia izay eritreritry ny olona tsy mifanaraka amin'izay dia anazy :-) satria fantatro hoe nanao massage aho sady lazaiko.

Ary raha mandohalika sy mikipy indray aho ohatra amin'ilay fotoana iray mankafy iny ka lazain'ny olona fa mivavaka dia tsy asiako olana koa satria fantatro fa tsy nivavaka aho tamin'io fa nanka fy.

Ny hamintinako azy izany dia hoe IZAHO no tompon'ny sary. Izaho no nalaina sary, dia izaho ihany no mahalala izay nataoko tamin'io fotoana io, ary izaho ihany no afaka milaza ny tena nataoko. Izay lazain'ny olona mifanohitra amin'izay dia azy izany.
5. karinah ( 21/10/2008 10:37)
diams: sao kosa de oe misaotra t@ fandraisana azy ho namana ilay olona fa ts hoe ny @ dikan'ny ilay sary? :lol: ndry miteny an'izany fa misy oul manka sary tahaka ny lazaindry io fa invité-ny ho namana indry de avy eo andefasany message manonkana hoe te hiaraka (hatory) aminao hoe izy! ... :lol: ny anazy izany ny nangalàny sary teo am-pandrina tena hanaovana invitation am'lay zavatra, :lol:
misy de tena mitapy mintsy oàààà! hihihihihihihi
6. kaboushna ( 21/10/2008 15:38)
ka ny "image" ny fandriana angé ry diamondra dé mazava ho azy hoe sexe e .... tonga dé hafa ny handraisan lé olona zany ... ohatra zao hoe maka sary ao anaty cuisine zao dé mazava ho azy fa resaka sakafo, maka sary ao anjaridaina zao dé hoe maka rivotra, maka sary ao anaty salle de sport zao dé mazava hoe mikotrana, .. sns ... donc, tsy manome tsiny an lé namaly za satria mitovy am maka sary ao anaty baignoire ihany zany .. mety diso angamba ny point de vue za fa avereno raha tsy izy ... mazotoa e !!!
7. diamondra27 ( 21/10/2008 16:17)
kaboushna : zany aloha de marina nefa koa ny fandriana de natao hakana aina an


vale: zay ndray aloha no tsy haiko fa namaky le koms fotsiny no nataoko fa tsy haiko ze resak ilay olona any akia a, mety marina o hevindry io an
8. ssendra ( 21/10/2008 16:27)
diamoindra: ka raha izay sariko matory ambony fandrina izay nampidiriko tam net izany aky de ahoana fotsiny????

izaho koa mitovy hevitra am hery
izay sary tiko apetaka fa izay fitsaran'ny olona tsy ahoako :-P
na sexy ou pas....sauf mbola tsy nametaka sary miboridana kosa aloha aho e! :-D
9. ssendra ( 21/10/2008 16:30)
5. Mpandefa : kaboushna [ Valio ] 21-10-2008 17:38:05
Lohateny : Re : samia milaza ny heviny
ka ny "image" ny fandriana angé ry diamondra dé mazava ho azy hoe sexe e .... tonga dé hafa ny handraisan lé olona zany ...


dainnnn! ianao izany ilay karazanq mandefa hafatra toa io voalazan'i diamondra io fa diso be ianao raha izany :^)
miakina amin'ny tenue hangalanao sary ihany io! na dia manao sary boridana araka ny filazan'ny hery aza refa madio ny sainy tsy hitako ny olana :-D
10. diamondra27 ( 21/10/2008 16:43)
ssendra: ita wa akia ra am tenue hafahafa de ye fa raha miakanjo kosa tsy de hitako fa mba mety te hikoty fotsiny ngamba le bandy
zarany aza nahita le sary ampidirina le resaka
11. fahamarinana ( 21/10/2008 16:46)
:arrow: hery : dia hametraka fanontaniana aminao aho izany eto,inona no antony ary ohatra hanakanana ny mpisera tsy hametraka sary mamoafady ohatra eto,satria raha io conclusion nomenao io dia afaka koa hanambaran'ny sasany (izay mety hanararaotra ) hoe ahy io ary izaho no mahalala ny nataoko teo..Amiko misy azo apetraka ,misy azo tsy apetraka aloha na dia sarin'ny tena aza ohatra.Ny ahy manokana dia tsy mba omeko occasion akory hifantasme ohatra na hitsikera sns...Matoa misy any ho any dia tsy ho zà no nametraka azy fa hafa ary raha azoko natao aza ohatra sanatria dia nofafako akitsirano izao fontsiny e!!!ny Satria ny tenako na ahy aza dia mbola an'olona ihany koa.Fanajako ny akaiky indrindra ahy izany fa io moa samy manana ny safidiny ary soa manana choix fa tsy ho voatery daholo sanatria hametraka sary.Fa amiko izay fa ny an'ny hafa koa hajaiko ihany koa satria izy tsy ho izaho velively tsy akory..:) (l)
12. ni81 ( 21/10/2008 16:56)
Satria ny tenako na ahy aza dia mbola an'olona ihany koa.Fanajako ny akaiky indrindra ahy izany fa io moa samy manana ny safidiny ary soa manana choix fa tsy ho voatery daholo sanatria hametraka sary.Fa amiko izay fa ny an'ny hafa koa hajaiko ihany koa satria izy tsy ho izaho velively tsy akory..
zà koa mitovy hevitra @ fahama eto. :-*
13. ssendra ( 21/10/2008 16:56)
9. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 21-10-2008 18:43:44
Lohateny : Re : samia milaza ny heviny
ssendra: ita wa akia ra am tenue hafahafa de ye fa raha miakanjo kosa tsy de hitako fa mba mety te hikoty fotsiny ngamba le bandy
zarany aza nahita le sary ampidirina le resaka


ny bandy koa anie aky ry dimaondra mi tenter ny chance-ny foana e! tsy ferana ny hoe mi inviter na hikoty fombany io e! :-D :-D :-D
14. diamondra27 ( 21/10/2008 17:11)
fahamarinana:

:arrow: hery : dia hametraka fanontaniana aminao aho izany eto,inona no antony ary ohatra hanakanana ny mpisera tsy hametraka sary mamoafady ohatra eto,satria raha io conclusion nomenao io dia afaka koa hanambaran'ny sasany (izay mety hanararaotra ) hoe ahy io ary izaho no mahalala ny nataoko teo..Amiko misy azo apetraka ,misy azo tsy apetraka aloha na dia sarin'ny tena aza ohatra.Ny ahy manokana dia tsy mba omeko occasion akory hifantasme ohatra na hitsikera sns...Matoa misy any ho any dia tsy ho zà no nametraka azy fa hafa ary raha azoko natao aza ohatra sanatria dia nofafako akitsirano izao fontsiny e!!!ny Satria ny tenako na ahy aza dia mbola an'olona ihany koa.Fanajako ny akaiky indrindra ahy izany fa io moa samy manana ny safidiny ary soa manana choix fa tsy ho voatery daholo sanatria hametraka sary.Fa amiko izay fa ny an'ny hafa koa hajaiko ihany koa satria izy tsy ho izaho velively tsy akory..:) (l)

--------------------

ty vao tena fahamarinana aminy an , hummmm
ka le manao maillot aza akia misy tsy mahatanty maika fa hiboridana no aseho hiii

le olona koa no te hifantasme any ko

sa we aza maka fanahy ny devoly

:lol:
15. ikaretsaka ( 21/10/2008 17:51)
ny sary aloha matoa naseho ho hitan'olona dia natao ho interpreten'olona araka izay

amiko raha maka sary ianao ka hoe miaraka amina vam milay ny aoriananao sy taingenanao dia midika hoe efa nitaingina an'io ianao izany na hoe io ny vam anao, sns...

raha maka sary @ toerana iray ianao dia azo adika hoe efa tany @ io toerana io izany ianao na any no misy anao sns...

Raha maka sary anao manatontosa zavatra iray ianao (na tena izy na modimody) dia na hainao io zavatra io na misy interet sy mahaliana anao ilay zavatra hiarahanao maka sary (mitendry gitara sy manao baolina, milomano ohatra) na manoro tenia vaovao ianao hoe ohatran'izao ny pozinao manao codetety ohatra na mi dunk na mi tire na mitazona gitara

fa ny tsy azoko..inona tokoa moa no antony hakana sary eo ambony fandriana e..hanambara ve hoe na efa natorianao le fandriana na hoe milay be izany fandriana izany.. na hoe misy zavatra hainao atao eo ambony fandriana eo (raha matory ilay sarinao dia matory izany no hainao atao nefa matetia tsy sary olona matory mihitsy no eo ambony fandriana a maa sary an..... eo...fa raha hafa..hmmmmm)

a rariny ihany raha lasa ny saina sy ny comments isankarazany
16. sitlo ( 21/10/2008 18:00)
merci pour l'invitation> ny sain'i diams no lasa alavitra amin'ilay coms

1- coms
2- fandriana

1- matetika (hafa tsy ny serasera) no mila invitation izay vao lasa namana manokana. Ary fomba ny misaotra rehefa nahazo ary manaiky ny invite. Oh: myspace, jereo fa bobaka be ny thanks for the add sy ny merci pour l'invite

2- izaho koa tsy mahita olana raha olona tsy fantatro no maka sary eo ambony fandriana. Fa raha hoe namako, ka hoe seduction no tanjony, dia vao maika aza tsy tiako. :°)
17. ssendra ( 21/10/2008 18:04)
a rariny ihany raha lasa ny saina sy ny comments isankarazany
ka ilay coments anie tsy hivakina loha e! :wink: :-D :-D :-D :-D
Fa i diamondra fotsiny no mba lasa an'eritreritra
18. diamondra27 ( 21/10/2008 18:10)
sitlo: ka le izy wa toa tsy we invitation we namana ni accepter-na ange e
fa koms hitako teny ho eny le izy am le sary alefan'oul am net de misy koms eo


ie lasa eritreritra za am le eritreritr'olona sasany we nahoana no tonga de zany le pensee
19. sitlo ( 21/10/2008 18:24)
Ka matetika coms ihany no hita fa ny invit any ambadika tsy hita any.
20. ikaretsaka ( 21/10/2008 18:35)
zay koa aloha marina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1223