Mahazaka mihaino ny fahamarinana ve isika ?

21. ikaretsaka ( 20/10/2008 18:09)
za aloha ry rijadolly tsy mino ilay hoe ny teny nataonao t@ vadinao nangalam-pihinana tany atampon'Ikongo ...

no hoe iny fa adikan-drakaroka sy hampihariny koa hitenenana ny vadiny nangala-pihinana tany boulogne (azafady an)
de hahomby ve ? de haha tonga saina ve?

izay no ilazao foana hoe aza adino ny miaina amin'ny realite sy ny vaninandro fa aza asavoana be na hoe votom-pinoana tahaka ny inona aza
22. tywa68 ( 20/10/2008 18:28)
ka inn ihany izy ty e ? :lol: mahazaka sa tsia ? :°)
23. ikaretsaka ( 20/10/2008 18:32)
za @ io mitovy hevitra @ cutie e.. ny mihaino zaka (na misy le mampiditra @ ilany de mamoaa @ ilany aza..:-D
fa ny mandala no.....
arakaraka fa relatif be
samy milaza ny hoe za mandala ianao mandala sy tsy mandala... fa tsy anjarantsika anefa no mijery izay fa ny tenany ihany
24. rijadolly ( 20/10/2008 19:01)
Ika>>>> in ary ny fananarana tsy mety an'se ao amin'baiboly,milaza ray fotsiny oe!

tywa68:
ka inn ihany izy ty e ? :D mahazaka sa tsia ? :°)
Fahamarinana=Kristy zakako ny mihaino azy
Fahamarinana=zavatra ataoko :roll: zakako arakaraky ny fanolorako ny heloko.tsy zakako satria ny fizahozahoko tsy mety diso ny ato anatiko.

AZAFADY PRIME fa ise no tiako isaorana ao ambony ao nefa i Famarinana no voasoratro sy nanotaniako ary nangatahako fanazavana ao amin'19 ao a!Mialatsiny amin' Fahamarinana koa za!Resaka Fahamarinana le izy de lasa lasa ny soratro.:oops: :oops:
25. ikaretsaka ( 20/10/2008 19:06)
Ika>>>> in ary ny fananarana tsy mety an'se ao amin'baiboly,milaza ray fotsiny oe


nga boky fananarana ny baiboly? boy miraitra soratra vitsivitsy momban'Atra ny baiboly taoko!
26. rijadolly ( 20/10/2008 19:39)
ty ary misy kitsipona ray e! " Marka 8: 15 Dia nananatra azy Izy ka nanao hoe: Mihevera, ka mitandrema hianareo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny masirasiran'i Heroda." aona lazao ndray ny hevitr'se
27. ikaretsaka ( 20/10/2008 20:19)
rijadolly:

ty ary misy kitsipona ray e! " Marka 8: 15 Dia nananatra azy Izy ka nanao hoe: Mihevera, ka mitandrema hianareo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny masirasiran'i Heroda." aona lazao ndray ny hevitr'se



mitantara ny zavatra nitranga nataon'i Jesoa i Marka eto fa tsy niteny mihitsy hoe ny ity boky ity dia mananatra no anarany...

i Jesoa no nananatra eto fa tsy ny boky..sao a cote indray

raha misy itsimpona milaza hoe ity boy ity de baiboly no anarany dia mananatra anareo fa.... dia tsimpony de ento eto de hiaraha midinia
28. naritsimba ( 21/10/2008 05:11)
Ny zava-misy @ izao fotoana raha ny fahitako azy dia tsotra:
1-Miaina tsy araka ny fahamarinana isika rehetra, raha mandinika isika ny zava-misy @ izao fotoana izay azo lazaina hoe korontana dia vokatry ny tsy fahamarinana avokoa. Lasa fialokalofana hanaovana tsy fahamarinana araka an'i Kristy ny fivavahana ankehitriny.
29. fahamarinana ( 21/10/2008 06:10)
rijadolly:
Misaotra betsaka Fahamarinana amin'fanazavana.

Fa ny tiako hamafisin'Fahamarinana kely fotsiny ny fanontanian'Naritsimba hoe "Raha ny fandraisako an'ity fahamarinana tiana ho hita eto ity anefa dia ilay Fahamarinana = Kristy. Voafehin'io daholo ny fahamarinana hafa ."Ahoana ny hevitr'se? sa ve efa nolazain'se eo ambony ra efa nolazain'se dia tsy azoko tsara zany ilay izy fa mba mangataka fanazavana kokoa za

:arrow:Zà aby zao anie vao hiditra ato ry rija fa mety nafangaron'ise amin'olon-kafa aho...:wink: (l)
30. rijadolly ( 21/10/2008 15:17)
fahamarinana:

rijadolly:
Misaotra betsaka Fahamarinana amin'fanazavana.

Fa ny tiako hamafisin'Fahamarinana kely fotsiny ny fanontanian'Naritsimba hoe "Raha ny fandraisako an'ity fahamarinana tiana ho hita eto ity anefa dia ilay Fahamarinana = Kristy. Voafehin'io daholo ny fahamarinana hafa ."Ahoana ny hevitr'se? sa ve efa nolazain'se eo ambony ra efa nolazain'se dia tsy azoko tsara zany ilay izy fa mba mangataka fanazavana kokoa za

:arrow:Zà aby zao anie vao hiditra ato ry rija fa mety nafangaron'ise amin'olon-kafa aho...:wink: (l)
Mialatsiny r'se marina fa resaka fahamarinana ilay izy dia lasalasa ny soratro nanoratra Fahamarinana moa koa te iheno ny hevitry se koa za angamba =)) =)) ,efa nialako tsiny ihany ilay izy ao ambony ao(19) fa angamba tsy hitan'se fa gaga loatra se amin'ilay izy.mankasitra e!
31. rijadolly ( 21/10/2008 15:26)
(23) kay Fahamarinana ilay fialatsiniko hoan'nareo sy Prime a! :-*

32. xxx ( 21/10/2008 15:56)
niryna:

xxx:

Donc tokony hitandrina ny andro sabata daholo zany rehetra misoratena ho Kristiana sa tsy zany ry nyrina


xxx a ,tsy aiko aloha ny sabata tiana resahina io,Sabotsy ? tsia ny valiny oops satria misy miangona alahady ary misy fiangonana misokatra isan'andro ka malalaka ny varavarana izay te hidera an'Atra na andro inona izany na andro inona(ny fo miantso azy,midera azy,mankalaza ny anarany no tadiaviny amintsika) izay no fahalalako azy .

Raha resaka hoe kristy no sabata dia eny ny valiny satria hoy ny teny ao amin'ny soratra masina hoe "izaho no lalana sy fiainana ary fahamarinana ,tsy misy afaka manatona ny raiko raha tsy avy amin'ny alalako"
Fanontaniana mitady ny valiny sy fahamarinana
Moa ve ho voavonjy isika raha tsy mino an'i kristy Zanany ? Tsia ny valiny
Dia i Kristy irery ve no ahazoana famonjena ? Eny ny valiny

io ilay fahamarinana iray izay mety tsy ho zakantsika,marina kanefa tsy eken'ny saintsika.

andao anie haka ohatra iray e.Ny zaza amin'ny mahazaza azy dia mbola mila mivelatra tsikelikely ny sainy,tsy tonga dia mahazo,mila ampianarina ,raha taritina tsikelikely izy ka atoro tsikelikely ary omena courage eny anelanelany eny dia ho mora ho azy ny andray izay zavatra omena azy izy.Raha toa kosa ka bokaina na pohana foana ny lohany ka lazaina fa dondrona ny tsy misy ati-doha dia mino an'izany tokoa izy ka tsy miezaka fa efa dondrona izany izy araka ny filaza azy :roll:

Andao indray isika haka ohatra olon-dehibe iray : hita manao ny tsy mety ,miharihary ny zava-dratsy ataony.Moa ve isika sahy hiteny izany ? moa ve isika dia ahazaka ny ho tenenin'ny olona ilay fahamarinana ?
dia tonga daholo ilay teny hoe "fa iza moa aho no hiteny sy anintsy azy kanefa ny tenako koa aza mba tsy masina ?" fa hianao no iza no miseho miteny eo ? na hoe esory aloha ny andry eo amin'ny masonao vao manala ny eo amin'ny olon-kafa hianao ? na hoe tsy misy hidirako izany fa aleo izy anao ny ataony any sns .
Raha teneniny mivantana ve ilay olona dia mahazaka ny fahamarinana ? matetika tsy mahazaka ka sa ?
sa ahoana ? :D izay ilay hoe tsy mahazaka ny fahamarinana aho na hianao na isika e :D



:lol: mety tsy ho zakanao ilay marina , ohatra fotsiny tompon'ny sabata ny zanak'olona , de milaza ve zany fa lasa 1ere jours ny herin'andro ny andro fitsaharana ?
33. rijadolly ( 21/10/2008 16:02)
mitantara ny zavatra nitranga nataon'i Jesoa i Marka eto fa tsy niteny mihitsy hoe ny ity boky ity dia mananatra no anarany...
Dia tato amin'serasera koa zany dia mbola tsy nahazo hanatra mihitsy tato se na dia olo kafa aza nisehoan'ilay zavatra? farafaharatsiny se mahay miala bala rehefa sendra nipoitra teo amin'fiainan'se ilay izy.
i Jesoa no nananatra eto fa tsy ny boky..sao a cote indray
Marina,iza no sahy milaza hanohitra io
raha misy itsimpona milaza hoe ity boy ity de baiboly no anarany dia mananatra anareo fa.... dia tsimpony de ento eto de hiaraha midinia
Fantiantoka ny an'se namaky sy niheno an'Mopera mamaky ireny Boky atao hoe Baiboly ireny,lany fotoana fotsiny se marina.Azoko sary antsaina se mamaly hoe" sssssss soa fa tsy za no teneniny,niandry ihany se hoe aiza ihany ary ny anarako ato amin'ity Baiboly ty toa tsy tonga ihany? de hoy aho hoe waina eo se fa tsy hisy akory fa manaova boky hafa misy anaran'se, ihihiih! =)) =)) =)) =)) =))
34. niryna ( 22/10/2008 04:52)
ikaretsaka:

mitombina tsara kosa le arguments an'i cutie...
hita koa ny sasany hoe tsy misy action fa lasan-ko sofiny sy lasanko vavany fotsiny tokoa :oops: :oops:
sorry!



=)) mahazaka mihaino ny fahamarinana ve toi ?
35. niryna ( 22/10/2008 04:56)

ty ary misy fanazavana kely e !
10 Ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin'izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy.
11 Koa izany no ampanateran'Andriamanitra fiàsan'ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga,
12 mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina.
2 Tes 2:10-12
ikaretsaka:


mahafaritra ilay hoe inona no tian-kolazaina @ ny hoe fahamarinana ve io "tsimpona" io?
eny tompoko

dia aoka oa hazava aloha fa sokajy 3 samihafa ny Tessalonianina, ny Hebrio ary i Timote
inona no hidiran'ny fahamarinana amin'izany e ?

fa aza ampifandraisana... eritrereto tpy ny hoe raha za ve manoratra ho an drakaroka de ho an'i prime de ho an'i cutie de hitsimponanao kely aby le nosoratako mba hanamarinanao tena mombana issue 1 any @ fijo?
ataovy serieux ho'a!

izay ve no fanazavana mikasika ilay fahamarinana ? toa tsy izany no fahalalako azy kou ! raha rakorako ,prime,cutie,fijo ,tsy misy hidiran'ny sujet mihitsy ilay izy k'le !


36. niryna ( 22/10/2008 04:59)
tywa68:

d miodikodina mifanenjika eo zany satria tsy misy fandeferana. :lol:


asa aloha ry ty fa samy manana ny fandraisany azy avy a,fahamarinana no anontaniako dia izay fa ny hoe mifanenjika inona no tombotsoa azo amin'izany ? manavotra ny fanahin'ny namana ve ? tsia angamba no valiny
ka.MIzara ny tenin'Atra no tena zava-dehibe eo amiko ,dia izay :D
37. niryna ( 22/10/2008 05:00)
tywa68:

Niryna : raha ny "vaovao mahafaly" no zarainao d tsy ho olana mihitsy fa mila vavaka kely anefa zahay mandray mba haheno ny tena Antso :lol:

marina ny teninao ,izay mangetaheta ny tenin'Atra dia asehony azy tokoa izany ka .

38. niryna ( 22/10/2008 05:05)
naritsimba:

-Moa ve ny fanarahana izay voalaza ao anatin'ny Baiboly no azo ilazana fa MARINA ny olona iray?
asa aloha ry naritsimba ? aza mihaino fotsiny hoy ny soratra masina fa ampiharina amin'ny fiainana ny baiboly ka.
Fantatro fa tia ahy Atra,ary izaho koa dia tia azy satria ahoana no anaovako izany ? miaina ato anatiko izy ary fantako ny asa-tanany mahagaga isan'andro isan'andro amin'ny fiainako ka nahatonga ahy hizara izany amintsika izay mangetaheta.


Fanontaniana ho anny rehetra io!
Isika izay te-hanana izany dia aoka hanao toa an'i JOBA.
dia ahoana ? mba afaka manazava ve naritsimba ? misaotra mialoha


:D
39. niryna ( 22/10/2008 05:06)
Rovampitia:

Eny na de ho samy denia iray dhl na ho an'ny ze tonga voalohany na ze tonga farany ary!
Isika izay te-hanana izany dia aoka hanao toa an'i JOBA
.
Mitomany be aloha za raha tratra ohatran'i Joba io fa manaiky aho rehefa izay ny sitrapony!

tsy mametraka zavatra tsy zakantsika Atra e ?

40. niryna ( 22/10/2008 05:13)
prime:

Zavatra telo samihafa no lazain'ny baiboly raha miresaka momba ny fahamarinana ka mila mitandrina tsara fa tsy azo afangaro...

Raha niteny Kristy hoe : "Izaho no ... fahamarinana...", dia tena "affirmation" no nilazany ny tenany ho tena ilay fahamarinana, fahamarinana="vérité"..., ary fantatsika fa tsy indray mandeha Kristy no mpiteny hoe : "Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa...", (de vérité en vérité) hoy Izy, izany hoe tena marina fanaperana ary tsy misy marina mihoatra noho izay intsony...

Raha nampianatra indray nefa Kristy ka nilaza hoe "tsy hiantso ny marina fa ny mpanota hibebaka", ary nohamafisiny tamin'ny "tsy mahamety ny hitsaràna araka ny seho fa tena hitsaràna marina" rehefa misy tranga, dia fahamarinana eo amin'ny fitsaràna araka ny fijerin'Andriamanitra no tiany nambara, fahamarinana="justice"...

Ary tsy indray mandeha Kristy no nananatra ny amin'ny fitantanana marina, mba hadio amin'ny fitantanana sy ny fitsinjaràna ny fahamarinana ny mpanara-dia azy, ary hanefa trosa mihitsy raha sendra tsy fahatanterahana sy tsy fahamarinana eo amin'ny lafiny fitantanana... amin'ireny dia fahamarinana hafa indray no ambaran'ny hafatra, fahamarinana="honnèteté"...

Fanamarihana ihany ny ahy fa tsy manova ny lohahevitra tsy akory...



misaotra anao e.
araka ny teninao izany dia maro karazany ny fahamarinana eto.
Raha amin'ny fiainana andavanan'andro no resahiko akoatran'ireo voalazanao ireo ohatra hoe ;mpisotro toaka be ilay rainy.malahelo mafy azy ny vady aman-janany.
Sahy hiteny ve isika hoe io toakanao io ry dada mba avelao ?
Raha hiteny izany isika moa ve sahy hibaradaka ilay dada hoe loza tokoa lesy ity ataoko ?
mety ho izao no valiny na marina aza ilay tenin'ny zanany an: ialahy izay zanako indray ve no mba ananatra ahy ?
na hoe angaha volan'ialahy no nividianako ? dia mitovy amin'izany ny fahamarinana resahiko eto anaovako ohatra. Mila ovaina kely angamba ny fomba fiteny e ? na izany aza rehefa tsy manaiky ilay fahamarinana izay ilay olona dia tsy manaiky fa ny azy no ataony tonga aloha
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089