Mahazaka mihaino ny fahamarinana ve isika ?
41. naritsimba
(
22/10/2008 05:22)
rovampitia>>> mahazo mitomany ianao fa tsy mahazo manome tsiny an'Andriamanitra.
niryna>> tsy dia mila hazavaina be io fa mazava ilay nolazain'ny Joba hoe moa va ny tsara ihany no raisina avy @ Andriamanitra fa tsy ny ratsy ihany koa.
Ho ahy ny zavatra rehetra izay mitranga @ fiainako na ratsy na tsara @ fiheveran'ny olona dia raisiko fa avy amin'Andriamanitra daholo.
Tsy misy ratsy tahaka ny fahafatesana, fa iza moa no tompon'ny aina tsy Andriamanitra va? nefa dia mbola mino sy matoky azy foana isika.Ho an'izay milaza ny tenany fa Kristiana dia tokony hanaraka tsy misy fepetra izay voalaza ao anaty Baiboly, tsy asiana dikany hafa, na adika zavatra hafa.

42. tywa68
(
22/10/2008 06:41)
Hoy i Nritsimba :
Zay manko ! ny fihevitry ny olona no hahitàna an'ilay izy hoe tsara na ratsy, nefa koa efa mazava h@voalohany fa mila avaozina isika (mila maty aloha zany vao mitafy akanjo vao), d efa miomana @izay :wink:
Ho ahy ny zavatra rehetra izay mitranga @ fiainako na ratsy na tsara @ fiheveran'ny olona dia raisiko fa avy amin'Andriamanitra daholo.
Zay manko ! ny fihevitry ny olona no hahitàna an'ilay izy hoe tsara na ratsy, nefa koa efa mazava h@voalohany fa mila avaozina isika (mila maty aloha zany vao mitafy akanjo vao), d efa miomana @izay :wink:
43. naritsimba
(
22/10/2008 09:48)
tywa68>>> tsy maintsy hisy ny fanavaozana ny saina.
Ny manahirana ange dia lasa atao fitaovana Ilay Fahamarinana araka an'i Kristy, ary ny olona izay tena manao ny marina no lazain'ny hafa fa adala.
Ohatra @ izany ity omeko ity satria namako no niharany:
Misy olona lasa nitana toerana ambony iray, nanana ny fahafahana nanararaotra izy io nangoronan-karena saingy tsy nanao izany, dia hoy ny filazan'ny olona: mba adala koa iny olona iny fa izay tonga rehetra teo nahatafita ny zanany, nahavita trano be, nanao itsy sy iroa, ary dia misy Kristiana sahy miteny izany.
Dia hoy aho niteny: tsara ho anao no tsy ho lasa lavitra satria ny manao ny tsara indray no lazainareo ho adala.
Mba dinihintsika @ izany ange ny fiainana eh!!!!
Safidy io r'izareo, fahamarinana araka an'i Kristy ve sa fahamarinana ivelany araka an'i Kristy?

44. prime
(
22/10/2008 12:32)
rijadolly:... Tsy misy tsiny raha nafangaronao tamin'i fahamarinana aho raha nilaza fanamarihana...
Misaotra betsaka Fahamarinana amin'fanazavana.
Fa ny tiako hamafisin'Fahamarinana kely fotsiny ny fanontanian'Naritsimba hoe "Raha ny fandraisako an'ity fahamarinana tiana ho hita eto ity anefa dia ilay Fahamarinana = Kristy. Voafehin'io daholo ny fahamarinana hafa ."Ahoana ny hevitr'se? sa ve efa nolazain'se eo ambony ra efa nolazain'se dia tsy azoko tsara zany ilay izy fa mba mangataka fanazavana kokoa za
Ny nolazain'i naritsimba dia tena mitombina fa i Kristy no fahamarinana ary Izy rahateo no nilaza izany mivantana... ny fandraisana an'i Kristy tokoa dia mahafehy ny fahamarinana hafa rehetra...
Maro ny tenin'Andriamanitra manambara ny tena fahamarinana=Kristy, ny Jaona 1 fotsiny dia efa henjana dia henjana ary maro no tsy manaiky sy tsy mahazaka izany... ny voambara ao amin'ny Jaona 14:6 dia maro no tsy mahazaka ihany koa na dia amin'ny samy mpino aza... tsy lazaina intsony izay ambaran'i Kristy rehefa Izy no miteny hoe : "lazaiko aminareo marina dia marina tokoa...", fa tsy vitsy ny tsy mahazaka ka mila handà ankitsirano mihitsy aza izay nambaran'ny Tompo nefa dia efa tena ilay fahamarinana fanaperana mihitsy ilay voambara izay matoa Kristy mihitsy no manitrikitrika hoe "marina dia marina tokoa"... tsy ilay "vérité philosophique" intsony fa tena ilay "vérité absolue"...
Ary izany no mahatonga ny fahamarinan'ny tenin'Andriamanitra misy tsy mahazaka na dia amin'ny mpino aza... dia aleon'ny maro ilay boky (baiboly) mihitsy no tafihana, amin'izay mba mety azo iadiankevitra ny voasoratra... indrisy nefa fa izay voasoratra dia Andriamanitra no nanamarina izany ary manamarina izany rahateo amin'ny asany...:)
45. naritsimba
(
22/10/2008 13:33)
prime>> mbola ekeko ary marina ny voalazan'ise.
Ho an'izay mihevitra fa mitsimpona izay mahafinaritra ny sainy fotsiny ny mpametraka lohahevitra dia aleo tsorina, fa mahasahana ny lafim-piainana rehetra, ny olana rehetra ny Baiboly.
Tsy zakan'ny saintsika olombelona ny tena marina ara-baiboly na ara-tsoratra masina satria mbola misy zavatra mibahana ao antsaintsika dia ny FANAHIANA NY HO AVY, na io Kristiana na io tsy kristiana.Izay no maha olombelona.

« Vonona hanao ratsy ny tànany; Mila ny mpanapaka, Azon-kolikoly ny mpitsara, Ary ny lehibe milaza ny fitsiriritan'ny fanahiny, Koa izany no entiny mandrarirary azy. » (Mika 7:3)Io izao dia karazana tsy fahamarinana izay iainantsika eto M/kara.
46. ikaretsaka
(
22/10/2008 13:35)
nareo hoa alohan'ny hidinika dia fariro ny domaine de definition anareo fa mifangaro be
fahamarinana ara-pitsarana (rariny sy hitsiny) sa fahamarinana ara-piaraha monina (ze eran'ny besinimaro...vox populi) sa ara kristianina (Jesosy sy ny baiboly) sa?

48. naritsimba
(
23/10/2008 05:22)
Ikaretsaka>>> Ny fahamarinana resahina eto ange efa voalaza kosa fa matoa ato @ fivavahana sy finoana dia fahamarinana ara-baiboly izany, nefa kosa azo ampifandraisina @ fahamarinana ara-piaraha monina satria samy manana ny finoany.
Na tsy nahalala ny fahamarinana ara-tsoratra masina aza ny malagasy fahiny, dia nanaja ny lalanan'ny fiaraha-monina"Tain'omby nivadika aza tsy nisy sahy naka" noho izany mahafoaka be ilay lohahevitra fa ny mpametraka lohahevitra dia nandray sy nisafidy ny fahamarinana ara-Tsoratra masina.

49. ranini
(
23/10/2008 09:17)
"Inona nymarina"? Fanontaniana napetrak'i Pilato io t@ izy nanontany an'i Jesosy nefa tsy namaly azy Jesosy satria nahoana?
Tsy ny olona rehetra akory dia mendrika valiana sy tokony ahalala ny atao hoe marina, satria ny antony manosika an'ilay olona no tena zava-dehibe fa tsy ny hoe marina na diso akory.
Matoa niryna mametraka le fanontaniana dia misy zavatra mety manitikitika azy ao , na koa manahirana ny saina momba ny marina sy diso , ny mety sy ny tsy mety @ fivavahana ity. Misy mahalasa saina ihany mantsy ny fivavahana ankehitriny satria misy atao fitadiavambola fotsiny. Donc, normal be ny olona spirituelle sy misaina iray raha te hametraka io fanonataniana io.
tsy namaly an'i Pilato i Jesosy satria i pilato dia nanao valy an'avona. Sady tsy nisy antony manokana ilan'i pilato ny marina koa anie , dia tsy namaly azy Jesosy
hevitro ihany io fa miala tsiy @ zay mety ho tezitra tompoko

50. coopsal
(
23/10/2008 14:09)
- Mitady fahamarinana mikasika ny fahamarinana ve eto sa ahoana?
- Marina tokoa fa isika kristiana maro ankehitriny dia variana @izay nambaran\'ny mpaminany ho an\'ny vahoakan\' Israely fahizay, na izay nlazain\'i Jesosy mivantana t@ Jiosy t@ androny, na izay nosoratan\'ny Apostoly ho an\'ny kristiana t@ toerana maro samihafa. Dia tsy mijery intsony isika izay ambaran\' Andriamanitra @tsika ankehitriny, @ vanim-potoanantsika, araka ny fiainantsika.
Toy izany no nampisalasala ahy mikasika ny fahamarinan\'ny baiboly (ohatra hoe nahoana moa no ny baiboly no marina fa tsy ny coran na ny \'ny bouddhiste na ny brahmanisme, ... ?)
Ankehitriny indray, tsapako ny fahamarinan\'ilay nambaran\'i Jesosy tamin\'ny Jiosy teo an-tendrombohitra hoe : \"Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa Izy no hovokisana\"[Matio 5]. @ Dikan-teny sasany dia \"justice\" no ambarany eo, fa @ hafa kosa dia \"vérité\". Ka raha mihanina @ dikan-teny dia ts hahafantatra.
Ho ahy manokana dia ny fangetahetako ny vérité t@ Andriamanitra mikasika ny fiainako (izay nahatsiarovako nijaly mafy tao am-po), ka namalian\' Andriamanitra ny resako tao am-po, no nahafantarako fa misy ary velona marina Kristy (araka izay voasoratra ao @ baiboly).

51. coopsal
(
23/10/2008 14:22)
niryna:
Mahazaka mihaino ny fahamarinana ve isika ?
==> Izaho mino marina dia marina tokoa, fa ny réaction'ny kristiana maro ankehitriny raha mandre an'i Kristy milaza aminy ny marina, dia mitovy tsy misy hafa amin'ny réaction ny Jiosy t@ andron'i Jesosy nofo.
Holazaiko indroa miantaona eto fanoharana iray mikasika izany, ny
1 - Ny tantara voasoratra ao @ filazantsara
2 - Ny niainako mihitsy izany
52. coopsal
(
23/10/2008 14:37)
[center]Jaona 6:22->71[/center]
Ny ampitson'ilay avy namoky olona mihoatra ny 5000 isa Jesosy dia nikaroka Azy indray ny sasany tamin'ireo olona ireo ... Dia novakian'i Jesosy bantsilana teo ny tena tao am-pon'izy ireo marina :
"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa, mitady ahy ianareo, tsy noho ny fahazoanareo ny dikan'ny fahagagana nataoko, fa satria nihinana ny mofo ianareo ka voky"[and 26].
Fa io dia zakan'ireo Jiosy!
Fa ny fahamarinana izay tsy zakan'ny Jiosy dia ity nolazain'i Kristy ity :
"Izaho no mofo izay nidina avy any an-danitra ... raha tsy mihinana ny nofoko sy misotro ny rako ianareo dia tsy hahita fiainana ao aminareo"[and 41, 53]
Io no tsy zakan'izy ireo! Voasoratra mihitsy hoe
"Sarotra raisina izany teny izany!"[and. 60] == Fampianarana tsy zaka izany! Izany ve dia ho marina?

53. coopsal
(
23/10/2008 15:09)
[center]Mbola Jaona 6:22->71 ihany, saingy ankehitriny kosa :[/center]
Rehefa nino @izay aho fa velona Kristy araka izay anambarana azy ao @ baiboly! Dia nanomboka nazoto namaky, indrindra fa ireo tenin\'i Kristy. Ka io
toko anakiray io dia nahitako fahamarinana vistivitsy tsy zakako. Fa mba hanazavako azy aminareo dia holazaiko aloha izay fahamarinana zakako :
\"Izaho no mofo izay nidina avy any an-danitra ... raha tsy mihinana ny nofoko sy misotro ny rako ianareo dia tsy hahita fiainana ao aminareo\"[and 41, 53].
==> Satria aho tsy jiosy toy ny t@ andro naha nofo an\'i Kristy, fa notezaina tao @ finoana kristiana, dia tsy mba navesatra tamiko ny nino hoe \"Kristy no mofo hanina raha te hahazo fiainana\", na dia tsy haiko akory aza hatrizay ny tian\'i Kristy nambara t@io.
Fa ireto manaraka ireto kosa dia fahamarinana navesatra tamiko nandritra ny fotoana maro :
1- \"Ny asan\' Andriamanitra dia izao: ny hinoanareo izay nirahiNy\"[and. 29]. izany hoe manao asan\' Andriamanitra == mino an\'i Jesosy.
==> Noheveriko hatrizay fa ny asan\' Andriamanitra dia : manao asa soa, mivavaka, mitoriteny, mametra-tanana @ marary, mandroaka demonia, ...! Ka tena sarotra be ho ahy ny hanaiky fa ny asan\' Andriamanitra dia zavatra tokana faran\'izay tsotra : mino an\'i Jesosy.
2- \"Ny sitrapon\'ny Ray dia: mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy\"[and. 40].
==> Noheveriko hatrizay fa ny sitrapon\' Andriamanitra dia : ny mitandrina ny Didy (10), izay ambaran\'i Jesosy fa miantona @ anakiroa dia ny fitiavana an\'Andriamanitra @ momba ny tena rehetra [Deotteronomia 6:5], sy fitiavana ny namana tahaka ny tena[Levitikosy 19:18]! Ka tena sarotra be ho ahy ny nanaiky fa ny sitrapon\' Andriamanitra dia zavatra tokana ary tsotra : ny hananako fiainana mandrakizay rehefa mijery an\'i Kristy aho ka mino Azy.
Fa ity mbola mifandray @io faharoa io ihany :
3- \"Izaho tsy avy hanao ny sitrapoko, fa ny an\'izay naniraka ahy!
Ny sitrapon\'izay naniraka ahy dia ny tsy hamelako hisy ho very izay rehetra nomeny ahy, fa hatsangako indray izy @ andro farany\"[and. 38,39].
==> Noheveriko hatrizay fa mila manao ny sitrapon\' Andriamanitra aho raha te hiditra ny fanjakan\'ny lanitra araka ny voasoratra ao @ [Matio 7:21]. Koa sarotra be ho ahy no niaiky fa tsy vitako izany sitrapon\' Andriamanitra izany ary tsy vitan\'olombelona izany, fa vitan\' Andriamanitra irery ary efa notanterahiNy (ka tanteraka) t@ hazo fijalian\'i Kristy, ny fahafatesan\'ny nofoNy ary ny nitsanganaNy t@ maty.
Satria tokoa :
a) Noho ny hazo fijalian\'i Kristy, izay rehetra mino Azy dia afaka ny fijaliana mandrakizay nihantona teo ambony lohany (condamnation éternelle)
b) Noho ny ran\'i Kristy latsaka, dia afaka diovina foana izay mino na oviana na oviana ka ipitihan\'ny loto izy. (purification éternelle)
c) Noho ny nananganana an\'i Kristy t@ maty, ary inoako fa velona Izy, dia manana antoka aho fa marina ireo a) sy b) ireo (garantie)

54. coopsal
(
23/10/2008 16:25)
[center]FANAMARIHANA[/center]
Inoako marina dia marina tokoa, fa :
1 Mihemotra :
Rehefa nihemotra tsy nanara-dia an\'i Kristy intsony ireo jiosy izay mpanara-dia azy fahiny [Jaona 6: 66], tsy hoe lasa tsy namonjy synagoga intsony isan-tSabata, na hoe lasa tsy namaky ny Lalàn\'i Mosesy intsony, na koa hoe lasa nandà ny fisian\' Andriamanitra! Fa i Kristy sy ny fampianaraNy fotsiny no nolaviny ary tsy ninoany
Tahaka izany ankehitriny, fa ireo mpanara-dia an\'i Kristy (= kristiana) maro rehefa mihemotra tsy manara-dia Azy intsony, tsy hoe lasa tsy miditra am-piangonana intsony isan\' Alahady na Sabotsy (na isanandro aza), tsy hoe lasa tsy mamaky baiboly intsony, na koe hoe lasa mandà ny fisian\' Andriamanitra! fa ilay fahamarinan\'i Kristy (ny teniNy) mihitsy no laviny sy tsy inoany. Ary matetika enti-manarona ny tsifinoana ny hoe \"tsy azo raisina ara-bakiteny\".
2 Mino :
Mba nahatsiaro koa ry Petera fa tena navesatra ilay tenin\'i Kristy, ary manaporofo izany ny fomba fiteniny hoe \"Tompoko, ho any amin\'iza moa izahay ?\" [Jaona 6: 68a]. Saingy nahazaka ihany izy ka tsy nihemotra satria nino an\'i Jesosy ho manana ny teny fiainana (izany hoe nino fa izay rehetra lazain\'i Jesosy marina, na hino izy na tsy hino) : \"Ianao no manana ny tenin\'ny fiainana mandrakizay\"[Jaona 6: 68b][/color]
Tahaka izany ankehitriny, izaho koa rehefa nandre (na namaky) ny fahamarinana nambaran\'i Kristy (tamiko) (dia iretsy nampitaiko tetsy ambony) dia nahatsapa fa mavesatra izany ary tsy mampino! Fa fomba tokana no nahafahako nino fa marina tokoa ireo : Satria noho ny fahasoavan\' Andriamanitra sy ny heriNy dia nasehoNy ahy fa velona Jesosy, koa izay no antoka ho ahy fa marina ireo nambaran\'i Jesosy ireo, tahaka ny fahamarinan\'izay nambaraNy rehetra, nambaraNy t@ireo jiosy fahiny, ary inoako marina fa ambaraNy koa amin\'izay jiosy ankehitriny (= kristiana), nambaraNy tamin\'izao tontolo izao fahiny, ary inoako marina fa mbola ambaraNy amin\'izao tontolo izao ankehitriny.

55. niryna
(
23/10/2008 17:18)
niryna:
Moa ve tsy maintsy misy valiny foana ny fanontaniana sa avela amin'izao tsy ahitana valiny na tsy misy valiny ?
misy zavatra izay tadiavintsika valiny tsy mivaly mihitsy noho izany dia mianatra ny mizaka izay zavatra mahazo antsika isika fa matetika isika dia manome tsiny an'Atra .
Jereo anie ny tantaran'i Joba e? nijaly izy,nanoro azy daholo ny namany rehetra,ao ny nanome tsiny azy ,tao ny nampahery azy ary teo koa ny nilaza i zay nifanaraka ny nety taminy :arrow: ho antsika koa izany dia manampy amin'ny fiainana izany.Raha misy olana amin'ny fiainana ,manatona an'Atra voalohany indrindra,miresaha izay namana tokony ahazoana fampaherezana na valiny mifanaraka an'iny. Ary aza kivy fa na inona mitranga amintsika dia tsy omen'Atra zavatra tsy ho zakantsika isika. :-*
56. niryna
(
23/10/2008 17:23)
naritsimba:
prime>>> marina ilay lazainao.
Raha ny fandraisako an'ity fahamarinana tiana ho hita eto ity anefa dia ilay Fahamarinana = Kristy. Voafehin'io daholo ny fahamarinana hafa.
Vakio ny (Romana 3)
isany iray koa io :arrow: moa ve manaiky ilay fahamarinana isika fa izy no lalana ,ny fianana ary fahamarinana ? .Inona no mibahana ato anatintsika tsy hanaiky an'izany ?
dia ny iray koa dia hoe moa ve ny marina rehetra dia fiteny na koe hoe fantatrao fa marina izao ilay zavatra ,moa ve tokony sy anjaranao ny mizara izany fahamarinana izany ho an'ny olona mba ho voavonjy ny fanahiny ? mahafinaritra ny mamonjy ny fanahin'olona iray ary voasoratra koa fa raha mahafantatra isika fa tsy mety ny ataon'ny olona(havana ,vady,zanaka ,isika) ka manao fahadisoana kanefa tsy manitsy izany(milaza ny marina ) dia ny ran'iny olona iny dia mifototra amintsika ( satria nahafantatra isika fa tsy nilaza ) oh boy :wink:
57. niryna
(
23/10/2008 17:24)
tywa68:
Prime : fa ireo fahamarinana lazainao ireo d mifandray satria rehefa marina, d mahitsy sy tsy miangatra.
Dia ny Fahamarinana zany raha ampiharina @ fiainana andavanandro, miainga @ilay fitondra-tena mendrika andrasan'i Kristy amintsika, d hoe arak'ilay fahamarinana andrasany @ mpanara-dia azy, dia ny fankatoavana ny didy 10 d efa maha-fehy azy ary indrindra ny fitiavana ny olona ohatranao, zay natao à l'image de Dieu :lol:
ikaretsaka:
izay oa ny fahitao azy .. fa tsy ny ny filazana fahatany fotsiny hoe zao no marina na zao
dia ahoana tsara hoe ry ika ?
58. ikaretsaka
(
23/10/2008 17:38)
izay koa ny fahitako azy...
azafady fa tsy nandeha ny "K" t@ claviers ko teo