fitsangatsanganana ataon'ny SERASERA DAGO

61. tianalove ( 21/10/2008 09:22)
Ts antonona anà tsony le maillo ko :cry: looooooooza
62. ravatorano ( 21/10/2008 09:28)
izao mbola talata ihany
efa kely sisa dia ho sabotsy less ravato ah
ho avy ny piknik namana serasera da taomy ny olona hanainga sy ho tonga maro e!
63. angotiko ( 21/10/2008 10:03)
tianalove: hahahahaha fanga koo njy lasa club ny bombone no tsy atonona intsony,

ravatorano: hahahaha anjaso pilasy eo akaikinao za an

thiel: fa nga sira no matahatsa orana eh, ny trano fialofana aza efa misy anakiroa anikooo fa inona aza ity mitaitaina ity, any zany zay vao tena maita aano manao maillot an
64. angotiko ( 21/10/2008 10:05)
elfuero: tongava d any mahita anazy fa enao ndray ary no anontany we rahoviana ndray no misy fihaonana manaraka
65. notron ( 21/10/2008 14:01)
tianalove>efa maillot de Bin ange no entina e! Mila mindrana maillot any @ Bin ndry zany :-D
66. watafon ( 22/10/2008 06:17)
angotiko : efa eto mits a fa ts afaka e ! efa niezaka ihany fa ts possible e ! asio sary ftsn d tantarao en couleur e !
67. lo ( 22/10/2008 06:55)
watafon : hay ve elà ko niezaka e :D
68. thiel ( 22/10/2008 07:28)
angotiko:

tianalove: hahahahaha fanga koo njy lasa club ny bombone no tsy atonona intsony,

ravatorano: hahahaha anjaso pilasy eo akaikinao za an

thiel: fa nga sira no matahatsa orana eh, ny trano fialofana aza efa misy anakiroa anikooo fa inona aza ity mitaitaina ity, any zany zay vao tena maita aano manao maillot an

Na dia tsy findrana loatra aza ny maillot dia omeo iray any aminao any i tianalove fa mety omby azy ihany.
Tara be ianao,vao lasa fotsiny ianao t@ tany jangil dia nanao maillot foana aho.Tsy hitanao marina ny pattes-ny,sady ilay maillot sexy mihintsy no nanaovako tany. Fa @ ity indray mitoraka ity toa tsy hilomano aho fa hilalao fotsiny.

69. jusain ( 22/10/2008 07:38)
Saluuuuuuuuuut daholo eh! vahiny mantsy ny tenanay ka sao dia ho sahirana dieny amboalohany izahay ka mba taritinareo kely hoe inona no tokony hatao amin'izany rehetra izany, izaho aloha de tena ho avy eh izay fa bye daholo ary manantena valiny
70. thiel ( 22/10/2008 09:45)
jusain:

Saluuuuuuuuuut daholo eh! vahiny mantsy ny tenanay ka sao dia ho sahirana dieny amboalohany izahay ka mba taritinareo kely hoe inona no tokony hatao amin'izany rehetra izany, izaho aloha de tena ho avy eh izay fa bye daholo ary manantena valiny

Efa voalaza etsy ambony moa ny fandaharam-potoana rehetra,misy n°phone koa azo antsoina raha mila fanampi-panazavana.Aza mihafahafa fa namana daholo ny ao ary raisina tanandroa ianareo na dia vahiny aza fa tsy misy zanak'ikala hafa izany.Dia manantena ny fahatongavanao izany.

71. ravatorano ( 22/10/2008 10:12)
fomba fiteny fotsiny ilay hoe vahiny fa na ny tenanay izao aza ange ka niandoha tamin 'izany ihany nefa moa tsy naharitra folo minitra aklory defa ohatran'izahay indray no tompo-trano
tongava ry zareo ah
tongava avokoa ry namana hajaiana isany fa miandry antsika ny espace oasis amin io andro io an !

:D

:wink:

:-*

^:^

=D>
72. lo ( 22/10/2008 10:38)
pointage sa la chasse ;-)
73. watafon ( 22/10/2008 13:27)
lo : ahoana lty an ! niezaka mhitsy fa tsy tafa e !!! hihihi
74. glou ( 22/10/2008 14:17)
enfin inty aho, @ io zany ny fotoana fa tena mbola sahirana be zao
angotiko> manina????? 8O iza zany mamaritra propriétè privée zany?????? :x :x
de kaopi inona ianao ehhh???? :-D :-D :-D :-D
aza mamaky solaitra waaaaaaaaaahhhhhhh
tongava daholo re olona ahhhhhhhhhhh
nix> ataoko mahazo ny aza manadino ialahy raha tsy mipoitra any kle :x
mankalaza daholo eh
glou_
75. angotiko ( 22/10/2008 16:22)
glou: iny ihany enao fa ita, hahahaha tsy arako ntsony aza le film eh, efa lasa alou be any le soratra,
76. angotiko ( 22/10/2008 16:49)
watafon sy lo_ : hihihihihi hiezaka lava nareo avy any atsimo andrefana sy antsimo antsinananana raha nareo hiezaka kalo no andrasana d bevoka ambatobevoka

glou: moi ça zay vao itako hahaha ssssssssss fotsiny wa d safoy kely alou le sanganao misy gel iny eh mdrrrrrr, ok aza fa tsy omeko olona fa fidele aminao za eh hihihi, d aleo vera zany fa tsy kopy eh sa zinga no tinao (mangarika be zao ravatorano)

thiel: hai kosa ka mba averena amin'ny samedi e, zay mba te ahita
77. lo ( 23/10/2008 07:02)
angotiko : ataovy eo ambositra na antsirabe ny fihaonana d mba centre amtsika retra ary e hihihihi, amzay tena hiezaka mafy d mafy miitsy zay aty atsimotsimo e
78. watafon ( 23/10/2008 07:31)
angotiko: sao d mba ho teraka mits ny tena marina e! Lo: tandremo ary sao d mametraka fa raikitra zany an! Aleo antsirabe e!
79. ari.malala ( 23/10/2008 09:43)
finalement tsy lasa izahay telo mianaka :( ary mirary fitsangatsanganan amafinaritra hoanareo rehetra, manararaotra kely milaza fa tsy joignable intsony fa nisy nangalatra tam sabotsy ny telephone ko :snif: :snif:
80. ravatorano ( 23/10/2008 10:21)
ari
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6589